Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 8:1     Alignment score: 0.375 → 0.375
Now Elisha had spoken to the woman whose son he had restored to life
. He said to her , " Arise , and go with your household , and stay wherever you can in another land , because Yahweh has called for a famine which will come on this land for seven years . "
Ary Elisa niresaka tamin - dravehivavy renin'ilay zaza izay novelominy . Hoy izy taminy : " Mitsangàna , ary mandehana miaraka amin ' ny ankohonanao , ka mitoera na aiza na aiza azonao hitoerana any an - tany hafa , satria Yaveh efa niantso mosary ho tonga eto amin'ity tany ity mandritra ny fito taona . "


2KI 8:2     Alignment score: 0.427 → 0.427
So the woman arose
and she obeyed the word of the man of God . She went with her household and lived in the land of the Philistines seven years .
Ka dia nitsangana ravehivavy ary nankatò ny tenin'ilay lehilahin'Andriamanitra . Nandeha niaraka tamin'ireo ankohonany izy ary nipetraka tany amin ' ny tanin ' ny Filistina fito taona .
2KI 8:3     Alignment score: 0.46
It came
about at the end of seven years that the woman returned from the land of the Philistines , and she went to the king to cry to him for her house and for her land .
Ary ny faran ' ny fito taona dia niverina avy tao amin ' ny tanin ' ny Filistina ravehivavy , dia nankany amin ' ny mpanjaka izy mba hiangavy ny amin ' ny tranony sy ny amin ' ny taniny .
2KI 8:4     Alignment score: 0.448 → 0.448
Now the king was talking with Gehazi the servant of the man of God , saying , " Please tell me all the great things that Elisha has done . "
Ary ny mpanjaka niresaka tamin'i Gehazy mpanompon'ilay lehilahin'Andriamanitra , nanao hoe : " Mba lazao ahy re ireo zavatra lehibe rehetra izay nataon'i
Elisa . "
2KI 8:5     Alignment score: 0.385 → 0.386
Then as he was telling the king how Elisha had restored to life
the child who was dead , the very woman whose son he had restored to life came to cry to the king for her house and for her land . Gehazi said , " My master , king , this is the woman , and this is her son , whom Elisha restored to life . "
Ka raha niteny tamin ' ny mpanjaka ny fomba nameloman'i Elisa ilay zaza izay efa maty izy , dia tonga ilay vehivavy renin'ilay zaza novelominy mba hiangavy ny mpanjaka ny amin ' ny tranony sy ny taniny . Hoy i Gehazy : " Ry mpanjaka , tompoko , ity ilay vehivavy , ary ity ny zanany lahy , izay novelomin'i Elisa . "
2KI 8:6     Alignment score: 0.315 → 0.348
When the king asked the woman about her son , she explained it to him . So the king ordered a certain officer for her , saying , " Give
back to her all that was hers and all the harvests of her fields since the day that she left the land until now . "
Rehefa nanontany an - dravehivavy momba ny zanany ny mpanjaka , dia nazavainy taminy izany . Ka nandidy manam - pahefana iray ho azy ny mpanjaka , nanao hoe : " Avereno aminy izay rehetra azy ary ny vokatry ny sahany rehetra hatramin ' ny andro izay nandaozany ny tany ka hatramin'izao . "
2KI 8:7     Alignment score: 0.521 → 0.509
Elisha came to Damascus where Ben - Hadad the king of Aram was sick . The king was told , " The man of God has come
here . "
Nankany Damaskosy tany amin'izay nahararian'i Beni - hadada mpanjakan'i Syria i Elisa . Nolazaina ny mpanjaka hoe : " Tonga eto ilay lehilahin'Andriamanitra . "
2KI 8:8     Alignment score: 0.347 → 0.354
The king said to Hazael , " Take a gift in your hand and go meet the man of God , and consult with Yahweh through him , saying , ' Will I revive from this sickness ? ' "
Hoy ny mpanjaka tamin'i Hazaela : " Mitondrà fanomezana eny an - tananao
ary mandehana mitsena ilay lehilahin'Andriamanitra , ary manontania an'i Yaveh amin ' ny alalany , manao hoe : " Ho sitrana amin'izao aretina izao ve aho ? " '
2KI 8:9     Alignment score: 0.44 → 0.446
So Hazael went to meet him and took a gift with him of every kind of good thing of Damascus , carried by forty camels . So Hazael came and stood before Elisha and said , " Your son Ben - Hadad king of Aram has sent me to you , saying , ' Will I revive from this sickness ? ' "
Dia nandeha nitsena azy i Hazaela ary nitondra fanomezana tamin'izay zava - tsoa isan - karazany
avy tao Damaskosy , nentina rameva efapolo . Dia tonga i Hazaela ary nijoro teo anoloan'i Elisa ka nanao hoe : " Ny zanakao lahy Beni - hadada mpanjakan'i Syria no naniraka ahy ho aty aminao , manao hoe : ' Ho sitrana amin'izao aretina izao ve aho ? " '
2KI 8:10     Alignment score: 0.464 → 0.478
Elisha said to him , " Go , say to Ben - Hadad , ' You will surely revive , ' but Yahweh has shown me that he will surely die . "
Hoy i Elisa taminy : " Mandehana , lazao i Beni - hadada hoe : ' Ho sitrana tokoa ianao ' , nefa i Yaveh efa nampiseho ahy fa ho faty tokoa izy . "
2KI 8:11     Alignment score: 0.619 → 0.624
Then Elisha stared at Hazael until he was ashamed , and the man of God wept .
Dia nibanjina an'i Hazaela mandra - pahamenatra azy i Elisa , dia nitomany ilay lehilahin'Andriamanitra .
2KI 8:12     Alignment score: 0.389 → 0.404
Hazael asked , " Why do you weep , my master ? " He answered , " Because I know the evil that you will do to the people of Israel . You will set their strongholds on fire
, and you will kill their young men with the sword , dash in pieces their little ones , and rip open their pregnant women . "
Nanontany i Hazaela hoe : " Nahoana ianao no mitomany , ry tompoko ? " Namaly izy hoe : " Satria fantatro ny ratsy izay hataonao amin ' ny vahoakan'Israely . Handoro ny fiarovana mafin'izy ireo ianao , ary hamono ny tovolahin'izy ireo amin ' ny sabatra , handrasarasa ny zanaka madinik'izy ireo ianao , ary hanataka ny vehivavy bevohoka ao amin'izy ireo . "
2KI 8:13     Alignment score: 0.47
Hazael replied , " Who is your servant , that he should do this great thing ? He is only a dog . " Elisha answered , " Yahweh has shown me that you will be king over Aram . "
Hazaela namaly hoe : " Iza moa ity mpanomponao , no hanao izany zavatra lehibe izany izy ? Amboa fotsiny ihany izy . " Namaly i Elisa hoe : " Efa nasehon'i Yaveh ahy fa ho lasa mpanjakan'i Syria ianao . "
2KI 8:14     Alignment score: 0.431
Then Hazael left Elisha and came to his master , who said to him , " What did Elisha say to you ? " He answered , " He told me that you would certainly revive . "
Dia nandao an'i Elisa i Hazaela ary nankany amin ' ny tompony , izay niteny taminy hoe : " Inona no nolazain'i
Elisa taminao ? " Namaly izy hoe : " Niteny tamiko izy fa ho sitrana tokoa ianao . "
2KI 8:15     Alignment score: 0.529 → 0.522
Then the next day Hazael took the blanket and dipped it in water , and spread it on Ben - Hadad 's face so that he died
. Then Hazael became king in his place .
Ary ny ampitso dia naka bodofotsy i Hazaela ary nanatsoboka izany tao anaty rano , ary namelatra izany teo amin ' ny tavan'i Beni - hadada mba ho faty izy . Dia lasa mpanjaka nandimby ny toerany i Hazaela .
2KI 8:16     Alignment score: 0.525
In the fifth year of Joram son of Ahab , king of Israel , Jehoram began to reign . He was the son of Jehoshaphat king of Judah . He began to reign when Jehoshaphat was king of Judah .
Tamin ' ny taona fahadimy nanjakan'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba , mpanjakan'Israely , dia nanomboka nanjaka i Jehorama . Izy dia zanaka lahin'i Josafata mpanjakan'i Joda .
2KI 8:17     Alignment score: 0.61
Jehoram was thirty - two years old when he began to reign , and he reigned for eight years in Jerusalem .
Jehorama dia roa amby telopolo taona no nanomboka nanjaka , ary nanjaka nandritra ny valo taona tao Jerosalema izy .
2KI 8:18     Alignment score: 0.42 → 0.458
Jehoram walked in the ways of the kings of Israel , as the house of Ahab was doing ; for he had Ahab 's daughter as his wife , and he did what was evil in Yahweh 's sight .
Nandeha tamin'ireo lalan
' ny mpanjakan'Israely i Jehorama , tahaka izay nataon ' ny ankohonan'i Ahaba ; satria nanana ny zanaka vavin'i Ahaba ho vadiny izy , ka nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy .
2KI 8:19     Alignment score: 0.331 → 0.332
However , because of his servant David , Yahweh did not want to destroy Judah , since he had told David that he would always give him a lamp for his descendants .
Na dia izany aza , nohon ' ny amin'i Davida mpanompony
, dia tsy te - handrava an'i Joda i Yaveh , satria niteny taminy Izy fa hanome azy taranaka mandrakariva .
2KI 8:20     Alignment score: 0.544
In Jehoram 's days , Edom rebelled against the hand of Judah , and they set a king over themselves .
Tamin ' ny andron'i Jehorama , dia nikomy nanohitra ny tanan'i
Joda i Edoma , ary nametraka mpanjaka ho an ' ny tenany izy ireo .
2KI 8:21     Alignment score: 0.4
Then Jehoram crossed over to Zair with all his chariots . When the Edomites surrounded Jehoram , his chariot commanders
rose up and attacked them during the night ; but Jehoram 's army ran away and went back to their tents .
Avy eo dia niampita niaraka tamin'ireo mpifehiny sy ireo kalesiny rehetra i Jehorama . Dia nitsangana izy ny alina ka nanafika ary namely ireo Edomita , izay nanodidina azy sy ireo mpifehy ireo kalesy . Dia nandositra tany an - tranon'izy ireo ny tafik'i Jehorama .
2KI 8:22     Alignment score: 0.431 → 0.452
So Edom has been in rebellion against the rule of Judah to this present day . Libnah also revolted at the same time .
Ka nikomy nanohitra ny fitsipik'i Joda mandraka ankehitriny i Edoma . Nikomy ihany koa i Libna tamin'io fotoana io .
2KI 8:23     Alignment score: 0.463
As for the other matters concerning Jehoram , all that he did , are they not written in the book of the events of the kings of Judah ?
Ary ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Jerohama , izay rehetra nataony , moa tsy efa voasoratra ao amin ' ny bokin'ireo tantaran ' ny mpanjakan'i Joda ve izany ?
2KI 8:24     Alignment score: 0.426 → 0.426
Jehoram lay down with his fathers and was buried with them in the city of David . Then Ahaziah his son became king in his place .
Maty ary nitsahatra niaraka tamin'ireo razany i Jehorama , ary nalevina niaraka tamin'ireo razany
tao an - tanànan'i Davida . Dia i Ahazia zanany lahy no tonga mpanjaka nandimby toerany .
2KI 8:25     Alignment score: 0.613
In the twelfth year of Joram son of Ahab , king of Israel , Ahaziah son of Jehoram , king of Judah , began to reign .
Tamin ' ny taona faharoa ambin ' ny folo nanjakan'i
Jorama zanaka lahin'i Ahaba , mpanjakan'Israely , no nanomboka nanjaka i Ahazia , zanaka lahin'i Jehorama , mpanjakan'i Joda .
2KI 8:26     Alignment score: 0.537 → 0.539
Ahaziah was twenty - two years old when he began to reign ; he reigned for one year in Jerusalem . His mother 's name was Athaliah ; she was the daughter of Omri , king of Israel .
Roa amby roapolo taona i Ahazia no nanomboka nanjaka ; nanjaka nandritra ny herin
- taona tao Jerosalema izy . Ny anaran - dreniny dia Atalia ; izy dia zanaka vavin'i Omry , mpanjakan'Israely .
2KI 8:27     Alignment score: 0.506 → 0.53
Ahaziah walked in the ways of the house of Ahab ; he did what was evil in the sight of Yahweh , as the house of Ahab was doing , for Ahaziah was a son-in-law to the house of Ahab .
Ary nandeha tamin'ireo lalan
' ny ankohonan'i Ahaba i Ahazia ; nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy , tahaka izay nataon ' ny ankohonan'i Ahaba , satria i Ahazia dia vinanto lahy tamin ' ny taranak'i Ahaba .
2KI 8:28     Alignment score: 0.661 → 0.663
Ahaziah went with Joram son of Ahab , to fight against Hazael , king of Aram , at Ramoth Gilead . The Arameans wounded Joram .
Nandeha niaraka tamin'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba i Ahazia , mba hiady amin'i Hazaela , mpanjakan'i Syria , ao Ramota - gileada . Nandratra an'i Jorama ireo Syriana .
2KI 8:29     Alignment score: 0.624 → 0.625
King Joram returned to be healed in Jezreel of the wounds that the Arameans had given him at Ramah , when he fought against Hazael king of Aram . So Ahaziah son of Jehoram , king of Judah , went down to Jezreel to see Joram son of Ahab , because Joram had been wounded .
Niverina i Jorama mpanjaka mba hotsaboina any Jezirela amin'ireo ratra izay nataon'ireo Syriana taminy tao Rama , rehefa niady tamin'i Hazaela mpanjaka izy . Ary i Ahazia zanaka lahin'i Jehorama , mpanjakan'i Joda , nidina ho any Jezirela mba hijery an'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba , satria naratra i Jorama .
2KI 8     Average alignment score: 0.468 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25