Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 7:1     Alignment score: 0.444 → 0.46
Elisha said , " Hear the word of Yahweh . This is what Yahweh says : ' Tomorrow about this time a measure of fine flour will be sold for a shekel , and two measures of barley for a shekel , in the gate of Samaria . ' "
Hoy Elisa hoe : " Henoy ny tenin'i Yaveh " . Izao no voalazan'i Yaveh : ' Rahampitso amin ' ny ora toy izao dia ho sekely iray ny vidin
' ny koba tsara toto eran ' ny famarana , ary ho sekely iray ny vary hordea roa famarana , eo am - bavahadin'i Samaria . " '


2KI 7:2     Alignment score: 0.325 → 0.351
Then the officer on whose hand the king leaned answered the man of God , and said , " See , even if Yahweh should make windows in heaven , can this thing happen ? " Elisha replied , " See , you will watch it happen with your own eyes , but you will not eat any of it . "
Ary namaly ilay lehilahin'Andriamanitra ny lehiben ' ny mpiambina iray izay nanankinan ' ny mpanjaka ny tanany , ary nilaza hoe : " Indro , na dia hanao varavarankely eny amin ' ny lanitra aza i Yaveh , hitranga ve izany zavatra izany ? " Ary namaly Elisa hoe : " Indro , hahita ny fitrangan'izany ireo masonareo , kanefa tsy hihinana amin'izany ianareo . "
2KI 7:4     Alignment score: 0.257 → 0.27
If we say that we should go into the city , then the famine is in the city , and we will die there . But if we still sit here , we will still die . Now then , come
, let us go to the army of the Arameans . If they keep us alive , we will live , and if they kill us , we will only die . "
Nefa raha hijanona eto isika dia mbola ho faty ihany koa . Ka andao , andao isika ho any amin ' ny tafikin'ireo Syriana . Raha tsy mamono antsika izy ireo , dia ho velona isika , fa raha mamono antsika izy ireo , dia ho faty isika .
2KI 7:5     Alignment score: 0.39 → 0.402
So they rose up at twilight to go into the Aramean camp ; when they arrived at the outermost part of the camp , there was no one there .
Ka niainga izy ireo ny takariva mba hankany amin ' ny tobin
' ny Syriana ; rehefa tonga teny amin ' ny faritra ivelan ' ny toby izy ireo , dia tsy nisy olona tao .
2KI 7:6     Alignment score: 0.353 → 0.385
For the Lord had made the Aramean army hear a noise of chariots , and a noise of horses the noise of another large army , and they said to each other , " The king of Israel has hired the kings of the Hittites and Egyptians to come
against us . "
Fa efa nampandrenesin ' ny Tompo ny feon'ireo kalesy , sy ny feon'ireo soavaly ny feon'ireo tafika lehibe hafa , ny tafikin ' ny Syriana , ary nifampiresaka izy ireo hoe : " Ny mpanjakan'Israely dia efa nanakarama ireo mpanjakan'ireo Hetita sy ireo Egyptiana mba ho avy hanohitra antsika .
2KI 7:7     Alignment score: 0.412 → 0.435
So the soldiers arose and fled in the twilight ; they left their tents , their horses , their donkeys , and the camp as it was , and fled for their lives .
Dia nanainga sy nandositra ireo miaramila ny takariva ; navelan'izy ireo ny lainy , ireo soavaliny , ireo ampondrany , ary toy izany koa ny toby , ary nandositra ho an ' ny ainy izy ireo .
2KI 7:8     Alignment score: 0.419 → 0.426
When the men with leprosy came to the outermost part of the camp , they went into one tent and ate and drank
, and carried away silver and gold and clothes , and went and hid them . They came back and entered into another tent and carried plunder away from there also , and went and hid it .
Rehefa tonga teo amin ' ny faritra ivelan ' ny toby ireo lehilahy boka ireo , dia niditra tao anatin ' ny lay iray izy ireo ka nihinana sy nisotro , ary naka volafotsy sy volamena ary akanjo , dia nandeha ka nanafina ireo . Niverina izy ireo ary niditra tao amin ' ny lay hafa dia nandroba ny tao ihany koa izy ireo , ary nandeha ka nanafina izany .
2KI 7:9     Alignment score: 0.282 → 0.307
Then they said to each other , " We are not doing right . This day is a day of good news , but we are keeping quiet about it . If we wait until the morning light , punishment will overtake us . Now then , come , let us go and tell the king 's household . "
Avy eo dia nifampiresaka izy ireo hoe : " Tsy manao ny marina isika . Andron ' ny filazantsara izao andro izao , nefa mitazona fahanginana momba izany isika . Raha miandry mandra - pahazavan ' ny andro isika , dia hisy famaizana hiatra amintsika . Ankehitriny ary , andao aoka isika handeha ary hilaza ny ankohonan
' ny mpanjaka . "
2KI 7:10     Alignment score: 0.364 → 0.362
So they went and called the gatekeepers of the city . They told them , saying , " We went to the camp of the Arameans , but there was no one there , not the sound of anyone , but there were the horses tied , and the donkeys tied , and the tents as they were . "
Nandeha izy ireo ka niantso ireo mpiambina vavahady tao an - tanàna . Hoy ireo tamin'izy ireo : " Nankany amin ' ny tobin'ireo Syriana izahay , nefa tsy nisy olona tao , tsy nisy feon'olona , fa ireo soavaly sy ampondra mifatotra no ao , ary ireo lay izay nitoerany . "
2KI 7:11     Alignment score: 0.377 → 0.377
Then the gatekeepers shouted out the news , and then it was told inside the king 's household .
Dia nihiaka mafy ireo vaovao ny mpiambina vavahady , avy eo dia nolazaina tao amin ' ny ankohonan
' ny mpanjaka izany .
2KI 7:12     Alignment score: 0.325 → 0.326
Then the king arose
at night and said to his servants , " I will tell you now what the Arameans have done to us . They know that we are hungry , so they have gone out of the camp to hide themselves in the fields . They are saying , ' When they come out of the city , we will take them alive , and get into the city . ' "
Ary nifoha ny mpanjaka ny alina ary nilaza tamin'ireo mpanompony hoe : " Ankehitriny dia ambarako anareo ny nataon'ireo Syriana tamintsika . Fantatr'izy ireo fa mosarena isika , ka niala ny toby izy ireo mba hiafina any an - tsaha . Hoy izy ireo : " Rehefa mivoaka ny tanàna izy ireo , dia ho ataontsika sambo - belona , ka hidirantsika ny tanàna . " '
2KI 7:13     Alignment score: 0.418 → 0.432
One of the king 's servants answered and said , " I beg you , let some men take five of the horses that remain , which are left in the city . They are like all the rest of the population of Israel who are left most are now dead ; let us send them and see . "
Namaly ny iray tamin'ireo mpanompon
' ny mpanjaka sady niteny hoe : " Mitalaho aminao aho , avelao haka dimy amin'ireo soavaly tavela ireo lehilahy , dia izay tavela tao an - tanàna izany . Izy ireo dia tahaka ny ambin'ireo vahoakan'Israely rehetra izay tavela_fa efa maty ny ankamaroany ankehitriny ; aoka isika handefa azy ireo ka hahita . "
2KI 7:14     Alignment score: 0.414 → 0.438
So they took two chariots with horses , and the king sent them after the army of the Arameans , saying , " Go and see . "
Ka naka kalesy roa niaraka tamin ' ny soavaly izy ireo , ka nirahan
' ny mpanjaka hanaraka ireo tafikin'ireo Syriana izy ireo , nilaza hoe : " Mandehana ary jereo . "
2KI 7:15     Alignment score: 0.375 → 0.386
They went after them to the Jordan , and all the road was full of clothes and equipment that the Arameans had cast away in their hurry . So the messengers returned and told the king .
Nandeha nanaraka azy ireo hatrany Jordana izy ireo , ka feno fitafiana sy fitaovana izay narian'i Syriana tamim
- pikorompahana ny lalana rehetra . Dia niverina ny mpitondra hafatra ary nilaza tamin ' ny mpanjaka .
2KI 7:16     Alignment score: 0.393 → 0.406
The people went out and plundered the camp of the Arameans . So a measure of fine flour was sold for a shekel , and two measures of barley for a shekel , just as the word of Yahweh had said .
Nandositra ireo vahoaka sady nandroba ny tobin'ireo Syriana . Ka namidy ho sekely iray ny koba tsara toto eran ' ny famarana , ary vary hordea roa famarana dia sekely iray , araka ny efa voalazan ' ny tenin'i Yaveh .
2KI 7:17     Alignment score: 0.274 → 0.284
The king had ordered the officer on whose hand he had leaned to be in charge of the gate , and the people trampled him down in the gateway . He died
as the man of God had said , who spoke when the king had come down to him .
Nobaikon ' ny mpanjaka ilay lehiben ' ny mpiambina izay akaiky azy mba hiambina ny vavahady , ary voahitsakitsak'ireo vahoaka teo am - bavahady izy . Ary maty izy tahaka ny efa voalazan ' ny lehilahin'Andriamanitra , izay niteny rehefa nidina teo aminy ny mpanjaka .
2KI 7:18     Alignment score: 0.378 → 0.378
So it happened as the man of God had said to the king , saying , " About this time in the gate of Samaria , two measures of barley will be available for a shekel , and a measure of fine flour for a shekel . "
Ka niseho izany araka ny efa nolazain
' ny lehilahin'Andriamanitra tamin ' ny mpanjaka hoe : " Amin'izao fotoana izao eo am - bavahadin ' ny Samaria , dia azo vidina ho sekely iray ny vary hordea roa famarana , ary ny koba tsara toto iray famarana dia ho sekely iray . "
2KI 7:19     Alignment score: 0.295 → 0.312
That officer had answered the man of God and said , " See , even if Yahweh should make windows in heaven , can this thing happen ? " Elisha had said , " See , you will watch it happen with your own eyes , but you will not eat any of it . "
Namaly an'ilay lehilahin'Andriamanitra izany lehiben ' ny mpiambina izany sady nilaza hoe : " Indro , na dia hanao varavarankely eny an - danitra aza i Yaveh , hitranga ve izany zavatra izany ? Efa nilaza i Elisa hoe : " Indro , hahita ny fitrangan'izany amin ' ny masonareo ianareo , kanefa tsy hihinana amin'izany ianareo .
2KI 7:20     Alignment score: 0.235 → 0.238
That is exactly what happened to him , for the people trampled him in the gate , and he died
.
Toy izany tokoa no niseho taminy , satria voahitsakitsaky ny vahoaka teo am - bavahady izy , ary maty .
2KI 7     Average alignment score: 0.367 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25