Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 23:1     Alignment score: 0.572
So the king sent messengers who gathered to him all the elders of Judah and of Jerusalem .
Dia naniraka mpitondra hafatra izay nampivory teo aminy ireo loholon'i
Joda sy Jerosalema rehetra ny mpanjaka .


2KI 23:2     Alignment score: 0.5 → 0.512
Then the king went up to the house of Yahweh , and all the men of Judah and all the inhabitants of Jerusalem with him , and the priests , prophets , and all the people , from small to great . He then read in their hearing all the words of the book of the Covenant that had been found in the house of Yahweh .
Dia niakatra tao an - tranon'i Yaveh ny mpanjaka , sy ireo olon'i Joda rehetra ary ireo mponin'i
Jerosalema rehetra niaraka taminy , sy ireo mpisorona , ireo mpaminany , ary ireo vahoaka rehetra , hatramin ' ny kely ka hatramin ' ny lehibe . Novakiany teo an - tsofin'izy ireo ny tenin ' ny bokin ' ny Fanekena rehetra izay hita tao an - tranon'i Yaveh .
2KI 23:3     Alignment score: 0.435
The king stood by the pillar and made a covenant before Yahweh , to walk after Yahweh and to keep his commandments , his regulations , and his statutes , with all his heart and all his soul , to confirm the words of this covenant that were written in this book . So all the people agreed to stand by the covenant .
Nijoro teo akaikin ' ny andry ny mpanjaka ary nanao fanekena teo anatrehan'i Yaveh , mba hanaraka an'i Yaveh sy hitandrina ireo didiny
, ireo fitsipiny , ary ireo lalàny , amin ' ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra , mba hanamafy ireo tenin'izany fanekena izany izay voasoratra ao amin'ity boky ity . Ka dia nanaiky hankatò ny fanekena ny vahoaka rehetra .
2KI 23:4     Alignment score: 0.485 → 0.486
The king commanded Hilkiah the high priest , the priests under him , and the gatekeepers to bring out of the temple of Yahweh all the vessels that were made for Baal and Asherah , and for all the host of heaven . He burned them outside Jerusalem in the fields in the Kidron Valley and carried their ashes to Bethel .
Ary ny mpanjaka nandidy an'i Hilkia mpisoronabe , ireo mpisorona ambany fahefany
, ary ireo mpiandry vavahady mba hamoaka avy ao amin ' ny tempolin'i Yaveh ireo fanaka rehetra izay natao ho an'i Bala sy Astarta , sy ho an'ireo kintan ' ny lanitra rehetra . Nandoro izany tany ivelan'i Jerosalema tany an - tsaha tao amin ' ny lohasahan'i Kidrona izy ary nitondra ny lavenon'ireo tany Betela .
2KI 23:5     Alignment score: 0.44 → 0.478
He got rid of the idolatrous
priests whom the kings of Judah had chosen to burn incense at the high places in the cities of Judah and in the places around Jerusalem those who burned incense to Baal , to the sun and the moon , to the planets , and to all the host of heaven .
Nanafoana ireo mpisorona mpanompo sampy izay nofidian'ireo mpanjakan'i Joda handoro ditin - kazo manitra tao amin'ireo toerana avo tao amin'ireo tanànan'i Joda sy tao amin'ireo toerana nanodidina an'i Jerosalema izy dia ireo izay nandoro ditin - kazo manitra ho an'i Bala , ho an ' ny masoandro sy ny volana , ho an'ireo planeta , ary ho an'ireo kintan ' ny lanitra rehetra .
2KI 23:6     Alignment score: 0.413 → 0.489
He brought out the Asherah pole from the temple of Yahweh , outside Jerusalem to the Kidron Valley and burned it there . He crushed it to dust and threw that dust onto the graves of the common people .
Namoaka ny baon'Aseraha avy tao amin ' ny tempolin'i Yaveh izy , tany
ivelan'i Jerosalema tany an - dohasahan'i Kidrona ary nandoro izany teo . Notorotoroiny ho vovoka izany ka nariany teo amin'ireo fasam - bahoaka izany vovoka izany .
2KI 23:7     Alignment score: 0.253 → 0.282
He broke down the houses of the cultic prostitutes
in the temple of Yahweh , where the women wove garments for Asherah .
Nodioviny ireo efitranon'ireo lehilahy mpivavaka mivaro - tena izay tao an - tempolin'i Yaveh , izay nanenonan'ireo vehivavy fitafiana ho an'i Aseraha .
2KI 23:8     Alignment score: 0.471 → 0.486
Josiah brought all the priests out of the cities of Judah and defiled the high places where the priests had burned incense , from Geba to Beersheba . He destroyed the high places at the gates that were at the entrance to the gate of Joshua ( the city governor ) , on the left side of the city gate .
Nitondra ireo mpisorona rehetra tany
ivelan ' ny tanànan'i Joda i Josia ary nandoto ireo toerana avo izay nandoran'ireo mpisorona ditin - kazo manitra , nanomboka tao Geba hatrany Beri - sheba . Noravàny ireo toerana avo teo amin'ireo vavahady izay teo amin ' ny fidirana mankany amin ' ny vavahadin'i Josoa ( tanànan ' ny governora ) , teo amin ' ny ilany ankavian ' ny vavahadin ' ny tanàna .
2KI 23:9     Alignment score: 0.436 → 0.436
Although the priests of those
high places were not allowed to serve at the altar of Yahweh in Jerusalem , they ate unleavened bread among their brothers .
Na dia tsy navela nisorona teo amin ' ny alitaran'i Yaveh tao Jerosalema aza ireo mpisoron'ireo toerana avo ireo , dia nihinana mofo tsy misy masirasira teo amin'ireo rahalahiny izy ireo .
2KI 23:10     Alignment score: 0.428 → 0.435
Josiah defiled Topheth , which is in the Valley of Ben Hinnom , so that no one might cause
his son or his daughter to pass through the fire as a sacrifice to Molech .
Nolotoin'i Josia i Tofeta , izay tao amin ' ny lohasahan'i Beni - hinoma , mba tsy hisy olona handoro ao anaty afo ny zanany lahy na ny zanany vavy ho sorona ho an'i Moloka .
2KI 23:11     Alignment score: 0.519 → 0.519
He took away the horses that the kings of Judah had given to the sun . They had been in an area at the entrance to the temple of Yahweh , near the room of Nathan - Melek , the chamberlain . Josiah burned the chariots of the sun .
Nalany ireo soavaly izay nomen'ireo mpanjakan'i Joda ny masoandro . Teo amin ' ny faritra teo amin ' ny fidirana ho ao an - tempolin'i Yaveh , akaikin
' ny efitranon'i Natana - meleka , tandapa ireo . Nodoran'i Josia ireo kalesin ' ny masoandro .
2KI 23:12     Alignment score: 0.436 → 0.453
Josiah the king destroyed the altars that were on the roof of the upper chamber of Ahaz , which the kings of Judah had made , and the altars that Manasseh had made in the two courts of the temple of Yahweh . Josiah smashed them into pieces and threw them into the Kidron Valley .
Noravan'i Josia mpanjaka ireo alitara izay teo amin ' ny tafon ' ny efitranon'i
Ahaza farany ambony , izay namboarin ' ny mpanjakan'i Joda , sy ireo alitara izay nataon'i Manase tao amin'ireo kianjan ' ny tempolin'i Yaveh anankiroa . Notorotoroin'i Josia ireo ary nariany tao amin ' ny Lohasahan - driak'i Kidrona .
2KI 23:13     Alignment score: 0.485 → 0.504
The king ruined the high places east of Jerusalem , south of the mount of corruption that Solomon the king of Israel had built for Ashtoreth
, the detestable idol of the Sidonians ; for Chemosh , the detestable idol of Moab ; and for Molech , the detestable idol of the people of Ammon .
Noravan ' ny mpanjaka ireo toerana avo atsinanan'i Jerosalema , atsimon ' ny tendrombohitry ny faharatsiana izay namboarin'i Solomona mpanjakan'Israely ho an'i Astarta , ilay sampy maharikorikon'ireo Sidoniana ; ho an'i Kemosy , ilay sampy maharikorikon'i Moaba ; ary ho an'i Moloka , ilay sampy maharikorikon'ireo vahoakan'i Amona .
2KI 23:14     Alignment score: 0.309 → 0.298
He broke the stone pillars into pieces and cut down the Asherah poles and he filled those
places with the bones of human beings .
Notorotoroiny ireo tsangam - bato ary nokapainy ireo baon'Aseraha ary nofenoiny taolan'olombelona ireo toerana ireo .
2KI 23:15     Alignment score: 0.568 → 0.578
Josiah also completely destroyed the altar that was at Bethel and the high place that Jeroboam son of Nebat ( the one who made Israel to sin ) had constructed . He also burned that altar and the high place and crushed it to dust . He also burned the Asherah pole .
Noravan'i Josia tanteraka ihany koa ny alitara izay tao Betela sy ny toerana avo izay namboarin'i
Jeroboama zanaka lahin'i Nebata ( ilay iray izay nampanota ny Israely ) . Nodorany ihany koa izany alitara izany sy ny toerana avo ka notorotoroiny ho vovoka . Nodorany ihany koa ny baon'Aseraha .
2KI 23:16     Alignment score: 0.425
As Josiah looked over the area , he noticed the graves that were on the hillside . He sent men to take the bones from the graves ; then he burned them on the altar , which defiled it . This was according to the word of Yahweh which the man of God had spoken , the man who spoke of these
things beforehand .
Raha nijery ny faritra Josia , dia tsikariny ireo fasana izay teo amin ' ny havoana . Naniraka lehilahy mba haka ny taolana avy tao amin'ireo fasana izy ; ka dia nodorany teo amin ' ny alitara ireo , izay nandoto izany . Izany dia araka ny tenin'i Yaveh izay nolazain ' ny lehilahin'Andriamanitra , dia ilay lehilahy izay niteny ireo zavatra ireo mialoha .
2KI 23:17     Alignment score: 0.346 → 0.351
Then he said , " What monument is that I see ? " The men of the city told him , " That is the grave of the man of God who came
from Judah and spoke about these things that you have just done against the altar of Bethel . "
Dia hoy izy : " Tsangambato inona ity hitako ? " Ireo lehilahin ' ny tanàna niteny taminy hoe : " Io dia fasan ' ny lehilahin'Andriamanitra izay avy any Joda ary niresaka momba ireo zavatra izay vao nataonao tamin ' ny alitaran'i Betela . "
2KI 23:18     Alignment score: 0.402
So Josiah said , " Let it alone . No one should move his bones . " So they let his bones alone , along with the bones of the prophet who had come
from Samaria .
Dia hoy i Josia : " Avelao izany . Tsy misy olona tokony hamindra ireo taolany . " Ka navelan'izy ireo , niaraka tamin'ireo taolan ' ny mpaminany izay avy any Samaria ny taolany .
2KI 23:19     Alignment score: 0.364
Then Josiah removed all the houses on the high places that were in the cities of Samaria , which the kings of Israel had made , and that provoked Yahweh to anger . He did to them exactly what had been done at Bethel .
Dia nesorin'i
Josia ireo trano rehetra tany amin'ireo toerana avo izay tany amin'ireo tanànan ' ny Samaria , izay nataon'ireo mpanjakan'Israely , ary izay nahatonga an'i Yaveh ho tezitra . Nataony mitovy tsy misy valaka tamin'izay natao tany Betela ireo .
2KI 23:20     Alignment score: 0.469
He slaughtered all the priests of the high places on the altars and he burned human bones on them . Then he returned to Jerusalem .
Novonoiny teo amin'ireo alitara ireo mpisoron
' ny toerana avo rehetra ary nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo izy . Avy eo dia niverina tany Jerosalema .
2KI 23:21     Alignment score: 0.438 → 0.453
Then the king commanded all the people , saying , " Keep the Passover to Yahweh your God , as it is written in this book of the covenant . "
Dia nandidy ny vahoaka rehetra ny mpanjaka , nanao hoe : " Tandremo ny Paskan'i Yaveh Andriamanitrareo , araka izay voasoratra ao amin'ity Bokin ' ny Fanekena ity . "
2KI 23:22     Alignment score: 0.306 → 0.32
Such a Passover celebration had never been held
from the days of the judges who ruled Israel , nor in all the days of the kings of Israel or Judah .
Tsy nisy fankalazana ny Paska notandremana toy izany hatramin ' ny andron'ireo mpitsara izay nanapaka teo amin'Israely , na tamin ' ny andron'ireo mpanjaka izay nanapaka ny Israely , na tamin'ireo andron'ireo mpanjakan'Israely na Joda rehetra .
2KI 23:23     Alignment score: 0.49 → 0.528
But in the eighteenth year of King Josiah this Passover of Yahweh was celebrated in Jerusalem .
Fa tamin ' ny taona fahavalo ambin ' ny folo nanjakan'i
Josia mpanjaka no nankalazaina tany Jerosalema izany Paskan'i Yaveh izany .
2KI 23:24     Alignment score: 0.435 → 0.446
Josiah also completely removed the sorcerers and spiritists . He also completely removed the fetishes , the idols , and all the disgusting things that were seen in the land of Judah and in Jerusalem , so as to confirm the words of the law which were written in the book that Hilkiah the priest had found
in the house of Yahweh .
Noroahin'i Josia ihany koa ireo izay niresaka tamin ' ny maty na tamin ' ny fanahy . Noroahiny ihany koa ireo terafima , ireo sampy , ary ireo zavatra maharikoriko rehetra izay hita tao amin ' ny tanin ' ny Joda sy tany Jerosalema , mba hanamafisana ireo tenin ' ny lalàna izay voasoratra tao amin ' ny boky izay hitan'i Hilkia mpisorona tao an - tranon'i Yaveh .
2KI 23:25     Alignment score: 0.467 → 0.481
Before Josiah , there had been no king like him , who turned to Yahweh with all his heart , all his soul , and all his might , who followed all the law of Moses . Nor did any king like Josiah arise
after him .
Talohan'i Josia , dia tsy mbola nisy mpanjaka tahaka azy , izay niverina tamin'i Yaveh tamin ' ny fony rehetra , ny fanahiny rehetra , ary ny heriny rehetra , izay nanaraka ny lalàn'i Mosesy rehetra . Sady tsy nisy mpanjaka tahaka an'i Josia nitsangana tao aoriany .
2KI 23:26     Alignment score: 0.318 → 0.316
Nevertheless , Yahweh did not turn away from the burning of his raging anger , which burned against Judah because of all that Manasseh had done to provoke him to anger .
Na izany aza , dia tsy nitsahatra ny firehetan ' ny fahatezerana lehiben'i Yaveh , izay nirehitra tamin'i Joda noho ireo fanompoan
- tsampy rehetra izay nihantsian'i Manase Azy .
2KI 23:27     Alignment score: 0.403
So Yahweh said , " I will also remove Judah out of my sight , as I have removed Israel , and I will throw away this city that I have chosen , Jerusalem , and the house of which I said , ' My name will be there . ' "
Koa hoy i Yaveh : " Esoriko tsy ho eo imasoko ihany koa i Joda , tahaka ny nanesorako an'Israely , ary hariako ity tanàna izay nofidiako
ity , dia i Jerosalema , sy ny trano izay nolazaiko hoe : ' Ho ao ny anarako . " '
2KI 23:28     Alignment score: 0.554 → 0.526
As for the other matters concerning Josiah , everything that he did , are they not written in the book of the events of the kings of Judah ?
Raha ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Josia , ny zavatra rehetra izay nataony , moa tsy efa voasoratra ao amin ' ny bokin ' ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany ? "
2KI 23:29     Alignment score: 0.667
In his days , Pharaoh Necho , king of Egypt , went to fight against the king of Assyria at the Euphrates River . King Josiah went to meet Necho in battle , and Necho killed him at Megiddo .
Tamin ' ny androny
, i Farao - neko , mpanjakan'i Egypta , dia nandeha mba hiady tamin ' ny mpanjakan'i Asyria tao amin ' ny Ony Eofrata . Nandeha nitsena an'i Neko tao an'ady i Josia mpanjaka , ka novonoin'i Neko tao Megido izy .
2KI 23:30     Alignment score: 0.484
Josiah 's servants carried him dead in a chariot from Megiddo , brought him to Jerusalem , and buried him in his own grave . Then the people of the land took Jehoahaz son of Josiah , anointed him , and made him king in his father 's place .
Ireo mpanompon'i
Josia nitondra azy efa maty tao anaty kalesy avy any Megido , nitondra azy tany Jerosalema , ary nandevina azy tao amin ' ny fasany manokana . Dia nalain ' ny vahoakan ' ny tany i Joahaza zanaka lahin'i Josia , nosorany , ary nataony ho mpanjaka nandimby ny toeran ' ny rainy .
2KI 23:31     Alignment score: 0.614
Jehoahaz was twenty - three years old when he began to reign , and he reigned three months in Jerusalem . His mother 's name was Hamutal ; she was the daughter of Jeremiah of Libnah .
Telo amby roapolo taona i Joahaza no nanomboka nanjaka , ary nanjaka nandritra ny telo volana tao Jerosalema izy . Ny anaran
- dreniny dia i Hamotala ; izy dia zanaka vavin'i Jeremia avy any Libna .
2KI 23:32     Alignment score: 0.451
Jehoahaz did what was evil in the sight of Yahweh , like everything that his ancestors had done .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joahaza , toy ny zavatra rehetra izay nataon'ireo razambeny .
2KI 23:33     Alignment score: 0.557 → 0.618
Pharaoh Necho put him in chains at Riblah in the land of Hamath , so that he might not reign in Jerusalem . Then Necho imposed a fine on Judah of one hundred talents of silver and one talent of gold .
Nofatoran'i Farao - neko rojo tao Ribla tao amin ' ny tanin'i Hamata izy , mba tsy hanjakany ao Jerosalema . Dia nampanefain'i Neko talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray i Joda .
2KI 23:34     Alignment score: 0.552 → 0.605
Pharaoh Necho made Eliakim son of Josiah king in the place of Josiah his father , and changed his name to Jehoiakim . But he took Jehoahaz away to Egypt , and Jehoahaz died
there .
Nataon'i Farao - neko ho mpanjaka teo amin ' ny toeran'i Josia rainy i Eliakima zanak'i Josia , ary novainy hoe Joiakima ny anarany . Nefa nitondra an'i Joahaza nankany Egypta izy , ka maty tany i Joahaza .
2KI 23:35     Alignment score: 0.435 → 0.464
Jehoiakim paid the silver and gold to Pharaoh . In order to meet the demand of Pharaoh , Jehoikim taxed the land and he forced each man among the people of the land to pay him the silver and gold according to their assessments .
Nandoa ny volafotsy sy volamena tamin'i Farao i Joiakima . Mba hamaliana ny fangatahan'i Farao mpanjaka , dia nampandoa hetra ny tany i Joiakima ary notereny
mba handoa volafotsy sy volamena aminy araka ny tomban'izy ireo ny olona tsirairay tamin'ireo vahoakan ' ny tany .
2KI 23:36     Alignment score: 0.635 → 0.62
Jehoiakim was twenty - five years old when he began to reign , and he reigned eleven years in Jerusalem . His mother 's name was Zebidah ; she was the daughter of Pedaiah of Rumah .
Dimy amby roapolo taona i Joiakima no nanomboka nanjaka , ary nanjaka iraika ambin ' ny folo taona tao Jerosalema izy . Ny anaran
- dreniny dia i Zebida ; izy dia zanaka vavin'i Pedaia avy any Romaha .
2KI 23:37     Alignment score: 0.455 → 0.455
Jehoiakim did what was evil in the sight of Yahweh , just as his ancestors had done .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joiakima , tahaka izay nataon'ireo razambeny .
2KI 23     Average alignment score: 0.477 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25