Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 11:1     Alignment score: 0.437 → 0.466
Now when Athaliah , the mother of Ahaziah , saw that her son was dead , she arose
and killed all the royal children .
Nony hitan'i Atalia , renin'i Ahazia , fa maty ny zanany , dia nitsangana izy ary namono ny zanaky ny mpanjaka rehetra .


2KI 11:2     Alignment score: 0.463
But Jehosheba , a daughter of King Jehoram and sister of Ahaziah , took Joash son of Ahaziah , and hid him away from among the king 's sons who were killed , along with his nurse ; she put them into a bedroom . They hid him from Athaliah so that he was not killed .
Nefa i Joseba , zanaka vavin'i Jehorama Mpanjaka aryy anabavin'i
Ahazia , dia naka an'i Joasy zanak'i Ahazia , ary nanafina azy lavitra teo amin'ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina , miaraka amin ' ny mpitaiza azy ; nataony tao amin ' ny efitrano fatoriana izy ireo .
2KI 11:4     Alignment score: 0.508 → 0.509
In the seventh year , Jehoiada sent messages and brought the commanders
of hundreds of the Carites and of the guard , and brought them to himself , into the temple of Yahweh . He made a covenant with them , and he made them swear an oath in the house of Yahweh . Then he showed them the king 's son .
Ary tamin ' ny taona fahafito , dia nandefa hafatra sy nitondra ireo mpifehy ny Karita sy ny mpiambina an - jatony i Joiada , ary nitondra azy ireo ho azy , tao an - tempolin'i Yaveh . Dia nanao fanekena tamin'izy ireo izy , ka nasainy nanao voady tao an - tranon'i Yaveh izy ireo . Avy eo dia nasehony azy ireo ny zanaky ny mpanjaka .
2KI 11:5     Alignment score: 0.328
He commanded them , saying , " This is what you must do . A third of you who come
on the Sabbath will keep watch over the king 's house ,
Nibaiko azy ireo izy , nanao hoe : " Izao no tsy maintsy ataonareo . Ny telo aminareo izay tonga amin ' ny andro Sabata dia hiambina ny tranon ' ny mpanjaka ,
2KI 11:6     Alignment score: 0.145 → 0.295
and a third will be at the Sur Gate , and a third at the gate behind the guardhouse
. You shall guard the guardhouse of the temple . "
ary ny telo ho ao amin ' ny Vavahadin ' ny Sora , ary ny telo ao am - bavahady ao ahorian ' ny trano fiambenana . "
2KI 11:7     Alignment score: 0.43 → 0.43
The two other groups who are not serving on the Sabbath , you must keep the watch over the house of Yahweh for the king .
Ireo vondrona roa hafa izay tsy manompo amin ' ny andro Sabata , dia tsy maintsy miambina
ny tranon'i Yaveh ho an ' ny mpanjaka ianareo .
2KI 11:8     Alignment score: 0.346 → 0.348
You must surround the king , every man with his weapons in his hand . Whoever enters within your ranks , let him be killed . You must stay with the king when he goes out , and when he comes in .
Tokony mihodidina ny mpanjaka ianareo , ary ny olona rehetra miaraka amin ' ny fitaovam - piadiany
eny an - tanany . Na iza na iza miditra eo an - daharanareo , dia aoka hovonoina izy . Tsy maintsy hanaraka ny mpanjaka ianareo rehefa mivoaka , sy rehefa miditra izy .
2KI 11:9     Alignment score: 0.477
So the commanders
of hundreds obeyed everything Jehoiada the priest commanded . Each one took his men , those who were to come in to serve on the Sabbath , and those who were to stop serving on that Sabbath ; and they came to Jehoiada the priest .
Ary ireo mpifehy an - jatony dia nankatò ny zavatra rehetra izay nandidian'i Joiada mpisorona . Samy naka ny olony ny tsirairay , ireo izay niditra mba hanompo tamin ' ny Sabata , sy ireo izay hitsahatra hanompo tamin ' ny Sabata ; dia nandeha tany amin'i Joiada mpisorona izy ireo .
2KI 11:10     Alignment score: 0.591
Then Jehoiada the priest gave the commanders
of hundreds the spears and shields that belonged to King David and that were in the house of Yahweh .
Ary nomen'i Joiada mpisorona ny mpifehy an - jatony ny lefona sy ny apinga izay an'i Davida Mpanjaka sy izay tao an - tranon'i Yaveh .
2KI 11:11     Alignment score: 0.414 → 0.42
So the guards stood , each man with his weapon in his hand , from the right side of the temple to the left side , near the altar and the temple , surrounding the king .
Ary nitsangana ireo mpiambina , ny olona tsirairay miaraka amin ' ny fitaovam - piadiany
eny an - tanany , teo ankavanan ' ny tempoly hatrany ankavia , akaikin ' ny alitara sy ny tempoly , miodidina ny mpanjaka .
2KI 11:12     Alignment score: 0.394 → 0.399
Then Jehoiada brought out the king 's son Joash , put the crown on him , and gave him the covenant decrees . Then they made him king and anointed him . They clapped their hands and said , " Long live the king ! "
Dia nentin'i
Joiada nivoaka i Joasy zanaky ny mpanjaka , nametrahany satro - boninahitra , ary nomeny azy ny didy fanekena . Dia nataony mpanjaka sy nosoran'izy ireo izy . Nitehaka izy ireo ary niteny hoe : " Ho ela velona anie ny mpanjaka ! "
2KI 11:13     Alignment score: 0.525
When Athaliah heard the noise of the guard and of the people , she came
to the people in the house of Yahweh .
Rehefa ren'i Atalia ny tabataban'ireo mpiambina sy ny olona , dia nankao amin ' ny olona tao an - tranon'i Yaveh izy .
2KI 11:14     Alignment score: 0.395 → 0.397
She looked , and , behold , the king was standing by the pillar , as the custom was , and the captains and the trumpeters were by the king . All the people of the land were rejoicing and blowing trumpets . Then Athaliah tore her clothes and shouted , " Treason ! Treason ! "
Nijery izy , ary indro , ny mpanjaka nitsangana teo akaikin ' ny tsangam - bato
, araka ny fanao , ary ireo kapiteny sy ireo mpitsoka trompetra dia teo anilan ' ny mpanjaka . Ary ny olona rehetra teo amin ' ny tany dia nifaly sy nitsoka trompetra . Dia nandriatra ny akanjony i Atalia ka nihiaka mafy hoe : " Mpamadika ! Mpamadika ! "
2KI 11:15     Alignment score: 0.414 → 0.416
Then Jehoiada the priest ordered the commanders
of hundreds who were over the army , saying , " Bring her out between the ranks . Anyone who follows her , kill him with the sword . " For the priest had said , " Do not let her be killed in the house of Yahweh . "
Avy eo i Joiada mpisorona nandidy ireo mpifehy an - jatony izay teo amin ' ny tafika , nanao hoe : " Avoay eo an - daharana izy . Na iza na iza manaraka azy , dia vonoy amin ' ny sabatra izy . " Fa ny mpisorona nilaza hoe : " Aza avela hovonoina ao an - tranon'i Yaveh izy . "
2KI 11:16     Alignment score: 0.253 → 0.253
So they seized her as she reached the horses ' entrance to the king 's house , and there she was killed .
Ka nisambotra azy izy ireo raha tonga teo amin'ilay toerana izay fidiran
' ny soavaly ao an - kianjan ' ny lapa izy , ary teo no namonoana azy .
2KI 11:17     Alignment score: 0.521 → 0.521
Then Jehoiada made a covenant between Yahweh and the king and people , that they should be Yahweh 's people , and also between the king and the people .
Ary nanao fanekena teo amin'i Yaveh sy ny mpanjaka ary ny vahoaka i Joiada , ary teo amin ' ny mpanjaka sy ny olona ihany ko , mba ho olon'i
Yaveh izy ireo .
2KI 11:18     Alignment score: 0.404
So all the people of the land went to the house of Baal and tore it down . They smashed Baal 's altars and his idol figures to pieces , and they killed Mattan
, the priest of Baal , in front of those altars . Then Jehoida the priest appointed guards over the temple of Yahweh .
Ary ny olona rehetra teo amin ' ny tany nankany amin ' ny tranon'i Bala ka nanimba izany . Namotipotika ireo alitaran'i Bala sy ny sampiny vosokitra izy ireo , ary namono an'i Matana , ilay mpisoron'i Bala teo anoloan'ireo alitara izy ireo . Ary Joiada mpisorona nanendry ireo mpiambina hifehy ny tempolin'i Yaveh .
2KI 11:19     Alignment score: 0.425 → 0.439
Jehoida
took with him the commanders of hundreds , the Carites , the guard , and all the people of the land , and together they brought down the king from the house of Yahweh and they went into the king 's house , entering by way of the gate of the guards . Joash took his place on the royal throne .
Nentin'i Joiada nanaraka azy ny mpifehy an - jatony , ireo Karita , ny mpiambina , ary ny olona rehetra teo amin ' ny tany , ary niaraka nitondra ny mpanjaka nidina avy tany an - tranon'i Yaveh izy ireo , ka niditra tao an - tranon ' ny mpanjaka , miditra amin ' ny lalana eo am - bavahadin'ireo mpiambina . Naka ny toerany teo amin ' ny seza fiandrianan ' ny mpanjaka i Joasy .
2KI 11:20     Alignment score: 0.51
So all the people of the land rejoiced , and the city was quiet after Athaliah had been killed with the sword at the king 's house .
Ary nifaly ny olona rehetra teo amin ' ny tany , ka nilamina ny tanàna taorian ' ny namonoana an'i Atalia tamin ' ny sabatra tao an - tranon
' ny mpanjaka .
2KI 11     Average alignment score: 0.432 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25