Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 5:1     Alignment score: 0.374 → 0.408
Now Naaman , commander of the army of the king of Aram , was a great and honorable man in his master 's view , because by him Yahweh had given victory to Aram . He was also a mighty warrior , but he was a leper .
Ary Namàna , mpifehy ny tafiky
ny mpanjakan'i Syria , dia lehilahy lehibe sady be voninahitra eo imason ' ny tompony , satria tamin ' ny alalany no nanomezan'i Yaveh fandresena an'i Syria . Lehilahy matanjaka , be herim - po ihany koa izy , kanefa boka .


2KI 5:2     Alignment score: 0.315 → 0.345
The Arameans had gone out in raiding parties and had captured a little girl from the land of Israel . She served Naaman 's wife .
Nandeha nivoaka isan - tokony ireo Syriana ary naka zazavavy kely iray avy tao amin ' ny tanin'Israely . Nanompo ny vadin'i
Namàna izy .
2KI 5:3     Alignment score: 0.402 → 0.403
The girl said to her mistress , " I wish that my master were with the prophet who is in Samaria ! Then he would heal my master of his leprosy . "
Hoy ilay zazavavy tamin ' ny tompovaviny hoe : " Enga anie mba hiaraka amin'ilay mpaminany izay any Samaria ny tompoko ! Ary hanasitrana ny tompoko amin ' ny habokany
izy . "
2KI 5:4     Alignment score: 0.417
So Naaman went in and told the king what the little girl from the land of Israel had said .
Koa nandeha i Namàna ary niteny tamin ' ny mpanjaka izay nolazain'ilay zazavavy kely avy any amin ' ny tanin'Israely .
2KI 5:5     Alignment score: 0.402 → 0.427
So the king of Aram said , " Go now , and I will send
a letter to the king of Israel . " Naaman left and took with him ten talents of silver , six thousand pieces of gold , and ten changes of clothes .
Dia hoy ilay mpanjakan'i Syria hoe : " Mandehana ankehitriny , ary hampitondra taratasy ho an ' ny mpanjakan'Israely aho . " Lasa i Namàna ary nitondra talenta volafotsy folo , volamena enin'arivo , sy akanjo fisoloana folo niaraka taminy .
2KI 5:6     Alignment score: 0.367 → 0.372
He also took the letter to the king of Israel that said , " Now when this letter is brought to you , you will see that I have sent Naaman my servant to you , so that you may cure him of his leprosy . "
Nitondra ilay taratasy ho an ' ny mpanjakan'Israely ihany koa izy izay nilaza hoe : " Rehefa entina aminao ity taratasy ity , dia ho hitanao fa nandefa an'i Namàna mpanompoko aminao aho , mba hanasitrananao azy amin ' ny habokany
. "
2KI 5:7     Alignment score: 0.287 → 0.29
When the king of Israel had read the letter , he tore his clothes and said , " Am I God , to kill and to make alive , that this man wants me to cure a man of his leprosy ? It seems he is seeking to start an argument with me . "
Rehefa avy namaky ilay taratasy ny mpanjakan'Israely , dia nandrovitra ny akanjony izy ary niteny hoe : " Moa ve Andriamanitra aho , ka hamono na hamelona , no mila ahy hanasitrana lehilahy amin ' ny habokany
ity lehilahy ity ? Ohatran ' ny mitady hifanditra amiko izy . "
2KI 5:8     Alignment score: 0.452
So when Elisha the man of God heard that the king of Israel had torn his clothes , he sent word to the king saying , " Why have you torn your clothes ? Let him come now to me , and he will know that there is a prophet in Israel . "
Koa rehefa ren'i Elisa ilay lehilahin'Andriamanitra fa nandriatra ny ankanjony ilay mpanjakan'Israely , dia nandefa teny tany amin ' ny mpanjaka izy nanao hoe : " Nahoana no norovitinao ny akanjonao
? Avelao izy hanatona ahy ankehitriny , dia ho fantany fa misy mpaminany ao Israely . "
2KI 5:9     Alignment score: 0.446
So Naaman came with his horses and with his chariots and stood at the door of Elisha 's house .
Ka tonga niaraka tamin'ireo soavaliny sy kalesiny i Namàna ary nijoro teo am - baravaran
' ny tranon'i Elisa .
2KI 5:10     Alignment score: 0.474 → 0.476
Elisha sent a messenger
to him , saying , " Go and dip yourself into the Jordan seven times , and your flesh will be restored ; you will be clean . "
Naniraka mpitondra hafatra tany aminy Elisa , nanao hoe : " Mandehana ary ampandroy impito ao amin'i Jordana ny tenanao , dia hiverina amin ' ny laoniny ny nofonao ; hadio ianao . "
2KI 5:11     Alignment score: 0.372 → 0.374
But Naaman was angry and went away and said , " Look , I thought he would surely come out to me and stand and call on the name of Yahweh his God , and wave his hand over the place and heal my leprosy .
Fa tezitra i Namàna ary lasa ka niteny hoe : " Indro , noheveriko fa hivoaka hanatona ahy izy ary hitsangana sy hiantso ny anaran'i
Yaveh Andriamaniny , ary hanofahofa ny tanany amin'ilay toerana ka hanasitrana ny habokako .
2KI 5:12     Alignment score: 0.431
Are not Abanah and Pharpar , the rivers of Damascus , better than all the waters of Israel ? Can I not bathe in them and be clean ? " So he turned and went away in a rage .
Moa i Abana sy Farpara , reniranon'i Damaskosy , tsy tsara kokoa noho ny rano rehetra ao Israely ? Tsy afaka mandro ao amin'ireo ve aho dia hadio ? " Dia niverina izy ary lasa an - katezerana .
2KI 5:13     Alignment score: 0.386
Then Naaman 's servants came
near and spoke to him , " My father , if the prophet had commanded you do some difficult thing , would you not have done it ? How much more , then , when he says to you , ' Dip yourself and be clean ' ? "
Avy eo ireo mpanompon'i Namàna nanakaiky ka niresaka taminy hoe : " Ry raiko , raha nandidy anao hanao zava - tsarotra sasany ny mpaminany , moa tsy nanao izany ve ianao ? Koa mainka fa , rehefa miteny tsotra anao izy hoe : ' Ampandroy ny tenanao dia hadio ianao ? "
2KI 5:14     Alignment score: 0.307 → 0.344
Then he went down and dipped himself seven times in the Jordan , obeying the instructions of the man of God . His flesh was restored again like the flesh of a little child , and he was healed .
Avy eo dia nandeha nidina izy ary nampandro ny tenany impito tao amin'i Jordana , nankatò ireo toromarik'ilay lehilahin'Andriamanitra . Niverina toy ny nofon
- jazakely indray ny nofony , ary sitrana izy .
2KI 5:15     Alignment score: 0.361
Naaman returned to the man of God , he and all his company , and came
and stood before him . He said , " See now , I know that there is no God in all the earth except in Israel . So therefore , please take a gift from your servant . "
Niverina tany amin'ilay lehilahin'Andriamanitra i Namàna , izy sy ireo mpiara - dia taminy rehetra ary nijoro teo anoloany . Hoy izy hoe : " Indro , fantatro ankehitriny fa tsy misy Andriamanitra manerana ny tany afa - tsy ao Israely ihany . Noho izany , raiso ny fanomezana avy amin ' ny mpanomponao . "
2KI 5:16     Alignment score: 0.484 → 0.505
But Elisha replied , " As Yahweh lives , before whom I stand , I will receive nothing . " Naaman urged Elisha to take a gift , but he refused .
Fa Elisa namaly hoe : " Raha mbola velona koa i Yaveh , izay eo anatrehany
no hijoroako , dia tsy handray na inona na inona aho . " Namporisika an'i Elisa mba handray ilay fanomezana i Namàna , fa nandà izy .
2KI 5:17     Alignment score: 0.332 → 0.337
So Naaman said , " If not , then I ask you to let there be given to your servant two mule loads of earth , for from now on , your servant will offer neither burnt offering nor sacrifice to any god but Yahweh .
Noho izany dia hoy i Namàna hoe : " Raha tsy izany , dia mangataka aminao aho mba hanome ny mpanomponao tany ampy zakain ' ny ampondra roa , satria manomboka izao , dia hanome fanatitra dorana na sorona ho an'andriamani - kafa intsony ny mpanomponao afa - tsy i Yaveh .
2KI 5:18     Alignment score: 0.41 → 0.409
In this one thing may Yahweh pardon your servant , that is , when my king goes into the house of Rimmon to worship there , and he leans on my hand and I bow myself in the house of Rimmon , when I bow myself in the house of Rimmon , may Yahweh pardon your servant in this matter . "
Aoka mba hamela heloka ny mpanomponao Yaveh amin'ity zavatra iray ity , dia izao , rehefa miditra aoan - tranon'i Rimona ny mpanjakako mba hanompo ao , ary mitehina amin ' ny tanako izy dia miankohoka ao an - tranon'i Rimona aho , rehefa miankohoka ao an - tranon'i Rimona aho , dia enga anie Yaveh mba hamela heloka ny mpanomponao amin'izany zavatra izany . "
2KI 5:19     Alignment score: 0.501 → 0.507
Elisha said to him , " Go in peace . " So Naaman left .
Dia hoy i Elisa taminy hoe : " Mandehana am - piadanana . " Dia lasa i Namàna .
2KI 5:20     Alignment score: 0.423
He had traveled only a short distance , when Gehazi the servant of Elisha the man of God said to himself , " Look , my master has spared this Naaman the Aramean by not receiving from his hands gifts that he brought . As Yahweh lives , I will run after him and receive something from him . "
Nandeha halavirana fohy ihany izy , rehefa niteny taminy i Gehazy mpanompon'i
Elisa ilay lehilahin'Andriamanitra hoe : " Indro , efa namindra fo ity Namàna ilay Syriana ny tompoko tamin ' ny tsy fandraisana ireo fanomezana izay nentiny teny an - tanany . Raha mbola velona koa i Yaveh , dia hanaraka azy aho ary handray zavatra avy aminy . "
2KI 5:21     Alignment score: 0.392 → 0.457
So Gehazi followed after Naaman . When Naaman saw someone running after him , he jumped down from his chariot to meet him and said , " Is everything all right ? "
Noho izany dia nanaraka an'i Namàna i Gehazy . Rehefa nahita olona nihazakazaka tao ahoriany i Namàna , dia nitsambikina nidina tamin ' ny kalesiny izy mba hitsena azy ary niteny hoe : " Mety ve ny zavatra rehetra ? "
2KI 5:22     Alignment score: 0.43 → 0.443
Gehazi said , " Everything is all right . My master has sent me , saying , ' See , now two young men of the sons of the prophets have come
to me from the hill country of Ephraim . Please give them a talent of silver and two changes of clothes . ' "
Dia hoy i Gehazy hoe : " Mety daholo ny zavatra rehetra . Nirahin ' ny tompoko aho , nanao hoe : ' Indro , nisy tovolahy roa avy amin'ireo zanaky ny mpaminany tonga nanatona ahy avy any amin ' ny vohitr'i Efraima . Miangavy re mba omeo talenta volafotsy iray sy akanjo hisoloana roa izy ireo . "
2KI 5:23     Alignment score: 0.455 → 0.464
Naaman replied , " I am very happy to give you two talents . " Naaman urged Gehazi and tied two talents of silver in two bags , with two changes of clothes , and laid them on two of his servants , who carried the bags of silver before Gehazi .
Namaly i Namàna hoe : " Faly be aho manome talenta volafotsy roa ho anao . " Namporisika an'i Gehazy i Namàna ary namatotra talenta volafotsy roa tao anaty kitapo roa , niaraka tamin'ireo akanjo roa hisoloana , ary nametraka ireo tamin ' ny roa tamin'ireo mpanompony , izay nitondra ireo kitapom - bolafotsy
nialoha an'i Gehazy .
2KI 5:24     Alignment score: 0.439
When Gehazi came to the hill , he took the bags of silver from their hands and hid them in the house ; he sent the men away , and they left .
Rehefa tonga tao amin ' ny havoana i Gehazy , dia naka ireo kitapom - bolafotsy
teny an - tanan'izy ireo izy ary nanafina ireo tao an - trano ; nalefany ireo lehilahy , ka lasa izy ireo .
2KI 5:25     Alignment score: 0.535 → 0.536
When Gehazi went in and stood before his master , Elisha said to him , " Where have you come
from , Gehazi ? " He answered , " Your servant went nowhere . "
Rehefa niditra i Gehazy ary nitsangana nanoloana ny tompony , dia hoy i Elisa taminy hoe : " Avy aiza ianao , ry Gehazy ? " Namaly izy hoe : " Tsy nandeha taiza na taiza ny mpanomponao . "
2KI 5:26     Alignment score: 0.433 → 0.435
Elisha said to Gehazi , " Was not my spirit with you when the man turned his chariot to meet you ? Is this a time to accept money and clothes , olive orchards and vineyards
, sheep and oxen , and male servants and female servants ?
Hoy i Elisa tamin'i Gehazy hoe : " Tsy niaraka taminao ve ny fanahiko rehefa nihodina tamin ' ny kalesiny mba hitsena anao ilay lehilahy ? Fotoana fandraisana vola sy akanjo , tanin'oliva sy tanim - boaloboka , ondry sy omby , ary mpanompo lahy sy vavy ve izao ?
2KI 5:27     Alignment score: 0.495 → 0.51
So the leprosy of Naaman will be on you and your descendants forever . " So Gehazi went out from his presence , a leper as white as snow .
Noho izany dia ho aminao sy ny taranakao
mandrakizay ny habokan'i Namàna . " Koa niala tamin ' ny fanatrehany i Gehazy , boka fotsy tahaka ny oram - panala .
2KI 5     Average alignment score: 0.417 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25