Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 4:1     Alignment score: 0.42
Now the wife of one of the sons of the prophets came crying to Elisha , saying , " Your servant my husband is dead , and you know that your servant feared Yahweh . Now the creditor has come
to take my two children to be his slaves . "
Ary ny vadin ' ny iray tamin'ireo zanaky ny mpaminany tonga nitomany tamin'i Elisa , nanao hoe : " Maty ny vadiko ilay mpanomponao , ary fantatrao fa ny mpanomponao dia natahotra an'i Yaveh . Ankehitriny ny mpampindram - bola dia tonga haka ireo zanako roa mba ho mpanompony . "


2KI 4:2     Alignment score: 0.358
So Elisha said to her , " What can I do for you ? Tell me what do you have in the house ? " She said , " Your servant has nothing in the house , except a pot of oil . "
Ka hoy i Elisa taminy : " Inona no azoko atao ho anao ? Lazao ahy inona avy no hanananao ao an - tranonao
? " Ary hoy izy : " Tsy manana na inona na inona afa - tsy diloilo iray tavoara ny mpanomponao ao an - trano . "
2KI 4:3     Alignment score: 0.258
Then Elisha said , " Go out to borrow jars from your neighbors , empty jars . Borrow as many as possible .
Ary hoy i Elisa : " Mandehana mindrana siny any amin'ireo mpiray
vodirindrina aminao , siny tsy misy na inona na inona . " Farak'izay betsaka hindramina .
2KI 4:4     Alignment score: 0.284 → 0.298
Then you must go inside and shut the door behind you and your sons , and pour oil into all those
jars ; set aside the jars that are full . "
Avy eo dia tsy maintsy miditra ao anatiny ianao ary mirindrim - baravarana ao ianao sy ireo zanakao lahy , ary mandraraha diloilo ao amin ' ny siny rehetra ; ary atokàny ireo siny izay feno . "
2KI 4:5     Alignment score: 0.411
So she left Elisha and shut the door behind her and her sons . They brought the jars to her , and she filled them with oil .
Ka nandao an'i Elisa izy ary nirindrim - baravarana
izy sy ireo zanany lahy . Nentin'izy ireo tao aminy ireo siny , ka nofenoiny diloilo ireo .
2KI 4:6     Alignment score: 0.339
When the vessels were full , she said to her son , " Bring me another jar . " But he said to her , " There are no more jars . " Then the oil stopped flowing .
Rehefa feno ny siny , dia hoy izy tamin'ireo zanany : " Hitondray
siny hafa aho . " Fa hoy ny zanany taminy : " Tsy misy siny intsony . " Dia tsy niraraka intsony ny diloilo .
2KI 4:7     Alignment score: 0.261
Then she came and told the man of God . He said , " Go , sell the oil ; pay your debt , and live
with your sons on the rest . "
Ary tonga izy ka niteny tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra . Hoy izy hoe : " Mandehana , varoty ny diloilo ; aloavy ny trosanao , ary hivelomy miaraka amin'ireo zanakao lahy ny ambiny . "
2KI 4:8     Alignment score: 0.309 → 0.343
One day Elisha walked to Shunem where an important woman lived ; she urged him to eat food with her . So as often as Elisha passed by , he would stop there to eat .
Indray andro i Elisa nandeha tany
Sonema any amin'izay hitoeran ' ny vehivavy manan - danja iray ; nasainy hiara - hisakafo aminy izy . Ary isaky ny andalo izy , dia hijanona ka hisakafo ao .
2KI 4:9     Alignment score: 0.384 → 0.38
The woman said to her husband , " See now , I realize that this is a holy man of God who is always passing by .
Hoy ilay vehivavy tamin ' ny vadiny : " Indro , mahatsapa aho ankehitriny fa izy dia lehilahy masin'Andriamanitra izay mandalo mandrakariva .
2KI 4:10     Alignment score: 0.335 → 0.338
Let us make a little room on the roof for Elisha , and let us put in it a bed , a table , a seat , and a lamp . Then when he comes to us , he will stay there . "
Ndeha isika hanao efitra kely ambony rihana ho an'i Elisa , ka ho asiantsika fandriana ao anatiny
, latabatra , seza , ary jiro . Ka rehefa tonga eto amintsika izy , dia hijanona eto . "
2KI 4:11     Alignment score: 0.347 → 0.348
So when the day came again that Elisha stopped there , he stayed in the room and rested there .
Ary tonga indray ny andro dia nijanona tao i Elisa , nipetraka tao amin'ilay efitra izy ary naka aina tao .
2KI 4:12     Alignment score: 0.581
Elisha said to Gehazi his servant , " Call this Shunammite . " When he had called her , she stood before him .
Hoy i Elisa tamin'i Gehazy ilay mpanompony : " Antsoy io Sonemita io . " Rehefa avy niantso azy izy , dia nitsangana teo anatrehany
.
2KI 4:13     Alignment score: 0.301 → 0.302
Elisha said to him , " Say to her , ' You have gone to all this trouble to care for us . What can be done for you ? Can we speak for you to the king or to the army commander ? ' " She answered , " I live among my own people . "
Ary hoy i Elisa taminy : " Teneno amin - dravehivavy hoe : ' Efa nankaty amin'izao olana rehetra izao ianao mba hiahy anay . Ka inona no azo atao ho anao ? Afaka misolo vava anao any amin ' ny mpanjaka na any amin ' ny lehiben ' ny tafika ve izahay ? " ' Dia namaly izy hoe : " Miara - mipetraka amin ' ny vahoakako aho . "
2KI 4:14     Alignment score: 0.467
So Elisha said , " What can we do for her , then ? " Gehazi answered , " Indeed , she has no son , and her husband is old . "
Ka hoy i Elisa : " Inona izany no azontsika atao ho azy ? " Dia namaly i Gehazy hoe : " Eny tokoa , tsy manan - janaka izy , ary efa antitra ny vadiny . "
2KI 4:15     Alignment score: 0.618
So Elisha answered , " Call her . " When he had called her , she stood in the door .
Ka namaly i Elisa hoe : " Antsoy izy . " Rehefa avy niantso azy izy , dia nitsangana teo amin ' ny varavarana .
2KI 4:16     Alignment score: 0.361 → 0.37
Elisha said , " At this time of year , in one year 's time , you will be holding a son . " She said , " No , my master and man of God , do not lie to your servant . "
Hoy i Elisa : " Amin ' ny fotoana toy izao , afaka herin
- taona , dia hitrotro zazalahy ianao . " Ka hoy ravehivavy : " Tsia , ry tompoko sady lehilahin'Andriamanitra , aza mandainga amin ' ny mpanomponao . "
2KI 4:17     Alignment score: 0.342
But the woman conceived and gave birth to a son at the same time in the following year , as Elisha had said to her .
Fa ny taona manaraka ihany ravehivavy dia nitoe - jaza ary niteraka zazalahy , araka izay efa nolazain'i
Elisa taminy .
2KI 4:18     Alignment score: 0.336 → 0.342
When the child had grown , he went out one day to his father , who was with harvesters .
Rehefa niha - lehibe ny zaza , indray andro dia nandeha niaraka tamin ' ny rainy , izay niaraka tamin'ireo mpijinja izy .
2KI 4:19     Alignment score: 0.379 → 0.389
He said to his father , " My head , my head . " His father said to his servant , " Carry him to his mother . "
Hoy izy tamin ' ny rainy : " Ny lohako , ny lohako . " Dia hoy ny rainy tamin ' ny mpanompony
: " Ento any amin ' ny reniny izy . "
2KI 4:20     Alignment score: 0.428 → 0.436
When the servant had picked him up and brought the boy to his mother , the child sat on her knees until noon and then died
.
Rehefa naka azy sy nitondra ilay zazalahy tany amin ' ny reniny ilay mpanompo , dia nipetraka teo am - pofoany ilay zaza mandra - pitaotaovovonana ary maty avy eo .
2KI 4:21     Alignment score: 0.358
So the woman got up and laid the boy on the bed of the man of God , shut the door , and went out .
Ka nitsangana ilay vehivavy ary nametraka ilay zazalahikely teo amin ' ny fandrian'ilay lehilahin'Andriamanitra , nanidy ny varavarana , ary nivoaka .
2KI 4:22     Alignment score: 0.283 → 0.298
She called to her husband , and said , " Please send me one of the servants and one of the donkeys so that I may hurry to the man of God and then come
back . "
Niantso ny vadiny izy , ary niteny hoe : " Mba andefaso iray amin'ireo mpanompo sy iray amin'ireo ampondra re aho mba hahafahako mandeha haingana any amin'ilay lehilahin'Andriamanitra ary hiverina avy eo . "
2KI 4:23     Alignment score: 0.37 → 0.372
Her husband said , " Why do you want to go to him today ? It is not a new moon nor a Sabbath . " She replied , " It will be all right . "
Dia hoy ny vadiny : " Nahoana ianao no te - ho any aminy anio ? Tsy tsinam - bolana
na Sabata izao . " Ka namaly izy hoe : " Tsy maninona re . "
2KI 4:24     Alignment score: 0.243 → 0.247
Then she saddled a donkey and said to her servant , " Drive
on quickly ; do not slow down for me unless I say so . "
Dia nasiany lasely ny ampondra iray ary hoy izy tamin ' ny mpanompony hoe : " Ampandehano haingana ; ary aza mandeha mora raha tsy miteny aho . "
2KI 4:25     Alignment score: 0.465 → 0.465
So she went and came to the man of God at Mount Carmel . So when the man of God saw her in the distance , he said to Gehazi his servant , " Look , here comes the Shunammite woman .
Ka nandeha ravehivavy ary tonga tao amin'ilay lehilahin'Andriamanitra tany amin ' ny Tendrombohitra Karmela . Ary rehefa nahita azy avy lavitra ilay lehilahin'Andriamanitra , dia niteny tamin'i Gehazy mpanompony izy hoe : " Indro , tonga ilay vehivavy Sonemita .
2KI 4:26     Alignment score: 0.24 → 0.257
Please run to meet her and say to her , ' Is everything alright with you and with your husband and child ? ' " She answered , " It is all right . "
Mihazakazaha faingana mba hitsena azy sy hilaza aminy hoe : " Milamina ve ny aminao sy ny vadinao
ary ny zanakao ? " ' Dia namaly izy hoe : " Milamina tsara . "
2KI 4:27     Alignment score: 0.34 → 0.342
When she came to the man of God at the mountain
, she caught hold of his feet . Gehazi came near to push her away , but the man of God said , " Leave her alone , for she is very upset , and Yahweh has hidden the problem from me , and has told me nothing . "
Rehefa tonga teo amin'ilay lehilahin'Andriamanitra tany an - tendrombohitra ravehivavy , dia nohazoniny ny tongony . Nanatona akaiky i Gehazy mba hanala azy kanefa hoy ilay lehilahin'Andriamanitra hoe : " Avelao izy , fa tohina tanteraka , ary nafenin'i Yaveh tamiko ilay olana , ary tsy niteny na inona na inona tamiko . "
2KI 4:28     Alignment score: 0.238 → 0.247
Then she said , " Did I ask you for a son , my master ? Did I not say , ' Do not deceive me ' ? "
Dia hoy ravehivavy : " Nangataka zanaka taminao ve aho , ry tompoko ? Tsy efa niteny ve aho hoe : ' Aza fitahana
aho ' ? "
2KI 4:29     Alignment score: 0.33 → 0.331
Then Elisha said to Gehazi , " Gird your loins and take my staff in your hand . Go to her home . If you meet any man , do not greet him , and if anyone greets you , do not answer him . Lay my staff on the young man 's face . "
Dia hoy i Elisa tamin'i Gehazy : " Miakanjoa ho an ' ny dia ary ento amin ' ny tananao
ny tehiko . Mandehana any an - tranony . Raha mifanena amin ' ny olona ianao , dia aza miarahaba azy , ary raha misy olona miarahaba anao , dia aza mamaly azy . Ateheno eo amin ' ny tarehin'ilay zaza ny tehiko . "
2KI 4:30     Alignment score: 0.443
But the mother of the young man said , " As Yahweh lives , and as you live , I will not leave you . " So Elisha arose
and followed her .
Fa ny renin'ilay zaza niteny hoe : " Raha velona koa i Yaveh , ary raha velona koa ianao , dia tsy handao anao aho . " Ka nitsangana i Elisa ary nanaraka azy .
2KI 4:31     Alignment score: 0.368
Gehazi hurried on ahead of them and laid the staff on the young man 's face , but the young man did not speak or hear . So then Gehazi returned to meet Elisha and told him saying , " The young man has not awakened . "
nialoha faingana azy ireo i Gehazy ary nametraka ny tehina teo amin ' ny tarehin'ilay zaza , nefa tsy niteny na nandre ilay zaza . Ka niverina tany amin'i Elisa i Gehazy ary niteny taminy hoe : " Mbola tsy nifoha ilay zaza . "
2KI 4:32     Alignment score: 0.425
When Elisha arrived at the house , the young man was dead and was still on the bed .
Rehefa tonga tao an - trano i Elisa , dia mbola maty teo ambony fandriana ilay zaza .
2KI 4:33     Alignment score: 0.495
So Elisha went in and shut the door on the two of them and prayed to Yahweh .
Ka niditra tao i Elisa ary nirindrim - baravarana
tao izy sy ilay zaza ka nivavaka tamin'i Yaveh izy .
2KI 4:34     Alignment score: 0.273
He went up and lay on the child ; he put his mouth on his mouth , his eyes on his eyes , and his hands on his hands . He stretched himself out on the boy , and the boy 's body grew warm .
Nitsangana izy ary nandry teo amin'ilay zaza ; nametraka ny molony teo amin ' ny molony , ny masony teo amin ' ny masony , ary ny tanany teo amin ' ny tanany . Naninjitra ny tenany teo amin'ilay zaza , ka lasa nafana ny vatan'ilay zazalahikely .
2KI 4:35     Alignment score: 0.325 → 0.326
Then Elisha got up and walked around the room and again went up and stretched himself out on the boy . The child sneezed seven times and then opened his eyes !
Ary nitsangana i Elisa ary nivezivezy tao amin ' ny efitra ary niakatra indray ka naninjitra ny tenany teo ambonin'ilay zazalahikely . Nihevona im - pito ilay zazalahy ary nanokatra ny masony .
2KI 4:36     Alignment score: 0.588 → 0.588
So Elisha called Gehazi and said , " Call the Shunammite ! " So he called her , and when she came into the room , Elisha said , " Pick up your son . "
Ka niantso an'i Gehazy i Elisa ary niteny hoe : " Antsoy ilay Sonemita ! " Ka dia niantso azy izy , ary rehefa tonga tao amin ' ny efitra izy , dia hoy i Elisa : " Raiso ny zanakao . "
2KI 4:37     Alignment score: 0.272
Then she lay facedown on the ground at his feet and bowed to the ground , and then picked up her son and went out .
Dia nampiakohoka ny tavany teo amin ' ny tany teo amin ' ny tongony izy ary nandohalika teo amin ' ny tany , ka naka ny zanany dia nivoaka .
2KI 4:38     Alignment score: 0.421 → 0.425
Then Elisha came
again to Gilgal . There was famine in the land , and the sons of the prophets were sitting before him . He said to his servant , " Put the large pot on the fire and cook stew for the sons of the prophets . "
Ary niverina tany Gilgala indray i Elisa . Nisy mosary tao amin'ilay tany , ary nipetraka teo anoloany ireo zanaky ny mpaminany . Hoy izy tamin ' ny mpanompony : " Ataovy eo amin ' ny afo ny siny lehibe ary mandrahoa hanina ho an'ireo zanaky ny mpaminany . "
2KI 4:39     Alignment score: 0.294 → 0.294
One of them went out into a field to gather vegetables . He found a wild vine and gathered enough wild gourds to fill the fold of his robe . They cut them up and put them into the stew , but did not know
what kind they were .
Nidina tany an - tsaha mba hitango legioma ny iray tamin'izy ireo . Nahita voaloboka dia izy ary nanangona tanatanamanga dia mba hamenoana ny moron - tongotry ny akanjony . Notapatapahany ary nataon'izy ireo tao amin ' ny hanina izany , nefa tsy nahafantatra ny karazan'izany izy ireo .
2KI 4:40     Alignment score: 0.288 → 0.314
So they poured out the stew for the men to eat . Later , as they were eating , they cried out and said , " Man of God , there is death in the pot ! " So they could not eat it anymore .
Ka nandoatra ny hanina mba ho hanin'ireo lehilahy izy ireo . Afaka kelikely , raha teo am - pihinanana izy ireo , dia nihiaka mafy nanao hoe : " Ry lehilahin'Andriamanitra , misy mahafaty ao am - bilany ! " Ka tsy afaka ny hihinana izany intsony izy ireo .
2KI 4:41     Alignment score: 0.395
But Elisha said , " Bring some flour . " He threw it into the pot and said , " Pour it out for the people , so that they may eat . " Then there was no longer anything hurtful in the pot .
Fa hoy i Elisa hoe : " Mitondrà koba . " Nanipy izany tao anaty vilany izy ary niteny hoe : " Lohary ho an ' ny olona izany , mba hihinana izy ireo . " Ka tsy nisy zavatra mahafaty intsony tao am - bilany . "
2KI 4:42     Alignment score: 0.278 → 0.277
A man came from Baal Shalishah to the man of God and brought twenty loaves of barley bread in his sack from the firstfruits and fresh ears of grain . He said , " Give this to the people so they can eat . "
Nisy lehilahy iray avy any Bala - salisa nankany amin ' ny lehilahin'Andriamanitra ary nitondra mofo vita tamin ' ny vary hordea roapolo vao nojinjaina , ary salohim - bary
vaovao tao anaty kitapony . Hoy izy : " Omeo an'ireo olona ireto mba hahafahan'izy ireo mihinana . "
2KI 4:43     Alignment score: 0.345 → 0.346
His servant said , " What , should I set this before a hundred men ? " But Elisha said , " Give this to the people , so they can eat , because Yahweh says , ' They will eat and will have some left . ' "
Hoy ny mpanompony : " Ahoana no hanomezako izany an'ireo olona zato ? " Fa hoy i Elisa hoe : " Omeo ny olona ireto , mba hahafahan'izy ireo mihinana , satria i Yaveh niteny hoe : " Hihinana izy ireo ary hamela ambiny . "
2KI 4:44     Alignment score: 0.311
So his servant set it before them ; they ate , and left some remaining , just as the word of Yahweh promised .
Ka nanome izany azy ireo ny mpanompony
; dia nihinana izy ireo , ary nisy sisa tavela , araka ny teny fampanantenan'i Yaveh .
2KI 4     Average alignment score: 0.359 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25