Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 20:1     Alignment score: 0.368 → 0.38
In those days Hezekiah was sick to the point of dying . So Isaiah son of Amoz
, the prophet came to him , and said to him , " Yahweh says , ' Set your house in order ; for you will die , and not live . ' "
Ary tamin'izany andro izany dia narary efa ho faty i Hezekia . Ka nanatona azy i Isaia zanak'i Amosa , ilay mpaninany , ary niteny taminy hoe : " Hoy i Yaveh : ' " Arindrao ny tranonao ; fa ho faty ianao , ary tsy ho velona . ' "


2KI 20:2     Alignment score: 0.507 → 0.51
Then Hezekiah turned his face to the wall and prayed to Yahweh , saying ,
Dia nitodika nanatrika ny rindrina i Hezekia ary nivavaka tamin'i Yaveh izy nanao hoe :
2KI 20:3     Alignment score: 0.402 → 0.421
" Please , Yahweh , I beg you , call to mind how I have faithfully walked before you with my whole heart , and how I have done what was good in your sight . " Then Hezekiah wept loudly .
" Mba miangavy re , ry Yaveh oh , mba tsarovy ny nandehanako am - pahatokiana teo amin ' ny anatrehanao
tamin ' ny foko manontolo , sy ny nanaovako ny tsara teo imasonao . " Ary nitomany mafy i Hezekia avy eo .
2KI 20:4     Alignment score: 0.404 → 0.415
Before Isaiah had gone out into the middle courtyard , the word of Yahweh came to him , saying ,
Mialohan ' ny nivoahan'i Isaia teo afovoan ' ny tokotany , dia tonga taminy ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
2KI 20:5     Alignment score: 0.484
" Turn back , and say to Hezekiah , the leader of my people , ' This is what Yahweh , the God of David your ancestor
, says : " I have heard your prayer , and I have seen your tears . I am about to heal you on the third day , and you will go up to the house of Yahweh .
" Miverena , ary ilazao i Hezekia , ilay mpitarika ny oloko hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh , Andriamanitr'i Davida razambenao : " Efa reko ny vavakao , ary hitako ny ranomasonao . Hanasitrana anao Aho amin ' ny andro fahatelo , ary hiakatra any an - tranon'i Yaveh ianao .
2KI 20:6     Alignment score: 0.372 → 0.381
I will add fifteen years to your life
, and I will rescue you and this city from the hand of the king of Assyria , and I will defend this city for my own sake and for my servant David 's sake . " ' "
Ho ampiako dimy ambin ' ny folo taona ny andro hiainanao , ary ho vonjeko amin ' ny tanan ' ny mpanjakan'i Asyria ianao sy ity tanàna ity , ary ho arovako ity tanàna ity nohon ' ny amiko sy nohon ' ny amin'i Davida mpanompoko . " ' "
2KI 20:7     Alignment score: 0.374 → 0.375
So Isaiah said , " Take a lump of figs . " They did so and put it on his boil , and he recovered .
Koa hoy Isaia hoe : " Makà fehezan'aviavy . " Dia nanao izany izy ireo ary napetrany tamin ' ny vai - ny izany , dia sitrana izy .
2KI 20:8     Alignment score: 0.558 → 0.576
Hezekiah said to Isaiah , " What will be the sign that Yahweh will heal me , and that I should go up to the temple of Yahweh on the third day ? "
Hoy i Hezekia tamin'i Isaia : " Inona no famantarana fa hositranin'i Yaveh aho , sy ny tokony hiakarako any amin ' ny tempoliny
amin ' ny andro fahatelo ? "
2KI 20:9     Alignment score: 0.459 → 0.459
Isaiah replied , " This will be the sign for you from Yahweh , that Yahweh will do the thing that he has spoken . Will the shadow go forward ten steps , or go back ten steps ? "
Namaly Isaia hoe : " Izao no famantarana ho anao avy amin'i Yaveh , fa i Yaveh dia hanao izay zavatra nolazainy
. Tokony handroso dingana folo ve ny aloka , sa hihemotra dingana folo ? "
2KI 20:10     Alignment score: 0.427 → 0.446
Hezekiah answered , " It is an easy thing for the shadow to go forward ten steps . No , let the shadow go backward
ten steps . "
Namaly i Hezekia : " Mora ho an ' ny aloka ny handroso dingana folo . Tsia ! avelao hihemotra dingana folo ny aloka . "
2KI 20:11     Alignment score: 0.454 → 0.454
So Isaiah the prophet cried out to Yahweh , and he brought the shadow ten steps backward
, from where it had moved on the stairway of Ahaz .
Ka niantsoantso an'i Yaveh i Isaia mpaminany , ary nentiny nihemotra dingana folo ny aloka , avy tany amin ' ny nihetsehany teo amin ' ny tohotr'i Ahaza .
2KI 20:12     Alignment score: 0.594 → 0.602
At that time Marduk - Baladan son of Baladan king of Babylon sent letters and a gift to Hezekiah , for he had heard that Hezekiah had been sick .
Tamin'izany fotoana izany i Merodaka Baladana zanak'i Baladana mpanjakan'i Babylona dia nandefa taratasy sy fanomezana tany
amin'i Hezekia , satria reny fa narary i Hezekia .
2KI 20:13     Alignment score: 0.464 → 0.479
Hezekiah listened to those
letters , and then showed the messengers all the palace and his valuable things , the silver , the gold , the spices and precious oil , and the storehouse of his weapons , and all that was found in his storehouses . There was nothing in his house , nor in all his kingdom , that Hezekiah did not show them .
Nihaino izany taratasy izany i Hezekia , ary nasehony ireo mpitondra hafatra ny lapa rehetra sy ny zava - tsarobidiny , ny volafotsy , ny volamena , ny zava - manitra sy ny menaka sarobidy , ary koa ny trano fitehirizany ny fitaovam - piadiany , izany rehetra izany dia hita tao amin ' ny trano fitehirizany . Tsy nisy zavatra izay tsy nasehon'i Hezekia azy ireo tao an - tranony , na tao amin ' ny fanjakany .
2KI 20:14     Alignment score: 0.512 → 0.513
Then Isaiah the prophet came to King Hezekiah and asked him , " What did these men say to you ? Where did they come
from ? " Hezekiah said , " They came from the distant country of Babylon . "
Ary Isaia mpaminany nankany amin'i Hezekia Mpanjaka ary nanontany azy hoe : " Inona no nolazain'ireny lehilahy ireny taminao ? Avy aiza izy ireny ? " Hoy i Hezekia : " Avy any an - tany lavitra any Babylona izy ireo . "
2KI 20:15     Alignment score: 0.347 → 0.375
Isaiah asked , " What have they seen in your house ? " Hezekiah answered , " They have seen everything in my house . There is nothing among my valuable things that I have not shown them . "
Nanontany i Isaia hoe : " Inona no hitan'izy ireo tao an - tranonao
? " Namaly i Hezekia hoe : " Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tato an - tranoko . Tsy nisy tamin'ireo zava - tsarobidiko tsy nasehoko azy ireo . "
2KI 20:16     Alignment score: 0.687
So Isaiah said to Hezekiah , " Listen to the word of Yahweh :
Ka hoy Isaia tamin'i Hezekia : " Henoy ny tenin'i Yaveh :
2KI 20:17     Alignment score: 0.309 → 0.323
' Look , the days are about to come
when everything in your palace , the things that your ancestors stored away until this present day , will be carried to Babylon . Nothing will be left , says Yahweh .
' Indro , efa ho avy ny andro hitaomana ny zavatra rehetra eo amin ' ny lapanao mankany Babylona , dia ireo zavatra notehirizin ' ny razambenao hatramin'izao andro izao . Tsy misy na inona na inona ho tavela , hoy i Yaveh .
2KI 20:18     Alignment score: 0.319 → 0.335
Some of your descendants whom you will father will be taken away from you , and they will become
eunuchs in the palace of the king of Babylon . ' "
Ny zanaka lahy teraka avy aminao , izay notaizainao manokana_ho alain'izy ireo izany , ary ho lasa tandapa ao amin ' ny lapan ' ny mpanjakan'i Babylona izy ireo . ' "
2KI 20:19     Alignment score: 0.51 → 0.51
Then Hezekiah said to Isaiah , " The word of Yahweh that you have spoken is good . " For he thought , " Will there not be peace and stability in my days ? "
Ary hoy i Hezekia tamin'i Isaia : " Tsara ny tenin'i Yaveh izay nolazainao . " Satria nihevitra izy hoe : " Tsy hisy fiadanana sy filaminana ve izany amin ' ny androko ? "
2KI 20:20     Alignment score: 0.469 → 0.454
As for the other matters concerning Hezekiah , and all his power , and how he constructed the pool and the conduit , and how he brought water into the city are they not written in the book of the events of the kings of Judah ?
Raha ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Hezekia , sy ny heriny rehetra , ary ny nanaovany ny farihy sy ny lakan - drano , ary koa ny nitondrany rano tao amin ' ny tanàna moa tsy efa voasoratra ao amin ' ny bokin ' ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany ?
2KI 20:21     Alignment score: 0.457
Hezekiah lay down with his ancestors , and Manasseh his son became king in his place .
Nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Hezekia , ary i Manase zanany lahy no nandimby azy teo amin ' ny toerany
.
2KI 20     Average alignment score: 0.452 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25