Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 6:1     Alignment score: 0.335 → 0.354
The sons of the prophets said to Elisha , " See now , the place where we live
with you is too small for us all .
Ireo zanaky ny mpaminany nilaza tamin'i Elisa hoe : " Ilay toerana izay hipetrahanay miaraka aminao dia tena kely loatra ho anay rehetra .


2KI 6:2     Alignment score: 0.363
Please let us go to the Jordan , and let every man cut down a tree there , and let us build us a place there where we may live . " Elisha answered , " You may go ahead . "
Avelao re izahay handeha ho any Jordana , ary avelao ny olona rehetra mba hanapaka hazo any , ary avelao izahay hanorina toerana hahafahanay mipetraka any . " Namaly i Elisa hoe : " Afaka mandeha ianareo . "
2KI 6:3     Alignment score: 0.471
One of them said , " Please go with your servants . " Elisha answered , " I will go . "
Ny iray tamin'izy ireo niteny hoe : " Mandehana re miaraka amin'ireo mpanomponao . " Ary namaly Elisa hoe : " Handeha aho . "
2KI 6:4     Alignment score: 0.518
So he went with them , and when they came to the Jordan , they began to cut down trees .
Koa nandeha niaraka tamin'izy ireo izy , ary rehefa tonga tany Jordana izy ireo , dia nanomboka nanapaka hazo .
2KI 6:5     Alignment score: 0.25
But as one was chopping , the ax head fell into the water ; he cried out and said , " Oh no , my master , it was borrowed ! "
Fa raha teo am - pikapana ny iray , dia nilatsaka tao anaty rano ny lela - pamaky ; nihiaka mafy izy ary niteny hoe : " Loza , ry tompoko , nindramina iny ! "
2KI 6:6     Alignment score: 0.309 → 0.321
So the man of God said , " Where did it fall
? " The man showed Elisha the place . He then cut off a stick , threw it in the water , and made the iron float .
Ka hoy ilay lehilahin'Andriamanitra hoe : " Taiza no nilatsahany ? " Dia natoron'ilay olona an'i Elisa ilay toerana . Dia nanapaka tapa - kazo izy , ary nanipy izany tao anaty rano , ka nampitsingevana ny vy .
2KI 6:7     Alignment score: 0.34 → 0.375
Elisha said , " Pick it up . " So the man reached out his hand and grabbed it .
Hoy i Elisa hoe : " Alaivo io . " Ka naninjitra ny tanany ilay olona ary naka izany .
2KI 6:8     Alignment score: 0.26 → 0.26
Now the king of Aram was waging war against Israel . He consulted with his servants , saying , " My camp will be in such and such a place . "
Ary nanangan'ady tamin'Israely nyy mpanjakan'i Syria . Niresaka tamin ' ny mpanompony izy , nanao hoe : " Any amin ' ny toerana tahaka izao sy tahaka izao no hitobiako . "
2KI 6:9     Alignment score: 0.361
So the man of God sent to the king of Israel , saying , " Be careful not to pass that place , for the Arameans are going down there . "
Ka ilay lehilahin'Andriamanitra izay nalefa tany amin ' ny mpanjakan'Israely , niteny hoe : " Mitandrema tsy handalo amin'izany toerana izany , fa hidina any ireo Syriana . "
2KI 6:10     Alignment score: 0.328 → 0.343
The king of Israel sent a message to the place about which the man of God had spoken and warned him . More than once or twice , when the king went there , he was on his guard .
Nandefa hafatra tany amin'ilay toerana izay voalaza sy nampitandreman'ilay lehilahin'Andriamanitra azy ny mpanjakan'Israely . Tsy indray mandeha na indroa fotsiny , rehefa nandeha tany ilay mpanjaka , dia mailo izy .
2KI 6:11     Alignment score: 0.355
The king of Aram was enraged about these
warnings , and he called his servants and said to them , " Will you not tell me who among us is for the king of Israel ? "
Tezitra mafy tamin ' ireo fampitandremana ilay mpanjakan'i Syria , ka niantso ireo mpanompony izy ary nilaza tamin'izy ireo hoe : " Tsy hilaza amiko ve ianareo hoe iza eo aminareo no miandany amin ' ny mpanjakan'Israely ? "
2KI 6:12     Alignment score: 0.447 → 0.447
So one of his servants said , " No , my master , king , for Elisha the prophet in Israel tells the king of Israel the words that you speak in your own bedroom ! "
Ka hoy ny iray tamin'ireo mpanompony hoe : " Tsia , ry mpanjaka , tompoko , fa i Elisa mpaminany ao Israely no milaza amin ' ny mpanjakan'Israely ireo teny izay lazainao
ao amin ' ny efitrano fatorianao ! "
2KI 6:13     Alignment score: 0.464
The king replied , " Go and see where Elisha is so I may send men and capture him . " It was told him , " See , he is in Dothan . "
Ary namaly ilay mpanjaka hoe : " Mandehana ary tadiavo ny misy an'i Elisa mba hahafahako mandefa olona hisambotra azy . " Nolazaina taminy hoe : " Indro , any Dotana izy . "
2KI 6:14     Alignment score: 0.611
So the king sent to Dothan horses , chariots , and a large army . They came by night and surrounded the city .
Ka nandefa soavaly maro , kalesy , ary tafika lehibe tany
Dotana ny mpanjaka . Tamin ' ny alina izy no tonga ary nanodidina ny tanàna .
2KI 6:15     Alignment score: 0.353 → 0.355
When the servant of the man of God had risen early and gone outside , behold , a large army with horses and chariots surrounded the city . His servant said to him , " Oh , my master ! What will we do ? "
Rehefa nifoha maraina ka nivoaka tany
ivelany ny mpanompon'ilay lehilahin'Andriamanitra , dia indro , ny tafika lehibe mitaingi - tsoavaly sy kalesy nanodidina ny tanàna . Hoy ilay mpanompo taminy hoe : " O , ry tompoko ! Inona no ho ataontsika ? "
2KI 6:16     Alignment score: 0.437
Elisha answered , " Do not fear , for those
who are with us are more than those who are with them . "
Elisa namaly hoe : " Aza matahotra , fa ireo izay miaraka amintsika dia mbola maro kokoa noho ireo izay miaraka amin'izy ireo . "
2KI 6:17     Alignment score: 0.552
Elisha prayed and said , " Yahweh , I beg that you will open his eyes that he may see . " Then Yahweh opened the servant 's eyes , and he saw . Behold , the mountain
was full of horses and chariots of fire around Elisha !
Nivavaka i Elisa ary niteny hoe : " Ry Yaveh , mitalaho aminao ny mba hanokafanao ny masony mba hahita aho . " Ary nosokafan'i Yaveh ny mason'ilay mpanompo , ka nahita izy . Indro , ny tendrombohitra dia feno soavaly sy kalesy afo nanodidina an'i Elisa !
2KI 6:18     Alignment score: 0.459 → 0.473
When the Arameans came down to him , Elisha prayed to Yahweh and said , " Strike
these people blind , I ask you . " So Yahweh made them blind , just as Elisha had asked .
Rehefa nidina teo aminy ireo Syriana , dia nivavaka tamin'i Yaveh i Elisa ary niteny hoe : " Mangataka aminao aho , ataovy jamba ireo olona ireo . " Koa nohajambainy izy ireo , araka ny nangatahan'i Elisa .
2KI 6:19     Alignment score: 0.378 → 0.381
Then Elisha told the Arameans , " This is not the way , neither is this the city . Follow me , and I will bring you to the man whom you are looking for . " Then he led them to Samaria .
Ary hoy i Elisa tamin'ireo Syriana hoe : " Tsy io no lalana , na ilay tanàna . Araho aho , fa ho entiko any amin'ilay olona izay tadiavinareo ianareo . " Avy eo dia notarihany ho any Samaria izy ireo .
2KI 6:20     Alignment score: 0.575 → 0.576
It came about that when they had come
into Samaria , Elisha said , " Yahweh , open the eyes of these men that they may see . " Yahweh opened their eyes and they saw , and behold , they were in the middle of the city of Samaria .
Ary rehefa tonga tany Samaria izy ireo , dia hoy i Elisa hoe : " Ry Yaveh , sokafy ny mason'ireo olona ireo mba hahafahan'izy ireo mahita . " Dia nosokafan'i Yaveh ny mason'izy ireo ka nahita izy ireo , ary indro , teo afovoan ' ny tanànan'i Samaria izy ireo .
2KI 6:21     Alignment score: 0.547 → 0.547
The king of Israel said to Elisha , when he saw them , " My father , should I kill them ? Should I kill them ? "
Hoy ilay mpanjakan'Israely tamin'i Elisa , rehefa nahita azy ireo izy : " Ry raiko , tokony hovonoiko ve izy ireo ? Tokony hovonoiko ve izy ireo ? "
2KI 6:22     Alignment score: 0.421 → 0.419
Elisha answered , " You must not kill them . Would you kill those
whom you had taken captive with your sword and bow ? Put bread and water before them , that they may eat and drink , and go to their master . "
Elisa namaly hoe : " Aoka tsy hamono azy ireo ianao . Hovonoinao ve ireo izay nobaboanao tamin ' ny sabatra sy ny tsipìka ? Mametraha mofo sy rano eo anoloan'izy ireo , mba hihinana sy hisotro izy ireo , ary mandehana any amin ' ny tompon'izy ireo . "
2KI 6:23     Alignment score: 0.392 → 0.392
So the king prepared much food for them , and when they had eaten and drunk
, he sent them away , and they went back to their master . Those bands of Aramean soldiers did not return for a long time into the land of Israel .
Koa nanomana sakafo maro ho azy ireo ilay mpanjaka , ary rehefa nihinana sy nisotro izy ireo , dia nalefany , ka niverina tany amin ' ny tompony . Tsy niverina tany amin ' ny tanin'Israely nandritra ny fotoana ela ireo tariky ny miaramila Syriana .
2KI 6:24     Alignment score: 0.356 → 0.357
Later after this Ben - Hadad king of Aram gathered all his army and attacked Samaria and besieged it .
Fotoana fohy taorian'izay dia namory ny tafiny i Beni - hadada ary nanafika an'i Samaria sy nanao fahirano azy .
2KI 6:25     Alignment score: 0.415 → 0.476
So there was a great famine in Samaria . Behold , they besieged it until a donkey 's head was sold for eighty pieces of silver , and the fourth part of a kab of dove 's dung for five pieces of silver .
Ka nisy mosary lehibe tany
Samaria . Indro , nanao fahirano izy ireo mandra - pahalafo ho sekely volafotsy valopolo ny lohan'ampondra iray , ary ny taim - boromailala ampahefatry ny kaba ho sekely volafotsy dimy .
2KI 6:26     Alignment score: 0.393 → 0.392
As the king of Israel was passing by on the wall , a woman cried to him , saying , " Help , my master , king . "
Raha nandalo teo amin ' ny manda ny mpanjakan'Israely , dia nisy vehivavy nihiaka taminy , nilaza hoe : " Vonjeo
, ry mpanjaka , tompoko . "
2KI 6:27     Alignment score: 0.366 → 0.366
He said , " If Yahweh does not help you , how can I help you ? Is there anything coming from the threshing floor or winepress ? "
Hoy izy : " Raha tsy manampy anao i Yaveh , ahoana no hahafahako manampy anao ? Misy zavatra ve avy amin ' ny famoloana sy ny famiazam - boaloboka ? "
2KI 6:28     Alignment score: 0.468
The king continued , " What is troubling you ? " She answered , " This woman said to me , ' Give your son so that we may eat him today , and we will eat my son tomorrow . ' "
Dia nanohy ny mpanjaka hoe : " Inona no olanao ? " Ka namaly izy hoe : " Hoy ity vehivavy ity tamiko : ' Omeo ny zanakao mba hihinanantsika azy anio , ary hihinana ny zanako isika rahampitso . " '
2KI 6:29     Alignment score: 0.296 → 0.3
So we boiled my son and ate him , and I said to her on the next day , " Give your son that we may eat him , but she has hidden her son . "
Ka nampangotrahinay
ny zanako ary nohaninay , ary nilaza taminy aho ny andro manaraka hoe : " Omeo ny zanakao mba hihinanantsika azy , kanefa efa nafeniny ny zanany . "
2KI 6:30     Alignment score: 0.486 → 0.489
So when the king heard the words of the woman , he tore his clothes ( now he was passing by on the wall ) , and the people looked and saw that he had sackcloth underneath , against his skin .
Ary rehefa nandre ireo tenin - dravehivavy ny mpanjaka , dia nandriatra ny akanjony izy ( ary nandalo teo amin ' ny manda izy ) , ka nijery ary nahita fa nanana atin'akanjo lamba fisaonana izy , teny
an - kodiny .
2KI 6:31     Alignment score: 0.425
Then he said , " May God do so to me , and more also , if the head of Elisha son of Shaphat remains on him today . "
Ary hoy izy hoe : " Aoka anie Andriamanitra hanao izany amiko , mihoatra noho izany aza , raha mitoetra ao aminy ny lohan'i
Elisa zanak'i Safata anio . "
2KI 6:32     Alignment score: 0.424 → 0.429
But Elisha was sitting in his house , and the elders were sitting with him . The king sent a man from before him , but when the messenger
came to Elisha , he said to the elders , " See how this son of a murderer has sent to take away my head ? Look , when the messenger comes , shut the door , and hold the door shut against him . Is not the sound of his master 's feet behind him ? "
Fa i Elisa nipetraka tao an - tranony , ary ireo loholona niara - nipetraka taminy . Nandefa olona iray avy teo anoloany ny mpanjaka , nefa rehefa tonga tany amin'i Elisa ny mpitondra hafatra , dia hoy izy tamin'ireo loholona hoe : " Indro , ahoana ny fomba nandefasana ity zanaka mpamono olona ity olona hanapaka ny lohako ? Indro , rehefa tonga ny mpitondra hafatra , dia hidio ny varavarana , ary hazony hihidy mba tsy hidirany ny varavarana . Moa ve tsy feon ' ny tongotry ny tompony izany ao aoriany izany ?
2KI 6:33     Alignment score: 0.41 → 0.419
While he was still talking with them , behold , the messenger
came down to him . The king had said , " Behold , this trouble comes from Yahweh . Why should I wait for Yahweh any longer ? "
Raha mbola nanohy niresaka tamin'izy ireo izy , dia indro , nidina teo aminy ilay mpitondra hafatra . Hoy ny mpanjaka hoe : " Indro , avy amin'i Yaveh izao loza izao . Nahoana aho no tokony mbola hiandry an'i Yaveh ihany ? "
2KI 6     Average alignment score: 0.419 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25