Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 10:1     Alignment score: 0.573 → 0.573
Now Ahab had seventy descendants in Samaria . Jehu wrote letters and sent them to Samaria , to the rulers of Jezreel , including the elders and the guardians of Ahab 's descendants , saying ,
Ary nanana taranaka
fitopolo tany Samaria i Ahaba . Nanoratra taratasy i Jeho ka nandefa izany tany Samaria , ho an'ireo mpanapaka an'i Jezirela , tao anatin'izany ireo loholona sy ireo mpiambina ny taranak'i Ahaba , nilaza hoe :


2KI 10:2     Alignment score: 0.348
" Your master 's descendants are with you , and you also have chariots and horses and a fortified city and armor . So then , as soon as this letter comes to you ,
" Eo aminareo ireo taranaky
ny tomponareo , ary manana kalesy sy soavaly ary tanàna voaaro sy akanjo fiarovana ihany koa ianareo . Noho izany , raha vao tonga eo aminareo ity taratasy ity ,
2KI 10:3     Alignment score: 0.298
select the best and most deserving of your master 's descendants and set him on his father 's throne , and fight for your master 's royal line . "
dia safidio izay tsara sy mendrika indrindra amin'ireo taranaky
ny tomponareo ka apetraho ho eo amin ' ny seza fiandrianan - drainy izy , ary miadia ho an ' ny fianakavian ' ny mpanjaka tomponao . "
2KI 10:4     Alignment score: 0.313 → 0.321
But they were terrified and said among themselves , " See , the two kings could not stand before Jehu . So how can we stand ? "
Fa nihorohoro izy ireo ka nifampilaza hoe : " Indro , mpanjaka roa aza tsy nahajanona teo anatrehan'i Jeho . Koa ahoana moa no hahajanonantsika ? "
2KI 10:5     Alignment score: 0.324 → 0.332
Then the man who was in charge of the palace , and the man who was over the city , and the elders also , and they who raised the children , sent word back to Jehu , saying , " We are your servants . We will do everything that you command us . We will not make any man king . Do what is good in your eyes . "
Avy eo ilay lehilahy izay misahana ny lapa , sy ilay lehilahy nanapaka ny tanàna , sy ireo loholona ihany koa , ary ireo izay nitaiza ireo zaza , dia nandefa teny niverina tany
amin'i Jeho , nilaza hoe : " Mpanomponao izahay . Hataonay izay rehetra handidianao anay , tsy hametraka olona ho mpanjaka izahay . Ataovy izay fantatrao fa mety eo imasonao . "
2KI 10:6     Alignment score: 0.414 → 0.414
Then Jehu wrote a letter the second time to them , saying , " If you are on my side , and if you will listen to my voice , you must take the heads of the men of your master 's descendants , and come to me to Jezreel by tomorrow this time . " Now the king 's descendants , seventy in number , were with the important men of the city , who were bringing them up .
Ary nanoratra taratasy fanindroany ho azy ireo i Jeho , nilaza hoe : " Raha miandany amiko ianareo , ary raha mihaino
ny feoko ianareo , dia tsy maintsy tapahinareo ny lohan'ireo lehilahy taranaky ny tomponareo , ary mankanesa aty amiko aty Jezirela rahampitso amin ' ny ora toy izao . " Ankehitriny ireo taranaky ny mpanjaka , miisa fitopolo , dia niaraka tamin'ireo lehilahy manan - danja teo an - tanàna , izay nitaiza azy ireo .
2KI 10:7     Alignment score: 0.503 → 0.503
So when the letter came to them , they took the king 's sons and killed them , seventy persons , put their heads in baskets , and sent them to Jehu in Jezreel .
Ka rehefa tonga teo amin'izy ireo ilay taratasy , dia nalainy
ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka ka novonoiny , olona fitopolo , nataony tao anaty sobika ny lohan'izy ireo , ary nalefany tany amin'i Jeho tany Jezirela ireo .
2KI 10:8     Alignment score: 0.465 → 0.472
A messenger
came to Jehu , saying , " They have brought the heads of the king 's sons . " So he said , " Put them in two heaps at the entrance of the gate until the morning . "
Nisy mpitondra hafatra tonga teo amin'i Jeho , nilaza hoe : " Efa nitondra ny lohan'ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka izy ireo . " Ka hoy izy : " Ataovy antontan - javatra roa ho eo amin ' ny vavahady fidirana izy ireo mandra - maraina . "
2KI 10:9     Alignment score: 0.454 → 0.453
In the morning Jehu went out and stood , and said to all the people , " You are innocent . See , I plotted against my master and killed him , but who killed all these ?
Ny maraina i Jeho dia nivoaka ka nitsangana , ary niteny tamin ' ny vahoaka rehetra hoe : " Tsy manan
- tsiny ianareo . Indro , nikomy tamin ' ny tompoko aho ka namono azy , fa iza no namono ireto rehetra ireto ?
2KI 10:10     Alignment score: 0.428 → 0.429
Now you should certainly realize that no part of Yahweh 's word , the word that he spoke concerning the family of Ahab , will fall to the ground , for Yahweh has done what he spoke about through his servant Elijah . "
Ankehitriny dia tokony ho tsapanareo tokoa fa tsy nisy tamin ' ny tenin'i Yaveh , ny teny izay nolazainy
mahakasika ny fianakavian'i Ahaba , hiraraka amin ' ny tany , satria Yaveh no nanao araka izay nolazainy tamin ' ny alalan'i Elia mpanompony . "
2KI 10:11     Alignment score: 0.384 → 0.383
So Jehu killed all who remained in the family of Ahab in Jezreel , and all his important men , his close friends , and his priests , until no survivor remained to him .
Ka novonoin'i
Jeho izay sisa tavela tamin ' ny fianakavian'i Ahaba tany Jezirela , sy ireo lehilahy manan - danjany , ireo namany akaiky , ireo mpisorony , mandra - pahalany tamingana azy ireo .
2KI 10:12     Alignment score: 0.422 → 0.422
Then Jehu arose
and left ; he went to Samaria . As he was arriving at Beth Eked of the Shepherds ,
Avy eo dia nitsangana i Jeho ka lasa ; nankany Samaria izy . Ary raha vao tonga tao Bet - ekedan ' ny mpiandry ondry izy ,
2KI 10:13     Alignment score: 0.482 → 0.498
he met brothers of Ahaziah king of Judah . Jehu said to them , " Who are you ? " They answered , " We are brothers of Ahaziah , and we are going down to greet the children of the king and the children of Queen Jezebel . "
dia nifanena tamin'ireo rahalahin'i
Ahazia mpanjakan'i Joda . Hoy i Jeho tamin'izy ireo : " Iza ianareo ? " Namaly izy ireo hoe : " Rahalahin'i Ahazia izahay , ary hidina mba hiarahaba ireo zanaky ny mpanjaka sy ireo zanak'i Jezebela Mpanjakavavy izahay . "
2KI 10:14     Alignment score: 0.313 → 0.328
Jehu said to his own men , " Take them alive . " So they took them alive and killed them at the well of Beth Eked , all forty - two men . He did not leave any of them alive
.
Hoy i Jeho tamin'ireo lehilahiny : " Ataovy sambo - belona izy ireo . " Ka nataon'izy ireo sambo - belona izy ireo ary novonoiny tany amin ' ny lavaka famorian - dranon'i Bet - ekda , ireo roa amby efapolo lahy . Tsy nisy navelany ho velona izy ireo .
2KI 10:15     Alignment score: 0.398 → 0.411
When Jehu had left there , he met Jehonadab son of Rekab coming to meet him . Jehu greeted him and said to him , " Is your heart with me , as my heart is with yours ? " Jehonadab answered , " It is . " Jehu said , " If it is , give
me your hand . " So he gave Jehu his hand , and Jehu took Jehonadab up with him into the chariot .
Rehefa niala teo i Jeho , dia nifanena tamin'i Jonadaba zanaka lahin'i Rekaba ary nanatona azy . Niarahaba azy i Jeho ka nilaza taminy hoe : " Miaraka amiko ve ny fonao , tahaka ny foko izay miaraka amin ' ny anao ? " Namaly i Jonadaba hoe : " Izany tokoa . " Hoy i Jeho : " Raha izany tokoa no izy , dia atolory ahy ny tananao . " Ka natolotr'i Jonadaba azy ny tanany , ary nampiakarin'i Jeho niaraka taminy teo amin ' ny kalesiny i Jonadaba .
2KI 10:16     Alignment score: 0.396
Jehu said , " Come
with me and see my zeal for Yahweh . " So he had Jehonadab ride along with him in his chariot .
Hoy i Jeho " Miaraha amiko ka jereo ny zotom - poko ho an'i Yaveh . " Ka niara - nandeha taminy tao amin ' ny kalesiny i Jonadaba .
2KI 10:17     Alignment score: 0.469 → 0.482
When he came to Samaria , Jehu killed all who remained from Ahab 's descendants in Samaria , until he had destroyed Ahab 's royal line , just as was told them before by the word of Yahweh , which he had spoken to Elijah .
Raha tonga tany
Samaria izy , dia novonoin'i Jeho avokoa ny taranak'i Ahaba izay sisa tavela tany Samaria , mandra - pandringanany ny fianakavian'i Ahaba mpanjaka , araka izay efa nolazaina tamin'izy ireo tany aloha tamin ' ny alalan ' ny tenin'i Yaveh , izay nolazainy tamin'i Elia .
2KI 10:18     Alignment score: 0.487 → 0.486
Then Jehu gathered all the people together and said to them , " Ahab served Baal a little , but Jehu will serve him much .
Ary nampivory ny olona rehetra niaraka i Jeho ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Ahaba dia nanompo an'i Bala kelikely ihany , fa i Jeho kosa hanompo azy fatratra .
2KI 10:19     Alignment score: 0.355 → 0.367
Now therefore call to me all the prophets of Baal , all his worshipers , and all his priests . Let no one be left out , for I have a great sacrifice to offer to Baal . Whoever does not come
will not live . " But Jehu did this deceitfully , with the intent to kill the worshipers of Baal .
Ankehitriny ary antsoy ho eto amiko avokoa ireo mpaminan'i Bala rehetra , sy ireo mpanompo azy rehetra , ary ireo mpisorony rehetra . Aoka tsy hisy tavela , satria manana fanatitra lehibe hatolotra ho an'i Bala aho . Izay rehetra tsy tonga dia tsy ho velona . " Fa nataon'i Jeho izany mba ho famitahana , tamin ' ny fikasany hamono ireo mpanompon'i Bala .
2KI 10:20     Alignment score: 0.371
Jehu said , " Announce that there will be an assembly for Baal . " So they announced it .
Hoy i Jeho : " Manokàna fotoana iray mba hanaovana fivoriana ho an'i Bala . " Ka nambaran'izy ireo izany .
2KI 10:21     Alignment score: 0.385
Then Jehu sent throughout all Israel and all the worshipers of Baal came
, so that there was not a man left who did not come . They came into the temple of Baal , and it was filled from one end to another .
Ary naniraka manerana an'Israely rehetra sy ireo mpanompo an'i Bala rehetra i Jeho , mba tsy hisy olona tavela ka tsy tonga . Tonga tao amin ' ny tempolin'i Bala izy ireo , ary feno na hatraiza na hatraiza .
2KI 10:22     Alignment score: 0.315 → 0.318
Jehu said to the man who kept the priest 's wardrobe , " Bring out robes for all the worshipers of Baal . " So the man brought out robes to them .
Nilaza tamin'ilay lehilahy mpitahiry ny akanjon ' ny mpisorona i Jeho hoe : " Mamoaha akanjo ho an'ireo mpisoron'i
Bala rehetra . " Ka namoaka akanjo ho azy ireo ilay lehilahy .
2KI 10:23     Alignment score: 0.45
So Jehu went with Jehonadab son of Rekab into the house of Baal , and he said to the worshipers of Baal , " Search and make sure that there is no one here with you from the servants of Yahweh , but the worshipers of Baal alone . "
Ary lasa niaraka tamin'i Jonadaba zanaka lahin'i Rekaba ho ao an - tranon'i Bala i Jeho , ary hoy izy tamin'ireo mpanompon'i Bala : " Zahao
, ary ataovy azo antoka fa tsy hisy avy amin ' ny mpanompon'i Yaveh ny iray aminareo eto , fa mpanompon'i Bala ihany . "
2KI 10:24     Alignment score: 0.317 → 0.339
Then they went in to offer sacrifices and burnt offerings
. Now Jehu had chosen eighty men who were standing outside , and he told them , " If any of the men whom I bring into your hands escapes , whoever lets that man escape , his life will be taken for the life of the one who escaped . "
Dia nandeha nanolotra sorona sy fanatitra dorana izy ireo . Ary nifidy lehilahy valopolo hitsangana eo ivelany i Jeho , ary hoy izy tamin'izy ireo : " Raha misy tafatsoaka amin'ireo lehilahy izay entiko eo an - tananareo , na iza na iza mamela izany olona izany handositra , dia ho esorina aminy ny ainy ho solon'ilay tafatsoaka . "
2KI 10:27     Alignment score: 0.247
Then they broke down the pillar of Baal , and destroyed the house of Baal and made it a latrine , which it is to this day .
Avy eo dia narodan'izy ireo ny andrin'i Bala , ka noravainy ny tranon'i Bala ary nataony trano fivoahana , ary mandraka ankehitriny izany .
2KI 10:28     Alignment score: 0.471
That is how Jehu destroyed Baal worship from Israel .
Toy izany no nandravan'i Jeho ny fanompoana an'i Bala tany
Israely .
2KI 10:29     Alignment score: 0.47 → 0.489
But Jehu did not leave the sins of Jeroboam son of Nebat , by which he made Israel sin that is , the worship of the golden calves in Bethel and Dan .
Kanefa tsy nandao ireo fahotan'i
Jeroboama zanaka lahin'i Nebata i Jeho , izay nampanotàny ny Israely_izay fanompona ny ombilahy kely volamena tany Betela sy Dana .
2KI 10:30     Alignment score: 0.441 → 0.441
So Yahweh said to Jehu , " Because you have done well in executing what was right in my eyes , and have done to the house of Ahab according to all that was in my heart , your descendants will sit on the throne of Israel to the fourth generation . "
Ka hoy i Yaveh tamin'i Jeho hoe : " Satria ianao nanao izay tsara tamin ' ny fanatanterahana izay marina teo imasoko
, ary nanao ny ankohonan'i Ahaba araka izay rehetra tato am - poko , ireo taranakao dia hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'Israely hatramin ' ny taranaka fahefatra . "
2KI 10:31     Alignment score: 0.397
But Jehu took no care to walk in the law of Yahweh , the God of Israel , with all his heart . He did not turn away from the sins of Jeroboam , by which he made Israel sin .
Fa tsy niraraha izay handeha amin ' ny lalàn'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , tamin ' ny fony manontolo i Jeho . Tsy niala tamin ' ny fahotan'i
Jeroboama izy , izay nampanotàny ny Israely .
2KI 10:32     Alignment score: 0.44 → 0.442
In those days Yahweh began to cut off regions from Israel , and Hazael defeated the Israelites at the borders of Israel ,
Tamin'ireo andro ireo i Yaveh no nanomboka nametra ny faritr'Israely , ary i Hazaela nandresy ireo Israelita teny
amin ' ny sisin - tanin ' ny Israely ,
2KI 10:33     Alignment score: 0.65 → 0.655
from the Jordan eastward , all the land of Gilead , the Gadites , and the Reubenites , and the Manassites , from Aroer , which is by the Valley of the Arnon , through Gilead to Bashan .
hatrany Jordana no ho miantsinanana , ny tanin'i Gileada rehetra , ny Gadita , ary ny Robenita , sy ny Manasita , avy any Aroera , izay avy eo amin ' ny lohasahan'i
Arnona , hatrany Gileada ka hatrany Basana .
2KI 10:34     Alignment score: 0.499
As for the other matters concerning Jehu , and all that he did , and all his power , are they not written in the book of the events of the kings of Israel ?
Raha ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Jeho , sy izay rehetra nataony , sy ny fahefany rehetra , moa tsy efa voasoratra ao amin ' ny bokin ' ny tantaran ' ny mpanjakan'Israely ve izany ?
2KI 10:35     Alignment score: 0.556 → 0.553
Jehu lay down with his ancestors , and they buried him in Samaria . Then Jehoahaz his son became king in his place .
Nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Jeho , ary nalevin'izy ireo tany
Samaria izy . Ary i Joahaza zanany lahy no lasa mpanjaka nandimby azy .
2KI 10:36     Alignment score: 0.541 → 0.673
The time that Jehu reigned over Israel in Samaria was twenty - eight years .
Valo amby roapolo taona ny fotoana nanjakan'i
Jeho teo amin'Israely tany Samaria .
2KI 10     Average alignment score: 0.425 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25