Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25 


2KI 25:1     Alignment score: 0.563 → 0.574
It happened that in the ninth year of the reign of King Zedekiah , in the tenth month , and on the tenth day of the month , Nebuchadnezzar king of Babylon came with all his army against Jerusalem . He camped opposite it , and they built a siege wall around it .
Ary tamin ' ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia Mpanjaka , tamin ' ny volana fahafolo , ary tamin ' ny andro fahafolon ' ny volana , dia tonga hanohitra an'i Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ireo tafiny rehetra . Nitoby teo anilan'izany izy , ary nanangan'izy ireo rindrina manodidina izany .


2KI 25:2     Alignment score: 0.349 → 0.33
So the city was besieged until the eleventh year of King Zedekiah 's reign .
Ka dia natao fahirano hatramin ' ny fahairaika
ambiny ' ny folo taona nanjakan'i Zedekia Mpanjaka ny tanàna .
2KI 25:3     Alignment score: 0.462 → 0.487
On the ninth day of the fourth month of that year , the famine was so severe in the city that there was no food for the people of the land .
Tamin ' ny andro fahasivin ' ny volana fahefatra tamin'izany taona izany , dia namely mafy ny mosary tao an - tanàna ka tsy nisy sakafo ho an ' ny vahoakan
' ny tany .
2KI 25:4     Alignment score: 0.482 → 0.484
Then the city was broken into , and all the fighting men fled at night by the way of the gate between the two walls , by the king 's garden , although the Chaldeans were all around the city . The king went in the direction of the Arabah .
Dia vaky ny tanàna , ary ny lehilahy mpiady rehetra nandositra tamin ' ny alina avy teo amin ' ny lalan ' ny vavahady teo anelanelan'ireo rindrina roa , izay eo amin ' ny zaridainan ' ny mpanjaka , na dia nanodidina ny tanàna rehetra aza ireo Kaldeana . Nandeha tamin ' ny lalana mankany Araba ny mpanjaka .
2KI 25:5     Alignment score: 0.475 → 0.505
But the army of Chaldeans pursued King Zedekiah and overtook him in the plains of the Jordan River valley near Jericho . All his army was scattered away from him .
Kanefa nanenjika an'i Zedekia Mpanjaka ny tafik'i
Kaldeana ka nahatratra azy teo amin ' ny lemaky ny lohasahan - dreniranon'i Jordana akaikin'i Jeriko . Ary niparitaka niala taminy ny tafiny rehetra .
2KI 25:6     Alignment score: 0.444
They captured the king and brought him up to the king of Babylon at Riblah , where they passed sentence on him .
Nosamborin'izy ireo ny mpanjaka ary nentiny niakatra tany
amin ' ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla , tany izy ireo no nitsara azy .
2KI 25:7     Alignment score: 0.445 → 0.448
As for Zedekiah 's sons , they slaughtered them before his eyes . Then he put out his eyes , bound him in bronze chains , and brought him to Babylon .
Raha ny amin'ireo zanaka lahin'i Zedekia kosa , novonoin'izy ireo teo imasony
izy ireo . Avy eo dia nopotsirin'izy ireo ny masony , nofatorany tamin ' ny rojo varahina izy , ary nentiny tany Babylona .
2KI 25:8     Alignment score: 0.525 → 0.544
Now in the fifth month , on the seventh day of the month , which was the nineteenth year of the reign of Nebuchadnezzar king of Babylon , Nebuzaradan , a servant of the king of Babylon and commander
of his bodyguards , came to Jerusalem .
Tamin ' ny volana fahadimy , tamin ' ny andro fahafiton ' ny volana , izay taona fahasivy ambin ' ny folo nanjakan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona , dia nankany Jerosalema , i Nebozaradana , mpanompon ' ny mpanjakan'i Babylona sy lehiben'ireo mpiambiny .
2KI 25:9     Alignment score: 0.517
He burned the house of Yahweh , the king 's palace , and all the houses of Jerusalem ; also every important building in the city he burned .
Nodorany ny tranon'i Yaveh , ny lapan ' ny mpanjaka , ary ny trano rehetra tao Jerosalema ; ary nodorany ihany koa izay trano lehibe manan - danja rehetra tao an - tanàna .
2KI 25:10     Alignment score: 0.362
As for all the walls around Jerusalem , all the army of the Chaldeans who were under the commander of the bodyguard destroyed them .
Ary ireo rindrina manodidina an'i Jerosalema rehetra , dia nopotehin'ireo tafika Babyloniana izay teo ambany fifehezan ' ny lehiben ' ny mpiambina .
2KI 25:11     Alignment score: 0.35 → 0.351
As for the rest of the people who were left in the city , those
who had deserted to the king of Babylon , and the remainder of the population Nebuzaradan , the commander of the bodyguard , took them away into exile .
Raha ny amin'ireo vahoaka izay sisa tavela tao an - tanàna , ireo izay nandao ny mpanjakan'i Babylona , ary ireo vahoaka ambiny dia nalefan'i Neborazadana , mpifehy ny mpiambina an - tsesitany izy ireo .
2KI 25:12     Alignment score: 0.377
But the commander of the bodyguard did leave some of the poorest of the land to work the vineyards
and fields .
Kanefa ny lehiben ' ny mpiambina dia namela ny sasany tamin'ireo mahantra indrindra amin ' ny tany mba hiasa ireo tanim - boaloboka sy ireo saha .
2KI 25:13     Alignment score: 0.492 → 0.501
As for the bronze pillars that were in the house of Yahweh , and the stands and the bronze sea that were in the house of Yahweh , the Chaldeans broke them into pieces and carried the bronze back to Babylon .
Ary ny amin'ireo andry varahina izay tao an - tranon'i Yaveh , sy ireo tsanganana ary ireo tavin - drano varahina lehibe izay tao an - tranon'i Yaveh , dia nopotipotehin'ireo Kaldeana ary nentin'izy ireo niverina tany
Babylona ny varahina .
2KI 25:14     Alignment score: 0.456 → 0.46
The pots , shovels , lamp trimmers , spoons , and all the utensils of bronze with which the priests had served in the temple the Chaldeans took them all away .
Ireo vilany , lapelina , fitoeran - jiro , sotro , ary ireo fanaka varahina rehetra izay fampiasan ' ny mpisorona eo an - tempoly dia nalain'ireo Kaldeana avokoa .
2KI 25:15     Alignment score: 0.369 → 0.372
The censers and the bowls that were made of gold and those
made of silver the captain of the king 's guard took them away as well .
Ny vilany famafazan - davenona sy ny lovia izay vita tamin ' ny volamena , ary ireo vita tamin ' ny volafotsy dia nalain ' ny kapitenin ' ny mpiambin ' ny mpanjaka ihany koa .
2KI 25:16     Alignment score: 0.417
The two pillars , the sea , and the stands that Solomon had made for the house of Yahweh contained more bronze than could be weighed .
Ireo andry roa , ny koveta , ary ireo tsanganana izay nataon'i Solomona ho an ' ny tranon'i Yaveh dia misy varahina tsy hita ho lanjaina .
2KI 25:17     Alignment score: 0.442 → 0.454
The height of the first pillar was eighteen cubits , and a capital of bronze was on top of it . The capital was three cubits high , with latticework and pomegranates all around on the capital , all made of bronze . The other pillar and its latticework were the same as the first .
Ny haavon
' ny andry voalohany dia valo ambin ' ny folo hakiho , ary nihaingo kapitaly varahina ny tampon'izany . Telo hakiho ny haavon'ilay kapitaly , miaraka amin ' ny harato sy ampongaben - danitra manodidina ilay kapitaly rehetra , natao tamin ' ny varahina avokoa . Mitovy amin'ilay harato voalohany ihany ilay iray hafa .
2KI 25:18     Alignment score: 0.511
The commander of the bodyguard took Seraiah the chief priest , together with Zephaniah , the second priest , and the three gatekeepers .
Nalain
' ny lehiben ' ny mpiambina i Seraia lehiben ' ny mpisorona , niaraka tamin'i Zefania , mpisorona faharoa , ary ireo mpiandry vavahady telo .
2KI 25:19     Alignment score: 0.367 → 0.372
From the city he took prisoner
an officer who was in charge of soldiers , and five men of those who advised the king , who were still in the city . He also took prisoner the king 's army officer responsible for drafting men into the army , along with sixty important men from the land who were in the city .
Avy tao an - tanàna izy no naka tandapa iray ho gadra izay niandraikitra ireo miaramila , ary dimy lahy tamin'ireo dia mpanome hevitra ny mpanjaka , izay mbola tao an - tanàna . Nogadrainy ihany koa ilay manam - pahefan ' ny tafiky ny mpanjaka izay miandraikitra ireo lehilahy miofana ho ao amin ' ny tafika , niaraka tamina enimpolo lahy manan - kaja avy amin ' ny tany ao an - tanàna .
2KI 25:20     Alignment score: 0.586 → 0.594
Then Nebuzaradan , the commander of the bodyguard , took them and brought them to the king of Babylon at Riblah .
Ary i Nebozaradana , lehiben ' ny mpiambina , naka ary nitondra azy ireo tany
amin ' ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla .
2KI 25:21     Alignment score: 0.474
The king of Babylon put them to death at Riblah in the land of Hamath . In this way , Judah went out of its land into exile .
Novoin ' ny mpanjakan'i Babylona tao Ribla tao amin ' ny tany Hamata izy ireo . Toy izany no nanaovana sesitany an'i Joda tany ivelan
' ny taniny .
2KI 25:22     Alignment score: 0.549
As for the people who remained in the land of Judah , those
whom Nebuchadnezzar king of Babylon had left , he put Gedaliah son of Ahikam , son of Shaphan , in charge of them .
Raha ny amin'ireo vahoaka izay nijanona tao amin ' ny tanin'i Joda , ireo izay navelan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona , dia nametraka an'i Gedalia zanaka lahin'i Ahikama zanak'i Safana , hisahana azy ireo izy .
2KI 25:23     Alignment score: 0.586 → 0.593
Now when all the commanders
of the soldiers , they and their men , heard that the king of Babylon had made Gedaliah governor , they went to Gedaliah at Mizpah . These men were Ishmael son of Nethaniah , Johanan son of Kareah , Seraiah son of Tanhumeth the Netophathite , and Jaazaniah son of the Maakathite they and their men .
Ary rehefa ren'ireo lehiben ' ny miaramila rehetra , izy ireo sy ireo olony , fa efa nataon ' ny mpanjakan'i Babylona governora i Gedalia , dia nandeha tany amin ' ny Gedalia tany Mizpa izy ireo . Ireto izany lehilahy izany , Ismaela zanaka lahin'i Netania , Johanana zanaka lahin'i Karea , Seraia zanaka lahin'i Tanometa ilay Netofatita , ary i Jazania zanaka lahin'ilay Makatita izy ireo sy ny olon'izy reo .
2KI 25:24     Alignment score: 0.404 → 0.42
Gedaliah made an oath to them and to their men , and said to them , " Do not be afraid of the Chaldean
officials . Live in the land and serve the king of Babylon , and it will go well with you . "
Nanao fianianana tamin'izy ireo sy tamin'ireo olony i Gedalia , ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Aza matahotra ireo manampahefan'i Kaldeana ianareo . Mitoera eo amin ' ny tany ary manompoa ny mpanjakan'i Babylona , ary ho tsara ho anareo izany . "
2KI 25:25     Alignment score: 0.416 → 0.448
But it happened that in the seventh month Ishmael son of Nethaniah son of Elishama , from the royal family , came with ten men and attacked Gedaliah . Gedaliah died
, along with the Jews and the Chaldeans who were with him at Mizpah .
Kanefa tamin ' ny volana fahafito i Ismaela zanaka lahin'i Elisama , avy amin ' ny mpianakavin ' ny mpanjaka , dia nandeha niaraka tamina folo lahy ary nanafika an'i Gedalia . Maty niaraka tamin'ireo olon'i Joda sy ireo Babyloniana izay niaraka taminy tany Mizpa i Gedalia .
2KI 25:26     Alignment score: 0.428
Then all the people , from the least to the greatest , and the commanders
of the soldiers , arose and went to Egypt , because they were afraid of the Chaldeans .
Ary ny vahoaka rehetra , ny kely indrindra ka hatramin ' ny lehibe indrindra , ary ireo lehiben ' ny miaramila , dia niainga ary nankany Egypta , satria natahotra an'ireo Babyloniana izy ireo .
2KI 25:27     Alignment score: 0.546 → 0.528
It happened later in the thirty - seventh year of the exile of Jehoiachin king of Judah , in the twelfth month , on the twenty - seventh day of the month , that Awel - Marduk king of Babylon released Jehoiachin king of Judah from prison . This happened in the year that Awel - Marduk began to reign .
Taty aoriana tamin ' ny fahafito amby telopolo taona naha - sesitany an'i Joakina
mpanjakan'i Joda , ny volana faharoa ambin ' ny folo , andro fahafito amby roapolon ' ny volana , dia namotsotra an'i Joakina mpanjakan'i Joda tany am - ponja i Evila - merodaka mpanjakan'i Babylona . Tamin ' ny taona nanombohan'i Evila - merodaka nanjaka izany no niseho .
2KI 25:28     Alignment score: 0.313 → 0.312
He spoke kindly to him and gave him a seat more honorable than that of the other kings who were with him in Babylon .
Niresaka taminy tamin ' ny hatsaram - panahy sy nanome seza fiandrianana
manan - kaja kokoa noho ny an'ireo mpanjaka hafa izay niaraka taminy tao Babylona izy .
2KI 25:29     Alignment score: 0.285 → 0.376
Awel - Marduk removed Jehoiachin 's prison clothes , and Jehoiachin ate regularly at the king 's table for the rest of his life .
Nesorin'i
Evila - merodaka ny akanjo maha - gadra an'i Joakina , ary i Joakina dia nihinana teo amin ' ny latabatry ny mpanjaka nandritra ny androm - piainany .
2KI 25:30     Alignment score: 0.183 → 0.201
A regular food allowance was given to him by the king every day for the rest of his life .
Nomena solon - tsakafo isan'andro izy nandritra
ny androm - piainany .
2KI 25     Average alignment score: 0.462 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25