Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 13:1     Alignment score: 0.366 → 0.38
As Jesus was walking away from the temple , one of his disciples said to him , " Teacher , look at the wonderful stones and wonderful buildings ! "
Ary raha niala tao an - kianjan ' ny tempoly Jesosy , dia niteny taminy ny iray tamin'ireo mpianany hoe : " Mpampianatra ô , jereo ny hatsaran ' ny vato sy ny hatsaran ' ny rafitra ! "


MRK 13:2     Alignment score: 0.268
Jesus said to him , " Do you see these great buildings ? Not one stone will be left on another which will not be torn down . "
Hoy izy taminy hoe : " Hitanao va ireto rafitra lehibe ireto ? Tsy havela hisy vato iray hifanongoa eo ka tsy ho ravana . "
MRK 13:3     Alignment score: 0.624 → 0.626
As he sat on the Mount of Olives opposite the temple , Peter , James , John , and Andrew asked him privately ,
Ary raha nipetraka teo an - tendrombohitr'Oliva tandrifin ' ny tempoly Izy , dia nanontany Azy mangingina Petera , Jakoba , Jaona sy Andrea hoe :
MRK 13:4     Alignment score: 0.475 → 0.477
" Tell us , when will these things happen ? What will be the sign when all these
things are about to happen ? "
" Lazao aminay , rahoviana no hitranga izany zavatra rehetra izany ? Inona no famantarana rehefa hitranga ireo zavatra ireo ? "
MRK 13:5     Alignment score: 0.338
Jesus began to say to them , " Be careful that no one leads you astray
.
Ary Jesosy nanomboka niteny tamin'izy ireo hoe : " Mitandrema mba tsy hisy olona hampivily lalana anareo .
MRK 13:6     Alignment score: 0.249 → 0.25
Many will come
in my name and say , ' I am he , ' and they will lead many astray .
Fa maro no ho avy amin ' ny Anarako sy hilaza hoe : ' Izaho no izy , ' ary maro no ho voafitany .
MRK 13:7     Alignment score: 0.286 → 0.288
When you hear of wars and rumors of wars , do not be frightened ; these
things must happen , but the end is not yet .
Rehefa mandre ady sy resabe momban ' ny ady ianareo , dia aza manahy ; tsy maintsy hitranga ireo , fa tsy mbola izay ny farany .
MRK 13:8     Alignment score: 0.316
For nation will rise against nation , and kingdom against kingdom . There will be earthquakes
in many places , and famines . These are the beginnings of birth pains .
Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena , ary hisy fanjakana hamely fanjakana . Ary hisy horohoron - tany amin ' ny toerana maro , sady hisy mosary . Izany no fiandohan ' ny fahorian ' ny fiterahana .
MRK 13:9     Alignment score: 0.214 → 0.229
" Be on your guard . They will give
you over to councils , and you will be beaten in synagogues . You will stand before both governors and kings for my sake , as a testimony to them .
Mitandrema ianareo . Ho atolotr'izy ireo amin ' ny Synedriona ianareo , ary ho kapohina ao amin ' ny synagoga . Hitsangana manoloana ireo mpanapaka sy ireo mpanjaka noho ny Amiko ianareo , ho vavolombelona amin'izy ireo .
MRK 13:10     Alignment score: 0.487
But the gospel must first be proclaimed to all the nations .
Fa ny Filazantsara dia tsy maintsy ho toriana any amin ' ny firenena rehetra aloha .
MRK 13:11     Alignment score: 0.355 → 0.366
When they arrest you and hand you over , do not worry about what you should say . For in that hour , what you should say will be given to you ; it will not be you who speak , but the Holy Spirit .
Rehefa misambotra sy manolotra anareo izy ireo , dia aza manahy ny amin'izay tokony ho lazainareo . Fa amin'iny ora iny , dia homena anareo izay tokony ho teneninareo ; tsy ianareo akory no hiteny , fa ny Fanahy Masina .
MRK 13:12     Alignment score: 0.207 → 0.206
Brother will deliver up brother to death , and a father his child . Children will rise up against their parents and cause
them to be put to death .
Ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho faty , ary ny ray hanolotra ny zanany . Ny zanaka hitsangana hanohitra ny ray aman - dreniny ka hahafaty azy ireo .
MRK 13:13     Alignment score: 0.296 → 0.293
You will be hated by everyone because of my name . But whoever endures to the end , that person will be saved .
Ho halan ' ny olon
- drehetra ianareo nohon ' ny Anarako . Fa na iza na iza maharitra hatramin ' ny farany , dia ho voavonjy izany olona izany .
MRK 13:14     Alignment score: 0.336 → 0.364
" When you see the abomination
of desolation standing where it should not be standing " ( let the reader understand ) , " let those who are in Judea flee to the mountains ,
Fa raha hitanareo mitsangana eo amin ' ny tsy tokony hitsanganany ny fahavetavetan ' ny fandravana ( aoka hisaina izay mamaky ) , dia aoka izay avy any Jodia rehetra handositra eny an - tendrombohitra ,
MRK 13:15     Alignment score: 0.296 → 0.294
let him who is on the housetop not go down into the house or take anything out of it ,
izay ao an - tampon - trano aoka tsy hidina ao an - trano na hamoaka zavatra avy ao amin'izany ,
MRK 13:16     Alignment score: 0.439
and let him who is in the field not return to take his cloak .
ary izay any an - tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany .
MRK 13:17     Alignment score: 0.246 → 0.235
But woe to those
who are pregnant and to those who are nursing infants in those days !
Lozan'ireo vehivavy bevohoka sy mampinono amin'izany andro izany !
MRK 13:18     Alignment score: 0.2 → 0.314
Pray that it might not occur in the winter .
Mivavaha ianareo mba tsy ho amin ' ny ririnina no hitrangan'izany .
MRK 13:19     Alignment score: 0.173 → 0.173
For those will be days of great tribulation , such as has not been from the beginning of creation , which God created , until now , no , nor ever will be again .
Fa hisy fahoriana be , izay tsy mbola nisy hatramin ' ny voalohany , rehefa namorona izao tontolo izao Andriamanitra , ka mandrak'ankehitriny , tsia , ary mandrakizay tsy hisy intsony izany .
MRK 13:20     Alignment score: 0.33
Unless the Lord had shortened the days , no flesh would be saved . But for the sake of the elect , those whom he chose , he cut short the days .
Ary raha tsy hoe nohafohezin ' ny Tompo izany andro izany , dia tsy hisy nofo ho voavonjy . Fa nohon ' ny olom - boafidy , izay nofinidiny , dia nafohezin ' ny isan'izany andro izany .
MRK 13:21     Alignment score: 0.377
Then if anyone says to you , ' Look , here is the Christ ! ' or ' Look , there he is ! ' do not believe it .
Ary raha misy olona miteny aminao hoe : ' Jereo , aty Ilay Kristy ! ' na koa hoe : ' Jereo , ery Izy ! ' dia aza mino izany .
MRK 13:22     Alignment score: 0.493
For false Christs and false prophets will appear and will give
signs and wonders so as to deceive , if possible , even the elect .
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hiseho ary haneho famantarana sy fahagagana , mba hamitahana , na dia ny olom - boafidy aza , raha azo atao .
MRK 13:23     Alignment score: 0.184 → 0.265
Be on guard ! I have told you all these
things ahead of time .
Miambena ! Efa voalazako taminareo mialoha ny fotoan'ireo zavatra rehetra ireo .
MRK 13:24     Alignment score: 0.347 → 0.392
" But after the tribulation of those
days , ' the sun will be darkened , the moon will not give its light ,
Kanefa aorian ' ny fahorian'ireo andro ireo , dia hihamaizina ny masoandro , ny volana tsy hanome ny hazavany ,
MRK 13:25     Alignment score: 0.348
the stars will fall from the sky , and the powers that are in the heavens will be shaken . '
ireo kintana hiraraka avy eny amin ' ny lanitra , ary ireo hery izay ao an - danitra ho hozongozonina .
MRK 13:26     Alignment score: 0.329
Then they will see the Son of Man coming in the clouds with great power and glory .
Ka ho hitan'izy ireo ny Zanak'Olona avy eny amin ' ny rahona amin ' ny hery lehibe sy voninahitra .
MRK 13:27     Alignment score: 0.328
Then he will send his angels and he will gather together his elect from the four winds , from the ends of the earth to the ends of the sky .
Ary haniraka ny anjeliny
Izy ka hanangona miaraka ireo olom - boafidiny avy any amin ' ny vazan - tany efatra , avy any amin ' ny faran ' ny tany ka hatrany amin ' ny faran ' ny lanitra .
MRK 13:28     Alignment score: 0.271 → 0.286
" Learn a lesson from the fig tree . As soon as the branch becomes tender and puts out its leaves , you know that summer is near .
Makà lesona avy amin ' ny hazon'aviavy . Raha vao manaroka sy mandravina ny rantsany
, dia fantatrareo fa akaiky ny lohataona .
MRK 13:29     Alignment score: 0.234
So also , when you see these
things happening , recognize that he is near , close to the gates .
Toy izany koa , raha vao hitanareo mitranga izany zavatra rehetra izany , dia fantatrareo fa efa akaiky Izy , manakaiky ny vavahady .
MRK 13:30     Alignment score: 0.318 → 0.329
Truly I say to you , this generation will not pass
away until all of these things occur .
Lazaiko aminareo , marina tokoa , ity taranaka ity dia tsy ho lany ritra mandra - pitrangan'izany zavatra rehetra izany .
MRK 13:31     Alignment score: 0.209
Heaven and earth will pass away , but my words will never pass away .
Ho levona ny lanitra sy ny tany
, fa ny teniko kosa tsy mba ho levona mandrakizay .
MRK 13:32     Alignment score: 0.431 → 0.432
But concerning that day or that hour , no one knows , not even the angels in heaven , nor the Son , but the Father .
Fa ny mahakasika izany andro na ora izany , dia tsy misy mahalala , na dia ireo anjely any an - danitra aza , na ny Zanaka , fa ny Ray ihany .
MRK 13:33     Alignment score: 0.287 → 0.282
" Be alert ! Watch , because you do not know what time it is .
Mitandrema ! Miambena
, satria tsy fantatrareo ny ora .
MRK 13:34     Alignment score: 0.169 → 0.211
It is like a man who goes on a journey he leaves his house and puts his servants in charge of the house , each one with his work , and he commands the doorkeeper to stay alert .
Izany dia tahaka ny lehilahy iray handeha lavitra_nandao ny tranony
izy ka ireo mpanompony no nataony niandraikitra ny tranony , samy amin ' ny raharahany avy , ary nandidy ny mpiambina Izy mba tsy hatory .
MRK 13:35     Alignment score: 0.359 → 0.362
Therefore stay alert because you do not know when the master of the house will come
home ; it could be in the evening , at midnight , when the rooster crows , or in the morning .
Koa miambena , satria tsy fantatrareo hoe rahoviana no ho avy ny tompon - trano ; mety ho amin ' ny hariva izany , na amin ' ny sasak'alina , na maneno akoho , na maraina .
MRK 13:36     Alignment score: 0.331
If he comes suddenly , do not let him find you sleeping .
Fa raha avy tampoka izy , dia aza avela hahita anareo matory izy .
MRK 13:37     Alignment score: 0.173
What I say to you I say to everyone : Watch ! "
Izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin ' ny olona rehetra koa : Miambena
! "
MRK 13     Average alignment score: 0.328 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16