Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 10:1     Alignment score: 0.359 → 0.378
Jesus left that place and went to the region of Judea and to the area beyond the Jordan River , and the crowds came to him again . He was teaching them again , as he was accustomed to do .
Niala teo amin'izany toerana izany Jesosy ary nandeha tany amin ' ny faritr'iJodia sy teny
amin ' ny faritra ambanin ' ny Reniranon'i Jordana , ary nankeo aminy indray ny vahoaka . Ary araka ny fanaony , dia nampianatra azy ireo indray Izy .


MRK 10:2     Alignment score: 0.374 → 0.371
Then Pharisees came to him to test him and asked , " Is it lawful for a husband to divorce his wife ? "
Dia nanatona Azy ireo fariseo mba hitsapa Azy ka nanontany hoe : " Ara - dalàna ho an ' ny lehilahy va ny misaraka amin ' ny vadiny ? "
MRK 10:3     Alignment score: 0.474 → 0.542
He answered , " What did Moses command you ? "
Namaly Izy hoe : " Inona no nandidian'i Mosesy anareo ? "
MRK 10:4     Alignment score: 0.407
They said , " Moses allowed a man to write a certificate of divorce and then to send her away . "
Dia hoy izy ireo hoe : " Mosesy dia namela ny lehilahy iray hanoratra taratasy fanamarinana fisaraham - panambadiana ary mandefa azy avy eo . "
MRK 10:5     Alignment score: 0.25 → 0.338
" It was because of your hard hearts that he wrote you this law , " Jesus said to them .
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Nohon ' ny hamafin ' ny fonareo no nanoratany ho anareo izany lalàna izany . "
MRK 10:6     Alignment score: 0.242
" But from the beginning of creation , ' God made them male and female . '
" Fa tany
am - piandohan ' ny famoronana , ' Andriamanitra nanao azy ireo ho lahy sy vavy . '
MRK 10:7     Alignment score: 0.395
' For this reason a man will leave his father and mother and be united to his wife ,
' Amin'izany antony izany dia handao ny rainy sy reniny ny lahy ka hikambana amin ' ny vadiny ,
MRK 10:8     Alignment score: 0.561
and the two will become one flesh . ' So they are no longer two , but one flesh .
ary hanjary ho nofo iray izy roa . ' Ka tsy ho roa intsony izy ireo , fa ho nofo iray ihany .
MRK 10:9     Alignment score: 0.165
Therefore what God has joined together , let no man tear apart . "
Koa izay nakamban'Andriamanitra , dia aoka tsy ho sarahin'olombelona . "
MRK 10:10     Alignment score: 0.458
When they were in the house , the disciples asked him again about this .
Ary rehefa tao an - trano izy ireo , dia mbola namerina nanontany mikasika izany indray ireo mpianatra .
MRK 10:11     Alignment score: 0.468 → 0.473
He said to them , " Whoever divorces his wife and marries another woman commits adultery against her .
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Na iza na iza lehilahy misaraka amin ' ny vadiny ka mampakatra vehivavy hafa dia mijangajanga .
MRK 10:12     Alignment score: 0.442
If she divorces her husband and marries another man , she commits adultery . "
Raha misaraka amin ' ny vadiny ny vehivavy ka manambady lehilahy hafa , dia mijangajanga izy . "
MRK 10:13     Alignment score: 0.157 → 0.164
Then they brought their little children to him so that he might touch them , but the disciples rebuked them .
Avy eo izy ireo dia nitindra ny zanak'izy ireo teo Aminy mba hametrahany tanana
, fa nobedesin'ireo mpianatra izy ireo .
MRK 10:14     Alignment score: 0.362 → 0.363
But when Jesus noticed it , he was angry and said to them , " Permit the little children to come to me , and do not forbid them , for the kingdom of God belongs to those who are like them .
Fa rehefa nahatsikaritra izany Jesosy , dia tezitra mafy Izy ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Avelao ny zaza hanatona Ahy , ary aza raràna
izy ireo , fa ny fanjakan'Andriamanitra dia an'ireo izay toa azy ireo .
MRK 10:15     Alignment score: 0.364 → 0.366
Truly I say to you , whoever will not receive the kingdom of God as a little child will definitely not enter it . "
Lazaiko aminareo marina tokoa , na iza na iza tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zazakely dia tsy hiditra izany amin'izany velively . "
MRK 10:16     Alignment score: 0.04 → 0.066
Then he took the children into his arms and blessed them as he placed his hands on them .
Avy eo dia notrotroiny ireo zaza ireo ka notsofiny rano sady nametrahany tanana
.
MRK 10:17     Alignment score: 0.517
When he began his journey , a man ran up to him and knelt before him and asked , " Good Teacher , what must I do to inherit eternal life ? "
Ary rehefa nanomboka ny diany Izy , dia nisy lehilahy nihazakazaka ka nandohalika teo anatrehany
, ary nanontany hoe : " Ry mpampianatra tsara , inona no tsy maintsy ataoko mba handovàko ny fiainana mandrakizay ? "
MRK 10:18     Alignment score: 0.56
Jesus said , " Why do you call me good ? No one is good except God alone .
Jesosy nanao hoe : " Nahoana no antsoinao
hoe tsara Aho ? Tsy misy tsara , afa - tsy Andriamanitra irery ihany .
MRK 10:19     Alignment score: 0.342
You know the commandments
: ' Do not murder , do not commit adultery , do not steal , do not testify falsely , do not defraud , honor your father and mother . ' "
Fantatrao ny didy hoe : ' Aza mamono olona , aza mijangajanga , aza mangalatra , Aza mijoro ho vavolombelona tsy marina , aza mamitaka , hajao ny ray sy reninao ' . "
MRK 10:20     Alignment score: 0.302 → 0.304
The man said , " Teacher , all these
things I have obeyed from the time I was a youth . "
Dia hoy ilay lehilahy hoe : " Mpampianatra ô , efa narahiko hatramin ' ny fahatanorako avokoa ireo rehetra ireo . "
MRK 10:21     Alignment score: 0.392 → 0.397
Jesus looked at him and loved him . He said to him , " One thing you lack . You must sell all that you have and give it to the poor , and you will have treasure in heaven . Then come
, follow me . "
Nijery azy Jesosy dia tia azy . Ary hoy Izy taminy hoe : " Misy zavatra banga iray ao aminao . Tsy maintsy amidinao izay rehetra anananao ary omena ny mahantra izany , dia hanana harena any an - danitra ianao . Avy eo , manaraha Ahy . "
MRK 10:22     Alignment score: 0.155 → 0.187
But because of this statement he looked very sad and he went away sorrowful , because he had many possessions
.
Fa noho izany filazana izany dia nalahelo izy ka nandeha nangahiahy , satria nanana fananam - be tokoa izy .
MRK 10:23     Alignment score: 0.348 → 0.352
Jesus looked around and said to his disciples , " How difficult it is for those who are rich to enter the kingdom of God ! "
Nijery ny manodidina Azy Jesosy ary niteny tamin'ireo mpianany hoe : " Tena sarotra ho an'ireo manana
harena be ny miditra ny fanjakan ' Andriamanitra ! "
MRK 10:24     Alignment score: 0.367
The disciples were astonished at his words . But Jesus said to them again , " Children , how hard it is to enter into the kingdom of God !
Dia gaga tamin ' ny teniny
ireo mpianatra . Fa hoy indray Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Anaka , sarotra ny fidirana ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra !
MRK 10:25     Alignment score: 0.221
It is easier for a camel to go through the eye of a needle than for a rich person to enter the kingdom of God . "
Mora kokoa ho an ' ny rameva ny miditra amin ' ny vody fanjaitra , noho ny hidiran ' ny mpanakarena ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra . "
MRK 10:26     Alignment score: 0.191 → 0.204
They were greatly astonished and said to each other , " Then who can be saved ? "
Dia mbola gaga indray ny mpianatra ary dia nifanontany ireo hoe : " Iza izany no afaka ny ho voavonjy ? "
MRK 10:27     Alignment score: 0.46
Jesus looked at them and said , " With people it is impossible , but not with God . For all things are possible with God . "
Nijery azy ireo Jesosy ary hoy Izy hoe : " Tsy vitan ' ny olona izany , fa vitan'Andriamanitra . Satria ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra atao . "
MRK 10:28     Alignment score: 0.381 → 0.391
Peter began to speak to him : " Look , we have left everything and have followed you . "
Dia nanomboka niteny taminy i Petera hoe : " Jereo , Izahay ireto dia nahafoy ny rehetra ary nanaraka Anao . "
MRK 10:29     Alignment score: 0.344 → 0.354
Jesus said , " Truly I say to you , there is no one who has left house or brothers or sisters or mother or father or children or lands for my sake and for the gospel
Ary hoy Jesosy : " Lazaiko marina aminareo , tsy misy olona izay nandao ny tranony
, na ny rahalahiny ; na ny rahavaviny , na ny reniny , na ny rainy , na ny zanany , na ny taniny noho ny amiko , sy ny Filazantsara ,
MRK 10:30     Alignment score: 0.266 → 0.281
who will not receive a hundred times as much now in this age : houses and brothers and sisters and mothers and children and lands , with persecutions
, and in the world to come , eternal life .
ka tsy nahazo avo zato heny amin'izao taonjato ankehitriny izao : dia trano , rahalahy , rahavavy , reny , zanaka sy tany , miaraka amin ' ny fanenjehana , ary amin ' ny taonjato ho avy , dia ny fiainana mandrakizay .
MRK 10:31     Alignment score: 0.424
But many who are first will be last , and the last first . "
Fa betsaka ny voalohany no ho lasa farany , ary ny farany ho lasa voalohany . "
MRK 10:32     Alignment score: 0.369 → 0.378
They were on the road going up to Jerusalem , and Jesus was going ahead of them . The disciples were amazed , and those
who were following behind were afraid . Then Jesus took the twelve aside again and began to tell them what would soon happen to him .
Teny an - dalana izy ireo , hiakatra ho any Jerosalema , ary Jesosy nandeha nialoha azy ireo . Gaga ireo mpianatra , ary ireo izay nanaraka Azy taoriana dia natahotra . Nantsoin'i Jesosy ho eo Aminy indray izy roa ambinifolo ary dia nanomboka nilaza izay zavatra hihatra Aminy tsy ho ela Izy .
MRK 10:33     Alignment score: 0.311 → 0.381
" See , we are going up to Jerusalem , and the Son of Man will be given over to the chief priests and the scribes . They will condemn him to death and give
him over to the Gentiles .
" Jereo , miakatra ho any Jerosalema isika izao , ary ny Zanak'Olona dia atolotra ny mpisoronabe sy ny mpanora - dalàna . Ho helohin'izy ireo ho faty Izy ary hatolony amin ' ny Jentilisa .
MRK 10:34     Alignment score: 0.306
They will mock him , spit
on him , whip him , and put him to death . But after three days he will rise . "
Ireo dia haneso Azy , handrora Azy , hikapoka Azy , sy hahafaty Azy . Fa afaka telo andro dia hitsangana amin ' ny maty Izy . "
MRK 10:35     Alignment score: 0.415 → 0.421
James and John , the sons of Zebedee , came up to him and said , " Teacher , we want you to do for us whatever we ask you . "
Jakoba sy Jaona , zanak'i
Zebedio , nanatona Azy ary niteny Taminy hoe : " Mpampianatra ô , mba tianay raha mba ataonao izay rehetra angatahanay aminao . "
MRK 10:36     Alignment score: 0.306 → 0.307
He said to them , " What do you want me to do for you ? "
Dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Inona no tianareo ho ataoko ho anareo ? "
MRK 10:37     Alignment score: 0.304
They said , " Allow us to sit with you in your glory , one at your right hand and the other at your left . "
Hoy izy ireo hoe : " Avelao izahay hiara - hipetraka aminao ao amin ' ny voninahitrao
, ka ny iray eo an - tanana ankavananao ary ny iray eo ankavianao . "
MRK 10:38     Alignment score: 0.339 → 0.364
But Jesus replied to them , " You do not know what you are asking . Are you able to drink the cup which I will drink
or be baptized with the baptism with which I will be baptized ? "
Fa Jesosy namaly azy ireo hoe : " Tsy fantatrareo izay angatahanareo . Ianareo ve afaka misotro amin ' ny kapoaka izay hisotroako na hiaritra ho atao batisa amin'izay hanaovana batisa Ahy ? "
MRK 10:39     Alignment score: 0.401 → 0.409
They said to him , " We are able . " Jesus said to them , " The cup that I will drink , you will drink
, and with the baptism with which I am baptized , you also will be baptized .
Hoy izy ireo Taminy hoe : " Vitanay izany . " Ary niteny tamin'izy ireo Jesosy hoe : " Ny kapoaka izay ho sotroiko , dia ho sotroinareo , ary amin ' ny batisa izay hanaovam - batisa Ahy , no hanaovam - batisa anareo koa .
MRK 10:40     Alignment score: 0.256 → 0.279
But who is to sit at my right hand or at my left hand is not mine to give
, but it is for those for whom it has been prepared . "
Fa izay hipetraka eo an - tanana ankavanako na eo ankaviako kosa dia tsy miankina amiko izany , fa izany dia ho an'ireo izay nanomanana izany . "
MRK 10:41     Alignment score: 0.575
When the other ten disciples heard about this , they began to be very angry with James and John .
Rehefa nahare ny momba izany ireo mpianatra folo hafa , dia nanomboka tezitra mafy tamin'i Jakoba sy Jaona .
MRK 10:42     Alignment score: 0.34 → 0.354
Jesus called them to himself and said , " You know those
who are considered rulers of the Gentiles dominate them , and their high officials exercise authority over them .
Nantsoin'i Jesosy ho eo aminy izy ireo ary niteny hoe : " Fantatrareo fa ireo izay heverina ho mpanapaky ny Jentilisa dia mampanompo azy ireo , ary ny lehibe mpifehy azy ireo dia manampatra fahefana amin'izy ireo .
MRK 10:43     Alignment score: 0.275
But it is not this way among you . Whoever wishes to become
great among you must be your servant ,
Fa tsy tokony ho toy izany ny aminareo . Fa na iza na iza maniry ho lehibe aminareo dia aoka izy ho mpanomponareo ,
MRK 10:44     Alignment score: 0.368
and whoever wishes to be first among you must be the slave of all .
ary na iza na iza maniry ho voalohany aminareo dia aoka izy no andevonareo rehetra .
MRK 10:45     Alignment score: 0.317
For the Son of Man did not come
to be served , but to serve , and to give his life as a ransom for many . "
Fa ny Zanak'Olona tsy tonga mba ho tompoina , fa mba hanompo , sy hanolotra ny ainy ho takalon'aina ho an ' ny maro . "
MRK 10:46     Alignment score: 0.437 → 0.437
They came to Jericho . As he left Jericho with his disciples and a great crowd , the son of Timaeus , Bartimaeus , a blind beggar , sat by the road .
Tonga tao Jeriko izy ireo . Rehefa nivoaka ny tanàna niaraka tamin ' ny mpianany sy vahoaka marobe Izy , ny zanak'i Timeo , Bartolomeo , izay mpangataka sady jamba , nipetraka teo amoron - dalana .
MRK 10:47     Alignment score: 0.472 → 0.495
When he heard that it was Jesus the Nazarene , he began to shout and to say , " Jesus , Son of David , have mercy on me ! "
Rehefa nahare izy fa Jesosy avy any Nazareta izany , dia nanomboka nihiakiaka
mafy izy ary niteny hoe : " Ry Jesosy , Zanak'i Davida ô , mamindrà fo amiko ! "
MRK 10:48     Alignment score: 0.349 → 0.35
Many rebuked the blind man , telling him to be quiet . But he cried out all the more , " Son of David , have mercy on me ! "
Betsaka no niteny mafy ilay jamba , niteny taminy mba hangina . Fa vao mainka izy nihiaka mafy hoe : " Ry Zanak'i Davida ô , mamindrà fo amiko ! "
MRK 10:49     Alignment score: 0.34 → 0.352
Jesus stopped and commanded him to be called . They called the blind man , saying , " Be brave ! Get up ! He is calling for you . "
NIjanona Jesosy ary nampiantso azy . Nantsoin'ireo ilay jamba , ary noteneniny hoe : " Mahereza ! Mitsangàna ! Miantso anao Izy . "
MRK 10:50     Alignment score: 0.284 → 0.29
He threw aside his coat , sprang up , and came to Jesus .
Nariany ny lambany , ary nitsangana , ka nankeo amin'i Jesosy izy .
MRK 10:51     Alignment score: 0.395 → 0.421
Jesus answered him and said , " What do you want me to do for you ? " The blind man said , " Rabboni , I want to receive my sight . "
Dia namaly azy Jesosy ary niteny hoe : " Inona no tianao ataoko aminao ? " Hoy ilay lehilahy jamba hoe : " Raby ô , te - hahiratra aho . "
MRK 10:52     Alignment score: 0.314 → 0.319
Then Jesus said to him , " Go . Your faith has healed you . " Immediately he could see again , and he followed him on the road .
Ary hoy Jesosy taminy hoe : " Mandehana . Ny finoanao
no nahavonjy anao . " Dia nahita niaraka tamin'izay ny masony , ary nanaraka an'i Jesosy teny an - dalana izy .
MRK 10     Average alignment score: 0.366 for 52 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16