Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 16:1     Alignment score: 0.469 → 0.506
When the Sabbath day was over , Mary Magdalene , Mary the mother of James , and Salome bought spices that they might come
and anoint Jesus ' body .
Rehefa tapitra ny andron ' ny Sabata , dia nividy zava - manitra hosorana amin ' ny fatin'i Jesosy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba , ary Salome nividy hanitra mba handeha ary hanosotra ny fatin'i Jesosy .


MRK 16:2     Alignment score: 0.41 → 0.412
Very early on the first day of the week , they went to the tomb when the sun had come
up .
Vao maraim - be tamin ' ny andro voalohan ' ny herinandro , dia nankeny amin ' ny fasana izy ireo rehefa niposaka ny masoandro .
MRK 16:3     Alignment score: 0.329
They were saying to one another , " Who will roll away the stone for us from the entrance to the tomb ? "
Dia nifampiteny izy ireo hoe : " Iza no hanakodia ny vato eo amin ' ny varavaram - pasana ho antsika ? "
MRK 16:4     Alignment score: 0.328
When they looked up , they saw that the stone had been rolled away , for it was very large .
Rehefa nitraka izy ireo , dia hitany fa efa voakodia niala ilay vato , izay tena lehibe tokoa .
MRK 16:5     Alignment score: 0.361 → 0.367
They entered the tomb and saw a young man dressed in a white robe , sitting on the right side , and they were alarmed .
Niditra tao am - pasana izy ireo dia nahita zatovolahy niakanjo fotsy , nipetraka teo ankavanana , ary dia gaga izy ireo .
MRK 16:6     Alignment score: 0.383 → 0.389
He said to them , " Do not be alarmed . You seek Jesus , the Nazarene , who was crucified . He is risen ! He is not here . Look at the place where they had laid him .
Dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Aza matahotra . Mitady an'i Jesosy ianareo , ilay Nazarena , izay nombohana . Nitsangana Izy ! Tsy eto Izy . Jereo ny toerana izay nametrahan'izy ireo Azy .
MRK 16:7     Alignment score: 0.373
But go , tell his disciples and Peter , ' He is going ahead of you to Galilee . There you will see him , just as he told you . ' "
Fa mandehana , lazao ireo mpianany sy Petera fa hialoha lalana anareo any Galilia Izy . Any no hahitanareo Azy , araka izay nolazainy
taminareo . "
MRK 16:8     Alignment score: 0.328 → 0.328
They went out and ran from the tomb ; they were trembling and amazed . They said nothing to anyone because they were so afraid .
Nivoaka izy ireo ka nihazakazaka niala ny fasana ; nangovitra sy talanjona izy ireo . Tsy nilaza na inona na inona tamin ' ny olona izy ireo satria tena natahotra mafy .
MRK 16:9     Alignment score: 0.436 → 0.487
[ Early on the first day of the week , after he arose
, he appeared first to Mary Magdalene , from whom he had cast out seven demons .
Vao maraina tamin ' ny andro voalohan ' ny herinandro , taorian ' ny nitsanganany , dia niseho tamin'i Maria Magdalena aloha Izy , ilay nandroahany demonia fito .
MRK 16:10     Alignment score: 0.147
She went and told those who were with him , while they were mourning and weeping .
Dia lasa Maria ary nilaza ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesosy , raha mbola nisaona sy nitomany izy ireo .
MRK 16:11     Alignment score: 0.328
They heard that he was alive
and that he had been seen by her , but they did not believe .
Ren'izy ireo fa velona Izy ary nahita Azy izy , saingy tsy nino izy ireo .
MRK 16:12     Alignment score: 0.324 → 0.324
After these
things he appeared in a different form to two of them as they were walking out into the country .
Taorian'ireo zavatra ireo Jesosy dia niseho tamin ' ny endrika hafa tamin ' ny roa tamin'izy ireo , raha nandeha ho any an - tanàna izy ireo .
MRK 16:13     Alignment score: 0.216
They went back and told the rest , but they did not believe them .
Dia lasa izy ireo ary nilaza tamin'ireo mpianatra sisa , saingy tsy nino izy ireo .
MRK 16:14     Alignment score: 0.349 → 0.361
Jesus later appeared to the eleven as they were reclining at the table , and he rebuked them for their unbelief and hardness of heart , because they did not believe those
who saw him after he rose from the dead .
Taoriana kely dia niseho tamin ' ny iraika ambiny folo lahy Jesosy raha mbola teo am - pisakafoana izy ireo , ary niteny mafy azy ireo Izy nohon ' ny tsy finoana sy hamafin ' ny fon'izy ireo , satria tsy nino ireo izay nahita Azy taorian ' ny nitsangany tamin ' ny maty izy ireo .
MRK 16:15     Alignment score: 0.299 → 0.32
He said to them , " Go into all the world , and preach the gospel to the entire creation .
Ary hoy Izy tamin'ireo hoe : " Mandehana any amin'izao tontolo izao , ary torio
amin ' ny olona rehetra ny Filazantsara .
MRK 16:16     Alignment score: 0.367
He who believes and is baptized will be saved , and he who does not believe will be condemned .
Izay mino sy atao batisa no ho vonjena , ary izay tsy mino kosa dia ho helohina .
MRK 16:17     Alignment score: 0.378 → 0.377
These signs will go with those
who believe : In my name they will cast out demons . They will speak in new languages .
Ireto famantarana ireto dia hanaraka ireo izay mino : Amin ' ny anarako no hamoahan'izy ireo demonia . Hiteny amin ' ny fiteny vaovao izy ireo .
MRK 16:18     Alignment score: 0.217 → 0.218
They will pick up snakes with their hands , and if they drink anything deadly , it will not hurt them . They will lay hands on the sick , and they will get well . "
Handray menarana amin ' ny tanana
izy ireo , ary raha misotro zava - mahafaty izy ireo , dia tsy hampaninona azy ireo izany . Hametra - tanana amin ' ny marary izy ireo , dia ho sitrana ireny . "
MRK 16:19     Alignment score: 0.361 → 0.362
After the Lord Jesus had spoken to them , he was taken up into heaven and sat down at the right hand of God .
Rehefa avy niresaka tamin'izy ireo ny Tompo , dia nampiakarina ho any an - danitra Izy ary nipetraka eo an - tanana
ankavanan ' Andriamanitra .
MRK 16:20     Alignment score: 0.305
The disciples left and preached everywhere , while the Lord worked with them and confirmed the word by the signs that went with them . ]
Dia lasa ireo mpianatra nitory teny rehetra teny , ary ny Tompo niara - niasa tamin'izy ireo ary nanamafy ny teny tamin ' ny alalan ' ny famantarana izay niaraka tamin'izy ireo .
MRK 16     Average alignment score: 0.357 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16