Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 2:1     Alignment score: 0.334
When Jesus came back to Capernaum after a few days , it was heard that he was at home .
Rehefa niverina tao Kapernaomy Izy afaka andro vitsivitsy , dia re fa tao an - trano Izy .


MRK 2:2     Alignment score: 0.193 → 0.203
So many gathered there that there was no more space , not even at the door , and he spoke the word to them .
Maro tokoa ny olona
nitangorona teo hany ka tsy nisy toerana intsony , na dia ny teo am - baravarana aza , ary nanambara ny teny tamin'izy ireo Jesosy .
MRK 2:3     Alignment score: 0.201
Then some men came to him who were bringing a paralyzed man ; four people were carrying him .
Dia nisy lehilahy maromaro nanatona Azy izay nitondra lehilahy malemy iray ; izay nolanjain'olona efa - dahy .
MRK 2:4     Alignment score: 0.277 → 0.317
When they could not get near him because of the crowd , they removed the roof that was above Jesus , and after they made an opening , they lowered the mat the paralyzed man was lying on .
Rehefa tsy afaka nanatona Azy akaiky izy ireo nohon ' ny habetsaky ny vahoaka , dia nesorin’izy ireo ny tafon - trano izay teo ambonin'i Jesosy , ary rehefa voasokatr'izy ireo , dia nampidinin'izy ireo ny fandriana izay nandrian'ilay lehilahy malemy .
MRK 2:5     Alignment score: 0.354
Seeing their faith , Jesus said to the paralyzed man , " Son , your sins are forgiven . "
Nony nahita ny finoan'izy ireo , dia hoy Jesosy tamin'ilay lehilahy malemy hoe : " Anaka , voavela ny helokao
. "
MRK 2:6     Alignment score: 0.42
Now some of the scribes were sitting there , and they reasoned in their hearts ,
Ary nisy sasany tamin'ireo mpanora - dalàna nipetraka teo , ka nimonomonona tao am - pon'izy ireo hoe :
MRK 2:7     Alignment score: 0.244 → 0.279
" How can this man speak this way ? He blasphemes ! Who can forgive sins but God alone ? "
" Ahoana no ahafahan'io lehilahy io miteny tahaka izany ? Miteny ratsy Izy ! Fa tsy Andriamanitra irery ihany va no afaka mamela heloka ? "
MRK 2:8     Alignment score: 0.367
Immediately Jesus knew
in his spirit what they were thinking within themselves . He said to them , " Why are you thinking this in your hearts ?
Fa Jesosy nahafantatra avy hatrany tao amin ' ny fanahiny ny zavatra noeritreretin'izy ireo . Ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am - ponareo ?
MRK 2:9     Alignment score: 0.279
Which is easier , to say to the paralyzed man , ' Your sins are forgiven , ' or to say , ' Get up , take up your mat and walk ' ?
Inona no moramora kokoa ny miteny amin'ilay lehilahy malemy hoe : ' Voavela ny helokao
' sa ny hoe : ' Mitsangàna , batao ny fandrianao , dia mandehana ' ?
MRK 2:10     Alignment score: 0.212 → 0.208
But in order that you may know that the Son of Man has authority on earth to forgive sins , " he said to the paralytic ,
Fa mba hahafantaranareo fa manana fahefana hamela heloka ety an - tany ny Zanak'Olona , " hoy Izy tamin'ilay malemy hoe :
MRK 2:11     Alignment score: 0.241
" I say to you , get up , take up your mat , and go to your house . "
" Lazaiko aminao , mitsangàna , batao ny fandrianao , dia mandehana any an - tranonao
" .
MRK 2:12     Alignment score: 0.294 → 0.296
He got up and immediately took up the mat , and went out of the house in front of everyone , so that they were all amazed and they gave glory to God , and they said , " We never saw anything like this . "
Dia nitsangana izy ka nibata ny fandriany avy hatrany , ary nivoaka an'ilay trano manoloana ny rehetra , ka dia talanjona izy rehetra ka nanome voninahitra an'Andriamanitra , ary hoy izy ireo hoe : " Tsy mbola nahita zavatra tahaka ity izahay . "
MRK 2:13     Alignment score: 0.292
He went out again by the lake , and all the crowd came to him , and he taught them .
Avy eo nivoaka teo amoron - dranomasina indray Izy , ary nanatona azy avokoa ny vahoaka , ka nampianariny
izy ireo .
MRK 2:14     Alignment score: 0.409
As he passed by , he saw Levi son of Alphaeus sitting at the tax collector
's tent and he said to him , " Follow me . " He got up and followed him .
Ary rehefa nandalo Izy , dia nahita an'i Levi zanak'i Alfeo nipetraka teo amin ' ny toerana fanangonana hetra ka hoy Izy taminy hoe : " Manaraha Ahy . " Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy .
MRK 2:15     Alignment score: 0.502 → 0.502
Jesus was having a meal in Levi 's house and many tax collectors and sinners were dining with him and his disciples , for there were many and they followed him .
Nisakafo tao an - tranon'i Levy Jesosy ary mpamory hetra sy olona
mpanota maro no niara - nihinana taminy sy ireo mpianany , fa maro izy ireo no tao ary nanaraka Azy .
MRK 2:16     Alignment score: 0.557
When the scribes , who were Pharisees , saw that Jesus was eating with sinners and tax collectors , they said to his disciples , " Why does he eat with tax collectors and sinners ? "
Ary ireo mpanora - dalàna , izay Fariseo , rehefa nahita an'i Jesosy niara - nisakafo tamin'ireo olona
mpanota sy ireo mpamory hetra , dia nanontany ny mpianany hoe : " Nahoana Izy no miara - misakafo amin ' ny mpamory hetra sy olona mpanota ? "
MRK 2:17     Alignment score: 0.476 → 0.476
When Jesus heard this , he said to them , " People who are strong in body do not need a physician ; only people who are sick need one . I did not come
to call righteous people , but sinners . "
Rehefa nandre izany Jesosy dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Tsy ny salama no mila mpitsabo ; fa izay marary irery ihany no mila izany . Tsy tonga hiantso ny olo - marina Aho , fa ny olona mpanota . "
MRK 2:18     Alignment score: 0.464 → 0.492
Now John 's disciples and the Pharisees were fasting . Some people came and said to him , " Why do John 's disciples and the disciples of the Pharisees fast , but your disciples do not fast ? "
Ary nifady hanina ireo mpianatr'i
Jaona sy ireo Fariseo . Lehilahy maromaro no nanatona Azy ka niteny taminy hoe : " Nahoana ny mpianatr'i Jaona sy ny mpianatr'ireo Fariseo no mifady hanina , fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady ? "
MRK 2:19     Alignment score: 0.387 → 0.399
Jesus said to them , " Can the wedding attendants fast while the bridegroom is still with them ? As long as they have the bridegroom with them , they can not fast .
Dia hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Afaka mifady hanina va ny mpanatrika ny fampakarana raha mbola eo ny mpampakatra ? Raha mbola miaraka amin’izy ireo eo ny mpampakatra , dia tsy afaka mifady hanina izy ireo .
MRK 2:20     Alignment score: 0.281 → 0.301
But the days will come
when the bridegroom will be taken away from them , and in those days , they will fast .
Ho avy ny andro hanalana ny mpampakatra eo amin'izy ireo , dia amin'izay andro izay , no hifady hanina izy ireo .
MRK 2:21     Alignment score: 0.184 → 0.184
No one sews a piece of new cloth on an old garment . Otherwise the patch tears away from it , the new from the old , and there is a worse tear .
Tsy misy manampina lamba tonta amin ' ny lamba vaovao , raha tsy izany dia hiala aminy ilay tapa - damba , ny vaovao hiala amin ' ny taloha , ary vao maika ho ratsy ny faharovitana .
MRK 2:22     Alignment score: 0.434
No one puts new wine into old wineskins . Otherwise the wine
will burst the skins and both the wine and the wineskins are lost . Instead , new wine is put into fresh wineskins . "
Ary tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta , raha tsy izany dia ho rovitry ny divay ny hoditra ka samy ho very ny divay sy ny siny hoditra . Fa kosa , divay vaovao atao ao anaty siny hoditra vaovao . "
MRK 2:23     Alignment score: 0.463 → 0.476
On the Sabbath day Jesus went through some grainfields , and his disciples began picking heads of grain as they made their way .
Tamin ' ny andro sabata Jesosy nandeha teny
amin ' ny tanimbary maromaro , ary nanomboka nioty salohimbary ny mpianany .
MRK 2:24     Alignment score: 0.457 → 0.458
The Pharisees said to him , " Look , why are they doing something that is not lawful on the Sabbath day ? "
Dia hoy ireo Fariseo Taminy : " Jereo , nahoana izy ireo no manao zavatra tsy araky
ny lalànan ' ny andro Sabata ? "
MRK 2:25     Alignment score: 0.298
He said to them , " Have you never read what David did when he was in need and hungry he and the men who were with him
Dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Mbola tsy novakianareo angaha izay nataon'i Davida rehefa tao anatin
' ny tsy fahampiana sy hanoanana izy _ sy ireo lehilahy niaraka taminy _
MRK 2:26     Alignment score: 0.409 → 0.411
how he went into the house of God when Abiathar was high priest , and ate the bread of the presence , which is unlawful for anyone to eat except the priests , and he even gave some to those
who were with him ? "
ahoana ny fomba nidirany tao an - tranon'Andriamanitra tamin ' ny andron ' i Abiatara mpisoronabe , ka nihinana ny mofon ' ny fanatrehana , izay tsy ara - dalàna ho an'iza na iza ny mihinana azy afa - tsy ny mpisorona ihany , ary mbola nanomezany maromaro ireo izay niaraka taminy aza ? "
MRK 2:27     Alignment score: 0.603 → 0.605
Jesus said , " The Sabbath was made for mankind , not mankind for the Sabbath .
Jesosy niteny hoe : " Ny Sabata dia natao ho an ' ny zanak'olombelona , fa tsy ny zanak'olombelona no ho an ' ny Sabata .
MRK 2:28     Alignment score: 0.586 → 0.586
Therefore , the Son of Man is Lord , even of the Sabbath . "
Noho izany , ny Zanak'Olona no Tompo , na dia amin ' ny Sabata aza . "
MRK 2     Average alignment score: 0.377 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16