Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 6:1     Alignment score: 0.313 → 0.315
He went out from there and came
to his hometown , and his disciples followed him .
Nandao io toerana io Izy ka namonjy ny tanindrazany , ary nanaraka Azy ireo mpianany .


MRK 6:2     Alignment score: 0.435 → 0.454
When the Sabbath came , he taught in the synagogue . Many people heard him and they were amazed . They said , " Where did he get these
teachings ? " " What is this wisdom that has been given to him ? " " What are these miracles that he does with his hands ? "
Ary rehefa tonga ny andro sabata , dia nampianatra tao amin ' ny synagoga Izy . Maro ny olona nandre Azy ka gaga izy ireo . Hoy izy ireo hoe : " Avy aiza no nahazoany ireo fampianarana ireo ? " " Inona izao fahendrena izay nomena Azy izao ? " " Inona ireo fahagagana izay nataony tamin ' ny tanany ireo ? "
MRK 6:3     Alignment score: 0.564 → 0.564
" Is this not the carpenter
, the son of Mary and the brother of James and Joses and Judas and Simon ? Are his sisters not here with us ? " They were offended by Jesus .
" Tsy ilay mpandrafitra ve io , ilay zanak'i Maria ary rahalahin'i Jakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona ? Tsy miaraka amintsika eto ve ireo anabaviny ? " Tohina tamin'i Jesosy izy ireo .
MRK 6:4     Alignment score: 0.395 → 0.394
Then Jesus said to them , " A prophet is not without honor , except in his hometown and among his own relatives and in his own household . "
Ary hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Tsy misy mpaminany tsy omen - kaja , afa - tsy ao amin ' ny tanindrazany sy ao amin ' ny havany akaiky ary ao amin ' ny ankohonany
manokana ihany . "
MRK 6:5     Alignment score: 0.275
He could not do any mighty work , except to lay his hands on a few sick people and heal them .
Tsy afaka nanao asa mahagaga Izy , afa - tsy ny fametrahany tanana
amin ' ny marary vitsivitsy ary manasitrana azy ireo .
MRK 6:6     Alignment score: 0.279
He was amazed at their unbelief . Then he went around the villages teaching .
Gaga nohon ' ny tsy finoan'izy ireo Izy . Avy eo nandeha nanodidina ireo tanàna Izy hampianatra .
MRK 6:7     Alignment score: 0.452
Then he called the twelve and began to send
them out two by two , and he gave them authority over the unclean spirits ,
Avy eo dia niantso ireo roa ambinifolo lahy Izy ary nanomboka naniraka azy ireo tsiroaroa , ary nomeny fahefana teo amin ' ny fanahy maloto izy ireo ,
MRK 6:8     Alignment score: 0.321 → 0.32
and instructed them to take nothing for their journey , except a staff no bread , no bag , and no money in their belts
ary nandidy azy ireo tsy hitondra na inona na inona amin ' ny diany , na mofo , na kitapo , na vola amin ' ny fehin - kibon'izy ireo _ afa - tsy tehina ihany _
MRK 6:9     Alignment score: 0.35
but to wear sandals , and not to wear two tunics .
fa hanao kapa , ary tsy hanao akanjo roa .
MRK 6:10     Alignment score: 0.366 → 0.365
He said to them , " Whenever you enter a house , remain until you go away from there .
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Na oviana na oviana ianareo miditra amina trano iray , dia mitoera ao mandra - pialanareo any .
MRK 6:11     Alignment score: 0.377
If any town will not receive you or listen to you , when you leave that place , shake the dust off your feet as a testimony to them . "
Ary raha misy tanàna tsy mandray anareo na mihaino
anareo , rehefa miala ao amin'izany toerana izany ianareo , dia ahintsano ny vovoka amin ' ny tongotrareo mba ho fijoroana vavolombelona amin'izy ireo . "
MRK 6:12     Alignment score: 0.286 → 0.332
They went out and proclaimed that people should repent .
Dia niainga izy ireo ary nitory fa ny olona dia tokony hibebaka amin ' ny fahotany
.
MRK 6:13     Alignment score: 0.468
They cast out many demons , and anointed many sick people with oil and healed them .
Nandroaka demonia maro izy ireo , ary nanosotra marary maro tamin ' ny diloilo ka nanasitrana azy ireny .
MRK 6:14     Alignment score: 0.398 → 0.415
King Herod heard this , for Jesus ' name had become
well known . Some were saying , " John the Baptist has been raised from the dead , and that is why these miraculous powers are at work in him . "
Ren'i Heroda mpanjaka izany , satria lasa fanta - daza ny anaran'i Jesosy . Ny sasany nilaza hoe : " Nitsangana tamin ' ny maty Jaona mpanao batisa ary noho izany , dia miasa ao anatiny ireo hery mahagaga ireo . "
MRK 6:15     Alignment score: 0.406
Some others said , " He is Elijah . " Still others said , " He is a prophet , like one of the prophets in ancient times . "
Fa ireo sasany kosa nilaza hoe : " Elia Izy . " Ny sasany mbola niteny hoe : " Mpaminany Izy , tahaka ny iray amin'ireo mpaminany tamin ' ny andro taloha . "
MRK 6:16     Alignment score: 0.456 → 0.485
But when Herod heard this , he said , " John , whom I beheaded , has been raised . "
Fa rehefa nandre izany Heroda dia hoy izy hoe : " Jaona , ilay notapahiko loha , no nitsangana tamin ' ny maty . "
MRK 6:17     Alignment score: 0.545 → 0.546
For Herod sent to have John arrested and he had him bound
in prison on account of Herodias ( his brother Philip 's wife ) , because he had married her .
Fa Heroda no nampisambotra an'i Jaona ka nandefa azy tany an - tranomaizina nohon ' ny raharaha Herodiasy ( vadin'i Filipo rahalahiny ) , satria novadiany ravehivavy .
MRK 6:18     Alignment score: 0.406 → 0.418
For John told Herod , " It is not lawful for you to have your brother 's wife . "
Fa Jaona niteny an'i Heroda hoe : " Tsy araka ny lalàna ny hanambadianao ny vadin
' ny rahalahinao . "
MRK 6:19     Alignment score: 0.281 → 0.283
But Herodias held
on to anger against him and wanted to kill him , but she could not ,
Fa tezitra taminy Herodiasy ka nitady izay hamonoana azy , saingy tsy afaka ,
MRK 6:20     Alignment score: 0.27 → 0.274
for Herod feared John ; he knew
that he was a righteous and holy man , and he kept him safe . Listening to him made him greatly perplexed , yet he heard him gladly .
nohon ' ny fatahoran'i Heroda an'i Jaona ; fantany fa olo - marina sy feno fahamasinana izy , ary niaro azy izy . Nanahiran - tsaina azy ny fihenoana azy , kanefa mbola nihaino azy tamim - pifaliana izy .
MRK 6:21     Alignment score: 0.343
Then an opportunity came when Herod had his birthday and he made a dinner for his officials and for the commanders and leaders of Galilee .
Avy eo nisy irika
tamin ' ny fitsingerenan ' ny taona nahaterahan'i Heroda ka nanao fanasàna ho an'ireo lehibeny , sy ireo mpifehiny , ary ireo mpitariky ny Galilia izy .
MRK 6:22     Alignment score: 0.401
The daughter of Herodias herself came in and danced for them , and she pleased Herod and his dinner guests . The king said to the girl , " Ask me for anything you want and I will give it to you . "
Dia niditra ny efitrano fanasana ny zanaka vavin'i Herodiasy ary nandihy ho azy ireo , ary nahafinaritra an'i Heroda sy ireo vahiny nasaina tamin ' ny fisakafoana izy . Hoy ny mpanjaka tamin - drazazavavy hoe : " Angataho amiko izay rehetra tianao dia omeko anao izany . "
MRK 6:23     Alignment score: 0.372 → 0.373
He swore to her saying , " Whatever you ask of me , I will give you , up to half of my kingdom . "
Ary nianiana taminy izy nanao hoe : " Na inona na inona angatahinao amiko , dia homeko anao , hatramin ' ny antsasaky ny fanjakako . "
MRK 6:24     Alignment score: 0.431
She went out and said to her mother , " What should I ask him for ? " She said , " The head of John the Baptist . "
Dia nivoaka izy ary niteny tamin ' ny reniny hoe : " Inona no tokony angatahiko aminy ? " Dia hoy ny reniny hoe : " Ny lohan'i
Jaona mpanao Batisa . "
MRK 6:25     Alignment score: 0.35 → 0.365
She immediately hurried back to the king , and she asked , saying , " I want you to give
me , right now , the head of John the Baptist on a wooden platter . "
Teo no ho eo dia niverina tany amin ' ny mpanjaka izy , ka nangakataka , nanao hoe : " Tiako omenao ahy , izao dieny izao , eo ambony lovia ny lohan'i Jaona mpanao batisa . "
MRK 6:26     Alignment score: 0.276 → 0.291
Though this deeply grieved the king , he could not refuse her request because of the oath he had made and because of his dinner guests .
Na dia nampalahelo mafy ny mpanjaka aza izany , dia tsy afaka nandà ny fangatahany
izy nohon ' ny fianianana nataony sy noho ireo vahininy nasaina tamin ' ny fisakafoana .
MRK 6:27     Alignment score: 0.368 → 0.378
So the king sent a soldier from his guard and commanded him to bring him John 's head . The guard went and beheaded him in the prison .
Noho izany dia nandidy miaramila iray avy tamin ' ny mpiambina ny mpanjaka ary nandidy azy hitondra ny lohan'i
Jaona ho eo aminy . Lasa ilay mpiambina ary nanapaka ny lohany tao an - tranomaizina .
MRK 6:28     Alignment score: 0.374
He brought his head on a platter and gave it to the girl , and the girl gave it to her mother .
Nentiny teo ambony lovia ny lohany ary natolony an - drazazavavy , ary ilay zazavavy nanolotra izany an - dreniny .
MRK 6:29     Alignment score: 0.422
When his disciples heard of this , they came and took his body and placed it in a tomb .
Rehefa nahare izany ireo mpianany , dia tonga izy ireo ary naka ny nofony
ka nametraka izany tao am - pasana .
MRK 6:30     Alignment score: 0.391
The apostles came together with Jesus and told him all that they had done and taught .
Niverina tany amin'i Jesosy ireo apostoly ary nitantara taminy izay rehetra vitan'izy ireo sy nampianarin'izy ireo .
MRK 6:31     Alignment score: 0.16
Then he said to them , " Come
away by yourselves into a deserted place and rest a while . " For many were coming and going , and they did not even have time to eat .
Ary hoy Izy tamin'izy ireo : " Ndeha isika ho any an'efitra ka hiala sasatra kely . " Fa maro ny olona no nivezivezy , ary tsy nanam - potoana hinanana sakafo akory aza izy ireo .
MRK 6:32     Alignment score: 0.253
So they went away in the boat to a deserted place by themselves .
Dia nandeha an - tsambokely izy ireo mba ho any amin ' ny tany
foana .
MRK 6:33     Alignment score: 0.324 → 0.329
But they saw them leaving and many recognized them , and they ran there together on foot from all the towns , and they arrived there before them .
Fa izy ireo nahita azy ireo nandeha ary maro no nahafantatra azy ireo , dia niara - nihazakazaka an - tongotra avy tany amin ' ny tanàna rehetra izy ireo , ary tonga teo talohan'izy ireo .
MRK 6:34     Alignment score: 0.373
When they came ashore , he saw a great crowd and he had compassion on them because they were like sheep without a shepherd . So he began to teach them many things .
Rehefa tonga teny
amin ' ny morony izy ireo , dia nahatazana vahoaka maro Izy ary onena azy ireo Izy satria tahaka ny ondry tsy manana mpiandry izy ireo . Ka nanomboka nampianatra zavatra maro azy ireo Izy .
MRK 6:35     Alignment score: 0.28
When the hour was late , his disciples came to him and said , " This is a deserted place , and the hour is already late .
Ary rehefa hariva ny andro , dia nanatona Azy ireo mpianany ka nanao hoe : " Toerana foana ity ary ny andro efa madiva ho hariva sahady .
MRK 6:36     Alignment score: 0.23
Send them away so that they may go into the nearby countryside and villages to buy something to eat for themselves . "
Alefao izy ireo mba handehanany any amin'ireo vohitra sy tanàna manodidina hividy hanina ho an ' ny tenan'izy ireo . "
MRK 6:37     Alignment score: 0.397 → 0.399
But he answered and said to them , " You give
them something to eat . " They said to him , " Can we go and buy two hundred denarii worth of bread and give it to them to eat ? "
Fa namaly Izy ka nanao tamin'izy ireo hoe : " Omenareo zavatra hoanina izy ireo . " Dia hoy izy ireo taminy hoe : " Afaka mandeha ary mividy mofo azon ' ny denaria roanjato va izahay ka hanome izany azy ireo hoanina ? "
MRK 6:38     Alignment score: 0.516 → 0.516
He said to them , " How many loaves do you have ? Go and see . " When they found out , they said , " Five loaves and two fish . "
Dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Firy no mofo anananareo ? Mandehana ary jereo . " Rehefa hitany , dia hoy izy ireo hoe : " Mofo dimy sy hazandrano roa . "
MRK 6:39     Alignment score: 0.351
He commanded all the people to sit down in groups upon the green grass .
Dia nandidy ny olona rehetra mba hipetraka mitsitokotoko teo amin ' ny ahi - maitso Izy .
MRK 6:40     Alignment score: 0.279
They sat down in groups of hundreds and fifties .
Dia nipetraka an - tokony izy ireo ; an - tokony zato sy dimampolo .
MRK 6:41     Alignment score: 0.43 → 0.43
He took the five loaves and the two fish , and looking up to heaven he blessed and broke the loaves and gave them to the disciples to set before the people . He also divided the two fish among them all .
Naka ireo mofo dimy sy hazandrano roa Izy , niandrandra ny lanitra dia nisaotra ka nizarazara ny mofo ary nanolotra izany tamin'ireo mpianatra mba homena eo anolohan ' ny olona . Nozarainy ihany koa ny hazandrano roa ho an'izy rehetra .
MRK 6:42     Alignment score: 0.357 → 0.357
They all ate until they were satisfied .
Dia nihinana avokoa izy rehetra nandra - pahavoky azy ireo .
MRK 6:43     Alignment score: 0.456
They took up broken pieces of bread , twelve baskets full
, and also pieces of the fish .
Nalain'izy ireo ny sombitsombina mofo , izay nahafeno roambinifolo sobika mitafotafo , ary koa ny ambin'ireo hazandrano .
MRK 6:44     Alignment score: 0.573
There were five thousand men who ate the loaves .
Nisy dimy arivo ireo lehilahy nihinana ny mofo .
MRK 6:45     Alignment score: 0.427
Immediately he made his disciples get into the boat and go ahead of him to the other side , to Bethsaida , while he sent the crowd away .
Teo no ho eo dia nasainy
niakatra tao an - tsambokely ireo mpianany mba hialoha Azy ho eny ampita , ho any Betsaida , raha nandefa ny vahoaka Izy .
MRK 6:46     Alignment score: 0.268
After taking leave of them , he went up the mountain
to pray .
Rehefa lasa izy ireo , dia niakatra tany an - tendrombohitra Izy mba hivavaka .
MRK 6:47     Alignment score: 0.451
Evening came , and the boat was now in the middle of the sea , and he was alone on land .
Tonga ny hariva , ary efa teo afovoan ' ny ranomasina ny sambokely , fa irery teny an - tanety izy .
MRK 6:48     Alignment score: 0.296 → 0.304
He saw that they were straining against the oars , for the wind was against them . About the fourth watch of the night , he came to them , walking on the sea , and he wanted to pass by them .
Ary hitany fa sahirana mafy izy ireo nivoy ny sambokely , satria nanohitra mafy azy ireo ny rivotra . Teo ho eo amin ' ny ora fiambenana fahefatry
ny alina dia nankeo amin'izy ireo Izy , nandeha teny ambony ranomasina , ary te - handalo teo amin'izy ireo Izy .
MRK 6:49     Alignment score: 0.395 → 0.395
But when they saw him walking on the sea , they thought he was a ghost and cried out ,
Fa rehefa nahita Azy nandeha teny
ambony ranomasina izy ireo , dia noheverin'izy ireo ho matoatoa Izy ka nihiakiaka izy ireo ,
MRK 6:50     Alignment score: 0.283 → 0.28
because they saw him and were troubled . Immediately he spoke to them and said to them , " Be courageous ! It is I ! Do not be afraid ! "
satria nahita Azy izy ireo dia raiki - tahotra . Teo no eo dia niteny tamin'izy ireo Izy ka nilaza azy ireo hoe : " Matokia
! Izaho ihany ity ! Aza matahotra ! "
MRK 6:51     Alignment score: 0.41 → 0.408
He got into the boat with them , and the wind ceased blowing . They were completely amazed .
Ary niditra tao an - tsambokely niaraka tamin'izy ireo Izy , dia nitsahatra tsy nitsoka ny rivotra . Dia talanjona tanteraka izy ireo .
MRK 6:52     Alignment score: 0.316
For they had not understood what the loaves meant . Instead , their hearts were hardened .
Ary tsy takatry ny sain'izy ireo ny dikan'ilay mofo . Fa kosa , nihamafy ny fon'izy ireo .
MRK 6:53     Alignment score: 0.366 → 0.369
When they had crossed over , they came to land at Gennesaret and anchored the boat .
Rehefa tafita izy ireo , dia tonga tao Genesareta ireo ka niantsona tao .
MRK 6:54     Alignment score: 0.354
When they came out of the boat , the people recognized him immediately ,
Ary rehefa nidina avy tao amin ' ny sambokely izy ireo , avy hatrany dia fantatry
ny olona tao Izy ,
MRK 6:55     Alignment score: 0.329
and they ran throughout the whole region and began to bring the sick on their mats to wherever they heard he was .
ka nihazakazaka nanerana ny faritra rehetra izy ireo ary nanomboka nitondra ny marary tamin ' ny fandriany tany
amin'izay rehetra ren'izy ireo misy Azy .
MRK 6:56     Alignment score: 0.297 → 0.317
Wherever he entered into villages , or cities , or into the country , they would put the sick in the marketplaces
. They begged him to let them touch the edge of his garment , and as many as touched him were healed .
Fa na taiza na taiza nalehany na an - tanàna , na tanàn - dehibe , na teny amin ' ny vohitra kely , dia nepetrak'izy ireo teo amin ' ny kianja ny marary . Niangavy Azy izy ireo mba hamela azy ireo hikasika ny rambon'akanjony , ary ireo maro izay nikasika Azy dia sitrana .
MRK 6     Average alignment score: 0.376 for 56 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16