Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 3:1     Alignment score: 0.469 → 0.474
Again Jesus walked into the synagogue , and there was a man with a withered hand .
Dia nandeha tao amin ' ny synagoga indray Jesosy ary nisy lehilahy maty tanana
tao .


MRK 3:2     Alignment score: 0.329 → 0.348
Some people watched him closely to see if he would heal him on the Sabbath so that they could accuse him .
Nijery akaiky Azy ny olona sasantsasany mba hahita raha hanasitrana azy amin ' ny Sabata Izy mba afahan'izy ireo manameloka Azy .
MRK 3:3     Alignment score: 0.345
Jesus said to the man with the withered hand , " Get up and stand here in the middle of everyone . "
Hoy Jesosy tamin'ilay lehilahy maty tànana hoe : " Mitsangàna ary mijoroa
eto afovoan ' ny olon - drehetra eto . "
MRK 3:4     Alignment score: 0.3 → 0.307
Then he said to the people , " Is it lawful to do good on the Sabbath day or to do harm ; to save a life or to kill ? " But they were silent .
Dia niteny tamin ' ny olona Izy hoe : " Ara - dalàna va ny manao soa amin ' ny andro Sabata sa ny manao ratsy ; ny mamonjy aina
, sa ny mahafaty ? " Nefa izy ireo tsy nahaloa - teny .
MRK 3:5     Alignment score: 0.242
He looked around at them with anger , and he was grieved by their hardness of heart , and he said to the man , " Stretch out your hand . " He stretched it out , and his hand was restored .
Nijery azy ireo tamim
- pahatezerana Jesosy , ary nalahelo Izy nohon ' ny hamafin ' ny fon'izy ireo , dia niteny tamin'ilay lehilahy Izy hoe : " Ahinjiro ny tananao . " Dia natsotran'ilay lehilahy ny tanany ka sitrana .
MRK 3:6     Alignment score: 0.286 → 0.28
The Pharisees went out and immediately began to plot with the Herodians as to how they might put him to death .
Nivoaka ireo fariseo ary nikonokonona faingana niaraka tamin ' ny Herodiana hitady izay fomba hamonoana Azy .
MRK 3:7     Alignment score: 0.583 → 0.586
Then Jesus , with his disciples , went to the sea , and a great crowd of people followed from Galilee and from Judea
Avy eo Jesosy , niaraka tamin'ireo mpianany , nankeny
an - dranomasina , ary nisy vahoaka maro nanaraka avy any Galilia sy avy any Jodia
MRK 3:8     Alignment score: 0.445 → 0.445
and from Jerusalem and from Idumea and beyond the Jordan and around Tyre and Sidon . When they heard about the things he was doing , a great crowd came to him .
ary avy any Jerosalema sy avy any Edoma ary hatrany amin ' ny onin'i
Jordana sy manodidina ny Tyra sy Sidona . Rehefa nahare momba ireo zavatra nataony izy ireo , dia nisy vahoaka maro nankeo aminy .
MRK 3:9     Alignment score: 0.217 → 0.225
He told his disciples to have a small boat ready for him because of the crowd , so that they would not press against him .
Dia nampitady sambokely ny mpianany Jesosy ho Azy nohon ' ny habetsaky ny olona
teo , mba tsy hifanosehan ' ny olona Izy .
MRK 3:10     Alignment score: 0.272 → 0.275
For he healed many , so that everyone who had afflictions eagerly approached him in order to touch him .
Noho Izy nanasitrana olona
maro , dia nifandrombaka nanatona Azy ny olon - drehetra izay nanana aretina mba hikasika Azy .
MRK 3:11     Alignment score: 0.406
Whenever the unclean spirits saw him , they fell down before him and cried out , and they said , " You are the Son of God . "
Isaky ny nahita Azy ireo fanahy maloto , dia niankohoka teo anoloany
ary nihiaka , ary hoy izy ireo hoe : " Ianao no Zanak'Andriamanitra . "
MRK 3:12     Alignment score: 0.295
He strictly ordered them not to make him known .
Noteneniny mafy ireo mba tsy hampahafantatra Azy .
MRK 3:13     Alignment score: 0.313
He went up on the mountain
, and he called for those he wanted , and they came to him .
Niakatra teny an - tendrombohitra Izy , ary niantso ireo izay tiany , dia nankeo aminy ireo .
MRK 3:14     Alignment score: 0.411 → 0.409
He appointed the twelve ( whom he named apostles ) so that they might be with him and he might send them to proclaim the message ,
Nanendry ireo roa ambinifolo Izy ( izay nantsoiny hoe Apostoly ) , mba hafahan'izy ireo miaraka aminy sy hafahany mandefa azy ireo mitory ny hafatra ,
MRK 3:15     Alignment score: 0.421
and to have authority to cast out demons .
ary hanana fahefana handroaka demonia .
MRK 3:16     Alignment score: 0.525 → 0.526
He appointed the twelve : Simon , to whom he gave the name Peter ;
Avy eo dia nanendry ireo roa ambinifolo Izy : Simona , izay nomeny
anarana hoe Petera ;
MRK 3:17     Alignment score: 0.467 → 0.468
James son of Zebedee , and John the brother of James , to whom he gave the name Boanerges , that is , " Sons of Thunder " ;
Jakoba zanak'i Zebedio , sy Jaona rahalahiny , izay nomeny
ny anarana hoe Boanarijesy , izay midika hoe , zana - baratra ;
MRK 3:18     Alignment score: 0.707 → 0.711
and Andrew , Philip , Bartholomew , Matthew , Thomas , James son of Alphaeus , Thaddaeus , Simon the Zealot ,
ary Andrea , Filipo , Baritolomeo
, Matio , Tomasy , Jakoba zanak'i Alfeo , Tadeo , Simona Zelota ,
MRK 3:19     Alignment score: 0.658
and Judas Iscariot , who would betray him .
ary Jodasy Iskariota , izay hamadika Azy .
MRK 3:20     Alignment score: 0.307 → 0.303
Then he went home , and the crowd came together again , so that they could not even eat bread .
Dia nody tany an - trano Izy , ary niara - tonga indray ny vahoaka , hany
ka tsy afaka nisakafo akory izy ireo .
MRK 3:21     Alignment score: 0.326 → 0.327
When his family heard about it , they went out to seize him , for they said , " He is out of his mind . "
Rehefa nandre ny momba izany ny fianakaviany
, dia nivoaka izy ireo haka Azy , satria nolazain'izy ireo hoe : " Very saina Izy . "
MRK 3:22     Alignment score: 0.371 → 0.425
The scribes who came down from Jerusalem said , " He is possessed by Beelzebul " and " By the ruler of the demons he drives out demons . "
Ary ireo mpanora - dalàna izay nidina avy any Jerosalema dia nilaza fa : " Itoeran'i Belzeboba Izy " , ka , " Amin ny alalan ny mpanapaky
ny demonia no androahany ny demonia . "
MRK 3:23     Alignment score: 0.435 → 0.435
Jesus called them to himself and said to them in parables , " How can Satan cast out Satan ?
Dia nantsoin'i
Jesosy hankeo aminy ireo ka niteny azy ireo tamin ' ny alalan ' ny fanoharana hoe : " Ahoana no hahafahan'i Satana mandroaka an'i Satana ?
MRK 3:24     Alignment score: 0.157 → 0.174
If a kingdom is divided against itself , that kingdom can not stand .
Raha misy fanjakana miady an - trano , dia ho rava izany .
MRK 3:25     Alignment score: 0.15 → 0.154
If a house is divided against itself , that house will not be able to stand .
Ary raha misy tokan
- trano miady an - trano , dia tsy haharitra izany tokan - trano izany .
MRK 3:26     Alignment score: 0.343 → 0.354
If Satan has risen up against himself and is divided , he is not able to stand , but has come
to an end .
Raha nitsangana nanohitra ny tenany Satana ary nisaraka , dia tsy haharitra , ka hifarana .
MRK 3:27     Alignment score: 0.237
But no one can enter into the house of a strong man and steal his belongings without tying up the strong man first , and then he will plunder his house .
Fa tsy misy afaka miditra ao amin ' ny tranona lehilahy mahery iray ary mandroba ny fananany raha tsy mamatotra ilay mahery aloha , ary handroba ny tranony
izy avy eo .
MRK 3:28     Alignment score: 0.29 → 0.306
Truly I say to you , all sins of the sons of men will be forgiven , even all the blasphemies which they utter ,
Lazaiko marina aminareo , ho voavela avokoa ny heloky
ny zanak'olombelona , na dia ireo teny ratsy rehetra izay avoakan ' ny vavany aza ,
MRK 3:29     Alignment score: 0.356 → 0.382
but whoever blasphemes against the Holy Spirit will never have forgiveness , but is guilty of an eternal sin . "
fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy ho voavela heloka mandrakizay , fa meloka nohon ' ny ota mandrakizay . "
MRK 3:30     Alignment score: 0.413
Jesus said this because they were saying , " He has an unclean spirit . "
Nanambara izany Jesosy nohon ' ny filazan'izy ireo hoe : " Manana fanahy maloto Izy . "
MRK 3:31     Alignment score: 0.39
Then his mother and his brothers came and stood outside . They sent for him , summoning him .
Avy eo dia tonga ny reniny sy ireo rahalahiny ary nijoro teny
ivelany . Nandefa olona nampahafantatra Azy izy ireo , ka nampiantso Azy .
MRK 3:32     Alignment score: 0.365 → 0.368
A crowd was sitting around him and they said to him , " Your mother and your brothers and your sisters are outside , and they are looking for you . "
Nipetraka manodidina Azy ny vahoaka ary hoy izy ireo taminy hoe : " Ny reninao
sy ireo rahalahinao dia ao ivelany ao , ary mitady anao izy ireo . "
MRK 3:33     Alignment score: 0.492
He answered them , " Who are my mother and my brothers ? "
Ary Izy namaly hoe : " Iza no reniko sy rahalahiko ? "
MRK 3:34     Alignment score: 0.361
He looked around at those
who were sitting in a circle around him and said , " See , here are my mother and my brothers !
Ary nijery nanodidina tamin ' ny olona nipetraka manodidina Azy Izy ary hoy Izy hoe : " Jereo , ireto ny reniko sy ny rahalahiko !
MRK 3:35     Alignment score: 0.378
For whoever does the will of God , that person is my brother , and sister , and mother . "
Fa na iza na iza manao ny sitrapon'Andriamanitra , dia izany olona izany no rahalahiko , sy anabaviko , ary reniko . "
MRK 3     Average alignment score: 0.373 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16