Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 9:1     Alignment score: 0.297
He said to them , " Truly I say to you , there are some of you who are standing here who will not taste death before they see the kingdom of God come
with power . "
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Lazaiko aminareo marina tokoa , fa misy aminareo izay mitsangana eto no tsy hanandrana izany fahafatesana izany mialohan ' ny hahitan'izy ireo ny fanjakan ' Andriamanitra izay ho avy amin ' ny hery lehibe . "


MRK 9:2     Alignment score: 0.458
Six days later , Jesus took Peter and James and John with him up a high mountain
, alone by themselves . Then he was transfigured before them .
Ary enina andro taty aorina , dia nentin'i Jesosy niaraka taminy Petera sy Jakoba ary Jaona teny amin ' ny tendrombohitra avo , ary izy ireo irery no tany . Avy eo niova tarehy teo anatrehan'izy ireo Izy .
MRK 9:3     Alignment score: 0.13
His garments became
radiantly brilliant , extremely white , whiter than any bleacher on earth could bleach them .
Ny fitafiany niova nanjelanjelatra no sady mazava , ary fotsy indrindra , fotsy mihoatra ny zavatra nampamotsiana indrindra teto ambonin ' ny tany .
MRK 9:4     Alignment score: 0.679
Then Elijah with Moses appeared to them , and they were talking with Jesus .
Avy eo Elia sy Mosesy niseho tamin'izy ireo , ary niresaka tamin'i Jesosy izy ireo .
MRK 9:5     Alignment score: 0.55 → 0.55
Peter answered and said to Jesus , " Rabbi , it is good for us to be here , and so let us make three shelters , one for you , one for Moses , and one for Elijah . "
Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe : " Raby ô , tsara raha mitoetra eto isika , koa andeha hanao lay telo , ny iray ho Anao , ny iray ho an'i Mosesy , ary ny iray ho an'i Elia . "
MRK 9:6     Alignment score: 0.361 → 0.372
( For he did not know what to say , for they were terrified . )
( Fa tsy fantany izay tokony ho tenenina , satria natahotra mafy izy ireo . )
MRK 9:7     Alignment score: 0.366 → 0.426
A cloud came and overshadowed them . Then a voice came out of the cloud , " This is my beloved Son . Listen to him . "
Nisy rahona tonga ka nanarona azy ireo . Ary nisy feo nivoaka avy ao anatin
' ny rahona hoe : " Ity ny Zanako Malalako . Mihainoa Azy . "
MRK 9:8     Alignment score: 0.49
Suddenly , when they looked around , they no longer saw anyone with them , but only Jesus .
Tampoka teo , raha nijery ny manodidina izy ireo , dia tsy nahita na iza na iza intsony , afa - tsy Jesosy irery ihany .
MRK 9:9     Alignment score: 0.209 → 0.212
As they were coming down the mountain
, he commanded them to tell no one what they had seen until the Son of Man had risen from the dead .
Raha nidina avy eny an - tendrombohitra izy ireo , dia nodidiany mafy mba tsy hilaza na amin'iza na amin'iza ny zavatra hitan'izy ireo , raha tsy efa mitsangana amin ' ny maty ny Zanak'Olona .
MRK 9:10     Alignment score: 0.174 → 0.174
So they kept the matter to themselves , but they discussed among themselves what " rising from the dead " could mean .
Ary dia notanan'izy ireo ho azy ireo izany teny
izany , kanefa nifampanontany ireo ny amin ' ny mety ho dikan'izany " fitsanganana amin ' ny maty " izany .
MRK 9:11     Alignment score: 0.568
They asked him , " Why do the scribes say that Elijah must come
first ? "
Nanontany Azy izy ireo hoe : " Nahoana ireo mpanora - dalàna no manambara fa tsy maintsy ho avy mialoha Elia ? "
MRK 9:12     Alignment score: 0.443
He said to them , " Elijah does come
first to restore all things . Why then is it written that the Son of Man must suffer many things and be despised ?
Dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Efa tonga voalohany Elia hanarina ny zavatra rehetra . Ary nahoana no voasoratra fa ny Zanak'Olona dia hijaly mafy amin ' ny zavatra maro ary hatao toy ny olona tsy misy dikany ?
MRK 9:13     Alignment score: 0.218
But I say to you that Elijah has come
, and they did whatever they wanted to him , just as it is written about him . "
Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia , ary nataon ' ny olona taminy izay sitraky ny fony , araka izay efa voalazan ' ny Soratra Masina momba azy . "
MRK 9:14     Alignment score: 0.421
When they came to the disciples , they saw a great crowd around them , and scribes were arguing with them .
Ary rehefa niverina teo amin ' ny mpianatra izy ireo , dia nahita vahoaka be nanodidina azy ireo ary ireo mpanora - dalàna niady hevitra taminy .
MRK 9:15     Alignment score: 0.42
As soon as they saw Jesus , the whole crowd was amazed , and as they ran up to him , they greeted him .
Raha vao nahita an'i Jesosy izy ireo , dia talanjona ny vahoaka rehetra ary raha iny nihazakazaka nanatona Azy iny izy ireo dia niarahaba Azy .
MRK 9:16     Alignment score: 0.343 → 0.35
He asked his disciples , " What are you arguing with them about ? "
Nanontany ireo mpianany Izy hoe : " Momba ny inona no hiadianareo hevitra amin'ireo . "
MRK 9:17     Alignment score: 0.312 → 0.332
Someone in the crowd answered him , " Teacher , I brought my son to you . He has a spirit that makes him unable to speak .
Ary nisy iray tamin'ireo vahoaka namaly Azy hoe : " Mpampianatra ô , nentiko ho eto aminao ny zanako lahy . Misy fanahy ratsy tsy mampiteny azy izy .
MRK 9:18     Alignment score: 0.17 → 0.173
It seizes him and it throws him down , and he foams at the mouth , grinds his teeth , and becomes rigid . I asked your disciples to drive
it out of him , but they could not . "
Misambotra azy io ka mampienjerazera azy ary mandoa vory izy , mikitro - nify , ary lasa mihenjana izy . Nangataka tamin'ireo mpianatrao ny tenako mba hamoaka izany hiala aminy , kanefa tsy vitan'izy ireo izany . "
MRK 9:19     Alignment score: 0.251 → 0.283
He answered them , " Unbelieving generation , how long will I have to stay with you ? How long will I bear with you ? Bring him to me . "
Ary namaly azy ireo Izy hoe : " Ry taranaka tsy mino , mandra - pahoviana no hitoerako eto aminareo ? Mandra - pahoviana no handeferako aminareo ? Ento ety amiko izy . "
MRK 9:20     Alignment score: 0.306 → 0.307
They brought the boy to him . When the spirit saw Jesus , it immediately threw him into a convulsion . The boy fell on the ground and foamed at the mouth .
Ary nentina teo aminy ilay zazalahy , ary raha vao nahita an'i Jesosy ilay fanahy ratsy , dia nampifanintontsitona azy izany . Nianjera tamin ' ny tany ilay zazalahy ary feno vory ny vavany .
MRK 9:21     Alignment score: 0.317 → 0.334
Jesus asked his father , " For how much time has he been like this ? " The father said , " Since childhood .
Jesosy nanontany ny rainy hoe : " Hafiriana no naha - toy izao azy ? " Dia hoy ny ray hoe : " Efa hatramin ' ny fahazazany . "
MRK 9:22     Alignment score: 0.243 → 0.248
It has often thrown him into the fire or into the waters and tried to destroy him . If you are able to do anything , have pity on us and help us . "
Indraindray io fanahy ratsy io nandavo azy tany
anaty afo na tany anaty rano ary nanandrana ny hamotika azy . Raha mahay manao ny zavatra rehetra Ianao , dia miantrà anay ary ampio izahay . "
MRK 9:24     Alignment score: 0.288
Immediately the father of the child cried out and said , " I believe ! Help my unbelief ! "
Ny zavatra rehetra dia hain'izay mino . " Ary niaraka tamin'izay ny rain'ilay zaza dia nihiaka mafy nanao hoe : " Mino aho ! Ampio aho amin ' ny tsy finoako ! "
MRK 9:25     Alignment score: 0.435
When Jesus saw the crowd running to them , he rebuked the unclean spirit and said , " You mute and deaf spirit , I command you , come
out of him , and never enter into him again . "
Rehefa hitan'i Jesosy ireo vahoaka nihazakazaka nanatona azy ireo , dia noteneniny mafy ilay fanahy maloto ary nanao hoe : " Ry fanahy moana sy marenina , mandidy anao Aho , mivoaha aminy , ary aza miverina miditra ao aminy intsony . "
MRK 9:26     Alignment score: 0.343 → 0.343
It cried out and convulsed the boy greatly and then came out . The boy looked like one who was dead , so that many said , " He is dead . "
Nihiakiaka
mafy izany ka nampifanintona mafy ilay zazalahy ary avy eo nivoaka . Tahaka ny olona maty ilay zazalahy , ka maro no niteny hoe : " Maty izy . "
MRK 9:27     Alignment score: 0.392 → 0.4
But Jesus took him by the hand and lifted him up , and the boy stood up .
Fa Jesosy nandray azy tamin ' ny tanana
ka nanarina azy , dia nitsangana ilay zazalahy .
MRK 9:28     Alignment score: 0.452 → 0.465
When Jesus came into the house , his disciples asked him privately , " Why could we not cast it out ? "
Ary rehefa niditra tao an - trano Jesosy , dia nanontany Azy manokana ireo mpianany hoe : " Nahoana izahay no tsy nahavoaroaka ilay fanahy ratsy ? "
MRK 9:29     Alignment score: 0.265 → 0.267
He said to them , " This kind can not be cast out except by prayer . "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Ny tahaka ireny dia tsy afaka roasina afa - tsy amin ' ny alalan ' ny vavaka . "
MRK 9:30     Alignment score: 0.285 → 0.299
They went out from there and passed through Galilee . He did not want anyone to know
where they were ,
Niala teo izy ireo ary nandalo tany Galilia . Tsy tiany ho fantatr'iza na iza hoe taiza izy ireo ,
MRK 9:31     Alignment score: 0.329 → 0.348
for he was teaching his disciples . He said to them , " The Son of Man will be given over into the hands of men , and they will put him to death . When he has been put to death , after three days he will rise again . "
fa nampianatra ireo mpianany Izy . Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Ny Zanak'Olona dia hatolotra eny an - tanan
' ny olona , ka ho vonoin'izy ireo Izy . Ary rehefa voavono Izy , dia hitsangana amin ' ny maty indray afaka telo andro . "
MRK 9:32     Alignment score: 0.298 → 0.31
But they did not understand this statement , and they were afraid to ask him .
Fa tsy takatr'izy ireo io fanambarana io , ary natahotra izy ireo hanontany Azy .
MRK 9:33     Alignment score: 0.386
Then they came to Capernaum . After he entered the house he asked them , " What were you discussing on the way ? "
Avy eo tonga tao Kapernaomy izy ireo . Rehefa avy niditra tao an - trano Izy dia nanontany azy ireo hoe : " Inona ny zavatra nifampiresahanareo teny an - dalana ? "
MRK 9:34     Alignment score: 0.217 → 0.217
But they were silent . For they had been arguing with one another on the way about who was the greatest .
Fa nangina izy ireo . Satria efa niady hevitra teny an - dalana izy ireo ny amin'izay
lehibe indrindra .
MRK 9:35     Alignment score: 0.437 → 0.436
Sitting down , he called the twelve together and he said to them , " If anyone wants to be first , he must be last of all and servant of all . "
Nipetraka , dia niantso ireo roambinifolo lahy niaraka Izy ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Raha misy te - ho voalohany , dia tsy maintsy farany amin ' ny rehetra izy ary ho mpanompon
' ny rehetra . "
MRK 9:36     Alignment score: 0.216 → 0.22
He took a little child and placed him in their midst . He took him in his arms and said to them ,
Naka zazakely iray Izy ary nataony
teo anivon'izy ireo . Notrotroiny teny an - tsandriny izy ary niteny tamin'izy ireo hoe :
MRK 9:37     Alignment score: 0.34 → 0.341
" Whoever receives such a child in my name receives me ; whoever receives me does not receive me but the one who sent me . "
" Na iza na iza mandray ny zaza tahaka izao amin ' ny anarako , dia mandray Ahy koa , ary raha ka misy mandray Ahy , dia tsy mandray Ahy irery izy , fa Ilay naniraka Ahy koa . "
MRK 9:38     Alignment score: 0.392 → 0.394
John said to him , " Teacher , we saw someone driving out demons in your name and we stopped him , because he does not follow us . "
Hoy Jaona Taminy hoe : " Mpampianatra ô , nahita olona namoaka demonia tamin ' ny anaranao
izahay ary norarànay izy , satria tsy manaraka antsika . "
MRK 9:39     Alignment score: 0.223 → 0.228
But Jesus said , " Do not stop him , for there is no one who will do a mighty work in my name and can soon afterwards say anything bad about me .
Fa Jesosy nanao hoe : " Aza mandrara azy , fa tsy misy olona hanao asa lehibe amin ' ny anarako nefa vetivety aorian'izay dia hilaza zavatra ratsy momba Ahy .
MRK 9:40     Alignment score: 0.296
Whoever is not against us is for us .
Na iza na iza tsy manohitra antsika dia momba antsika .
MRK 9:41     Alignment score: 0.394 → 0.39
Whoever gives you a cup of water to drink in my name because you belong to Christ , truly I say to you , he will not lose his reward .
Na iza na iza manome anao rano eran ' ny kaopy ho sotroina satria an'i Kristy ianao , dia lazaiko aminao marina tokoa , fa tsy ho very ny valim - pitiany .
MRK 9:42     Alignment score: 0.301 → 0.301
Whoever causes one of these
little ones who believes in me to stumble , it would be better for him to have a large millstone tied around his neck and be thrown into the sea .
Fa na iza na iza manafintohina ny iray amin'ireo kely mino Ahy ireo , dia tsara ho azy ny anantonana vato lehibe fikosoham - bary mifatotra eo amin ' ny vozony ary hazera any an - dranomasina .
MRK 9:43     Alignment score: 0.332 → 0.337
If your hand causes you to stumble , cut it off . It is better for you to enter into life maimed than to have two hands and to go into hell , into the unquenchable fire .
Raha ny tananao
no mahatonga anao ho tafintohina , tapaho izany . Fa tsara aminao ny miditra kilemaina any amin ' ny fiainana toy izay manana tanan - droa ary handeha any amin ' ny helo , any amin ' ny afo tsy mety vonoina .
MRK 9:45     Alignment score: 0.38
If your foot
causes you to stumble , cut it off . It is better for you to enter into life lame than to have your two feet and be thrown into hell .
Raha ny tongotrao no manafintohina anao , tapaho izany . Tsara kokoa aminao ny miditra mandringa any amin ' ny fiainana noho ny manana tongotra roa ary hariana any amin ' ny helo .
MRK 9:47     Alignment score: 0.296 → 0.296
If your eye causes you to stumble , tear it out . It is better for you to enter into the kingdom of God with one eye than to have two eyes and to be thrown into hell ,
Raha ny masonao no manafintohina anao , esory hiala izany . Tsara aminao ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra miaraka amin ' ny maso tokana toy izay maso roa ary hariana any amin ' ny helo ,
MRK 9:48     Alignment score: 0.242 → 0.265
where their worm does not die , and the fire is not put out .
any amin ny toerana izay tsy mahafaty ny kankan'izy ireo , ary ny afo tsy mety vonoina .
MRK 9:49     Alignment score: 0.305
For everyone will be salted with fire .
Fa ny olona rehetra dia samy ho voasira amin ' ny afo .
MRK 9:50     Alignment score: 0.332 → 0.332
Salt is good , but if the salt has lost its saltiness , how can you make it salty again ? Have salt among yourselves , and be at peace with one another . "
Tsara ny sira , fa raha ny sira no tonga matsatso , ahoana no ahafahanao mampasira azy indray ? Asio sira ao aminareo , ary mihavàna amin ' ny tsirairay avy . "
MRK 9     Average alignment score: 0.343 for 47 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16