Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 11:1     Alignment score: 0.563 → 0.562
Now as they came to Jerusalem , they were close to Bethphage and Bethany at the Mount of Olives , and Jesus sent out two of his disciples
Ary raha nandeha tany
Jerosalema izy ireo , dia nanakaiky an'i Betifaga sy Betania , any an - tendrombohitry Oliva , ary Jesosy naniraka roa tamin'ireo mpianany


MRK 11:2     Alignment score: 0.252
and said to them , " Go into the village opposite us . As soon as you enter it , you will find a colt that has never been ridden . Untie it and bring it to me .
ary nilaza tamin'izy ireo hoe : " Mandehana amin'iry vohitra kely manoloana antsika iry . Raha vao tafiditra ao ianareo , dia hahita zana - boriky iray mbola tsy notaingenan'olona . Vahao izy dia ento aty amiko .
MRK 11:3     Alignment score: 0.25 → 0.276
If anyone says to you , ' Why are you doing this ? ' you should say , ' The Lord has need of it and will immediately send
it back here . ' "
Raha misy olona miteny aminareo hoe : ' Nahoana ianareo no manao izao ? ' Dia ataovy hoe : ' Misy ilain ' ny Tompo azy dia haverina haingana aty izy . " '
MRK 11:4     Alignment score: 0.296 → 0.295
They went away and found a colt tied at a door outside in the street , and they untied it .
Nandeha nivoaka izy ireo dia nahita zana - boriky iray nifatotra teo ivelan
' ny trano anilan ' ny varavarana iray eo amoron - dalana , ary novahan'izy ireo ny fatorany .
MRK 11:5     Alignment score: 0.276 → 0.274
Some people were standing there and said to them , " What are you doing , untying that colt ? "
Nisy olona sasany nijoro teo ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Inona ity ataonareo , mamaha io zana - boriky io ? "
MRK 11:6     Alignment score: 0.256 → 0.26
They spoke to them as Jesus told them , and the people let them go their way .
Dia nolazainy
azy ireo ny tenin'i Jesosy tamin'izy ireo , ary navelan ' ny olona handeha amin ' ny lalany izy ireo .
MRK 11:7     Alignment score: 0.234 → 0.236
They brought the colt to Jesus and threw their cloaks on it , and he sat on it .
Ary nentin'ireo mpianatra roa lahy teo amin'i Jesosy ny zana - boriky dia nataony teo ambonin'izany ny lamban'izy ireo ka afaka nitaingina azy Jesosy .
MRK 11:8     Alignment score: 0.281 → 0.282
Many people spread their garments on the road , and others spread branches they had cut from the fields .
Maro ny olona namelatra ny lambany teny
an - dalana , ary ny sasany kosa namelatra rantsan - kazo izay notapatapahany avy tany an - tsaha .
MRK 11:9     Alignment score: 0.403
Those
who went before him and those who followed shouted , " Hosanna ! Blessed is the one who comes in the name of the Lord .
Ireo izay nandeha teo alohany sy ireo nanaraka Azy niantsoantso hoe : " Hosana ! Deraina ilay iray avy amin ' ny anaran ' ny Tompo .
MRK 11:10     Alignment score: 0.489
Blessed is the coming kingdom of our father David ! Hosanna in the highest ! "
Deraina
ny fanjakana ho avin'i Davida raintsika ! Hosana any amin ' ny avo indrindra ! "
MRK 11:11     Alignment score: 0.362 → 0.375
Then Jesus entered into Jerusalem and went into the temple and looked around at everything . Now the time being late , he went out to Bethany with the twelve .
Avy eo Jesosy niditra tao Jerosalema ka nankao
an - kianjan ' ny tempoly ary nijerijery ny zavatra rehetra . Ary , efa niha - hariva ny andro , dia nizotra nankany Betania Izy sy ireo roambinifolo lahy .
MRK 11:12     Alignment score: 0.503 → 0.504
The next day while they were going out from Bethany , he was hungry .
Ny andro manaraka , raha niverina avy any Betania izy ireo , dia noana Izy .
MRK 11:13     Alignment score: 0.223 → 0.238
Seeing from far away a fig tree that had leaves , he went to see if he could find
any fruit on it , and when he came to it , he found nothing but leaves , for it was not the season for figs .
Ary nahita hazon'aviavy iray nandravina avy tery lavidavitra , dia nanatona Izy hijery raha misy voa teo aminy , ary rehefa nankeo amin'izany Izy , dia tsy nahita na inona na inona afa tsy ravina fotsiny , fa tsy mbola taom - pamoazan ' ny aviavy tamin'io .
MRK 11:14     Alignment score: 0.338 → 0.344
He said to it , " No one will ever eat fruit from you again . " And his disciples heard it .
Ary Izy niteny tamin'izany hoe : " Tsy hisy hihinana ny voa avy aminao intsony mandrakizay . " Ary ny mpianany nandre izany .
MRK 11:15     Alignment score: 0.336 → 0.339
They came to Jerusalem , and he entered the temple and began to cast out the sellers and the buyers in the temple . He turned over the tables of the money changers and the seats of those
who sold pigeons .
Nankany Jerosalema izy ireo , ary niditra tao an - kianjan ' ny tempoly Izy ary nanomboka nandroaka ny mpivarotra sy ny mpividy rehetra tao . Nazerany ny latabatr'ireo mpanakalo vola sy ny sezan'ireo mpivarotra voromailala .
MRK 11:16     Alignment score: 0.206 → 0.229
He did not allow anyone to carry anything through the temple that could be sold .
Tsy namela an'iza
na iza hitondra zavatra izay azo amidy hiditra ny kianjan ' ny tempoly Izy .
MRK 11:17     Alignment score: 0.309 → 0.309
He taught them and said , " Is it not written , ' My house will be called a house of prayer for all the nations ' ? But you have made it a den of robbers . "
Dia nampianatra azy ireo Izy ka nilaza hoe : " Tsy efa voasoratra va hoe : ' Ny tranoko dia ho antsoina hoe trano fivavahana ho an ' ny firenen
- drehetra ' ? Nefa nataonareo ho zohy fieren ' ny mpangalatra . "
MRK 11:18     Alignment score: 0.318 → 0.324
The chief priests and the scribes heard what he had said , and they looked for a way to destroy him . For they feared him because the entire crowd was amazed at his teaching .
Ren'ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo mpanoradalana izay nolazainy
, dia nitady fomba hamonoana Azy izy ireo . Fa natahotra Azy izy ireo satria ny vahoaka rehetra dia talanjona tamin ' ny fampianarany .
MRK 11:19     Alignment score: 0.582
When evening came , they left the city .
Rehefa tonga ny hariva , dia niala ny tanàna izy ireo .
MRK 11:20     Alignment score: 0.523
As they walked by in the morning , they saw the fig tree withered away to its roots .
Ary raha nandeha izy ireo ny maraina , dia nahita ilay hazon'aviavy nalazo hatramin ' ny fakany .
MRK 11:21     Alignment score: 0.438 → 0.471
Peter remembered and said , " Rabbi , look ! The fig tree you cursed has withered away . "
Ary Petera nahatsiaro ka niteny hoe : " Raby o , jereo ! Nalazo ilay aviavy nozoninao . "
MRK 11:22     Alignment score: 0.638
Jesus answered them , " Have faith in God .
Jesosy namaly azy ireo hoe : " Manàna finoana an'Andriamanitra .
MRK 11:23     Alignment score: 0.308 → 0.307
Truly I say to you that if anyone says to this mountain
, ' Get up and cast yourself into the sea , ' and if he does not doubt in his heart but believes that what he said will happen , that is what God will do .
Lazaiko aminareo marina tokoa fa na iza na iza miteny amin'ity tendrombohitra ity hoe : ' Mitsangàna ka mianjerà any an - dranomasina , ' ka raha tsy misy fisalasalana ao am - pony fa mino fa hitranga aminy izay nolazainy , dia toy izany no hataon'Andriamanitra .
MRK 11:24     Alignment score: 0.245 → 0.279
Therefore I say to you : Everything you pray and ask for , believe that you have received it , and it will be yours .
Noho izany Izaho milaza aminareo hoe : Izay rehetra hivavahanareo sy angatahinareo , minoa
fa efa nandray izany ianareo , dia ho azonareo izany .
MRK 11:25     Alignment score: 0.263
When you stand and pray , you must forgive whatever you have against anyone , so that your Father who is in heaven will also forgive you your trespasses . "
Rehefa mijoro sy mivavaka ianareo , dia tsy maintsy mamela izay alahelo rehetra anananareo amin'iza na iza ianareo , mba ho avelan ' ny Rainareo Izay any an - danitra ihany koa ny fahotanareo .
MRK 11:27     Alignment score: 0.487 → 0.527
They came to Jerusalem again . As Jesus was walking in the temple , the chief priests , the scribes , and the elders came to him .
Dia niakatra ho any Jerosalema indray izy ireo . Ary raha nandehandeha tao an - kianjan ' ny tempoly Jesosy , dia tonga nanatona Azy ny lohandohan ' ny mpisorona , ny mpanoradalana , ary ireo loholona .
MRK 11:28     Alignment score: 0.293 → 0.336
They said to him , " By what authority do you do these things , and who gave you the authority to do them ? "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Fahefana avy aiza no hanaovanao
ireny zavatra ireny , ary iza no nanome Anao fahefana hanao ireny ? "
MRK 11:29     Alignment score: 0.308 → 0.31
Jesus said to them , " I will ask you one question
. Tell me and I will tell you by what authority I do these things .
Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Hametraka fanontaniana iray aminareo Aho . Lazao Amiko dia ho lazaiko ianareo hoe fahefana avy aiza no anaovako ireny zavatra ireny .
MRK 11:30     Alignment score: 0.508
The baptism of John was it from heaven or from men ? Answer me . "
Ny batisan'i
Jaona , avy any an - danitra va izany sa avy amin ' ny olona ? Valio Aho . "
MRK 11:31     Alignment score: 0.31
They discussed between themselves and argued and said , " If we say , ' From heaven , ' he will say , ' Why then did you not believe him ? '
Nifampidinika miaraka izy ireo sady nifamaly sy niteny hoe : " Raha mamaly isika hoe : ' Avy any an - danitra , ' dia hiteny Izy hoe : ' Fa nahoana ary no tsy nino azy ianareo ? '
MRK 11:32     Alignment score: 0.439
But if we say , ' From men , ' ... . " They were afraid of the people , for everyone was convinced that John was a prophet .
Fa raha mamaly kosa isika hoe : ' Avy amin ' ny olona , ' .... " Natahotra ny olona izy ireo , satria resy lahatra ny olon
- drehetra fa Jaona dia mpaminany tokoa .
MRK 11:33     Alignment score: 0.404
Then they answered Jesus and said , " We do not know
. " Then Jesus said to them , " Neither will I tell you by what authority I do these things . "
Avy eo namaly an'i Jesosy izy ireo ka nanao hoe : " Tsy hainay . " Dia hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Izaho ihany koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no hanaovako ireny zavatra ireny . "
MRK 11     Average alignment score: 0.351 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16