Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 15:1     Alignment score: 0.325 → 0.353
Early in the morning , the chief priests , with the elders and scribes and the entire Jewish council , consulted together . Then they bound
Jesus and led him away . They handed him over to Pilate .
Vao maraim - be , dia nivory ny mpisoronabe niaraka tamin'ireo loholona sy ireo mpanora - dalàna ary ny Synedriona Jiosy iray manontolo . Nofatoran'izy ireo Jesosy ary nentin'izy ireo nivoaka . Natolotr'izy ireo teo amin'i Pilato Izy .


MRK 15:2     Alignment score: 0.452
Pilate asked him , " Are you the King of the Jews ? " He answered him , " You say so . "
Nanontany Azy Pilato hoe : " lanao va no mpanjakan
' ny jiosy ? " Novaliany hoe : " Voalazanao . "
MRK 15:3     Alignment score: 0.149 → 0.269
The chief priests were accusing him of many things .
Nanolotra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy ireo lohan ' ny mpisorona .
MRK 15:4     Alignment score: 0.316 → 0.306
Pilate again asked him , " Do you give no answer ? See how many things they are accusing you of ! "
Nanontany Azy indray Pilato hoe : " Tsy manome valin - teny
va Ianao ? Jereo ny habetsaky ny fiampangana entin'izy ireo manohitra Anao ! "
MRK 15:5     Alignment score: 0.587
But Jesus no longer answered Pilate , and that amazed him .
Fa tsy namaly an'i Pilato intsony Jesosy , dia nahagaga azy izany .
MRK 15:6     Alignment score: 0.276 → 0.28
Now at the time of the festival , Pilate usually released to them one prisoner
, a prisoner they requested .
Ary tamin ' ny andro firavoravoana , dia namotsotra gadra iray ho azy ireo foana Pilato , gadra izay angatahan'izy ireo .
MRK 15:8     Alignment score: 0.315
The crowd came to Pilate and began to ask him to do for them as he had done in the past .
Dia nankeo amin'i Pilato ny vahoaka ka nanomboka nangataka taminy mba hanao ho azy ireo araka ny fanaony tany aloha .
MRK 15:9     Alignment score: 0.453 → 0.456
Pilate answered them and said , " Do you want me to release to you the King of the Jews ? "
Pilato namaly azy ireo ka nanao hoe : " Tianareo va raha ny Mpanjakan
' ny Jiosy no halefako ho anareo ? "
MRK 15:10     Alignment score: 0.316 → 0.374
For he knew
that it was because of envy that the chief priests had handed Jesus over to him .
Satria fantany fa fialonana no nanoloran ' ny lohan ' ny mpisorona an'i Jesosy taminy .
MRK 15:11     Alignment score: 0.381
But the chief priests stirred up the crowd to cry out that Barabbas should be released instead .
Fa nanentana ny vahoaka ireo lohan ' ny mpisorona mba hihiaka mafy fa tokony ho Barabasy kosa no havotsotra .
MRK 15:12     Alignment score: 0.597 → 0.597
Pilate answered them again and said , " What then should I do with the King of the Jews ? "
Dia namaly azy ireo indray Pilato ka nanao hoe : " Inona ary izany no tokony ho ataoko amin ' ny Mpanjakan
' ny Jiosy ? "
MRK 15:13     Alignment score: 0.487
They shouted again , " Crucify him ! "
Dia nihiakiaka indray izy ireo hoe : " Homboy Izy ! "
MRK 15:14     Alignment score: 0.386
Pilate said to them , " What evil has he done ? " But they shouted more and more , " Crucify him . "
Hoy Pilato tamin'izy ireo hoe : " Inona no ratsy nataony ? " Fa nihiaka mafy hatrany hatrany izy ireo hoe : " Homboy Izy . "
MRK 15:15     Alignment score: 0.338 → 0.339
Pilate wanted to satisfy the crowd , so he released Barabbas to them . He scourged Jesus and then handed him over to be crucified .
Te - hanao izay mahafa - po azy ireo Pilato , koa dia nafahany ho azy ireo Barabasy . Nokapohiny Jesosy ary avy eo natolony mba homboana
.
MRK 15:16     Alignment score: 0.345 → 0.35
The soldiers led him inside the courtyard ( which is the government headquarters ) , and they called together the whole company of soldiers .
Nentin'ireo miaramila ho eo an - kianja Izy ( izay ivon - toeran
' ny fanjakana ) , ary nantsoin'ireo avokoa ny antoko miaramila manontolo
MRK 15:17     Alignment score: 0.299
They put a purple robe on Jesus , and they twisted together a crown of thorns and put it on him .
Notafian'izy ireo lamba voloparasy Jesosy , ary nandrandrana fehiloha tsilo izy ireo ka nametraka izany teo aminy .
MRK 15:18     Alignment score: 0.403
They began to salute him and say , " Hail , King of the Jews ! "
Dia nanomboka niarahaba Azy izy ireo ary niteny hoe : " Arahaba , ry Mpanjakan
' ny Jiosy ! "
MRK 15:19     Alignment score: 0.185
They were striking his head with a reed staff and spitting on him . They went to their knees and they bowed down before him .
Nokapohin'izy ireo tamin ' ny volotara ny lohany sady nandrora teo aminy . Dia nandohalika teo anatrehany
izy ireo mody nidera Azy .
MRK 15:20     Alignment score: 0.272 → 0.272
When they had mocked him , they took off of him the purple robe and put his own garments on him , and then led him out to crucify him .
Rehefa avy naneso Azy izy ireo , dia nesorin'izy ireo taminy indray ny lamba volomparasy ary nampitafian'izy ireo Azy ny fitafiany manokana , ary dia nentin'ireo nivoaka Izy mba hanomboana Azy .
MRK 15:21     Alignment score: 0.282 → 0.299
A certain man , Simon of Cyrene , was coming in from the country ( he was the father of Alexander and Rufus ) , and they forced him to carry his cross .
Noteren'izy ireo ny mpandalo anankiray izay avy any an - tsaha mba hilanja ny hazofijalian'i
Jesosy , lehilahy iray antsoina hoe Simona Kyreniana rain'i Aleksandra sy Rofosy .
MRK 15:22     Alignment score: 0.52
The soldiers brought Jesus to the place called Golgotha ( which is translated " Place of a Skull " ) .
Nentin'ireo miaramila tany amin ' ny toerana atao hoe Gologota
Jesosy ( izay midika hoe " Toeran ' ny karandoha " ) .
MRK 15:23     Alignment score: 0.437
They offered him wine mixed with myrrh , but he did not drink
it .
Nomen'izy ireo divay nifangaro miora Izy , fa tsy nisotro izany Izy .
MRK 15:24     Alignment score: 0.268 → 0.289
They crucified him and divided up his garments by casting lots to determine what piece each soldier would take .
Dia nohomboan'izy ireo Izy ary nifampizaran'izy ireo tamin ' ny alalan ' ny ankitsapaka ny fitafiany mba hahalalana izay ampahany
raisin ' ny miaramila tsirairay .
MRK 15:25     Alignment score: 0.546
It was the third hour when they crucified him .
Tamin ' ny ora fahatelo Izy no nohomboan'izy ireo .
MRK 15:26     Alignment score: 0.18 → 0.205
On a sign they wrote the charge against him , " The king of the Jews . "
Ary teo amin ' ny takelaka hazo iray no nosoratan'izy ireo ny fiampangana nanohitra Azy hoe : " Mpanjakan
' ny Jiosy . "
MRK 15:27     Alignment score: 0.351 → 0.401
With him they crucified two robbers , one on the right of him and one on his left .
Jiolahy roa no niaraka nohomboan'izy ireo taminy , ny iray teo ankavanany
ary ny iray kosa teo ankaviany .
MRK 15:29     Alignment score: 0.305 → 0.33
Those
who passed by insulted him , shaking their heads and saying , " Aha ! You who would destroy the temple and rebuild it in three days ,
Ireo izay nandalo teo dia naniratsira Azy , nihifikifi - doha ary nanao hoe : " Aha ! Ianao ilay afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin ' ny telo andro ,
MRK 15:30     Alignment score: 0.328 → 0.336
save yourself and come
down from the cross ! "
vonjeo ny tenanao ary midina avy eo amin'io hazofijaliana io ! "
MRK 15:31     Alignment score: 0.312 → 0.31
In the same way the chief priests were mocking him with each other , along with the scribes , and said , " He saved others , but he can not save himself .
Ny lohan ' ny mpisorona koa dia naneso Azy tahaka izany , niaraka tamin'ireo mpanora - dalàna , ary niteny hoe : " Namonjy ny hafa Izy , nefa tsy mahavonjy ny tenany .
MRK 15:32     Alignment score: 0.313
Let the Christ , the King of Israel , come
down now from the cross , that we may see and believe . " Those who were crucified with him also insulted him .
Aoka ilay kristy , ilay Mpanjakan'Israely , hidina avy eo amin ' ny hazofijaliana , mba ho hitanay ary hinoanay , " ary ireo nohomboana niaraka taminy koa dia naneso Azy .
MRK 15:33     Alignment score: 0.426
At the sixth hour , darkness came over the whole land until the ninth hour .
Tamin ' ny ora faha - enina
, dia tonga teo amin ' ny tany rehetra ny aizina hatramin ' ny ora fahasivy .
MRK 15:34     Alignment score: 0.55 → 0.558
At the ninth hour Jesus cried out with a loud voice , " Eloi , Eloi , lama sabachthani ? " which is interpreted , " My God , my God , why have you abandoned me ? "
Ary tamin'izany ora fahasivy izany dia nihiaka tamin ' ny feo mahery Jesosy hoe : " Eloy , Eloy , lamà sabaktany ? " izay midika hoe : " Andriamanitro ô , Andriamanitro ô , nahoana Ianao no nahafoy Ahy ? "
MRK 15:35     Alignment score: 0.43 → 0.433
Some of those standing by heard his words and said , " Look , he is calling for Elijah . "
Ny sasany tamin'ireo izay nitsangana teo nandre ny teniny
ka niteny hoe : " ' Jereo , miantso an'i Elia Izy . "
MRK 15:36     Alignment score: 0.423
Someone ran , put sour wine on a sponge , put it on a reed staff , and gave it to him to drink
. The man said , " Let us see if Elijah comes to take him down . "
Nisy olona iray nihazakazaka , namonto divay marikivy ny sipaonjy , ary nandraikitra izany tamin ' ny volotara , dia nanome izany ho sotroiny . Ilay lehilahy nilaza hoe : " Aoka ho hitanay raha ho avy ampidina Azy eo Elia . "
MRK 15:37     Alignment score: 0.578
Then Jesus cried out with a loud voice and died
.
Avy eo Jesosy nihiaka tamin ' ny feo mafy dia maty .
MRK 15:38     Alignment score: 0.242 → 0.255
The curtain of the temple was split in two from the top to the bottom .
Rovitra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny lamban ' ny tempoly .
MRK 15:39     Alignment score: 0.375 → 0.384
When the centurion who stood and faced Jesus saw that he had died
in this way , he said , " Truly this man was the Son of God . "
Rehefa hitan'ilay kapiteny izay nitsangana sy nifanatrika tamin'i Jesosy fa maty tamin'izany fomba izany Izy , dia hoy Izy hoe : " Tena Zanak'Andriamanitra marina tokoa io lehilahy io . "
MRK 15:40     Alignment score: 0.626
There were also women
who looked on from a distance . Among them were Mary Magdalene , Mary ( the mother of James the younger and of Joses ) , and Salome .
Dia nisy vehivavy koa nijery teny lavitra teny . Isan'izany Maria Magdalena , Maria ( renin'i Jakoba zandriny sy Josesy ) , ary Salome
MRK 15:41     Alignment score: 0.483 → 0.483
When he was in Galilee , they followed him and served him . Many other women
also came up with him to Jerusalem .
Tamin'Izy tany Galilia dia nanaraka Azy sy nanompo Azy izy ireo . Ary vehivavy maro hafa koa no niara - niakatra taminy tany Jerosalema .
MRK 15:42     Alignment score: 0.51
When evening had come
, because it was the Day of Preparation , that is , the day before the Sabbath ,
Koa rehefa tonga ny hariva , satria Andro Fiomanana , izany hoe , andro mialohan ' ny Sabata io ,
MRK 15:43     Alignment score: 0.439 → 0.464
Joseph of Arimathea came there . He was a respected member of the council who was waiting for the kingdom of God . He boldly went in to Pilate and asked for the body of Jesus .
dia tonga teo Josefa avy any Arimatia
. Mpikambana hajaina ao amin ' ny Synedriona izy , izay niandry ny Fanjakan'Andriamanitra . Nanam - pasahiana izy nankany amin'i Pilato hangataka ny fatin'i Jesosy .
MRK 15:44     Alignment score: 0.667
Pilate was amazed that Jesus was already dead ; he called the centurion and asked him if Jesus was dead .
Gaga Pilato hoe maty sahady Jesosy ; dia nantsoiny ilay kapiteny ary nanontany azy izy raha maty Jesosy .
MRK 15:45     Alignment score: 0.448 → 0.476
When Pilate learned from the centurion that Jesus was dead , he gave the body to Joseph .
Rehefa nahazo antoka tamin'ilay kapiteny izy fa maty Jesosy , dia nomeny
an'i Josefa ny vatana mangatsiaka .
MRK 15:46     Alignment score: 0.327 → 0.328
Joseph had bought a linen cloth . He took him down from the cross , wrapped him in the linen cloth , and laid him in a tomb that had been cut out of a rock . Then he rolled a stone against the entrance of the tomb .
Ary Josefa nividy hariry madinika . Nampidina an'i Jesosy teo amin ' ny ny hazofijaliana izy , dia namono hariry madinika Azy , ary nametraka Azy tao amin ' ny fasana izay nolavahana tao amin ' ny vatolampy . Avy eo nanakodia vato teo amin ' ny varavaram - pasana izy .
MRK 15:47     Alignment score: 0.649
Mary Magdalene and Mary the mother of Joses saw the place where Jesus was buried .
Dia hitan'i Maria Magdalena sy Maria renin'i
Josesy ny toerana nandevenana Azy .
MRK 15     Average alignment score: 0.402 for 45 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16