Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 7:1     Alignment score: 0.623
The Pharisees and some of the scribes who had come
from Jerusalem gathered around him .
Ireo fariseo sy ny mpanoradalana sasany izay avy any Jerosalema dia tonga niangona nanodidina Azy .


MRK 7:2     Alignment score: 0.386 → 0.397
They saw that some of his disciples ate bread with hands that were unclean , that is , unwashed .
Ary hitan'izy ireo ny mpianany sasany nihinana mofo tamin ' ny tanana
tsy voadio , izany hoe , tsy voasasa .
MRK 7:3     Alignment score: 0.479
( For the Pharisees and all the Jews do not eat unless they wash their hands carefully , because they hold
to the tradition of the elders .
( Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra dia tsy mba mihinana raha tsy efa nanasa ny tanan'izy ireo , satria manaraka ny fombafomban'ireo loholona . )
MRK 7:4     Alignment score: 0.347 → 0.354
When the Pharisees come
from the marketplace , they do not eat unless they bathe themselves , and they hold to many other things they have received , such as the washing of cups , pots , copper vessels , and the couches upon which they eat . )
Ary rehefa miverina avy any an - tsena ireo Fariseo , dia tsy mihinana izy ireo raha tsy avy mandro , ary mitandrina fomba maro hafa fatratra izy ireo , tahaka ny fanasana ny kapoaka , sy ny famarana , sy fanaka varahina , ary ny fandriana izay ihinanan'izy ireo . )
MRK 7:5     Alignment score: 0.493 → 0.506
The Pharisees and the scribes asked Jesus , " Why do your disciples not walk according to the tradition of the elders , but eat their bread with unclean hands ? "
Ireo Fariseo sy ny mpanoradalana nanontany an ' ny Jesosy hoe : " Nahoana ny mpianatrao
no tsy mandeha araka ny fombafomban'ireo loholona , fa mihinana ny mofon'izy ireo amin ' ny tanana tsy voasasa ? "
MRK 7:6     Alignment score: 0.381 → 0.399
But he said to them , " Isaiah prophesied well about you hypocrites . As it is written , ' This people honors me with their lips , but their heart is far from me .
Nefa hoy Izy tamin'izy ireo : " Isaia naminany tsara momba anareo mpihatsaravelatsihy . Nosoratany
hoe : ' Ity vahoaka ity manaja Ahy amin ' ny molony , fa ny fony kosa lavitra Ahy .
MRK 7:7     Alignment score: 0.276
In vain they worship me , teaching the commands of men as their doctrines . '
Foana ny fivavahana atolotr'izy ireo Ahy , raha mampianatra ny fitsipik'olombelona ho fampianaran'izy ireo . '
MRK 7:8     Alignment score: 0.116
You abandon the commandment
of God and hold on to the tradition of men . "
Afoinareo ny didin'Andriamanitra ka hazoninareo mafy ny fomban ' ny olona . "
MRK 7:9     Alignment score: 0.245 → 0.263
He also said to them , " How well you reject the commandment
of God so you may keep your tradition !
Ary hoy ihany koa Izy tamin'izy ireo : " Tahaka ny ahoana ny fanarinareo ny didin ' Andriamanitra mba hitandremanareo ny fomban - drazanareo !
MRK 7:10     Alignment score: 0.438
For Moses said , ' Honor your father and your mother , ' and , ' He who speaks evil of his father or mother will surely be put to death . '
Fa hoy Mosesy : ' Manajà ny rainao
sy ny reninao , ' ary koa , ' Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia ho faty tokoa . '
MRK 7:11     Alignment score: 0.331 → 0.341
But you say , ' If a man says to his father or mother , " Whatever help you would have received from me is Corban " ' ( that is to say , ' a Gift ' ) ,
Kanefa ianareo miteny hoe : ' Raha misy lehilahy iray miteny ny rainy na ny reniny hoe : " Na inona na inona tianao ho azo tamiko dia efa Korbana , " ' ( izany hoe : ' Nomena an'Andriamanitra ' ) --
MRK 7:12     Alignment score: 0.299
then you no longer permit him to do anything for his father or his mother .
dia tsy avelanareo hanao na inona na inona amin ' ny rainy sy ny reniny intsony izy .
MRK 7:13     Alignment score: 0.195
You are making the word of God void by your tradition
which you have handed down . And many similar things you do . "
Manafoana ny tenin ' Andriamanitra ianareo noho ny fomban - drazanareo izay notananareo . Ary zavatra maro mitovy amin'izany koa no ataonareo . "
MRK 7:14     Alignment score: 0.442 → 0.443
He called the crowd again and said to them , " Listen to me , all of you , and understand .
Ary niantso ny vahoaka indray Izy ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Mihainoa Ahy , ianareo rehetra , ka fantaro .
MRK 7:15     Alignment score: 0.281
There is nothing from outside of a person that can defile him when it enters into him . It is what comes out of the person that defiles him . "
Tsy misy zavatra avy eo ivelany
izay miditra ao anatin ' ny olona ka afaka mahaloto azy rehefa miditra ao aminy . Fa izay mivoaka avy ao anatin ' ny olona no mahaloto azy . "
MRK 7:17     Alignment score: 0.563
Now when Jesus left the crowd and entered the house , his disciples asked him about the parable .
Ary rehefa niala teo amin ' ny vahoaka Jesosy ka niditra tao an - trano , ny mpianany nanontany Azy momba ilay fanoharana .
MRK 7:18     Alignment score: 0.31
Jesus said , " Are you also still without understanding ? Do you not know
that whatever enters into a person from outside can not defile him ,
Hoy Jesosy taminy : " Ianareo koa ve mbola tsy manana fahalalana ? Tsy hitanareo ve fa izay rehetra miditra ao anatin ' ny olona avy any ivelany dia tsy mahaloto azy ,
MRK 7:19     Alignment score: 0.318
because it can not go into his heart , but it goes into his stomach and then passes
out into the latrine ? " With this statement Jesus declared all foods clean .
satria tsy afa - miditra ao am - pony izany , fa ao an - kibony ihany ka mivoaka any amin ' ny fivoahana ? " Tamin'izany fanambarana izany dia nahatonga ny hanina rehetra ho madio i Jesosy .
MRK 7:20     Alignment score: 0.218
He said , " It is that which comes out of the person that defiles him .
Hoy Izy : " Izay mivoaka avy ao amin ' ny olona no mahaloto azy .
MRK 7:21     Alignment score: 0.209
For from within a person , out of the heart , proceed evil thoughts , sexual immorality , theft , murder ,
Fa avy ao anatin ' ny olona , avy ao am - pony , no ivoahan ' ny sain - ratsy , ny fahavetavetana , ny halatra , ny famonoan'olona ,
MRK 7:22     Alignment score: 0.374 → 0.377
adultery , coveting , wickedness , deceit , sensuality , envy , slander , pride , folly .
ny fijangajangana , ny fitsiriritana , ny haratsiam - panahy , ny fitaka , ny fijejojejoana , ny fialonana , ny fiampangana lainga , ny avonavona
, ny hadalana .
MRK 7:23     Alignment score: 0.127
All these
evils come from within , and they are what defile a person . "
Izany zava - dratsy rehetra izany no mivoaka avy ao anatin ' ny olona , ary ireo no mahaloto azy . "
MRK 7:24     Alignment score: 0.29 → 0.296
He got up from there and went away to the region of Tyre and Sidon . There he went into a house , and he wanted no one to know
where he was , yet he could not be hidden .
Niala teo Izy ka lasa nandeha tany amin ' ny faritry Tyro sy Sidona . Niditra tao an - trano iray Izy ary tsy tiany ho fantatr'iza na iza fa tao Izy , kanefa tsy afaka niery .
MRK 7:25     Alignment score: 0.309 → 0.31
But immediately a woman whose little daughter
had an unclean spirit heard about him and came and fell down at his feet .
Kanefa niaraka tamin'izay dia nisy vehivavy iray , izay nisy fanahy maloto iray ny zanany vavy kely , nandre ny aminy , tonga , ary niankohoka teo an - tongony .
MRK 7:26     Alignment score: 0.214 → 0.26
Now the woman was a Greek , a Syrophoenician by descent . She begged him to cast out the demon from her daughter
.
Ary Grika ilay vehivavy , Syro - foinika no niaviany . Niangavy Taminy izy mba hamoaka ny demonia hiala amin ' ny zanany vavy .
MRK 7:27     Alignment score: 0.263 → 0.274
He said to her , " Let the children first be fed . For it is not proper to take the children 's bread and throw it to the dogs . "
Hoy Izy taminy : " Aoka homen
- kanina aloha ny zaza . Satria tsy mety ny maka ny mofon - jaza ka manipy azy ho an ' ny amboa . "
MRK 7:28     Alignment score: 0.452 → 0.453
But she answered and said to him , " Yes , Lord , even the dogs under the table eat the children 's crumbs . "
Nefa namaly izy ka nanao Taminy hoe : " Eny , Tompo , fa na ny amboa ao ambany latabatra aza dia mba mihinana ny sombintsombiny amin ' ny mofon - jaza . "
MRK 7:29     Alignment score: 0.263
He said to her , " Because of what you have said , you are free to go . The demon has gone out of your daughter
. "
Dia hoy Izy taminy : " Noho izany teninao izany , afaka mandeha ianao . Efa nivoaka tamin ' ny zanakao vavy ny demonia " .
MRK 7:30     Alignment score: 0.278
She went back to her house and found the child lying on the bed , and the demon was gone .
Ary raha niverina tany an - tranony
ravehivavy dia nahita ny zaza nandry teo ambonin ' ny farafara , ary ny demonia efa niala .
MRK 7:31     Alignment score: 0.451
Then he went out again from the region of Tyre , and went through Sidon to the Sea of Galilee up into the region of the Decapolis .
Ary Jesosy nivoaka indray niala ny faritry
Tyro , dia namaky an'i Sidona hatrany amin ' ny Ranomasin ' ny Galilia ka niakatra ny faritry Dekapolisy .
MRK 7:32     Alignment score: 0.251
They brought to him someone who was deaf and had difficulty speaking , and they begged him to lay his hand on him .
Ary nentin'izy ireo teo Aminy ny olona iray marenina sady sahirana raha miteny , ary nitalaho Taminy izy ireo mba hametrahany ny tanany aminy .
MRK 7:33     Alignment score: 0.324 → 0.327
Then taking him aside away from the crowd privately , he put his fingers into his ears , and then he spit and touched his tongue .
Nitondra an - dralehilahy nitokana niala teo amin ' ny vahoaka Izy , dia nametraka ny rantsan - tanany tao an - tsofiny
Izy , ary raha avy nandrora , dia nikasika ny lelany .
MRK 7:34     Alignment score: 0.337
Then he looked up to heaven , sighed , and said to him , " Ephphatha , " that is to say , " Open ! "
Dia niandrandra ny lanitra Izy , dia nisento ka nanao taminy hoe : " Efata , " izany hoe : " Maladia ! "
MRK 7:35     Alignment score: 0.151 → 0.153
At once his ears were opened , the bond of his tongue was released , and he began to speak plainly .
Ary haingana teo ny sofiny dia nalady , ary izay namehy ny lelany
dia potika ary afaka niteny mazava tsara izy .
MRK 7:36     Alignment score: 0.148 → 0.171
Jesus ordered them to tell no one . But the more he ordered them , the more abundantly they proclaimed it .
Ary Jesosy nandrara azy ireo tsy hilazalaza na amin'iza na amin'iza
. Kanefa na dia norarana aza izy ireo , vao maika nampiely izany bebe kokoa .
MRK 7:37     Alignment score: 0.323 → 0.318
They were extremely astonished , saying , " He has done all things well . He even makes the deaf hear and the mute speak . "
Dia gaga tanteraka ny olona
, ka niteny hoe : " Nataony tsara daholo ny zavatra rehetra . Nataony mandre aza ny marenina ary miteny ny moana . "
MRK 7     Average alignment score: 0.334 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16