Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 14:1     Alignment score: 0.342 → 0.417
It was now two days before the Passover and the Festival
of Unleavened Bread . The chief priests and the scribes were seeking ways to stealthily arrest Jesus and then kill him .
Ary roa andro mialohan ' ny Paska sy ny Fankalazana ny fihinanana ny Mofo Tsy misy Masirasira tamin'izany . Nitady fomba hisamborana an'i Jesosy mangingina ireo lohan ' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ary hamono Azy avy eo .


MRK 14:2     Alignment score: 0.159 → 0.147
For they were saying , " Not during the festival , so that a riot does not arise
among the people . "
Fa hoy izy ireo hoe : " Aleo tsy amin ' ny andro fety , mba tsy hampitabataba ny olona . "
MRK 14:3     Alignment score: 0.424 → 0.439
While Jesus was in Bethany in the house of Simon the leper , as he was reclining at the table , a woman came to him having an alabaster jar of very expensive perfume , which was pure nard . She broke the jar and poured the nard on his head .
Raha tany Betania tao an - tranon'i Simona boka Jesosy , raha nipetraka teo an - databatra Izy , dia nisy vehivavy iray nanatona Azy nitondra tavoara alabastara misy menaka lafo vidy , izay narda tsy misy fangarony . Novakiany ilay tavoara dia nararany teo amin ' ny lohany izany .
MRK 14:4     Alignment score: 0.184 → 0.235
But there were some who were angry . They spoke among themselves and said , " What is the reason for the waste of this perfume ?
Nahatezitra ny olona
sasany anefa izany . Nifampiresaka izy ireo ka nanao hoe : " Inona no anton'izao fandanindaniam - poana izao ?
MRK 14:5     Alignment score: 0.336 → 0.388
This perfume could have been sold for more than three hundred denarii , and given to the poor . " Then they scolded her .
Io menaka manitra io dia afaka namidy mihoatry ny denaria telonjato , ary nomena ny mahantra . " Dia nibedy ilay vehivavy izy ireo avy eo .
MRK 14:6     Alignment score: 0.317
But Jesus said , " Leave her alone . Why are you troubling her ? She has done a beautiful thing for me .
Nefa hoy Jesosy hoe : " Avelao izy . Nahoana ianareo no manao izay mampalahelo azy ? Zavatra tsara no nataony tamiko .
MRK 14:7     Alignment score: 0.249
You always have the poor with you , and whenever you desire you can do good to them , but you will not always have me .
Ny mahantra dia eo aminareo mandrakariva , ary afaka hanao asa soa ho azy ireo foana ianareo na amin ' ny fotoana inona na fotoana inona , fa Izaho kosa tsy hitoetra eo aminareo mandrakariva .
MRK 14:8     Alignment score: 0.22
She has done what she could . She has anointed my body for burial .
Nanao izay azony atao izy : nanosotra ny tenako ho amin ' ny fandevenana izy .
MRK 14:9     Alignment score: 0.432 → 0.467
Truly I say to you , wherever the gospel is preached in the whole world , what this woman has done will be spoken of , in memory of her . "
Lazaiko marina aminareo , na aiza na aiza hitoriana ny Filazantsara manerana izao tontolo izao , dia ho lazaina
ny nataon'ity vehivavy ity , mba ho fahatsiarovana azy . "
MRK 14:10     Alignment score: 0.447 → 0.44
Then Judas Iscariot , one of the twelve , went away to the chief priests so that he might give
him over to them .
Avy eo Jodasy Iskariota , iray tamin'izy roa ambin ' ny folo lahy , lasa nankany amin'ireo lohan ' ny mpisorona hahafahany manolotra Azy eo amin'izy ireo .
MRK 14:11     Alignment score: 0.461
When the chief priests heard it , they were glad and promised to give him money . He began looking for an opportunity to give
him over to them .
Rehefa nandre izany ireo lohan ' ny mpisorona , dia faly izy ireo ka nampanantena hanome vola azy . Dia nanomboka nitady irika hanolorana Azy amin'izy ireo izy .
MRK 14:12     Alignment score: 0.425 → 0.442
On the first day of unleavened bread , when they sacrificed the Passover lamb , his disciples said to him , " Where do you want us to go to prepare , so you may eat the Passover meal ? "
Tamin ' ny andro voalohan
' ny fihinanana ny mofo tsy misy masirasira , rehefa nanao sorona ny ondrin ' ny Paska izy ireo , dia hoy ireo mpianany taminy hoe : " Aiza no tianao alehanay hikarakarana sakafo , mba hinananao ny sakafon ' ny Paska ? "
MRK 14:13     Alignment score: 0.424 → 0.424
He sent two of his disciples and said to them , " Go into the city , and a man bearing
a pitcher of water will meet you . Follow him .
Dia naniraka roa tamin'ireo mpianany Izy ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Mandehana any an - tanàna , ary hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo . Manaraha Azy .
MRK 14:14     Alignment score: 0.325 → 0.336
Where he enters a house , follow him in and say to the owner of that house , ' The Teacher says , " Where is my guest room where I will eat the Passover with my disciples ? " '
Izay trano hidirany , manaraha azy dia lazao ny tompon'izany trano izany hoe : ' Hoy ny Mpampianatra hoe : " Aiza ny efitrano fandraisam - bahiny ahafahako miara - mihinana ny Paska amin'ireo mpianatro
? " '
MRK 14:15     Alignment score: 0.3 → 0.304
He will show you a large furnished upper room that is ready . Make the preparations for us there . "
Hanoro anareo efitrano lehibe ambony rihana misy fanaka izay efa vonona tsara izy . Ao no ataovy ny fanomanana rehetra ho antsika . "
MRK 14:16     Alignment score: 0.338 → 0.339
The disciples left and went to the city . They found everything as he had said to them , and they prepared the Passover meal .
Dia lasa ny mpianatra ary nihazo ny tanàna . Hitan'izy ireo araka izay efa nolazainy
tamin'izy ireo ny zava - drehetra , dia nanomana ny sakafon ' ny Paska izy ireo .
MRK 14:17     Alignment score: 0.349 → 0.348
When it was evening , he came with the twelve .
Rehefa hariva ny andro , dia tonga niaraka tamin'ireo roa ambin
' ny folo lahy Izy .
MRK 14:18     Alignment score: 0.358
As they were lying down at the table and eating , Jesus said , " Truly I say to you , one of you eating with me will betray me . "
Rehefa nipetraka teo an - databatra sy nihinana izy ireo , dia hoy Jesosy hoe : " Lazaiko marina aminareo , fa ny iray aminareo izay miara - mihinana amiko eto dia hamadika Ahy " .
MRK 14:19     Alignment score: 0.223 → 0.24
They were all very sorrowful , and one by one they said to him , " Surely not I ? "
Nalahelo mafy izy rehetra , ka niteny taminy ny tsirairay hoe : " Tsy izaho mihitsy izany ? "
MRK 14:20     Alignment score: 0.398 → 0.39
Jesus answered and said to them , " It is one of the twelve , the one now dipping bread with me in the bowl .
Jesosy namaly ka niteny azy ireo hoe : " Ny anankiray aminareo roa ambin ' ny folo izany , ilay iray miara - manatsoboka mofo amiko anaty lovia izao . "
MRK 14:21     Alignment score: 0.243 → 0.256
For the Son of Man will go as it is written about him . But woe to that man through whom the Son of Man is betrayed ! It would have been better for him if he had not been born . "
Fa ny Zanak'Olona dia handeha amin ' ny lalana
izay efa voalazan ' ny Soratra Masina momba Azy . Fa loza kosa ho an'izany lehilahy izay mamadika ny Zanak'olona izany . Tsara ho azy kokoa aza raha tsy teraka izy . "
MRK 14:22     Alignment score: 0.362
As they were eating , Jesus took bread , blessed it , and broke it . He gave it to them and said , " Take this . This is my body . "
Raha mbola teo am - pihinanana izy ireo , dia nandray ny mofo i Jesosy , nisaotra , ary nizarazara izany . Natolony azy ireo izany sady nanao hoe : " Raiso , ity no vatako . "
MRK 14:23     Alignment score: 0.354 → 0.354
He took a cup , gave thanks , and gave it to them , and they all drank
from it .
Dia nandray ny kapoaka Izy , nisaotra , ary nanolotra izany azy ireo , dia nisotro tamin'izany izy rehetra .
MRK 14:24     Alignment score: 0.412
He said to them , " This is my blood of the covenant , the blood that is poured out for many .
Dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Ity ny ràn ' ny fanekem - pihavanako , izay alatsaka ho an ' ny maro .
MRK 14:25     Alignment score: 0.394
Truly I say to you , I will not drink again of this fruit of the vine until that day when I drink
it new in the kingdom of God . "
Lazaiko marina aminareo , tsy hisotro ity vokatry ny voaloboka ity intsony Aho mandra - pahatongan ' ny andro izay hisotroako izany indray any amin ' ny Fanjakan'Andriamanitra . "
MRK 14:26     Alignment score: 0.417
When they had sung
a hymn , they went out to the Mount of Olives .
Rehefa avy nihira fiderana izy ireo , dia nandeha teny an - tendrombohitr'Oliva .
MRK 14:27     Alignment score: 0.451
Jesus said to them , " All of you will fall
away , for it is written , ' I will strike the shepherd and the sheep will be scattered . '
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Handao Ahy avokoa ianareo rehetra , fa voasoratra hoe : ' Hamely ny mpiandry ondry Aho ary hiparitaka ny ondry . '
MRK 14:28     Alignment score: 0.306 → 0.319
But after I am raised up , I will go ahead of you into Galilee . "
Fa rehefa avy hatsangana amin ' ny maty Aho , dia hialoha lalana anareo ao Galilia . "
MRK 14:29     Alignment score: 0.324
Peter said to him , " Even if all fall away , I will not . "
Dia hoy Petera taminy hoe : " Na dia handao avokoa aza ny rehetra , izaho tsy mba handao . "
MRK 14:30     Alignment score: 0.399 → 0.399
Jesus said to him , " Truly I say to you , today yes , this very night before the rooster crows twice you will deny me three times . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Lazaiko marina aminao , fa anio alina , raha mboola tsy maneno in - droa akory ny akoho , dia efa handà Ahy in - telo ianao . "
MRK 14:31     Alignment score: 0.286 → 0.286
But Peter said emphatically , " If I must die with you , I will not deny you . " They all made the same promise .
Fa hoy Petera hoe : " Na tsy maintsy hiara - maty aminao aza aho , tsy mba handà Anao . " Dia samy nampanantena toy izany avokoa izy rehetra .
MRK 14:32     Alignment score: 0.514 → 0.515
They came to the place called Gethsemane , and Jesus said to his disciples , " Sit here while I pray . "
Ary tonga tany amin ' ny toerana atao hoe Getsemane izy ireo , dia hoy Jesosy tamin'ireo mpianany hoe : " Mipetraha eto raha mbola mivavaka Aho . "
MRK 14:33     Alignment score: 0.412
He took Peter , James , and John with him and began to be distressed and deeply troubled .
Dia nitondra an'i Petera , sy Jakoba , ary Jaona niaraka taminy Izy ary nanomboka nalahelo sady ory tanteraka .
MRK 14:34     Alignment score: 0.199 → 0.24
He said to them , " My soul is deeply grieved , even to the point of death . Remain here and watch . "
Dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Fadiranovana loatra ny Fanahiko , toy ny efa ho faty . Mitoera eto ka miambena
. "
MRK 14:35     Alignment score: 0.318 → 0.32
Going a little farther , Jesus fell to the ground and prayed that if it were possible the hour might pass
from him .
Nanalavitra kelikely Jesosy , niankohoka tamin ' ny tany , dia nivavaka Izy mba raha toa ka azo atao , dia hiala Aminy izany ora izany .
MRK 14:36     Alignment score: 0.363 → 0.363
He said , " Abba , Father , all things are possible with you . Remove this cup from me . But not my will , but yours . "
Hoy Izy hoe : " Aba , Ray o , ny zavatra rehetra hainao atao . Esory amiko ity kapoaka ity . Nefa aoka tsy ny sitrapoko no hatao , fa ny Anao . "
MRK 14:37     Alignment score: 0.355 → 0.363
He came back and found them sleeping , and he said to Peter , " Simon , are you asleep
? Could you not watch for one hour ?
Niverina Izy dia nahita azy ireo natory , ka hoy Izy tamin'i Petera hoe : " Simona , matory va ianao ? Tsy nahavita niambina ora iray va ianao ?
MRK 14:38     Alignment score: 0.432 → 0.443
Watch and pray that you do not enter into temptation . The spirit indeed is willing , but the flesh is weak . "
Miambena
dia mivavaha mba tsy hidiranareo amin ' ny fakam - panahy . Ny fanahy mety mazoto tokoa , fa ny nofo no malemy . "
MRK 14:39     Alignment score: 0.277 → 0.278
Again he went away and prayed , and he used the same words .
Dia lasa indray Izy nisintaka kely ary nivavaka , ary dia namerina ny teny nataony teo aloha ihany .
MRK 14:40     Alignment score: 0.26 → 0.295
When he came back again , he found them sleeping , for their eyes were heavy . They did not know
what to say to him .
Niverina indray Izy dia nahita azy ireo natory , fa navesatry ny torimaso ny mason'izy ireo ary tsy hitan'izy ireo izay nolazaina taminy .
MRK 14:41     Alignment score: 0.26 → 0.265
He came the third time and said to them , " Are you still sleeping and taking your rest ? Enough ! The hour has come
. Look ! The Son of Man is being betrayed into the hands of sinners .
Nanatona fanintelony Izy ka niteny azy ireo hoe : " Mbola matory sy maka aina foana va ianareo ? Ampy izay ! Efa tonga ny fotoana . Jereo ! Ny Zanak'Olona novadihana hatolotra eo an - tanan ' ny mpanota .
MRK 14:42     Alignment score: 0.292 → 0.292
Get up ; let us go . Look , the one who is betraying me is near . "
Mitsangàna ; andao andeha isika . Jereo , efa akaiky ilay hamadika Ahy . "
MRK 14:43     Alignment score: 0.415
While he was still speaking , Judas , one of the twelve , arrived , and a large crowd was with him with swords and clubs , from the chief priests , the scribes , and the elders .
Ary raha mbola teo am - pitenenana Izy , dia tonga Jodasy , iray amin'ireo roambinifolo lahy , niaraka tamina
vahoaka maro izay nilanja sabatra sy langilangy , avy amin'ireo lohan ' ny mpisorona , ny mpanoradalàna , ary ny loholona .
MRK 14:44     Alignment score: 0.308 → 0.31
Now his betrayer
had given them a sign , saying , " The one I kiss is the man . Seize him and lead him away under guard . "
Ary ilay mpamadika Azy nanome famantarana azy ireo , niteny hoe : " Izay horohako , Izy ilay Izy . Sambory Izy dia ambeno . "
MRK 14:45     Alignment score: 0.624 → 0.622
When Judas arrived , immediately he came up to Jesus and said , " Rabbi , " and he kissed him .
Rehefa tonga Jodasy , dia nanatona an'i Jesosy avy hatrany izy sady niteny hoe : " Raby , " ary nanoroka Azy izy .
MRK 14:46     Alignment score: 0.068 → 0.115
Then they laid hands on him and seized him .
Avy eo dia nosamborin'izy ireo Jesosy .
MRK 14:47     Alignment score: 0.334
But one of them who stood by drew his sword and struck the servant of the high priest and cut off his ear .
Fa nisy iray tamin'ireo nijoro teo namoaka ny sabatrany ary namely ilay mpanompon
' ny mpisoronabe ka nanapaka ny sofiny .
MRK 14:48     Alignment score: 0.343 → 0.373
Jesus said to them , " Do you come
out as against a robber , with swords and clubs , to arrest me ?
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Avy hisambotra Ahy , toy ny hisambotra jiolahy , miaraka amin ' ny sabatra sy langilangy va ianareo ?
MRK 14:49     Alignment score: 0.396
When I was daily with you and I was teaching in the temple , you did not arrest me . But this was done that the scriptures
might be fulfilled . "
Tamin'Izaho teo aminareo isan'andro sy nampianatra teo amin ' ny tempoly , tsy nosamborinareo . Fa natao izao mba hahatanteraka ny Soratra Masina . "
MRK 14:50     Alignment score: 0.408 → 0.411
All those
with Jesus left him and ran away .
Dia nandao Azy avokoa ireo rehetra niaraka tamin'i Jesosy ary niery .
MRK 14:51     Alignment score: 0.324 → 0.325
A young man , wearing only a linen garment that was wrapped around him , was following Jesus . When the men seized him ,
Ary nisy zatovo lahy anankiray , tsy nitafy afa - tsy lamba hariry fotsiny ihany , nanaraka an'i Jesosy . Rehefa nosamborin ' ny olona izy
MRK 14:52     Alignment score: 0.224 → 0.224
he left the linen garment and ran away naked .
dia navelany teo ny lambany ka lasa nandositra nitanjaka izy .
MRK 14:53     Alignment score: 0.484
They led Jesus to the high priest . There were gathered with him all the chief priests , the elders , and the scribes .
Nentin'izy ireo tany
amin ' ny mpisoronabe Jesosy . Niara - niangona taminy teo daholo ny mpisorona rehetra , sy ny loholona , ary ireo mpanora - dalàna .
MRK 14:54     Alignment score: 0.426 → 0.43
Now Peter followed him from a distance , as far as the courtyard of the high priest . He sat among the officers , warming himself near the fire .
Ary Petera nanaraka Azy avy eny lavidavitra eny , hatrany amin ' ny tokontanin ' ny mpisoronabe . Nipetraka teo amin'ireo mpiambina izy , izay namindro teo akaikin
' ny afo .
MRK 14:55     Alignment score: 0.307 → 0.308
Now the chief priests and the entire Jewish council were seeking testimony against Jesus so they might put him to death . But they did not find
any .
Ary ireo lohan ' ny mpisorona sy ny Synedriona Jiosy dia nitady vavolombelona manohitra an'i Jesosy mba hahafahan'izy ireo mamono Azy ho faty . Saingy tsy nahita izy ireo .
MRK 14:56     Alignment score: 0.138
For many brought false testimony against him , but even their testimony did not agree .
Fa maro no niampanga lainga Azy , nefa na ny fiampangan'izy ireo aza tsy nitombomona akory .
MRK 14:57     Alignment score: 0.324 → 0.331
Some stood up and brought false testimony against him ; they said ,
Ary nisy olona
sasany nitsangana ka niampanga lainga Azy ; hoy izy ireo hoe :
MRK 14:58     Alignment score: 0.338 → 0.353
" We heard him say , ' I will destroy this temple made with hands , and in three days I will build another made without hands . ' "
" Renay
Izy niteny hoe : ' Ho ravako ity tempoly natao tanana ity , ary ao anatin ' ny telo andro Aho dia hanangana iray hafa tsy nataon - tanana . " '
MRK 14:59     Alignment score: 0.045
Yet even their testimony did not agree .
Fa mbola tsy nifanaraka ihany ny fiampangan'izy ireo .
MRK 14:60     Alignment score: 0.393 → 0.395
The high priest stood up among them and asked Jesus , " Have you no answer ? What is it these men testify against you ? "
Ary ny mpisoronabe nijoro teo amin'izy ireo dia nanontany an'i Jesosy hoe : " Tsy manan
- kavaly va Ianao ? Inona izany hiampangan'ireto olona ireto Anao izany ? "
MRK 14:61     Alignment score: 0.416 → 0.44
But he was silent and answered nothing . Again the high priest questioned him and said , " Are you the Christ , the Son of the Blessed One ? "
Fa nangina Izy sady tsy namaly na inona na inona . Dia mbola nanontany Azy indray ny mpisoronabe ka nanao hoe : " Ianao va no Kristy , Zanak'Ilay voatahy ? "
MRK 14:62     Alignment score: 0.432
Jesus said , " I am ; and you will see the Son of Man when he sits at the right hand of power and comes with the clouds of heaven . "
Dia hoy Jesosy hoe : " Izaho no Izy ; ary ho hitanareo ny Zanak'Olona rehefa mipetraka eo an - tanana
ankavanan ' ny herin'Andriamanitra sy avy eny amin ' ny rahon ' ny lanitra . "
MRK 14:63     Alignment score: 0.384
The high priest tore his garments and said , " Do we still need witnesses
?
Ary ny mpisoronabe nandrovitra ny fitafiany sady nanao hoe : " Mbola mila vavolombelona ihany va isika ?
MRK 14:64     Alignment score: 0.354
You have heard the blasphemy . What is your decision ? " They all condemned him as one who deserved death .
Efa renareo ny fitenenan - dratsy . Inona no fanapahan - kevitrareo ? " Izy rehetra dia samy nanameloka Azy toy ny olona mendrika ny ho faty .
MRK 14:65     Alignment score: 0.387
Some began to spit on him and to cover his face and strike
him with their fists and say to him , " Prophesy ! " The officers took him and beat him .
Ny sasany nanomboka nandrora Azy ary nanarona ny tavany ka namely Azy ary nanao taminy hoe : " Maminania ! " Ary ireo manam - boninahitra naka Azy ka nidaroka Azy .
MRK 14:66     Alignment score: 0.438
While Peter was below in the courtyard , one of the servant girls of the high priest came to him .
Ary raha teo ambany teo an - kianja Petera , dia nanatona azy ny iray tamin'ireo mpanompo vavin
' ny mpisoronabe .
MRK 14:67     Alignment score: 0.455
She saw Peter warming himself , and she looked closely at him and said , " You were also with the Nazarene , Jesus . "
Nahita an'i Petera nijoro namindro teo amin ' ny afo izy , dia nodinihany akaiky . Dia hoy izy taminy hoe : " Ianao koa niaraka tamin'ilay Nazarena , Jesosy " .
MRK 14:68     Alignment score: 0.152 → 0.152
But he denied it , saying , " I neither know nor understand what you are talking about . " Then he went out into the gateway . And the rooster crowed .
Fa izy nandà izany , nanao hoe : " Tsy fantatro sady tsy azoko izay teneninao . " Avy eo lasa niala ny kianja izy .
MRK 14:69     Alignment score: 0.299
But the servant girl saw him and began to say again to those who stood there , " This man is one of them ! "
Fa ilay ankizivavy teo nahita azy dia nanomboka niteny tamin'ireo olona
nitsangana manodidina indray hoe : " Io lehilahy io dia iray amin'izy ireny ! "
MRK 14:70     Alignment score: 0.355 → 0.363
But he denied it again . After a little while , those
who stood there were saying to Peter , " Surely you are one of them , for you also are a Galilean . "
Fa mbola nandà izany indray izy . Kelikely avy eo dia hoy ireo nitsangana teo tamin'i Petera hoe : " Iray amin'izy ireo mihitsy ianao , satria ianao koa dia Galiliana . "
MRK 14:71     Alignment score: 0.199 → 0.23
But he began to put himself under curses and to swear , " I do not know this man you are talking about . "
Fa nanomboka nanozon - tena sy nianiana izy hoe : " Tsy fantatro izany lehilahy lazainareo izany . "
MRK 14:72     Alignment score: 0.433 → 0.441
The rooster immediately crowed a second time . Then Peter remembered the words that Jesus had said to him : " Before the rooster crows twice , you will deny me three times , " and he broke down and wept .
Ary niaraka tamin'izany dia naneno fanindroany ny akoho . Avy eo dia nahatsiaro ny tenin'i
Jesosy taminy Petera hoe : " Raha tsy mbola maneno fanindroany ny akoho , dia handà Ahy intelo ianao , " Dia nalahelo mafy izy sady nitomany .
MRK 14     Average alignment score: 0.363 for 72 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16