Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 4:1     Alignment score: 0.389 → 0.391
Again he began to teach beside the sea , and a large crowd gathered around him . He stepped into a boat that was on the sea , and he sat down in it . The whole crowd was on the shore beside the sea .
Ary nanomboka nampianatra teo amoron ' ny ranomasina indray Izy , ary nisy vahoaka be niangona nanodidina Azy . Niditra tao an - tsambokely izay teo an - dranomasina Izy , ary nipetraka tao amin'izany . Ny vahoaka rehetra kosa dia nijanona teo amoron ' ny ranomasina .


MRK 4:2     Alignment score: 0.373 → 0.372
He taught them many things in parables , and in his teaching , this is what he said to them .
Nampianatra azy ireo zavatra maro tamin ' ny alalan ' ny fanoharana Izy , ary tao amin ' ny fampianarany
⟡ , dia izao no nolazainy⟡ tamin'izy ireo .
MRK 4:3     Alignment score: 0.252 → 0.254
" Listen ! A farmer went out to sow his seed .
" Henoy , nisy mpamafy handeha hamafy voa .
MRK 4:4     Alignment score: 0.351
As he sowed , some seed fell
⟡ beside the road , and the birds came⟡ and devoured it .
Ary raha namafy izy , dia nisy voa sasany niraraka tamin ' ny lalana , ka avy ireo vorona ary nihinana izany .
MRK 4:5     Alignment score: 0.262 → 0.261
Other seed fell
⟡ on the rocky ground , where it did not have much soil . Immediately it sprang up , because it did not have deep soil .
Ny voa sasany niraraka⟡ tamin ' ny tany feno vatovato , izay tsy nisy tany⟡ firy . Tonga dia nitsimoka avy hatrany izy ireny , satria tsy lalina ny tany⟡ nisy azy .
MRK 4:6     Alignment score: 0.367 → 0.372
But when the sun rose , the plants were scorched , and because they had no root , they dried up .
Fa rehefa niposaka ny masoandro , dia nalazo izy ireo , ary satria tsy nisy fakany izy ireo , dia maina .
MRK 4:7     Alignment score: 0.194 → 0.237
Other seed fell
⟡ among the thorn plants . The thorn plants grew up and choked it , and it did not produce a crop .
Ny voa hafa niraraka⟡ tamin ' ny tany⟡ feno tsilo . Ary nitsimoka niha - lehibe ireo tsilo ireo dia nangeja azy , ka tsy namoa voa .
MRK 4:8     Alignment score: 0.272
Other seed fell
⟡ into good soil , and it produced a crop growing up and increasing and yielding thirty , sixty , and even a hundred times . "
Ny voa hafa niraraka⟡ tamin ' ny tany⟡ tsara ka namokatra voa teo am - pitomboana ary nihamaro , ary ny sasany nitombo avo telopolo heny , ny sasany enimpolo , ary ny sasany zato . "
MRK 4:9     Alignment score: 0.268 → 0.269
Then he said , " Whoever has ears to hear , let him hear ! "
Avy eo dia hoy Izy hoe : " Izay manan - tsofina hoenti - mihaino
⟡ , aoka izy hihaino ! "
MRK 4:10     Alignment score: 0.448 → 0.474
When Jesus was alone , those
⟡ around him with the twelve asked him about the parables .
Rehefa irery Jesosy , dia nanontany Azy momba io fanoharana io ireo izay akaiky Azy sy ireo mpianany roambinifolo .
MRK 4:11     Alignment score: 0.323
He said to them , " To you is given the mystery of the kingdom of God . But to those outside everything is in parables ,
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Ho anareo no nanomezana ny zava - miafin
⟡ ' ny fanjakan'Andriamanitra . Fa ho an'ireo izay any ivelany⟡ dia fanoharana avokoa ,
MRK 4:12     Alignment score: 0.226
so that when they look , yes they look , but do not see , and so that when they hear , yes they hear , but do not understand , or else they would turn and God would forgive them . "
mba amin ' ny fotoana hijeren'izy ireo , eny hijery izy ireo , nefa tsy hahita , ary mba amin ' ny fotoana hihainoan'izy ireo , eny handre izy ireo , nefa tsy hahafantatra izany , na koa hiodina izy ireo dia hamindra fo amin'izy ireo Andriamanitra . "
MRK 4:13     Alignment score: 0.394 → 0.412
He said to them , " Do you not understand this parable ? How then will you understand all the parables ?
Ary hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Tsy azonareo va izany fanoharana izany ? Ahoana izany no hahazoanareo ireo fanoharana hafa rehetra ?
MRK 4:15     Alignment score: 0.328 → 0.328
These are the ones beside the road , where the word is sown . When they hear , Satan immediately comes and takes away the word that is sown in them .
Ireto no ilay niraraka teny
⟡ an - dalana , izay namafazana ny teny , fa rehefa ren'izy ireo izany , dia tonga avy hatrany Satana ary hangalatra ny teny izay voafafy tamin'izy ireo .
MRK 4:16     Alignment score: 0.244 → 0.245
And these
⟡ are the seed sown on the rocky ground ; who , when they hear the word immediately receive it with joy .
Ireto no ilay voafafy tamin ' ny tany feno vatovato , izay , rehefa nandre ny teny , dia nandray izany avy hatrany tamim⟡ - pifaliana .
MRK 4:17     Alignment score: 0.211 → 0.231
But they do not have root in themselves , but they endure for a while . Afterward when tribulation or persecution
⟡ arises on account of the word , they immediately fall away .
Tsy misy fakany ao amin'izy izy ireo , fa maharitra fotoana fohy fotsiny . Dia tonga ny fahoriana na ny fanenjehana nohon ' ny teny , ka avy hatrany dia lavo izy ireo .
MRK 4:18     Alignment score: 0.226
Still others are the ones sown among the thorns . They are those
⟡ who hear the word ,
Ireo hafa no ilay voafafy tamin ' ny tany⟡ feno tsilo . Ren'izy ireo ny teny ,
MRK 4:19     Alignment score: 0.297
but the cares of the world and the deceitfulness of wealth and the desires for other things come
⟡ in and choke the word , and it is unproductive .
fa ny fanahian'izao tontolo izao , ny famitahan ' ny harena , sy ny filàna ny zavatra hafa dia tafiditra ka mangeja ny teny , ka tsy mamoa vokatra⟡ izany .
MRK 4:20     Alignment score: 0.269
Those
⟡ that were sown on the good soil are the ones who hear the word , accept it and bear fruit , thirty , sixty , or even a hundred times as much . "
Ary ireo izay voafafy teny amin ' ny tany⟡ tsara dia ireo izay mandre ny teny ary mandray izany , ka namoa vokatra⟡ izy ireo _ telopolo , enimpolo , na avo zato henin'izay nafafy . "
MRK 4:21     Alignment score: 0.283 → 0.304
Jesus said to them , " Do you bring a lamp inside the house to put it under a basket or under the bed ? You bring it in and you put it on a lampstand .
Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Moa entinao ao ao an - trano va ny jiro mba ho atao ao ambany sobika , na ambanin ' ny farafara ? Entinao miditra izany dia hataonao ambonin ' ny fitoeran - jiro .
MRK 4:22     Alignment score: 0.25 → 0.253
For nothing is hidden that will not be known , and nothing is secret that will not come
⟡ out into the open .
Fa tsy misy zava - miafina izay tsy ho fantatra , ary tsy misy tsiambaratelo izay tsy hivoaka .
MRK 4:23     Alignment score: 0.269 → 0.27
If anyone has ears to hear , let him hear ! "
Raha misy manan - tsofina hoenti - mihaino
⟡ , aoka izy hihaino ! "
MRK 4:24     Alignment score: 0.158 → 0.173
He said to them , " Pay attention to what you hear , for the measure you use will be measured to you , and more will be added to you .
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Mitandrema amin ' ny teny
⟡ izay renareo , fa arakaraky ny ohatra anoharanareo ihany , no anoharana anareo , ary ho ampiana aminareo izany .
MRK 4:25     Alignment score: 0.283
Because whoever has , to him will be given more , and whoever does not have , even what he has will be taken . "
Satria na iza na iza manana , dia homena betsaka kokoa izy , ary na iza na iza tsy manana , na izay ananany aza hesorina aminy . "
MRK 4:26     Alignment score: 0.31 → 0.314
He also said , " The kingdom of God is like a man who sows his seed on the ground .
Ary hoy ihany koa Izy hoe : " Ny fanjakan
⟡ ' Andriamanitra dia tahaka ny olona iray mamafy ny voany amin ' ny tany .
MRK 4:27     Alignment score: 0.297 → 0.295
He sleeps at night and gets up by day , and the seed sprouts and grows , though he does not know how .
Matory izy amin ' ny alina ary mifoha amin ’ ny maraina , ary ny voa dia mitsimoka ka maniry , fa tsy fantany hoe ahoana .
MRK 4:28     Alignment score: 0.223
The earth bears grain by itself : First the blade , then the ear , then the mature grain in the ear .
Ny tany dia mamoa amin ' ny tenany ihany : voalohany ny rantsany
⟡ , avy eo ny tahony , avy eo ny voa matoy eo amin ' ny tahony .
MRK 4:29     Alignment score: 0.282 → 0.302
When the crop is ripe , he immediately sends in the sickle because the harvest has come
⟡ . "
Ary rehefa matoy ny voa dia avy hatrany izy dia handefa fijinjana , fa efa tonga ny fotoam - pijinjana . "
MRK 4:30     Alignment score: 0.323 → 0.324
Again he said , " To what can we compare the kingdom of God , or what parable can we use to explain it ?
Ary hoy indray Izy hoe : " Inona no azontsika ampitahana
⟡ ny fanjakan'Andriamanitra , na inona no fanoharana hampiasaintsika hanazavana izany ?
MRK 4:31     Alignment score: 0.405 → 0.414
It is like a mustard seed , which , when it is sown , is the smallest of all the seeds on earth .
Izany dia tahaka ny voatsinampy izay , rehefa hafafy , dia izy no voa kely indrindra amin ' ny voa rehetra eto ambonin ' ny tany .
MRK 4:32     Alignment score: 0.238 → 0.245
Yet , when it is sown , it grows and becomes greater than all the garden plants , and it forms large branches , so that the birds of heaven can make their nests in its shade . "
Nefa , rehefa voafafy izany , dia mitsimoka ary lasa lehibe noho ny hazo rehetra , ary mamoa rantsana
⟡ vaventy , ka azon ' ny voromanidina hanaovana ny tranony⟡ eo amin ' ny alokalony . "
MRK 4:33     Alignment score: 0.214
With many parables like this he spoke the word to them , as much as they were able to understand ,
Ary fanoharana maro toy izany no nanambarany ny teny tamin'izy ireo , araka izay fahazoan’izy ireo azy ,
MRK 4:34     Alignment score: 0.402
and he did not speak to them without a parable . But when he was alone , he explained everything to his own disciples .
ary tsy niteny tamin'izy ireo afa - tsy tamin ' ny fanoharana Izy . Saingy rehefa irery Izy , dia nohazavainy tamin'ireo mpianany manokana ny zavatra rehetra .
MRK 4:35     Alignment score: 0.446
On that day , when evening had come
⟡ , he said to them , " Let us go over to the other side . "
Tamin'izany andro izany , rehefa tonga ny hariva , dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Andeha isika hita ery am - pita . "
MRK 4:36     Alignment score: 0.244
So they left the crowd , taking Jesus with them , just as he was , in the boat . There were other boats going along with him .
Ka niala teo amin'ireo vahoaka izy ireo , nitondra an'i Jesosy niaraka tamin ' izy ireo , raha iny Izy , tao anaty sambokely iny . Nisy sambokely hafa nandeha niaraka taminy .
MRK 4:37     Alignment score: 0.345 → 0.345
Just then a violent windstorm arose
⟡ , and the waves were breaking into the boat so that the boat was almost full of water .
Avy eo nanomboka nisy tafio - drivotra be ary ny onjan⟡ - drano nanafotra ny sambokely ka efa saika feno rano ny sambokely .
MRK 4:38     Alignment score: 0.256 → 0.265
But Jesus himself was in the stern , asleep
⟡ on a cushion . They woke⟡ him up , saying , " Teacher , do you not care that we are about to die ? "
Ary Jesosy irery natory teo ambodin ' ny sambokely , tambonin ' ny ondana . Nofohazin'izy ireo Izy , nanao hoe : " Mpampianatra o , tsy mampaninona Anao ve raha ho faty eto isika ? "
MRK 4:39     Alignment score: 0.405 → 0.412
He got up , rebuked the wind , and said to the sea , " Peace ! Be still ! " Then the wind ceased , and there was a great calm .
Ary nifoha Izy , dia niteny mafy tamin ' ny rivotra , ary niteny tamin ' ny ranomasina hoe : " Mitsahara ! mitonia ! " Ary nitsahatra ny rivotra , ka nisy fitoniana be .
MRK 4:40     Alignment score: 0.346
Then he said to them , " Why are you afraid ? Do you still not have faith ? "
Ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Nahoana ianareo no matahotra ? Mbola tsy manam - pinoana foana va ianareo ? "
MRK 4:41     Alignment score: 0.345 → 0.346
They were filled with great fear and said to one another , " Who then is this , because even the wind and the sea obey him ? "
Feno tahotra izy ireo ka nifampiteny hoe : " Iza moa ity , fa na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy ? "
MRK 4     Average alignment score: 0.304 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16