Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 12:1     Alignment score: 0.402 → 0.402
Then Jesus began to teach them in parables . He said , " A man planted a vineyard , put a hedge around it , and dug a pit for a winepress . He built a watchtower and then leased the vineyard to vine growers . Then he went away on a journey .
Nanomboka nampianatra azy ireo tamin ' ny alalan ' ny fanoharana Jesosy . Hoy Izy hoe : " Nisy lehilahy nanao tanim - boaloboka , nanisy fefy manodidina izany , ary nandavaka famiazana . Nanangana tilikambo izy ary avy eo nampanofa ilay tanim - boaloboka tamin ' ny mpamboly voaloboka . Dia niala nandia lavitra izy avy eo .


MRK 12:2     Alignment score: 0.356
At the right time , he sent a servant to the vine growers to receive from them some of the fruit of the vineyard .
Tamin ' ny fotoana mety , dia naniraka mpanompo ho any amin'ilay mpamboly voaloboka izy mba haka amin'izy ireo ny sasany amin'ireo izay tokony ho anjarany
amin ' ny vokatr'ilay tanim - boaloboka .
MRK 12:3     Alignment score: 0.12
But they took him , beat him , and sent him away empty - handed .
Fa nosamborin'izy ireo izy , nokapohiny , ary noroahiny tsy hitondra na inona na inona .
MRK 12:4     Alignment score: 0.392
Again he sent to them another servant , and they wounded him in the head and treated him shamefully .
Naniraka mpanompo hafa ho any amin'izy ireo indray izy , dia noratrain'izy ireo teo amin ' ny lohany ary nalainy
baraka .
MRK 12:5     Alignment score: 0.273 → 0.278
He sent yet another , and this one they killed . They treated many others in the same way , beating some and killing others .
Dia mbola nandefa hafa ihany izy , ary novonoin'izy ireo io iray io . Nataon'izy ireo tahaka izany ireo maro hafa , nokapohiny ny sasany ary novonoiny ireo hafa .
MRK 12:6     Alignment score: 0.351 → 0.352
He had still one more person to send
, a beloved son . He was the last one he sent to them . He said , ' They will respect my son . '
Mbola nanana olona iray hafa hirahina izy , dia zanaka malala . Izy no farany nalefany tany amin'izy ireo . Hoy izy hoe : " Mba hanaja ny zanako lahy izy ireo . "
MRK 12:7     Alignment score: 0.46 → 0.461
" But the vine growers said to one another , ' This is the heir . Come , let us kill him , and the inheritance will be ours . '
Nefa nifampiteny ireo mpamboly voaloboka hoe : " Inty ilay mpandova . Avia , andeha ho vonointsika izy , dia ho lasantsika ny lova . "
MRK 12:8     Alignment score: 0.311
They seized him , killed him , and threw him out of the vineyard .
Nosamborin'izy ireo izy , dia novonoiny
, ary natsipiny tany ivelan ' ny tanim - boaloboka .
MRK 12:9     Alignment score: 0.395
Therefore , what will the owner of the vineyard do ? He will come
and destroy the vine growers and will give the vineyard to others .
Koa , inona ary no ho ataon'ilay tompon ' ny tanim - boaloboka ? Ho avy izy ka handringana ireo mpamboly voaloboka ary hanome ny tanim - boaloboka ho an ' ny hafa .
MRK 12:10     Alignment score: 0.456
Have you not read this scripture ? ' The stone which the builders rejected has been made the cornerstone .
Tsy novakianareo angaha izao Soratra Masina izao ? ' Ny vato izay nolavin
' ny mpanorin - trano , no natao vato fehizoro .
MRK 12:11     Alignment score: 0.458
This was from the Lord , and it is marvelous in our eyes . ' "
Avy tamin ' ny Tompo izany , ary dia mahagaga eo imasontsika . " '
MRK 12:12     Alignment score: 0.321 → 0.34
After this the Jewish leaders sought a way to arrest Jesus because they understood that he spoke the parable against them . But they were afraid of the crowd . So they left him and went away .
Nitady ny hisamborana an'i Jesosy izy ireo , saingy natahotra ny vahoaka , satria fantatr'izy ireo fa hanoherana azy ireo no nitenenany izany fanoharana izany . Koa dia navelan'izy ireo Izy ary lasa nandeha izy ireo .
MRK 12:13     Alignment score: 0.506 → 0.546
Then they sent some of the Pharisees and the Herodians to him to trap him with words .
Dia naniraka ny Fariseo sy Herodiana sasany ho any Aminy mba hamandrika Azy amin ' ny teny izy ireo .
MRK 12:14     Alignment score: 0.332 → 0.342
When they came , they said to him , " Teacher , what people think is not a concern to you because you do not show partiality to anyone . You truly teach the way of God . Is it lawful to pay taxes to Caesar or not ? Should we pay or not ? "
Rehefa tonga izy ireo , dia hoy izy ireo taminy hoe : " Mpampianatra ô , fantatray
fa tsy miraharaha ny hevitry ny olona Ianao , ary tsy maneho fiangarana eo amin ' ny olona . Mampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Ianao . Ara - dalàna ve sa tsia ny mandoa hetra amin'i Kaisara ? Tokony handoa hetra va izahay sa tsia ? "
MRK 12:15     Alignment score: 0.461
But Jesus knew
their hypocrisy and said to them , " Why do you test me ? Bring me a denarius so I can look at it . "
Fa fantatr'i Jesosy ny fiatsarambelatsihin'izy ireo ka niteny azy ireo hoe : " Nahoana ianareo no mitsapa Ahy ? Itondray denaria iray Aho mba hijereko izany . "
MRK 12:16     Alignment score: 0.406 → 0.42
They brought one to Jesus . He said to them , " Whose likeness and inscription is this ? " They said , " Caesar 's . "
Dia nitondran'izy ireo vola iray Jesosy . Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Endrik'iza ity sary sy soratra ity ? " Hoy izy ireo hoe : " An'i Kaisara . "
MRK 12:17     Alignment score: 0.419 → 0.42
Jesus said , " Give to Caesar the things that are Caesar 's , and to God the things that are God 's . " They marveled at him .
Hoy Jesosy hoe : " Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara , ary omeo an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra . " Dia talanjona taminy izy ireo .
MRK 12:18     Alignment score: 0.433 → 0.433
Then Sadducees , who say there is no resurrection , came to him . They asked him , saying ,
Avy eo ireo Sadoseo , izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin ' ny maty , dia tonga teo aminy . Nanontany Azy izy ireo , nanao hoe :
MRK 12:19     Alignment score: 0.307 → 0.319
" Teacher , Moses wrote for us , ' If a man 's brother dies and leaves a wife behind him , but had no child , the man should take the brother 's wife , and raise up children for his brother . '
" Mpampianatra ô , nanoratra izao ho anay Mosesy hoe : ' Raha maty ny rahalahin
' ny lehilahy iray ary namela vady izy , nefa tsy mba nanan - janaka , dia tokony manambady ilay vadin - dralahiny ilay lehilahy , ka hanana taranaka ho an ' ny rahalahiny . '
MRK 12:20     Alignment score: 0.325 → 0.331
There were seven brothers ; the first took a wife and then died
, having no children .
Nisy fito mirahalahy ; nanambady ilay voalohany ary maty , tsy namela taranaka .
MRK 12:21     Alignment score: 0.362 → 0.374
Then the second took her and died
, leaving no child , and the third in the same way .
Avy eo naka azy ny faharoa dia maty , tsy namela taranaka , dia torak'izany koa ny fahatelo .
MRK 12:22     Alignment score: 0.259 → 0.318
The seven left no children . Last of all , the woman
also died .
Tsy nisy namela taranaka izy fito . Ny farany indrindra , maty koa ilay ramatoa .
MRK 12:23     Alignment score: 0.365 → 0.384
In the resurrection , when they rise again , whose wife will she be ? For all seven brothers had her as their wife . "
Amin ' ny fitsanganana amin ' ny maty , rehefa hitsangana indray izy ireo , dia ho vadin'iza izy ? Satria samy nanambady azy daholo izy fito mirahalahy . "
MRK 12:24     Alignment score: 0.481
Jesus said , " Is this not the reason you are mistaken , because you do not know the scriptures
nor the power of God ?
Ary hoy Jesosy hoe : " Tsy izany va no antony maha - diso hevitra anareo , satria tsy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra ?
MRK 12:25     Alignment score: 0.429 → 0.43
For when they rise from the dead , they neither marry nor are given in marriage , but they are like angels in heaven .
Satria rehefa mitsangana amin ' ny maty izy ireo , dia tsy hanambady na hatolotra amin ' ny fanambadiana , fa ho tahaka ny anjely any an - danitra .
MRK 12:26     Alignment score: 0.38 → 0.421
But concerning the dead that are raised , have you not read in the book of Moses , in the account about the bush , how God spoke to him and said , ' I am the God of Abraham and the God of Isaac and the God of Jacob ' ?
Fa mahakasika ny amin ' ny fitsanganan
' ny tena amin ' ny maty , tsy novakianareo va ny tao amin ' ny bokin'i Mosesy , ao amin ' ny andalana momba ilay voaroy , ny niresahan'Andriamanitra taminy ka nilazany hoe : ' Izaho no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba ' ?
MRK 12:27     Alignment score: 0.362
He is not the God of the dead , but of the living . You are quite mistaken . "
Izy dia tsy Andriamanitry ny maty , fa an ' ny velona . Somary diso hevitra ianareo . "
MRK 12:28     Alignment score: 0.417 → 0.418
One of the scribes came
and heard their discussion ; he saw that Jesus answered them well . He asked him , " What commandment is the most important of all ? "
Nisy iray tamin'ireo mpanora - dalàna tamy ary nandre ny resak'izy ireo ; hitany fa novalian'i Jesosy tsara izy ireo . Ary nanontany Azy izy hoe : " Inona no didy lehibe indrindra amin'izy rehetra ? "
MRK 12:29     Alignment score: 0.535
Jesus answered , " The most important is , ' Hear , Israel , the Lord our God , the Lord is one .
Jesosy namaly hoe : " Ny lehibe indrindra dia ny hoe : ' Mihainoa , ny Tompo Andriamanitsika , ry Israely , iray ny Tompo .
MRK 12:30     Alignment score: 0.486
You must love the Lord your God with all your heart , with all your soul , with all your mind , and with all your strength . '
Tsy maintsy mitia ny Tompo Andriamanitrao amin ' ny fonao
rehetra ianao , amin ' ny fanahinao rehetra , amin ' ny sainao rehetra , sy amin ' ny herinao rehetra . '
MRK 12:31     Alignment score: 0.378
The second commandment
is this , ' You must love your neighbor as yourself . ' There is no other greater commandment than these . "
Ity no didy faharoa : ' Tsy maintsy mitia ny namanao tahaka ny tenanao ianao . ' Tsy misy didy hafa lehibe mihoatra noho ireo . "
MRK 12:32     Alignment score: 0.399 → 0.399
The scribe said , " Good , Teacher ! You have truly said that God is one , and that there is no other besides him .
Hoy ilay mpanora - dalàna hoe : " Tsara izany , ry Mpampianatra ! Voalazanao marina fa Andriamanitra dia Iray , ary tsy misy afa - tsy Izy .
MRK 12:33     Alignment score: 0.348
To love him with all the heart and with all the understanding and with all the strength , and to love one 's neighbor as oneself is even more than all burnt offerings
and sacrifices . "
Ary ny mitia azy amin ' ny fo rehetra sy amin ' ny saina rehetra sy ny hery rehetra , ary ny mitia ny namana tahaka ny tena , dia tsara lavitra mihoatra ny fanatitra dorana sy ny sorona rehetra . "
MRK 12:34     Alignment score: 0.412 → 0.413
When Jesus saw that he had given a wise answer , he said to him , " You are not far from the kingdom of God . " After that , no one dared to ask Jesus any more questions
.
Rehefa hitan'i Jesosy fa nanome valin - teny hendry Izy , dia niteny taminy Izy hoe : " Tsy lavitry ny fanjakan ' Andriamanitra ianao . " Ary taorian'izany , dia tsy nisy olona sahy nametraka fanontaniana tamin'i Jesosy intsony .
MRK 12:35     Alignment score: 0.481 → 0.483
While Jesus was teaching in the temple courts , he said , " How is it that the scribes say the Christ is the son of David ?
Namaly Jesosy , raha nampianatra tao amin ' ny tempoly Izy ; dia hoy Izy hoe : " Ahoana moa no ilazan ' ny mpanora - dalàna fa Kristy dia zanak'i Davida ?
MRK 12:36     Alignment score: 0.416 → 0.428
David himself , in the Holy Spirit , said , ' The Lord said to my Lord , " Sit at my right hand until I put your enemies under your feet . " '
Davida tenany , tamin ' ny Fanahy Masina , nanao hoe : ' Ny Tompo niteny tamin ' ny Tompoko hoe : mipetraha eo an - tanana
ankavanako , mandram - panaoko ny fahavalonao ho fitoeran - tongotrao . '
MRK 12:37     Alignment score: 0.505
David himself calls him ' Lord , ' so how can the Christ be David 's son ? " The large crowd gladly listened to him .
Davida tenany aza niantso Azy hoe ' Tompo , ' koa ahoana no maha
zanak'i Davida an'i Kristy ? " Nihaino Azy tamim - pifaliana ireo vahoaka maro be .
MRK 12:38     Alignment score: 0.3 → 0.311
In his teaching Jesus said , " Beware of the scribes , who like to walk in long robes and be greeted in the marketplaces
,
Tamin ' ny fampianarany Jesosy dia niteny hoe : " Mitandrema amin'ireo mpanora - dalàna , izay tia mandehandeha amin ' ny akanjo lava ary tian'izy ireo ny fiarahabana azon'izy ireo eny an - tsena
MRK 12:39     Alignment score: 0.189
and have the most important seats in the synagogues
and the places of honor at feasts .
ary tian'izy ireo ny mahazo ny seza voalohany any amin ' ny synagoga sy ny toerana voalohany any amin ' ny fety .
MRK 12:40     Alignment score: 0.24 → 0.241
They also devour widows ' houses , and they pray long prayers for people to see . These
men will receive greater condemnation . "
Mandroba ny tranon'ireo mpitondra tena izy ireo , ary manao vavaka lava be mba ho hitan ' ny olona . Ireo lehilahy ireo dia handray fanamelohana lehibe kokoa . "
MRK 12:41     Alignment score: 0.31 → 0.323
Then Jesus sat down across from an offering
box in the temple area ; he was watching people as they dropped their money into the box . Many rich people put in large amounts of money .
Avy eo Jesosy nipetraka nifanandrify ny vatan - drakitra tao amin ' ny faritry ny tempoly ; nijery ireo olona rehetra izay nandrotsaka vola tao amin ' ny vatan - drakitra . Mpanankarena maro no nandatsaka vola be dia be tao .
MRK 12:42     Alignment score: 0.24 → 0.241
Then a poor widow came and put in two mites , worth
about a penny .
Dia nisy vehivavy mahantra mpitondratena iray tonga nandrotsaka farantsakely roa , izay kely variroaventy oharina amin ' ny iraimbilanja .
MRK 12:43     Alignment score: 0.285 → 0.3
He called his disciples and said to them , " Truly I say to you , this poor widow has put in more than all of them who contributed to the offering
box .
Dia nantsoiny ireo mpianany ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Lazaiko aminareo marina tokoa , fa ity vehivavy mahantra mitondratena ity no nandrotsaka betsaka mihoatra amin ' ny olona izay nandrotsaka vola tao amin ' ny vatan - drakitra .
MRK 12:44     Alignment score: 0.328 → 0.327
For all of them gave out of their abundance . But this widow , out of her poverty , put in all of the money which she had to live
on . "
Satria ny rehetra dia nanome tamin ' ny fananam - ben'izy ireo . Fa ity mpitondratena ity kosa , tamin ' ny fahantrany , dia nandrotsaka ny vola rehetra izay tokony hivelomany tao . "
MRK 12     Average alignment score: 0.378 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16