Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 5:1     Alignment score: 0.547
They came to the other side of the sea , to the region of the Gerasenes .
Tonga teny
ampitan ' ny ranomasina izy ireo , tao amin ' ny faritr'i Gerasena .


MRK 5:2     Alignment score: 0.405
When Jesus was getting out of the boat , a man with an unclean spirit came up to him out of the tombs .
Rehefa niala avy tao amin ' ny sambokely Jesosy , avy hatrany dia nisy lehilahy iray azon ' ny fanahy maloto nanatona Azy avy teny
amin ' ny fasana .
MRK 5:3     Alignment score: 0.267 → 0.267
The man lived in the tombs . No one could restrain him anymore , not even with a chain .
Nipetraka teny
amin ' ny fasana ity lehilahy ity . Tsy nisy afaka nihazona azy intsony , na dia tamin ' ny rojo vy aza .
MRK 5:4     Alignment score: 0.266
He had been bound many times with shackles and with chains . He tore the chains apart and his shackles were shattered . No one had the strength to subdue him .
Voafatotra imbetsaka tamin ' ny gadra vy sy rojo vy izy . Notapahany ireo rojo ary potika ireo gadra vy . Tsy nisy nanana hery nifehy azy .
MRK 5:5     Alignment score: 0.394
Every night and day in the tombs and in the mountains
, he cried out and cut himself with sharp stones .
Isak'alina sy isan'andro teny amin'ireo fasana sy teny an - tendrombohitra , dia nihiakiaka izy ary nandratra ny tenany tamin ' ny vato maranitra .
MRK 5:6     Alignment score: 0.492
When he saw Jesus from a distance , he ran to him and bowed down before him .
Rehefa nahita an'i Jesosy avy lavitra izy , dia nihazakazaka nankeo aminy ary niankohoka teo anoloany
.
MRK 5:7     Alignment score: 0.307 → 0.308
He cried out with a loud voice , " What do I have to do with you , Jesus , Son of the Most High God ? I beg you by God himself , do not torment me . "
Ary nihiaka tamin ' ny feo mahery izy hoe : " Inona moa no ifandraisako aminao , ry Jesosy , Zanak
' Andriamanitra Avo Indrindra ? Miangavy anao amin ' ny anaran'Andriamanitra irery ihany aho , aza mampijaly ahy . "
MRK 5:8     Alignment score: 0.327
For he had been saying to him , " Come
out of the man , you unclean spirit . "
Fa Izy niteny taminy hoe : " Mivoaha amin'io lehilahy io , ry fanahy maloto . "
MRK 5:9     Alignment score: 0.379
He asked him , " What is your name ? " He answered him , " My name is Legion , for we are many . "
Ary Izy nanontany azy hoe : " Iza no anaranao
? " Ka novaliany hoe : " Legiona no anarako , satria marobe izahay . "
MRK 5:10     Alignment score: 0.169 → 0.17
He begged him again and again not to send them out of the region .
Ary niangavy mafy Taminy hatrany hatrany izy tsy handroaka azy ireo any ivelan
' ny faritra .
MRK 5:11     Alignment score: 0.171
Now a great herd of pigs was there feeding on the hill ,
Ary nisy andian - kisoa niraoka teny an - tendrombohitra ,
MRK 5:12     Alignment score: 0.395
and they begged him , saying , " Send us into the pigs ; let us enter into them . "
ary niangavy taminy izy ireo , nanao hoe : " Alefao ao amin'ireo kisoa izahay ; avelao izahay hiditra ao amin'ireo . "
MRK 5:13     Alignment score: 0.42 → 0.42
So he allowed them ; the unclean spirits came out and entered into the pigs , and the herd rushed down the steep hill into the sea , and about two thousand pigs drowned in the sea .
Ka dia navelany izy ireo ; ary nivoaka ireo fanahy maloto ka dia niditra tao amin'ireo kisoa , ary avy dia nirifatra teny
amin ' ny hantsana ho any an - dranomasina ireo , ary kisoa teo amin ' ny roa arivo teo no maty an - dranomasina .
MRK 5:14     Alignment score: 0.29
Then those
who were feeding the pigs ran away and reported what had happened in the city and in the countryside , and so people went out to see what had happened .
Nitsoaka nandositra ireo nampisakafo ny kisoa ary nitatitra ny zava - niseho tao an - tanàna sy tany ambanivohitra , ary olona maro no nivoaka hizaha ny zava - niseho .
MRK 5:15     Alignment score: 0.383 → 0.401
Then they came to Jesus and they saw the demon - possessed man , the one who had been possessed by Legion , sitting there , clothed and in his right mind ; and they were afraid .
Avy eo izy ireo nankeo amin'i Jesosy ary hitan'izy ireo ilay lehilahy nitoeran ' ny demonia , ilay iray izay nitoeran ' ny legiona , nipetraka teo , nitafy ary vory saina ; ka dia natahotra izy ireo .
MRK 5:16     Alignment score: 0.363 → 0.378
Those
who had seen what happened to the demon - possessed man told them about it in detail , and they also told them about the pigs .
Ireo izay nahita ny zava - niseho tamin'ilay lehilahy nitoeran ' ny demonia dia nitantara tamin'izy ireo ny momba izany tamin ' ny antsipirihiny , ary koa nitantara momba ireo kisoa tamin'izy ireo .
MRK 5:17     Alignment score: 0.204
Then they started to beg him to leave their region .
Dia nanomboka niangavy Azy izy ireo mba hialany eo amin ' ny faritr'izy ireo .
MRK 5:18     Alignment score: 0.32 → 0.331
When he was getting into the boat , the demon - possessed man begged him that he might be with him .
Rehefa hiakatra tao amin ' ny sambokely Izy , dia niangavy taminy ilay lehilahy nitoeran ' ny demonia mba hiaraka aminy .
MRK 5:19     Alignment score: 0.243
But Jesus did not permit him , but said to him , " Go to your house and to your people and tell them what the Lord has done for you , and how he has shown you mercy . "
Saingy tsy namela azy anefa Jesosy , fa nanao taminy hoe : " Mandehana mody any amin ' ny tranonao
sy ny fianakavianao ary tantarao amin'izy ireo izay nataon ' ny Tompo taminao , sy ny namindrany fo taminao ! "
MRK 5:20     Alignment score: 0.358
So he went away and began to proclaim in the Decapolis the great things that Jesus had done for him , and everyone was amazed .
Dia lasa nody izy ary nanomboka nanambara ny zava - dehibe izay nataon'i
Jesosy taminy tany Dekapolisy , ary talanjona ny rehetra .
MRK 5:21     Alignment score: 0.425 → 0.426
Now when Jesus had crossed over again to the other side in the boat , a great crowd gathered around him , as he was beside the sea .
Ary rehefa nandeha teny
am - pita indray Jesosy , tamin ' ny sambokely , dia indreo nisy vahoaka be dia be niangona nanodidina Azy , raha teo amoron ' ny ranomasina iny Izy .
MRK 5:22     Alignment score: 0.459
Then one of the leaders of the synagogue named Jairus came , and when he saw him , fell
at his feet .
Avy eo tonga ny iray amin'ireo mpitarika ny synagoga , atao hoe Jairo , ka raha vao nahita Azy , dia niantoraka teo an - tongony .
MRK 5:23     Alignment score: 0.177 → 0.178
He begged again and again , saying , " My little daughter
is near death . I beg you , come and lay your hands on her that she may be made well and live . "
Nitalaho hatrany hatrany izy , nanao hoe : " Marary mafy efa ho faty ny zanako vavy . Mitalaho aminao aho , avia ary apetraho aminy ny tananao mba ho sitrana sy ho velona izy . "
MRK 5:24     Alignment score: 0.294
So he went with him , and a great crowd followed him and pressed close around him .
Dia lasa niaraka taminy Izy , ary vahoaka be dia be no nanaraka sy nanery nanodidina Azy .
MRK 5:25     Alignment score: 0.295 → 0.298
Now a woman was there who had a flow of blood for twelve years .
Ary nisy vehivavy iray teo voan
' ny fahaverezan - drà nandritry ny roambinifolo taona .
MRK 5:26     Alignment score: 0.176
She had suffered much from many doctors and had spent everything that she had , but instead of getting better she grew worse .
Nijaly be tokoa izy ary nitety mpitsabo maro sy nandany ny fananany
rehetra , nefa tsy nahita fahasitranana fa vao mainka aza niharatsy .
MRK 5:27     Alignment score: 0.41
When she had heard the reports about Jesus , she came
up behind him in the crowd and touched his cloak .
Rehefa nahare ireo tatitra momban'i Jesosy izy , dia nankao aoriany tao anaty vahoaka izy ary nikasika ny fitafiany .
MRK 5:28     Alignment score: 0.288 → 0.321
For she said , " If I touch just his clothes , I will be healed . "
Satria hoy izy hoe : " Raha mahakasika ny lambany fotsiny aho , dia ho sitrana . "
MRK 5:29     Alignment score: 0.281
When she touched him , the bleeding stopped , and she felt in her body that she was healed from her affliction .
Rehefa nikasika Azy izy , dia nijanona ny fahaverezan - drà , ary tsapany hatrany anatiny
fa sitrana tamin ' ny aretiny izy .
MRK 5:30     Alignment score: 0.309
Jesus immediately realized in himself that power had gone out from him . He turned around in the crowd and said , " Who touched my clothes ? "
Fantatr'i
Jesosy niaraka tamin'izay fa nisy hery niala avy taminy . Nitodika tany amin ' ny vahoaka Izy ary niteny hoe : " Iza no nikasika ny fitafiako ? "
MRK 5:31     Alignment score: 0.286
His disciples said to him , " You see this crowd pressed around you , and you say , ' Who touched me ? ' "
Dia namaly Azy ireo mpianany hoe : " Hitanao ireo vahoaka marobe mifanesika aminao ireo , koa hoy Ianao hoe : " Iza no nikasika Ahy . "
MRK 5:32     Alignment score: 0.516
But Jesus looked around to see who had done it .
Fa nijery ny manodidina Azy Jesosy mba hahitany izay nanao izany .
MRK 5:33     Alignment score: 0.319
The woman , knowing what had happened to her , feared and trembled . She came and fell
down before him and told him the whole truth .
Ilay vehivavy , nahafantatra izay nitranga taminy , dia natahotra sy nangovitra . Nandeha izy ary niantoraka teo anoloan'i Jesosy ka nilaza taminy ny marina rehetra .
MRK 5:34     Alignment score: 0.306 → 0.338
He said to her , " Daughter
, your faith has made you well . Go in peace and be healed from your affliction . "
Dia hoy Jesosy taminy hoe : " Anaka , ny finoanao no nahasitrana anao . Mandehana amin ' ny fiadanana ary sitràna amin ' ny aretinao . "
MRK 5:35     Alignment score: 0.439 → 0.439
While he was speaking , some people came from the synagogue leader 's house , saying , " Your daughter
is dead . Why trouble the teacher any longer ? "
Raha mbola niteny Izy , dia tonga ny olona sasany avy tany amin ' ny mpitarika ny synagoga , nanao hoe : " Efa maty ny zanakao . Nahoana no mbola manahirana ny mpampianatra ihany ? "
MRK 5:36     Alignment score: 0.367 → 0.443
But when Jesus overheard the message that was spoken , he said to the leader of the synagogue , " Do not be afraid . Just believe . "
Fa rehefa nandre izay nolazain'izy ireo Jesosy , dia hoy Izy tamin'ilay mpitarika ny synagoga hoe : " Aza matahotra . Minoa
fotsiny ihany . "
MRK 5:37     Alignment score: 0.455 → 0.455
He did not permit anyone to accompany him except Peter , James , and John , the brother of James .
Ary tsy nisy navelany hiaraka aminy , afa - tsy Petera , Jakoba , ary Jaona , rahalahin'i
Jakoba .
MRK 5:38     Alignment score: 0.298 → 0.306
They came to the house of the leader of the synagogue and he saw there people making a lot of noise ; they were weeping and wailing loudly .
Tonga tany an - tranon'ilay mpitarika ny synagoga izy ireo ary nahita olona nitabataba be teo Izy ; nitomany sy nidradradra mafy izy ireo .
MRK 5:39     Alignment score: 0.462 → 0.477
When he entered the house , he said to them , " Why are you upset and why do you weep ? The child is not dead but sleeps . "
Rehefa niditra ny trano Izy , dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany ? Tsy maty ny zaza fa matory . "
MRK 5:40     Alignment score: 0.271 → 0.293
They began to mock him . But he put them all outside and took the father of the child and the mother and those
who were with him , and he went in where the child was .
Niomehy Azy izy ireo . Nefa navoakany tany ivelany izy rehetra ary naka ny ray sy renin'ilay zaza sy ireo izay niaraka taminy , ary niditra tao amin ' ny efitra nisy ilay zaza Izy .
MRK 5:41     Alignment score: 0.386 → 0.404
He took the hand of the child and said to her , " Talitha , koum ! " which is translated , " Little girl , I say to you , get up . "
Noraisiny
ny tanan'ilay zaza ary niteny taminy hoe : " Talita , Komy ! " izay raha adika dia hoe : " Razazavavy , miteny aminao Aho , mitsangàna . "
MRK 5:42     Alignment score: 0.383 → 0.375
Immediately the child got up and walked ( for she was twelve years of age ) . They were immediately astonished with overwhelming amazement .
Avy hatrany dia nitsangana razazavavy ary nandeha ( satria roa ambin ' ny folo taona izy ) . Talanjona avy hatrany izy ireo .
MRK 5:43     Alignment score: 0.122 → 0.123
He strictly ordered them that no one should know about this . Then he told them to give
her something to eat .
Noraràny mafy izy ireo mba tsy hisy na iza na iza hahafantatra ny momba izao . Avy eo dia nasainy nomena hanina razazavavy .
MRK 5     Average alignment score: 0.341 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16