Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 8:1     Alignment score: 0.419
In those days , there was again a great crowd , and they had nothing to eat . Jesus called his disciples and said to them ,
Tamin'izany andro izany , dia nisy vahoaka marobe indray , ary tsy nanan - kohanina izy ireo . Dia niantso ny mpianany Jesosy ary niteny tamin'izy ireo hoe :


MRK 8:2     Alignment score: 0.278 → 0.279
" I have compassion on the crowd because they continue to be with me already for three days and have nothing to eat .
" Mampahonena Ahy ireo vahoaka , satria efa telo andro ireo no nanohy niaraka tamiko ary tsy manan
- kohanina .
MRK 8:3     Alignment score: 0.217 → 0.213
If I send them away to their home without eating , they may faint on the way . Some of them have come
a long way . "
Raha alefako mody any an - tranony tsy misakafo ireo , dia mety ho safotra an - dalana . Ny sasany amin'izy ireo dia avy any amin ' ny lalan - davitra . "
MRK 8:4     Alignment score: 0.321 → 0.319
His disciples answered him , " Where can we get enough loaves of bread in such a deserted place to satisfy these
people ? "
Namaly Azy ireo mpianany hoe : " Aiza no hahazoantsika mofo ampy hamokisana ireo vahoaka ireo ety an - tany foana tahaka izao ? "
MRK 8:5     Alignment score: 0.554 → 0.557
He asked them , " How many loaves do you have ? " They said , " Seven . "
Nanontany azy ireo Izy hoe : " Firy ny mofo anananareo ? " Hoy izy ireo hoe : " Fito "
MRK 8:6     Alignment score: 0.373
He commanded the crowd to sit down on the ground . He took the seven loaves , gave thanks , and broke them . He gave them to his disciples to set before them , and they set them before the crowd .
Nandidy ny vahoaka mba hipetraka amin ' ny tany Izy . Noraisiny
ny mofo fito , dia nisaotra Izy , ary nanapaka ireo . Natolony ny mpianany izany mba ho zarain'izy ireo amin ' ny vahoaka , ary napetrak'izy ireo teo anoloan ' ny vahoaka izany .
MRK 8:7     Alignment score: 0.331
They also had a few small fish , and after he gave thanks for them , he commanded the disciples to serve these
as well .
Ary mbola nanana hazandrano kely vitsivitsy ihany koa izy ireo , ka rehefa avy nisaotra ireo Izy , dia nandidy ireo mpianatra mba handroso izany koa Izy .
MRK 8:8     Alignment score: 0.33 → 0.338
They ate and were satisfied , and they picked up the remaining broken pieces , seven large baskets .
Dia nihinana izy ireo ka voky , ary nalain'izy ireo ny sombitsombiny tavela , izay nahafeno sobika fito lehibe .
MRK 8:9     Alignment score: 0.347
There were about four thousand people . Then he sent them away .
Tokony ho efatr'arivo teo ho eo ny olona tamin'izany . Avy eo dia nalefany nody izy ireo .
MRK 8:10     Alignment score: 0.403
Immediately he got into the boat with his disciples , and they went into the region of Dalmanutha .
Avy hatrany dia niakatra tao an - tsambokely niaraka tamin'ireo mpianany Izy , ary nandeha nankany amin ' ny faritr'i
Dalmanota izy ireo .
MRK 8:11     Alignment score: 0.473
Then the Pharisees came out and began to argue with him . They sought from him a sign from heaven , to test him .
Dia nivoaka ireo fariseo ary nanomboka nifanditra taminy . Nitady famantarana avy any an - danitra taminy izy ireo , mba hitsapana Azy .
MRK 8:12     Alignment score: 0.392
He sighed deeply in his spirit and said , " Why does this generation seek for a sign ? Truly I say to you , no sign will be given to this generation . "
Nisento lalina tany amin ' ny fanahiny
Izy ary niteny hoe : " Nahoana no mitady famantarana ity taranaka ity ? Nefa lazaiko marina aminareo , fa tsy misy famantarana omena ity taranaka ity izany . "
MRK 8:13     Alignment score: 0.327 → 0.328
Then he left them , got into a boat again , and went away to the other side .
Avy eo dia nandao azy ireo Izy , niakatra tao an - tsambokely indray , ary niala lavitra ho eny am - pita .
MRK 8:14     Alignment score: 0.23 → 0.259
Now the disciples had forgotten to take bread with them . They had no more than one loaf of bread in the boat .
Ary adinon ' ny mpianatra ny nitondra mofo niaraka tamin'izy ireo . Tsy nanana mihoatra ny iray izy ireo tao anaty sambo .
MRK 8:15     Alignment score: 0.353 → 0.402
He instructed them , saying , " Keep watch and be on guard against the yeast of the Pharisees and the yeast of Herod . "
Dia nampitandrina azy ireo Izy ka niteny hoe : " Miambena
ary mitandrema amin ' ny masirasiran'ireo Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda . "
MRK 8:16     Alignment score: 0.183 → 0.207
The disciples were arguing with one another about having no bread .
Dia nifanontany tena ny mpianatra hoe : " Noho isika tsy manana mofo izany . "
MRK 8:17     Alignment score: 0.216 → 0.219
When he understood this , he asked them , " Why are you arguing about having no bread ? Do you still not see or understand ? Do you have hardened hearts ?
Fantatr'i
Jesosy izany , ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Nahoana no amin ' ny tsy fananana mofo ny fisainanareo ? Mbola tsy azonareo va ? Mbola tsy takatrareo va ? Nanjary donto va ny fonareo ?
MRK 8:18     Alignment score: 0.227 → 0.237
You have eyes ; do you not see ? You have ears ; do you not hear ? Do you not remember ?
Manana maso ianareo , fa tsy mahita va ? Manan
- tsofina ianareo , fa tsy mandre va ? Tsy tadidinareo va ?
MRK 8:19     Alignment score: 0.539 → 0.55
When I broke the five loaves among the five thousand , how many baskets full of broken pieces of bread did you take up ? " They said to him , " Twelve . "
Rehefa nanapaka ny mofo dimy ho an ' ny olona
dimy arivo Aho , dia sobika firy feno sombitsombina mofo no nangoninareo ? " Hoy izy ireo taminy hoe : " Roambinifolo . "
MRK 8:20     Alignment score: 0.415 → 0.427
" When I broke the seven loaves among the four thousand , how many basketfuls of broken pieces of bread did you take up ? " They said to him , " Seven . "
Rehefa nanapaka ireo mofo fito ho an ' ny olona
efatr'arivo Aho , firy sobika ny ambiny nangoninareo ? " Hoy izy ireo taminy hoe : " Fito . "
MRK 8:21     Alignment score: 0.297 → 0.304
He said , " Do you not yet understand ? "
Ary hoy Izy hoe : " Mbola tsy takatrareo ihany va ? "
MRK 8:22     Alignment score: 0.464
They came to Bethsaida . The people there brought to him a blind man and begged Jesus to touch him .
Tonga tany Betsaida izy ireo . Ary nisy jamba anankiray nentin'olona teo aminy ary niagavian'izy ireo Jesosy mba hikasika azy .
MRK 8:23     Alignment score: 0.423
Jesus took hold
of the blind man by the hand and led him out of the village . When he had spit on his eyes and laid his hands on him , he asked him , " Do you see anything ? "
Nentin'i Jesosy tamin ' ny tanana ilay jamba , ary nitarika azy hivoaka ny tanàna . Rehefa nandrora teo amin ' ny masony Izy ary nametraka ny tanany teo aminy , dia nanontany azy Izy hoe : " Mahita zavatra va ianao ? "
MRK 8:24     Alignment score: 0.312
He looked up , and said , " I see men who look like walking trees . "
Dia nitraka izy , ka niteny hoe : " Mahita olona tahaka ny hazo mandehandeha aho . "
MRK 8:25     Alignment score: 0.307 → 0.325
Then he again laid his hands upon his eyes , and the man opened his eyes , his sight was restored , and he saw all things clearly .
Napetrak'i Jesosy teo amin ' ny masony indray ny tanany , ary nahiratr'ilay lehilahy ny masony , dia niverina tamin ' ny laoniny ny fahitany , ary nahita mazava tsara ny zavatra rehetra izy .
MRK 8:26     Alignment score: 0.418
Jesus sent him away to his home and said , " Do not enter the village . "
Dia nalefan'i
Jesosy nody izy ary noteneniny hoe : " Aza miditra ao an - tanàna . "
MRK 8:27     Alignment score: 0.386 → 0.486
Jesus went out with his disciples into the villages of Caesarea Philippi . On the way he asked his disciples , " Who do the people say that I am ? "
Nandeha nivoaka Jesosy sy ny mpianany nankany amin ' ny tanànan'i
Kaisaria Filipo . Teny an - dalana dia nanontany ireo mpianany Izy hoe : " Hataon ' ny olona ho iza moa Aho ? "
MRK 8:28     Alignment score: 0.579
They answered him and said , " John the Baptist . Others say , ' Elijah , ' and others , ' One of the prophets . ' "
Namaly Azy izy ireo ka niteny hoe : " Jaona mpanao batisa . Ny hafa miteny hoe : ' Elia ' , ary ny hafa hoe : ' Iray amin'ireo mpaminany . ' "
MRK 8:29     Alignment score: 0.44
He asked them , " But who do you say that I am ? " Peter said to him , " You are the Christ . "
Nanontany azy ireo Izy hoe : " Fa ianareo kosa manao Ahy ho Iza ? " Dia namaly Azy Petera hoe : " Ianao no Kristy . "
MRK 8:30     Alignment score: 0.411
Jesus warned them not to tell anyone about him .
Nampitandrina azy ireo Jesosy tsy hilaza ny momba Azy na amin'iza na amin'iza .
MRK 8:31     Alignment score: 0.376 → 0.383
He began to teach them that the Son of Man must suffer many things , and would be rejected by the elders and the chief priests and the scribes , and would be killed , and after three days rise up .
Nanomboka nampianatra azy ireo Izy fa tsy maintsy hijaly ny Zanak'Olona , ary ho lavin ' ny loholona sy ireo lohan ' ny mpisorona ary mpanora - dalàna , ary ho vonoina , ka hitsangana amin ' ny maty afaka telo andro .
MRK 8:32     Alignment score: 0.184
He spoke that message openly . Then Peter took him aside and began to rebuke him .
Nolazainy
mazava tsara izany . Avy eo nantsoin'i Petera mangingiina Jesosy ka nanomboka niteny mafy Azy .
MRK 8:33     Alignment score: 0.421 → 0.433
But Jesus turned and looked at his disciples and then he rebuked Peter and said , " Get behind me , Satan ! You are not setting your mind on the things of God , but on the things of people . "
Nefa nitodika Jesosy dia nijery ireo mpianany ary avy eo niteny mafy an'i Petera ka nanao hoe : " Mialà lavitra Ahy , ry satana ! Tsy mba misaina ny zavatr'Andriamanitra ianao , fa ny zavatr'olona . "
MRK 8:34     Alignment score: 0.388 → 0.395
Then he called the crowd and his disciples together , and he said to them , " If anyone wants to follow me , he must deny himself , take up his cross , and follow me .
Avy eo dia niantso ny vahoaka sy ny mpianany niaraka izy , ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Raha misy te - hanaraka Ahy , dia tsy maintsy mandà ny tenany izy , maka ny hazo fijaliany
, ary manaraka Ahy .
MRK 8:35     Alignment score: 0.383
For whoever wants to save his life will lose it , and whoever loses his life for my sake and for the gospel will save it .
Na iza na iza te - hamonjy ny ainy dia hahavery izany , ary izay mahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara , dia hahavonjy izany .
MRK 8:36     Alignment score: 0.218 → 0.218
What does it profit a person to gain the whole world and then forfeit his life ?
Fa inona anefa no tombontsoa azon ' ny ny olona iray , raha mahazo izao tontolo izao , ary avy eo very ny ainy ?
MRK 8:37     Alignment score: 0.346 → 0.337
What can a person give
in exchange for his life ?
Inona no afaka omen ' ny olona iray ho takalon ' ny ainy ?
MRK 8:38     Alignment score: 0.391 → 0.418
Whoever is ashamed of me and my words in this adulterous
and sinful generation , the Son of Man will be ashamed of him when he comes in the glory of his Father with the holy angels . "
Na iza na iza menatra Ahy sy ny teniko eto amin'ity taranaka mijangajanga sy mpanota ity , dia ho menatra azy ihany koa ny Zanak'olona rehefa tonga ao amin ' ny voninahitry ny Rainy miaraka amin'ireo anjely masina Izy . "
MRK 8     Average alignment score: 0.373 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16