Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 12:1     Alignment score: 0.265 → 0.296
I urge you therefore , brothers , by the mercies of God , to present your bodies a living sacrifice , holy , acceptable to God . This is your reasonable service .
Mangataka anareo aho noho izany , ry rahalahy , noho ireo famindram - pon'Andriamanitra , mba hanolotra ny vatanareo ho sorona velona , masina , eken
' Andriamanitra . Izany no fanompoanareo araka ny tokony ho izy .


ROM 12:2     Alignment score: 0.292 → 0.309
Do not be conformed to this world , but be transformed by the renewal of your mind . Do this so that you can test and approve what is the good , acceptable , and perfect will of God .
Aza mitovy amin'izao tontolo izao , fa miovà amin ' ny fanavaozana ny sainareo . Ataovy izao mba ho fantatrareo izany tsara , azo ekena , ary ny sitrapo lafatr'Andriamanitra .
ROM 12:3     Alignment score: 0.227 → 0.257
For by the grace that was given to me I say to everyone among you : Do not think of yourself more highly than you ought , but rather , think with sober judgment , each according to the measure of faith that God has given you .
Fa ambarako , nohon ' ny fahasoavana izay nomena ahy , ny tsy tokony hananan ' ny rehetra izay eo aminareo eritreritra
hanambony ny tenany mihoatra izay tokony ho eritreretiny . Fa kosa , tokony hieritreritra am - pahendrena izy ireo , tahaka ny nanomezan ' Andriamanitra fatram - pinoana ny tsirairay avy .
ROM 12:4     Alignment score: 0.242 → 0.281
For we have many members in one body , but not all the members have the same function .
Fa manana rantsana maro amin ' ny vatantsika isika , kanefa tsy mitovy avokoa ny asan'ireo rantsana ireo .
ROM 12:5     Alignment score: 0.328
In the same way , we who are many are one body in Christ , and are individually members of each other .
Mitovy amin'izany , isika izay maro be dia vatana iray ihany ao amin'i Kristy , ary rantsana manokana amin ' ny tsirairay .
ROM 12:6     Alignment score: 0.316 → 0.317
We have different gifts according to the grace that was given to us . If one 's gift is prophecy , let it be done according to the proportion of his faith .
Manana fanomezam - pahasoavana
samy hafa isika araka ny fahasoavana izay nomena antsika . Raha faminaniana no fanomezam - pahasoavan ' ny iray , dia aoka atao araka ny haben ' ny finoany .
ROM 12:7     Alignment score: 0.389
If one 's gift is service , let him serve . If one has the gift of teaching , let him teach .
Raha fanompoana no fanomezam - pahasoavan
' ny iray , dia aoka izy hanompo . Raha nisy iray nahazo fanomezam - pahasoavana hampianatra , aoka izy hampianatra .
ROM 12:8     Alignment score: 0.283 → 0.284
If one 's gift is encouragement , let him encourage
. If one 's gift is giving , let him do it generously . If one 's gift is leading , let it be done with diligence . If one 's gift is in showing mercy , let it be done with cheerfulness .
Raha fampaherezana no fanomezam - pahasoavan ' ny iray , aoka izy hampahery . Raha mahanome no fanomezam - pahasoavan ' ny iray , aoka izy hanao izany amim - pahalala - tanana . Raha hitarika no fanomezam - pahasoavan ' ny iray , aoka izany ho vita am - pitandremana . Raha hampiseho fangoraham - po no fanomezam - pahasoavan ' ny iray , aoka izany ho vita am - piravoravoana .
ROM 12:9     Alignment score: 0.28
Let love be without hypocrisy . Abhor what is evil ; hold on to that which is good .
Aoka ny fitiavana tsy hisy fihatsaram
- belatsihy . Ankahalao ny ratsy ; hazony mafy izay tsara .
ROM 12:10     Alignment score: 0.141
Concerning love of the brothers , be affectionate to one another . Concerning honor , respect one another .
Raha ny momba ny fitiavan
' ny mpirahalahy , mifankatiava aminareo tsirairay avy . Raha ny momba ny fanomezam - boninahitra , mifanajà .
ROM 12:11     Alignment score: 0.281
Concerning diligence , do not be hesitant . Concerning the spirit , be eager . Concerning the Lord , serve him .
Raha ny momba ny fikirizana , aza misalasala . Raha ny momba ny Fanahy , aoka hafana fo . Momba ny Tompo , tompoy Izy .
ROM 12:12     Alignment score: 0.098 → 0.114
Rejoice in hope , endure tribulation , be faithful in prayer .
Mifalia
ao amin ' ny fahatokiana izay hanananao momba ny ho avy . Mahareta amin'ireo olanao . Mivavaha hatrany .
ROM 12:13     Alignment score: 0.148
Share in the needs of God 's holy people . Find many ways to show hospitality .
Mifampizara amin'izay
ilain ' ny mpino . Mitadiava fomba maro hampiantranoanao olona .
ROM 12:14     Alignment score: 0.341
Bless those
who persecute you ; bless and do not curse .
Misaora ireo izay manenjika anao ; misaora ary aza manozona .
ROM 12:15     Alignment score: 0.258 → 0.294
Rejoice with those who rejoice ; weep with those who weep .
Miaraha - mifaly amin'ireo izay mifaly ; miaraha - mitomany amin'ireo izay mitomany .
ROM 12:16     Alignment score: 0.228 → 0.229
Be of the same mind toward one another . Do not think in proud ways , but accept lowly people . Do not be wise in your own thoughts .
Mitovia fisainana amin ' ny tsirairay . Aza misaina amin ' ny fomba mirehareha , fa ekeo ireo olona ambany . Aza mihevitra ny tenanao ho hendry .
ROM 12:17     Alignment score: 0.279
Repay no one evil for evil . Do good things in the sight of all people .
Aza mamaly ratsy ny ratsy . Manaova zavatra tsara maro eo imason
' ny olona rehetra .
ROM 12:18     Alignment score: 0.278 → 0.283
If possible , as far as it depends on you , live
at peace with all people .
Raha mety , araka izay azonao atao , mihavana amin ' ny olona rehetra .
ROM 12:19     Alignment score: 0.362 → 0.362
Do not avenge yourselves , beloved , but give way to the wrath of God . For it is written , " ' Vengeance belongs to me ; I will repay , ' says the Lord . "
Aza mamaly ratsy ny tenanareo , ry malala , fa omeo lalana ny fahatezerana Andriamanitra . Fa efa voasoratra hoe : ' " Ahy ny vali - faty ; Izaho no hamaly , ' hoy ny Tompo . "
ROM 12:20     Alignment score: 0.392
But " if your enemy is hungry , feed
him . If he is thirsty , give him a drink . For if you do this , you will heap coals of fire on his head . "
Fa raha noana ny fahavalonao , omeo sakafo izy . Raha mangetaheta izy , omeo ho sotroina izy . Fa raha manao izany ianao , dia hanangona vain'afo eo amin ' ny lohany . "
ROM 12:21     Alignment score: 0.207
Do not be overcome by evil , but overcome evil with good .
Aza mety ho resin ' ny ratsy , fa reseo amin ' ny tsara ny ratsy .
ROM 12     Average alignment score: 0.284 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16