Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 4:1     Alignment score: 0.367 → 0.382
What then will we say that Abraham , our forefather according to the flesh , found
?
Inona ary no ho lazaintsika fa hitan'i Abrahama , raintsika tany aloha araka ny nofo ?


ROM 4:2     Alignment score: 0.417
For if Abraham had been justified by works , he would have had a reason to boast , but not before God .
Fa raha nohamarinina tamin ' ny asa Abrahama , dia nanana antony hireharehana izy , nefa tsy eo anatrehan
' Andriamanitra .
ROM 4:3     Alignment score: 0.515
For what does the scripture say ? " Abraham believed God , and it was counted to him as righteousness . "
Fa inona no ambaran ' ny Soratra Masina ? " Abrahama dia nino an'Andriamanitra , ary nisaina ho fahamarinana izany . "
ROM 4:4     Alignment score: 0.181
Now for him who labors , his wage is not counted as a gift , but as what is owed .
Ary ho an'izay
miasa , ny karamany dia tsy isaina ho fahasoavana , fa ho toy izay trosa .
ROM 4:5     Alignment score: 0.333
But for him who does not work but instead believes in the one who justifies the ungodly , his faith is counted as righteousness .
Fa ho an'izay
tsy miasa kosa nefa mino an'Ilay iray izay manamarina ny mpanohitra an'Andriamanitra , dia isaina ho fahamarinana ny finoany .
ROM 4:6     Alignment score: 0.213
David also pronounces blessing on the man to whom God counts righteousness without works .
Davida ihany koa dia manonona tso - drano amin ' ny olona izay isain'Andriamanitra ho marina nefa tsy miasa .
ROM 4:7     Alignment score: 0.261 → 0.263
He says , " Blessed are those
whose lawless deeds are forgiven , and whose sins are covered .
Hoy izy hoe : " Sambatra ireo izay voavela ny helony , ary koa ireo izay voasarona ny fahotany .
ROM 4:8     Alignment score: 0.357 → 0.371
Blessed is the man against whom the Lord will not count sin . "
Sambatra izay tsy hisain ' ny Tompo heloka . "
ROM 4:9     Alignment score: 0.342 → 0.384
Then is this blessing pronounced only on those of the circumcision , or also on those of the uncircumcision ? For we say , " Faith was counted to Abraham as righteousness . "
Amin'ireo voafora ihany ve no hanononana izany tso - drano izany , sa amin'ireo tsy voafora koa ? Fa hoy isika hoe : " Ny finoana dia nisain'i Abrahama ho fahamarinana . "
ROM 4:10     Alignment score: 0.222 → 0.235
How was it counted to him ? Was it before or after he had been circumcised ? It was not after , but before !
Koa ahoana ary no nanisana izany ? Tamin'i Abrahama efa voafora , sa tamin'izy tsy mbola voafora ? Tsy tamin'izy efa voafora fa tamin'izy mbola tsy voafora .
ROM 4:11     Alignment score: 0.341 → 0.347
Abraham received the sign of circumcision as a seal of the righteousness that he had by faith while he was still uncircumcised . The purpose was to make him the father of all who believe but have not been circumcised , so that righteousness would be counted to them .
Abrahama dia nandray ny famantaran
' ny famoràna . Izany dia mariky ny fahamarinan ' ny finoana izay efa nananany raha mbola tsy voafora izy . Ny valin'izany famantarana izany dia lasa rain'izay mino rehetra izy , na dia mbola tsy voafora aza izy ireo . Midika izany fa ny fahamarinana dia ho isaina ho azy ireo .
ROM 4:12     Alignment score: 0.254
He is also the father of the circumcised who not only are circumcised but who also walk in the footsteps of the faith that our father Abraham had before he was circumcised .
Nidika koa izany fa Abrahama dia lasa rain
' ny voafora tsy ho an'ireo izay voafora irery ihany fa ho an'ireo izay manaraka ny dian ' ny finoan'i Abrahama raintsika ihany koa talohan ' ny tsy mbola naha - voafora azy .
ROM 4:13     Alignment score: 0.49 → 0.49
For the promise to Abraham and to his descendants that he would be heir of the world did not come
through the law but through the righteousness of faith .
Fa ny fampanantenana tamin'i Abrahama sy ireo taranany fa ho mpandova izao tontolo izao izy dia tsy avy amin ' ny alalan ' ny lalàna fa avy amin ' ny alalan ' ny fahamarinan ' ny finoana .
ROM 4:14     Alignment score: 0.422 → 0.437
For if those
who live by the law are to be the heirs , faith is made empty , and the promise does nothing .
Fa raha ireo izay miaina amin ' ny lalàna no mpandova , dia ho foana ny finoana , ary tsinotsinona ny fampanantenana .
ROM 4:15     Alignment score: 0.261 → 0.263
For the law brings about wrath , but where there is no law , there is no transgression
.
Satria ny didy dia mitondra amin ' ny fahatezerana , fa any amin'izay tsy misy lalàna , dia tsy misy fandikan - dalàna .
ROM 4:16     Alignment score: 0.45 → 0.45
For this reason it is by faith , in order that the promise may rest on grace and be guaranteed to all of Abraham 's descendants not only to those who are under the law , but also to those who share the faith of Abraham . He is the father of us all ,
Noho izany antony izany dia miseho amin ' ny finoana izany , mba hipetrahan ' ny fampanantenana amin ' ny fahasoavana ary ho azo antoka amin'ireo taranak'i Abrahama rehetra _ tsy ho an'ireo izay ambanin ' ny lalàna ihany , fa ho an'ireo izay mizara ny finoan'i
Abrahama ihany koa . Raintsika rehetra izy ,
ROM 4:17     Alignment score: 0.367 → 0.396
as it is written , " I have appointed you the father of many nations . " Abraham was in the presence of him whom he trusted , that is , God , who gives life to the dead and calls the things that do not exist into existence .
araka ny voasoratra hoe : " Nataoko ho rain
' ny firenena maro ianao . " Teo amin ' ny fanatrehan'Ilay nitokiany Abrahama , dia , Andriamanitra izany , izay manome fiainana ireo maty ary miantso ireo zavatra tsy mbola misy mba hisy .
ROM 4:18     Alignment score: 0.205 → 0.205
In hope he believed against hope , that he would become the father of many nations , according to what he had been told , " So will your descendants be . "
Na dia teo aza ireo zava - mitranga ivelany
, dia natoky tanteraka an'Andriamanitra i Abrahama amin ' ny ho avy . Ka tonga rain ' ny firenena maro izy , araka izay efa voalaza hoe : " Ho tahaka izany ny taranakao . "
ROM 4:19     Alignment score: 0.282 → 0.284
Without becoming weak in faith , he considered his own body as dead
( because he was about a hundred years old ) , and the deadness of Sarah 's womb .
Tsy narefo tamin ' ny finoana izy . Fantatr'i Abrahama fa tsy afaka ny hanan - janaka izy ( satria efa teo amin ' ny zato taona teo izy ) . Nanaiky ihany koa izy fa ny kibon'i Saraha dia tsy afaka ny hitondra vohoka intsony .
ROM 4:20     Alignment score: 0.277 → 0.317
But because of God 's promise , Abraham did not hesitate in unbelief . Instead , he was strengthened in faith and gave glory to God .
Nefa nohon ' ny fampanantenan'Andriamanitra , dia tsy nisalasala tamin ' ny tsy finoana i Abrahama . Fa kosa , niha - nahery tamin ' ny finoana izy ary nidera an'Andriamanitra .
ROM 4:21     Alignment score: 0.364 → 0.369
He was fully
convinced that what God had promised , he was also able to accomplish .
Resy lahatra tanteraka izy fa izay nampanantenain'Andriamanitra , dia afaka tanterahany ihany koa .
ROM 4:22     Alignment score: 0.302
Therefore this was also " counted to him as righteousness . "
Noho izany dia nisaina ho azy ho fahamarinana izany .
ROM 4:23     Alignment score: 0.287 → 0.303
But the words " it was counted to him " were not written for his sake alone .
Ary dia tsy nosoratana ho an ' ny tombotsoany irery ihany izany , fa nisaina ho azy izany .
ROM 4:24     Alignment score: 0.382 → 0.399
They were written also for us , and it will be counted to us who believe in him who raised Jesus our Lord from the dead .
Nosoratana ho antsika ihany koa izany , ho an'izay
hanisana izany , isika izay mino Azy izay nanangana an'i Jesosy Tompontsika tamin ' ny maty .
ROM 4:25     Alignment score: 0.188
This is the one who was delivered up for our trespasses and was raised for our justification .
Izy Ilay iray natolotra noho ireo fahotantsika ary natsangana mba hanamarina antsika .
ROM 4     Average alignment score: 0.339 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16