Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 5:1     Alignment score: 0.506 → 0.504
Since we are justified by faith , we have peace with God through our Lord Jesus Christ .
Satria nohamarinina tamin ' ny finoana isika , dia manana fiadanana miaraka amin'Andriamanitra amin ' ny alalan ' ny Tompontsika Jesosy Kristy .


ROM 5:2     Alignment score: 0.22 → 0.251
Through him we also have our access by faith into this grace in which we stand , and we boast in the hope of the glory of God .
Amin ' ny alalany
ihany koa no ananantsika lalana amin ' ny finoana mankao amin'izany fahasoavana izay ijoroantsika izany . Miravoravo amin ' ny fahatokiana omen'Andriamanitra anay amin ' ny ho avy izahay , fahatokiana izay ho zaraintsika ao amin ' ny voninahitr'Andriamanitra .
ROM 5:3     Alignment score: 0.228 → 0.229
Not only this , but we also boast in our tribulations . We know
that tribulation brings about perseverance .
Tsy amin'izany ihany , fa isika ihany koa dia mifaly ao amin ' ny fahoriantsika . Fantantsika fa ny fahoriana dia mamokatra faharetana .
ROM 5:4     Alignment score: 0.318
Perseverance produces character , and character produces hope ,
Ny faharetana miteraka fankatoavana , ary ny fankatoavana miteraka fahatokiana ho amin ' ny hoavy .
ROM 5:5     Alignment score: 0.386 → 0.386
and hope does not make ashamed because the love of God has been poured into our hearts through the Holy Spirit , who was given to us .
Izany toky izany dia tsy mandiso fanantenana , satria ny fitiavan'Andriamanitra dia efa narotsaka tao am - pontsika tamin ' ny alalan ' ny Fanahy Masina , izay nomena antsika .
ROM 5:6     Alignment score: 0.328 → 0.329
For while we were still weak , at the right time Christ died
for the ungodly .
Fa raha mbola nalemy isika , dia maty ara - potoana ho an ' ny ratsy fanahy Kristy .
ROM 5:7     Alignment score: 0.361
For one will hardly die for a righteous person , though perhaps someone would dare to die for a good person .
Fa sarotra ho an ' ny olona
iray ny ho faty ho an ' ny olo - marina . Fa , angamba mety misy olona iray sahy ho faty ho an ' ny olona tsara .
ROM 5:8     Alignment score: 0.438
But God proves his own love toward us , because while we were still sinners , Christ died
for us .
Fa Andriamanitra maneho ny fitiavany manokana ho antsika , satria raha mbola mpanota isika , dia maty ho antsika Kristy .
ROM 5:9     Alignment score: 0.333 → 0.37
Much more , then , now that we are justified by his blood , we will be saved by him from the wrath of God .
Mihoatra noho izany aza , ankehitriny . rehefa nohamarinina tamin ' ny ràny isika , dia ho voavonjin'izany amin ' ny fahatezeran'Andriamanitra .
ROM 5:10     Alignment score: 0.245 → 0.243
For if , while we were enemies , we were reconciled to God through the death of his Son , much more , after having been reconciled , will we be saved by his life .
Fa raha , mbola fahavalo isika , dia nihavana tamin'Andriamanitra tamin ' ny alalan ' ny fahafatesan
' ny Zanany , ary mihoatra noho izany , rehefa avy nampihavanina , dia ho voavonjy amin ' ny alalan ' ny ainy isika .
ROM 5:11     Alignment score: 0.373 → 0.393
Not only this , but we also rejoice in God through our Lord Jesus Christ , through whom we now have received this reconciliation .
Ary tsy izany ihany , fa isika ihany koa dia mifaly ao amin'Andriamanitra amin ' ny alalan'i
Tompontsika Jesosy Kristy , izay nahazoantsika izany fihavanana izany ankehitriny .
ROM 5:13     Alignment score: 0.405 → 0.405
For until the law , sin was in the world , but there is no accounting for sin when there is no law .
Nandra - pisian ' ny lalàna , dia teto amin'izao tontolo izao ny ota , fa tsy misy fanisan - keloka rehefa tsy misy lalàna .
ROM 5:14     Alignment score: 0.406 → 0.417
Nevertheless , death reigned from Adam until Moses , even over those who did not sin like Adam 's disobedience , who is a pattern of him who was to come
.
Nefa na izany aza , ny fahafatesana dia nanjaka nanomboka tamin'i Adama ka hatramin'i Mosesy , na dia teo amin'ireo izay tsy nanota tahaka ny tsy fankatoavan'i Adama aza , izay tandindon'Ilay ho avy .
ROM 5:15     Alignment score: 0.363 → 0.362
But the gift is not like the trespass . For if by the trespass of one the many died , how much more did the grace of God and the gift by the grace of the one man , Jesus Christ , abound for the many !
Nefa na izany aza , ny fanomezana dia tsy tahaka ny fahadisoana
. Fa raha tamin ' ny alalan ' ny fahadisoan ' ny iray no nahafaty ny maro , dia mihoatra lavitra no nataon ' ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fanomezana avy amin ' ny fahasoavan'Ilay olona iray , Jesosy Kristy , nomena be ho an ' ny maro .
ROM 5:17     Alignment score: 0.37 → 0.373
For if , by the trespass of the one , death ruled through the one , how much more will those who receive the abundance of grace and the gift of righteousness reign in life
through the one , Jesus Christ .
Fa raha , tamin ' ny alalan ' ny fahadisoan ' ny iray , no hanjakan ' ny fahafatesana amin ' ny iray , dia mihoatra lavitra noho izany ny hanjakan'ireo izay mandray ny haben ' ny fahasoavana sy ny fanomezan ' ny fahamarinana amin ' ny alalan ' ny fiainan'ilay iray , dia Jesosy Kristy .
ROM 5:19     Alignment score: 0.286 → 0.316
For as through the one man 's disobedience the many were made sinners , even so through the obedience of the one will the many be made righteous .
Fa satria avy amin ' ny tsy fankatoavan
' ny olona iray no nahatonga ny maro ho mpanota , dia amin ' ny alalan ' ny fankatoavan ' ny iray ihany koa no hahatonga ny maro ho marina .
ROM 5:20     Alignment score: 0.376
But the law came in to increase the trespass . But where sin abounded , grace abounded even more .
Fa tonga tao amin'izany ny lalàna , mba ho lehibe ny fahadisoana
. Nefa raha nialehibe ny fahotana , dia vao maika nialehibe ny fahasoavana .
ROM 5:21     Alignment score: 0.418 → 0.445
This happened so that , as sin reigned in death , even so grace might reign through righteousness for everlasting life through Jesus Christ our Lord .
Nitranga izany mba , tahaka ny nanjakan ' ny fahotana tamin ' ny fahafatesana , dia toy izany koa no hanjakan ' ny fahasoavana amin ' ny alalan ' ny fahamarinana ho amin ' ny fiainana mandrakizay amin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy Tompontsika .
ROM 5     Average alignment score: 0.364 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16