Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 9:1     Alignment score: 0.384
I tell the truth in Christ . I do not lie , and my conscience bears witness with me in the Holy Spirit
Milaza ny marina ao amin'i Kristy aho . Tsy mandainga aho , ary ny eritreritro no vavolombelona miaraka amiko ao amin ' ny Fanahy Masina ,


ROM 9:2     Alignment score: 0.281 → 0.294
that for me there is great sorrow and unceasing pain in my heart .
fa ho ahy dia misy alahelo lehibe ary fahoriana tsy mitsahatra ato am - poko .
ROM 9:3     Alignment score: 0.321
For I could wish that I myself would be cursed and set apart from Christ for the sake of my brothers , my kinsmen
according to the flesh .
Fa afaka naniry aho fa izaho tenako dia ho voaozona ka hiataka amin'i Kristy noho ny amin'ireo rahalahiko , ireo izay iray firazanana amiko araka ny nofo .
ROM 9:4     Alignment score: 0.289 → 0.309
They are Israelites
. They have adoption , the glory , the covenants , the gift of the law , the ministry in the temple , and the promises .
Izy ireo dia Isiraelita . Izy ireo dia manana fananganana , ny voninahitra , ireo fankatoavana , ny fanomezan ' ny lalàna , ny fiderana an'Andriamanitra , ary ireo fampanantenana .
ROM 9:5     Alignment score: 0.43 → 0.43
Theirs are the patriarchs
from whom Christ has come with respect to the flesh he who is God over all . May he be praised forever . Amen .
Ny azy ireo dia ireo razana izay nahatonga an'i Kristy ho tonga nofo , Izy izay Andriamanitra ambonin ' ny rehetra . Ho deraina mandrakizay anie Izy . Amena .
ROM 9:6     Alignment score: 0.148 → 0.148
But it is not as though the word of God has failed . For it is not everyone in Israel who truly belongs to Israel .
Fa tsy foana ireo izay nampanantenain
' Andriamanitra . Fa tsy izay rehetra avy any Isiraely no tena an'Isiraely .
ROM 9:7     Alignment score: 0.402 → 0.403
Neither are all Abraham 's descendants truly his children . But " It is through Isaac that your descendants will be called . "
Na ireo taranak'i Abrahama rehetra no tena zanany . Fa : " Amin ' ny alalan'Isaka no hiantsoana ireo taranakao
. "
ROM 9:8     Alignment score: 0.281
That is , the children of the flesh are not the children of God . But the children of the promise are regarded as descendants .
Izany hoe , ireo zanaky
ny nofo dia tsy zanak ' Andriamanitra . Fa ireo zanakin ' ny fampanantenana no raisina ho taranaka .
ROM 9:9     Alignment score: 0.454
For this is the word of promise : " At this time I will come
, and a son will be given to Sarah . "
Fa toy izao no tenin ' ny fampanantenana : " Amin'izany fotoana izany dia ho avy Aho , ary homena zazalahy Saraha . "
ROM 9:10     Alignment score: 0.415
Not only this , but after Rebekah also had conceived by one man , our father Isaac
Tsy izany ihany , fa avy eo koa Rebeka hanan'anaka amin ' ny lehilahy iray , Isaka raintsika _
ROM 9:11     Alignment score: 0.196 → 0.196
for the children were not yet born and had not yet done anything good or bad , so that the purpose of God according to choice might stand ,
fa mbola tsy teraka akory ireo zaza ary mbola tsy nanao zavatra tsara na ratsy , mba ho toa ny tanjon'Andriamanitra araka ny fisafidianana , tsy noho ireo asa , fa noho Izy izay miantso _
ROM 9:13     Alignment score: 0.463
It is just as had been written : " Jacob I loved , but Esau I hated . "
Izany dia tahaka izay voasoratra hoe : " Jakoba tiako , fa Esao halako . "
ROM 9:14     Alignment score: 0.244
What then will we say ? Is there unrighteousness with God ? May it never be .
Inona ary no ho lazaintsika ? Misy tsy fahamarinana ve miaraka amin'Andriamanitra ?
ROM 9:15     Alignment score: 0.202
For he says to Moses , " I will have mercy on whom I will have mercy , and I will have compassion on whom I will have compassion . "
Tsy hisy mihitsy anie izany . Fa hoy Izy tamin'i Mosesy hoe : " Hamindra fo amin'izay
tiako hamindrana fo Aho , ary hangoraka ireo izay tiako hangorahana Aho . "
ROM 9:16     Alignment score: 0.274
So then , it is not because of him who wills , nor because of him who runs , but because of God , who shows mercy .
Noho izany ary , dia tsy noho izy mikasa izany , na noho izy izay mihazakazaka , fa noho Andriamanitra , izay nampiseho ny famindram - po .
ROM 9:17     Alignment score: 0.236 → 0.257
For the scripture says to Pharaoh , " For this very purpose I raised you up , so that I might demonstrate my power in you , and so that my name might be proclaimed in all the earth . "
Fa ny Soratra Masina nanambara tamin'i Farao hoe : " Fa noho izany antony izany no nanandratako anao , mba hanehoako aminao ny heriko , ary mba hanambarana ny anarako eran - tany . "
ROM 9:18     Alignment score: 0.146
So then , God has mercy on whom he wishes , and whom he wishes , he makes stubborn .
Noho izany , Andriamanitra dia mamindra fo amin'izay
tiany , ary izay tiany , no ho hamafisiny fo .
ROM 9:19     Alignment score: 0.232 → 0.242
You will say then to me , " Why does he still find fault ? For who has ever withstood his will ? "
Avy eo hilaza amiko ianareo hoe : " Nahoana no mbola mahita tsiny foana Izy ? " Fa iza no mahatohitra ny sitrapony ? "
ROM 9:20     Alignment score: 0.218 → 0.221
On the contrary , man , who are you who answers against God ? Will what has been molded say to the one who molds it , " Why did you make me this way ? "
Mifanohitra amin'izany , ralehilahy , iza moa ianao no mamaly manohitra an'Andriamanitra ? Moa izay efa novolavolaina hilaza amin ' ny mpamolavola izany hoe : " Nahoana no nataonao
tahaka izao aho ? "
ROM 9:21     Alignment score: 0.181
Does the potter not have the right over the clay to make from the same lump a container for honorable use , and another container for dishonorable use ?
Moa ny mpanefy vilany tsy manana zo amin ' ny tanimanga ka ny vongana iray ihany no hanamboarana fitoerana amin ' ny andro voatokana , ary fitoerana iray hafa amin ' ny andavanandro ?
ROM 9:22     Alignment score: 0.248
What if God , who is willing to show his wrath and to make his power known , endured with much patience containers of wrath prepared for destruction ?
Ahoana raha Andriamanitra , izay te - ampiseho
ny fahatezerany sy hampahafantatra ny fahefany , no niaritra tamim - paharetana ireo fitoeran ' ny fahatezerana nomanina ho amin ' ny fahasimbaina ?
ROM 9:23     Alignment score: 0.249 → 0.266
What if he did this in order that he might make known the riches of his glory upon containers of mercy , which he had previously prepared for glory ?
Ahoana raha nataony izany mba hampahafantarany ny haren
' ny voninahiny eo amin'ireo fitoeran ' ny famindram - po , izay efa nomaniny mialoha ho amin ' ny voninahitra ?
ROM 9:24     Alignment score: 0.439
What if he did this also for us , whom he also called , not only from among the Jews , but also from among the Gentiles ?
Ahoana raha nataony ho antsika koa izany , izay nantsoiny ihany koa , tsy ho eo amin ' ny samy Jiosy ihany , fa ho eo amin ' ny ireo Jentilisa ihany koa ?
ROM 9:25     Alignment score: 0.297 → 0.318
As he says also in Hosea
: " I will call them ' my people ' who were not my people , and her ' beloved ' who was not beloved .
Araka izay nolazainy tao amin'i Hosea ihany koa hoe : " Hantsoiko hoe oloko izay tsy oloko , ary hoe malalany ilay tsy malala .
ROM 9:26     Alignment score: 0.248 → 0.245
Then it will be that where it was said to them , ' You are not my people , ' there they will be called ' sons of the living God . ' "
Avy eo dia any amin'izay nilazàna tamin'izy ireo hoe : ' Tsy oloko ianareo , ' any no hiantsoana azy ireo hoe : ' zanak'Andriamanitra velona . ' "
ROM 9:27     Alignment score: 0.311
Isaiah cries out concerning Israel , " Though the number of the sons of Israel were as the sand of the sea , it will be a remnant that will be saved ,
Isaia niantso mafy ny amin ' ny Isiraely
hoe : " Raha tahaka ny fasika eny amin ' ny ranomasina ny isan ' ny zanak'Isiraely , dia ho voavonjy izay sisa ambiny ,
ROM 9:28     Alignment score: 0.241
for the Lord will execute his word on the earth completely and without delay . "
fa ny Tompo hitondra ny teniny
eto an - tany , feno ary tsy ho ela . "
ROM 9:29     Alignment score: 0.461 → 0.46
As Isaiah had said previously , " If the Lord of hosts had not left us descendants , we would be like Sodom , and we would have become
like Gomorrah . "
Araka ny nolazain'Isaia mialoha hoe : " Raha ny Tompo tompon ' ny maro no tsy namela taranaka ho antsika , dia ho tahaka an'i Sodoma isika , ary ho lasa tahaka an'i Gomora . "
ROM 9:30     Alignment score: 0.348 → 0.399
What will we say then ? That the Gentiles , who were not pursuing righteousness , laid hold
of righteousness , the righteousness by faith .
Inona ary no holazaintsika ? Fa ireo Jentilisa , izay tsy nitady ny fahamarinana , no nahazo ny fahamarinana , izay fahamarinana avy tamin ' ny finoana .
ROM 9:31     Alignment score: 0.264
But Israel , who did pursue a law of righteousness , did not arrive at that law .
Fa Isiraely
, izay nitady ny lalàn ' ny fahamarinana , dia tsy tonga tamin'izany .
ROM 9:32     Alignment score: 0.363 → 0.372
Why not ? Because they did not pursue it by faith , but as if by works . They stumbled over the stone of stumbling ,
Nahoana moa ? Satria izy ireo tsy nitady izany tamin ' ny finoana , fa tamin ' ny asa . Tafintohin ' ny vaton
' ny fanafintohinana izy ireo ,
ROM 9:33     Alignment score: 0.438 → 0.447
as it has been written , " Look , I am laying in Zion a stone of stumbling and a rock of offense . He who believes in it will not be ashamed . "
araka izay efa voasoratra hoe : " Jereo , ao Ziona no ametrahako ny vaton
' ny fanafintohinana sy vatolampin ' ny fandikan - dalàna . Izay mino izany dia tsy ho menatra . "
ROM 9     Average alignment score: 0.308 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16