Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 6:1     Alignment score: 0.417 → 0.42
What then will we say ? Should we continue in sin so that grace may abound ?
Inona ary no ho lazaintsika ? Tokony hanohy amin ' ny fahotana ve isika mba hitomboan ' ny fahasoavana ?


ROM 6:2     Alignment score: 0.291
May it never be . We who died
to sin , how can we still live in it ?
Tsy hisy mihitsy anie izany . Isika izay maty ny amin ' ny ota , amin ' ny fomba ahoana moa no mbola hiainantsika amin'izany ihany ?
ROM 6:3     Alignment score: 0.49
Do you not know that as many as were baptized into Christ Jesus were baptized into his death ?
Tsy fantatrareo ve fa ireo rehetra natao batisa tao amin'i Kristy Jesosy dia natao batisa tao amin ' ny fahafatesany
?
ROM 6:4     Alignment score: 0.294 → 0.314
We were buried , then , with him through baptism into death . This happened in order that just as Christ was raised from the dead by the glory of the Father , so also we might walk in newness of life
.
Koa , voalevina , niaraka taminy tamin ' ny alalan ' ny batisa ho amin ' ny fahafatesana isika . Nitranga izany mba ho toy ny nananganana an'i Kristy tamin ' ny maty tamin ' ny voninahitry ny Ray , no andehanantsika amin ' ny fiainam - baovao ihany koa .
ROM 6:5     Alignment score: 0.28 → 0.281
For if we have become
united with him in the likeness of his death , we will also be united with his resurrection .
Fa raha mikambana Aminy amin ' ny endriky ny fahafatesany isika , dia hikambana amin ' ny fitsanganany ihany koa .
ROM 6:6     Alignment score: 0.236 → 0.241
We know
this , that our old man was crucified with him in order that the body of sin might be destroyed . This happened so that we should no longer be enslaved to sin .
Fantantsika izany , fa ny tenantsika taloha dia nofantsihana niaraka taminy , mba hamotehana ny tenan ' ny ota . Nitranga izany mba ho andevozin ' ny ota intsony isika .
ROM 6:7     Alignment score: 0.282 → 0.317
He who has died
is declared righteous with respect to sin .
Izy izay maty dia nambara fa marina sady afaka amin ' ny fahotana .
ROM 6:8     Alignment score: 0.405 → 0.435
But if we have died
with Christ , we believe that we will also live together with him .
Fa raha maty niaraka tamin'i Kristy isika , dia mino fa hiara - belona Aminy ihany koa .
ROM 6:9     Alignment score: 0.317 → 0.34
We know that since Christ has been raised from the dead , he can not die again ; death no longer rules over him .
Isika dia mahafantatra fa nitsangana tamin ' ny maty Kristy , ary tsy maty intsony Izy . Tsy manjaka Aminy intsony ny fahafatesana .
ROM 6:10     Alignment score: 0.342
For in regard to the death that he died
to sin , he died once for all . However , the life that he lives , he lives for God .
Fa raha ny momba ny fahafatesana dia maty nohon ' ny amin ' ny fahotana Izy , maty indray mandeha ho an ' ny rehetra Izy . Kanefa , ny fiainana izay hiainany dia iainany ho an'Andriamanitra .
ROM 6:11     Alignment score: 0.434
In the same way , you also must consider yourselves to be dead to sin , but alive
to God in Christ Jesus .
Dia tahaka izany , tsy maintsy mihevitra ny tenanareo ho efa maty amin ' ny fahotana ihany koa ianareo , fa velona ho an'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy .
ROM 6:12     Alignment score: 0.306 → 0.311
Therefore do not let sin rule in your mortal body so that you obey its lusts .
Noho izany aza avela hanjaka ao amin ' ny tenanareo mety maty ny ota mba hanarahanareo ny filàn - dratsy .
ROM 6:13     Alignment score: 0.296
Do not present the members of your bodies to sin , to be tools used for unrighteousness . But present yourselves to God as those who have been brought from death to life
, and present the members of your bodies to God as tools to be used for righteousness .
Aza atolotra ho an ' ny fahotana ny ratsam - batanareo , ho fitaovana ampiasaina amin ' ny tsy fahamarinana . Fa atolory ho an'Andriamanitra ny tenanareo , toy ny nitsangana tamin ' ny maty izay velona ankehitriny . Ary atolory ho an'Andriamanitra ny ratsam - batanareo mba ho fitaovana ampiasaina amin ' ny fahamarinana .
ROM 6:14     Alignment score: 0.424 → 0.428
Do not allow sin to rule over you . For you are not under law , but under grace .
Aza avela
hanjaka aminareo ny ota . Satria tsy ambanin ' ny lalàna ianareo , fa ambanin ' ny fahasoavana .
ROM 6:15     Alignment score: 0.459 → 0.465
What then ? Are we to sin because we are not under law , but under grace ? May it never be .
Ka inona ary ? Tokony hanota ve isika satria tsy ambanin ' ny lalàna , fa ambanin ' ny fahasoavana ? Tsy hisy mihitsy anie izany .
ROM 6:16     Alignment score: 0.239 → 0.251
Do you not know that if you present yourselves as slaves , you are slaves to the one whom you obey ? You are either slaves to sin , which leads to death , or slaves to obedience , which leads to righteousness .
Tsy fantatrareo ve fa ilay iray izay anoloranareo ny tenanareo ho mpanompo dia ilay iray izay ho hankatoavinareo , ilay hany
tsy maintsy hankatoavinareo ? Marina izany na mpanompon ' ny fahotana izay mitarika any amin ' ny fahafatesana ianareo , na mpanompon ' ny fankatoavana izay mitarika any amin ' ny fahamarinana .
ROM 6:17     Alignment score: 0.259
But thanks be to God ! For you were slaves of sin , but you have obeyed from the heart the pattern of teaching that you were given .
Fa isaorana Andriamanitra ! Satria efa mpanompon ' ny fahotana ianareo , kanefa nankatoa tao am - ponareo ny fomba fampianarana izay nomena anareo .
ROM 6:18     Alignment score: 0.271
You have been made free from sin , and you have been made slaves of righteousness .
Nafahana tamin ' ny ota ianareo , ary natao mpanompon ' ny fahamarinana .
ROM 6:19     Alignment score: 0.267 → 0.275
I speak like a man because of the weakness of your flesh . For just as you presented the members of your bodies as slaves to uncleanness and to lawlessness , resulting in more lawlessness , in the same way , now present the members of your bodies as slaves to righteousness for sanctification .
Miteny tahaka ny olona aho noho ny fahalemen
' ny nofonareo . Satria vantany vao nanolotra ny ratsam - batanareo ho andevon ' ny fahalotoana sy ny ratsy ianareo , dia tahaka izany koa izao , atolory ho andevon ' ny fahamarinana ho amin ' ny fahamasinana ny ratsam - batanareo .
ROM 6:20     Alignment score: 0.353
For when you were slaves of sin , you were free from righteousness .
Fa fony ianareo andevon ' ny ota , dia afaka tamin ' ny fahamarinana .
ROM 6:21     Alignment score: 0.249 → 0.292
At that time , what fruit then did you have of the things of which you are now ashamed ? For the outcome of those
things is death .
Amin'izao , inona ary no vokatra azonareo tamin'ireo zavatra izay mahamenatra anareo ankehitriny ? Satria ny vokatr'ireny zavatra ireny dia ny fahafatesana .
ROM 6:22     Alignment score: 0.306 → 0.314
But now that you have been made free from sin and are enslaved to God , you have your fruit for sanctification . The result is eternal life .
Fa ankehitriny rehefa nafahana tamin ' ny ota ianareo ary tonga mpanompon'Andriamanitra , dia mijinja ny fahamasinana . Ny vokatra
dia ny fiainana mandrakizay .
ROM 6:23     Alignment score: 0.529
For the wages of sin are death , but the gift of God is eternal life in Christ Jesus our Lord .
Fa ny tambin ' ny ota dia fahafatesana , fa ny fanomezan'Andriamanitra kosa dia ny fiainana mandrakizay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika .
ROM 6     Average alignment score: 0.332 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16