Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 8:1     Alignment score: 0.549
There is therefore now no condemnation for those who are in Christ Jesus .
noho izany dia tsy misy fanamelohana intsony ankehitriny ho an'ireo izay ao amin'i Kristy Jesosy .


ROM 8:2     Alignment score: 0.505
For the law of the Spirit of life in Christ Jesus has set you free from the law of sin and death .
Fa ny fitsipikin ' ny Fanahin ' ny fiainana ao amin'i Jesosy Kristy no nanafaka ahy tamin ' ny fitsipikin ' ny fahotana sy ny fahafatesana .
ROM 8:3     Alignment score: 0.361 → 0.36
For what the law was unable to do because it was weak through the flesh , God did . He sent his own Son in the likeness of sinful flesh to be an offering for sin , and he condemned sin in the flesh .
Fa izay tsy afaka nataon
' ny lalàna nohon ' ny fahalemen'izany tamin ' ny nofo , dia nataon ' Andriamanitra . Nandefa ny Zanany lahy tokana Izy tamin ' ny endriky ny nofo feno fahotana mba ho fanatitra ho an ' ny ota , ary nanameloka ny ota tao amin ' ny nofo izy .
ROM 8:4     Alignment score: 0.363
He did this in order that the requirements of the law might be fulfilled in us , we who walk not according to the flesh , but according to the Spirit .
Nataony izany mba ho tanteraka ao amintsika ny zavatra takian ' ny lalàna , isika izay mandeha tsy araka ny nofo , fa araka ny Fanahy .
ROM 8:5     Alignment score: 0.376
Those
who live according to the flesh set their minds on the things of the flesh , but those who live according to the Spirit set their minds on the things of the Spirit .
Ireo izay miaina araka ny nofo dia mifantoka amin'ireo zavatry ny nofo , fa ireo izay velona araka ny Fanahy dia mifantoka amin'ireo zavatry ny Fanahy .
ROM 8:6     Alignment score: 0.429
For the mind set on the flesh is death , but the mind set on the Spirit is life and peace .
Satria ny fisainana miorina amin ' ny nofo dia fahafatesana , fa ny fisainana miorina amin ' ny Fanahy kosa dia fiainana sy fiadanana .
ROM 8:7     Alignment score: 0.203
The mind set on the flesh is hostile toward God , for it does not submit to God 's law , nor is it able to do so .
Ny fisainana miorina amin ' ny nofo dia fandrafiana eo anatrehan
' Andriamanitra , fa tsy mifanaraka amin ' ny lalàn'Andriamanitra izany , no sady tsy hainy akory ny manao izany .
ROM 8:8     Alignment score: 0.387
Those
who are in the flesh can not please God .
Ireo izay ao amin ' ny nofo dia tsy afaka ny ho ankasitrahan'Andriamanitra .
ROM 8:9     Alignment score: 0.35
However , you are not in the flesh but in the Spirit , if indeed God 's Spirit lives in you . But if anyone does not have the Spirit of Christ , he does not belong to him .
Kanefa , ianareo dia tsy ao amin ' ny nofo fa ao amin ' ny Fanahy , raha marina fa miaina ao aminareo ny Fanahin'Andriamanitra . Fa raha misy olona tsy manana ny Fanahin'i
Kristy , dia tsy Azy izy .
ROM 8:10     Alignment score: 0.435
If Christ is in you , the body is dead with respect to sin , but the spirit is alive
with respect to righteousness .
Raha ao aminareo Kristy , dia maty nohon ' ny fahotana ny vatana , fa ny fanahy dia velona nohon ' ny fahamarinana .
ROM 8:11     Alignment score: 0.381 → 0.38
If the Spirit of him who raised Jesus from the dead lives in you , he who raised Christ from the dead will give
life also to your mortal bodies through his Spirit , who lives in you .
Raha ny Fanahin'Ilay nanangana an'i Jesosy tamin ' ny maty no velona ao aminareo , dia Izy izay nanangana an'i Kristy tamin ' ny maty no hamome fiainana ihany koa ho an ' ny tenanareo izay mety maty amin ' ny alalan ' ny Fanahiny , izay velona ao aminareo .
ROM 8:12     Alignment score: 0.486
So then , brothers , we are debtors , but not to the flesh to live according to the flesh .
Noho izany , ry rahalahy , dia mpitrosa isika , fa tsy ao amin ' ny nofo mba hiaina araka ny nofo .
ROM 8:13     Alignment score: 0.309 → 0.325
For if you live according to the flesh , you are about to die , but if by the Spirit you put to death the body 's actions , you will live .
Fa raha miaina araky
ny nofo ianareo , dia ho faty , fa raha amin ' ny Fanahy izay amonoanareo ny asan ' ny tena , dia ho velona ianareo .
ROM 8:14     Alignment score: 0.203
For as many as are led by the Spirit of God , these
are sons of God .
Fa tahaka ireo rehetra voatariky ny Fanahin ' Andriamanitra , izy ireo no zanak'Andriamanitra .
ROM 8:15     Alignment score: 0.317 → 0.338
You did not receive a spirit of slavery so that you live
in fear again ; but you received the Spirit of adoption , by which we cry , " Abba , Father ! "
Fa tsy nandray ny fanahin ' ny fanandevozana indray ianareo ka hatahotra . Fa kosa , nandray ny Fanahin ' ny fananganan - janaka ianareo , izay hiantsoantsoantsika hoe : " Aba , Ray ô ! "
ROM 8:16     Alignment score: 0.237
The Spirit himself bears witness with our spirit that we are children of God .
Ny Fanahy mihitsy no vavolombelona amin ' ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika .
ROM 8:17     Alignment score: 0.31 → 0.314
If we are children , then we are also heirs heirs of God . And we are joint heirs with Christ , if indeed we suffer with him so that we may also be glorified with him .
Raha zanaka
isika , dia mpandova ihany koa , mpandova an'Andriamanitra . Ary mpiray lova ao amin'i Kristy isika , raha tena mijaly miaraka Aminy tokoa isika dia omem - boninahitra miaraka Aminy koa .
ROM 8:18     Alignment score: 0.303 → 0.303
For I consider that the sufferings
of this present time are not worthy to be compared with the glory that will be revealed to us .
Fa ataoko fa ireo fijaliana amin'izao fotoana izao dia tsy mendrika ampitahaina amin'ilay voninahitra izay ho haseho amintsika .
ROM 8:19     Alignment score: 0.127 → 0.183
For the eager expectation of the creation waits for the revealing of the sons of God .
Fa ny voahary rehetra izay manantena fatratra dia miandry ny fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra .
ROM 8:20     Alignment score: 0.165 → 0.175
For the creation was subjected to futility , not of its own will , but because of him who subjected it , in hope
Fa ny voahary dia natao ho zava - poana , tsy nohon ' ny sitrapony manokana , fa noho Ilay nanao izany . Izany dia ao amin'ilay toky nomena
ROM 8:21     Alignment score: 0.201
that the creation itself will be delivered from slavery to decay , and that it will be brought into the freedom of the glory of the children of God .
fa ireo voahary mihitsy no ho esorina amin ' ny fanandevozan
' ny fahalòvana , ary hitondra any amin ' ny fahafahana ny amin ' ny voninahitry ny zanak'Andriamanitra izany .
ROM 8:22     Alignment score: 0.213 → 0.246
For we know
that the whole creation groans and labors in pain together even now .
Fa fantatsika fa ny voahary rehetra dia miara - misento sy miara - miasa ao anatin ' ny fanaintainana na ankehitriny aza .
ROM 8:23     Alignment score: 0.302 → 0.305
Not only that , but even we ourselves , who have the firstfruits of the Spirit , groan inwardly , as we wait eagerly for our adoption , the redemption of our body .
Tsy izany ihany , fa na ny tenantsika aza , izay manana ny voaloham - bokatry
ny Fanahy _ na ny tenantsika aza dia misento ao anatintsika , miandry ny fananganana antsika ho zanaka , dia ny fanavotana ny tenantsika .
ROM 8:24     Alignment score: 0.149 → 0.151
For in this hope we were saved . Now hope that is seen is not hope . For who hopes for what he can see ?
Fa tamin'izany toky izany no namonjena antsika . Fa izay atokisantsika fa hitranga dia mbola tsy hita , fa iza no miandry am - patokiana izay efa hitany
?
ROM 8:25     Alignment score: 0.236 → 0.243
But if we hope for what we do not see , we wait for it with patience .
Fa raha matoky
amin'izay mbola tsy hitantsika isika , dia miandry izany am - paharetana .
ROM 8:26     Alignment score: 0.26 → 0.273
In the same way , the Spirit also helps in our weakness . For we do not know how we should pray , but the Spirit himself intercedes for us with inexpressible groans .
Tahaka izany koa , ny Fanahy dia manampy ao amin ' ny fahalementsika . Fa isika tsy mahalala izay vavaka tokony ataontsika , fa ny Fanahy mihitsy no mifona ho antsika amin ' ny fisentoana tsy hay tenenina .
ROM 8:27     Alignment score: 0.297
He who searches out the hearts knows the mind of the Spirit , because he intercedes on behalf of God 's holy people according to the will of God .
Izy izay mandinika ny fo no mahafantatra ny hevitry ny Fanahy , satria Izy no mifona ho an ' ny mpino araka ny sitrapon'Andriamanitra .
ROM 8:28     Alignment score: 0.266 → 0.266
We know
that for those who love God , he works all things together for good , for those who are called according to his purpose .
Fantatsika fa ho an'ireo izay tia an'Andriamanitra , dia miaraka ampiasainy ho amin ' ny tsara avokoa ny zavatra rehetra , ho an'ireo izay voantso araka ny fandaharany .
ROM 8:29     Alignment score: 0.318
Because those whom he foreknew he also predestined to be conformed to the image of his Son , that he might be the firstborn among many brothers .
Satria ireo izay fantany mialoha , dia notendreny
mialoha ihany koa mba hitovy endrika amin ' ny Zanany , mba ho lahimatoa eo anivon'ireo rahalahy maro izy .
ROM 8:30     Alignment score: 0.431
Those
whom he predestined , these he also called . Those whom he called , these he also justified . Those whom he justified , these he also glorified .
Ireo izay notendreny mialoha , dia nantsoiny ihany koa . Ireo izay nantsoiny , dia nohamarininy ihany koa . Ireo izay nohamarininy , dia nomeny voninahitra ihany koa .
ROM 8:31     Alignment score: 0.208
What , therefore , can we say about these
things ? If God is for us , who is against us ?
Inona ary no tokony ho tenenintsika momba ireo zavatra ireo ? Raha momba antsika Andriamanitra , iza no mahatohatra antsika ?
ROM 8:32     Alignment score: 0.256
He who did not spare his own Son but delivered him up on behalf of us all , how will he not also with him freely give
us all things ?
Izy izay tsy niaro ny Zanany lahy tokana fa nanolotra Azy ho antsika rehetra , ahoana no tsy hanomezany antsika maimaimpoana miaraka Aminy ny zava - drehetra ihany koa ?
ROM 8:33     Alignment score: 0.279
Who will bring any accusation against God 's chosen ones ? God is the one who justifies .
Iza no hitondra fiampangana hanohitra ireo olom - boafidin ' Andrimanitra
? Andriamanitra no ilay iray izay manamarina izany .
ROM 8:34     Alignment score: 0.244 → 0.259
Who is the one who condemns ? Christ Jesus is the one who died
more than that , who was raised who is at the right hand of God , and who also is interceding for us .
Iza ilay iray hanameloka ? Kristy no ilay iray maty ho antsika , ary mihoatra izany , natsangana ihany koa Izy . Manapaka miaraka amin'Andriamanitra eo amin ' ny fitoeram - boninahitra Izy , ary Izy no ilay mifona ho antsika .
ROM 8:35     Alignment score: 0.446
Who will separate us from the love of Christ ? Tribulation , or distress , or persecution
, or hunger , or nakedness , or danger , or sword ?
Iza no hanasaraka antsika amin ' ny fitiavan'i Kristy ? Fahoriana , sa fijaliana , sa fanenjehana , sa hanoanana , sa fitanjahana , sa loza , sa sabatra ?
ROM 8:36     Alignment score: 0.22 → 0.261
Just as it is written , " For your benefit we are killed all day long . We were considered as sheep for the slaughter . "
Araka ny voasotra hoe : " Noho ianao dia voavono andro lava izahay . Noraisina toy ny ondry ho vonoina izahay . "
ROM 8:37     Alignment score: 0.219
In all these things we are more than conquerors
through the one who loved us .
Ao anatin'izany zavatra rehetra izany dia mihoatra noho ny mpandresy izahay amin ' ny alalan'Ilay iray tia anay .
ROM 8:38     Alignment score: 0.363
For I have been convinced that neither death , nor life , nor angels , nor governments , nor things present , nor things to come
, nor powers ,
Fa resy lahatra aho fa na ny fahafatesana , na ny fiainana , na ireo anjely , na ireo fanjakana , na ireo zavatra ankehitriny , na ireo zavatra ho avy , na ireo hery ,
ROM 8:39     Alignment score: 0.304 → 0.316
nor height , nor depth , nor any other created thing , will be able to separate us from the love of God , which is in Christ Jesus our Lord .
na ny avo , na ny lalina , na zavaboary hafa , dia tsy hahasaraka antsika amin ' ny fitiavan'Andriamanitra , izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika .
ROM 8     Average alignment score: 0.319 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16