Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 13:1     Alignment score: 0.249 → 0.262
Let every soul be subject to higher authorities , for there is no authority unless it comes from God . The authorities that exist have been appointed by God .
Aoka fanahy rehetra hankatoa ireo manam - pahefana ambony , fa tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra . Ary ireo manam - pahefana misy dia efa voatendrin'Andriamanitra .


ROM 13:2     Alignment score: 0.329 → 0.331
Therefore he who rebels
against that authority opposes the command of God ; and those who oppose it will receive judgment on themselves .
Noho izany izay manohitra izany fahefana izany dia manohitra ny didin'Andriamanitra ; ary ireo izay manohitra izany dia hahazo fitsaràna amin ' ny tenan'izy ireo .
ROM 13:3     Alignment score: 0.247 → 0.26
For rulers are not a terror to those who do good deeds , but to those who do evil deeds . Do you desire to have no fear of the one in authority ? Do what is good , and you will receive his praise .
Satria ireo mpanapaka dia tsy fampitahorana ho an'ireo asa tsara , fa ho an'ireo asa ratsy . Maniry ny tsy hatahotra ny iray ao amin ' ny fahefana ve ianareo ? Manaova ny tsara , dia ho deraina
amin'izany ianao .
ROM 13:4     Alignment score: 0.308
For he is a servant of God to you for good . But if you do what is evil , be afraid ; for he does not carry the sword for no reason . For he is a servant of God , an avenger for wrath on the one who does evil .
Fa izy dia mpanompon'Andriamanitra ho anareo amin ' ny tsara . Fa raha manao ny ratsy ianareo , dia matahora , satria tsy mitondra ny sabatra tsy amin ' ny antony izy . Fa izy dia mpanompon
' Andriamanitra , mpamaly ny fahatezerana amin'ilay manao ny ratsy .
ROM 13:5     Alignment score: 0.341
Therefore you must be subject , not only because of the wrath , but also because of conscience .
Noho izany dia tokony hankatoa ianareo , tsy nohon ' ny fahatezerana ihany , fa nohon ' ny fieritreretana ihany koa .
ROM 13:6     Alignment score: 0.251 → 0.259
Because of this you pay taxes also . For authorities are servants of God , who attend to this very thing continually .
Noho izany dia mandoa hetra ihany koa ianareo . Fa mpanompon'Andriamanitra ireo manam - pahefana , izay miandraikitra izany zavatra izany tsy ankiato .
ROM 13:7     Alignment score: 0.118 → 0.149
Pay to everyone what is owed to them : tax to whom tax is due , toll to whom toll is due , fear to whom fear is due , honor to whom honor is due .
Aloavy amin ' ny tsirairay izay tokony ho azy ireo : mandoava hetra amin'izay
tokony handoavana azy ; mandoava fadin - tseranana amin'izay tokony handoavana azy ; matahora an'izay tokony hatahorana ; manajà an'izay mendrika izany .
ROM 13:8     Alignment score: 0.213 → 0.238
Owe no one anything , except to love one another . For he who loves his neighbor has fulfilled the law .
Aza manana
trosa na amin'iza na amin'iza , afa - tsy ny fifankatiavana ihany . Fa izay tia ny manodidina azy dia nahatanteraka ny lalàna :
ROM 13:9     Alignment score: 0.306
The commandments
, " Do not commit adultery , do not murder , do not steal , do not covet , " and if there is any other commandment it is summed up in this , " Love your neighbor as yourself . "
Maro ireo didy : " Aza mangala - badin'olona , aza mamono olona , aza mangalatra , aza mitsiriritra , " ary raha misy didy hafa ankoatra ireo koa , dia voafehy amin'ity fehezanteny ity izany : " Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao . "
ROM 13:10     Alignment score: 0.32
Love does no harm to a neighbor . Therefore , love is the fulfillment of the law .
Ny fitiavana dia tsy mandratra ny manodidina ; noho izany , ny fitiavana no fahatanterahan ' ny lalàna .
ROM 13:11     Alignment score: 0.272 → 0.336
Because of this , you know the time , that it is already the hour for you to awake
out of sleep . For now our salvation is nearer than when we first believed .
Noho izany , fantatrareo ny fotoana , fa efa fotoana hifohazanareo amin ' ny torimaso sahady izao . Fa ankehitriny efa manakaiky noho izay ninoantsika tamin ' ny voalohany ny fanavotana antsika .
ROM 13:12     Alignment score: 0.26 → 0.28
The night has advanced , and the day is near . Let us therefore put aside the works of darkness , and let us put on the armor of light .
Mandroso ny alina , ary manakaiky ny andro . Noho izany andao hariana ireo asan ' ny maizina , ary andao isika hitafy ny fiadian ' ny fahazavana
.
ROM 13:13     Alignment score: 0.239 → 0.242
Let us walk appropriately , as in the day , not in drunken celebrations or drunkenness ; and let us not walk in sexual immorality or in uncontrolled lust , and not in strife or jealousy .
Andao hizotra amin ' ny lalana
mahitsy , tahaka ny amin ' ny andro , fa tsy toy ny amin'ireo firavoravoana tsy am - pahamendrehana na koa ny fahamamoana ; ary andao tsy handeha amin ' ny fahavetavetana na amin ' ny filàna tsy voafehy , ary tsy ho amin ' ny fifanoherana na fialonana .
ROM 13:14     Alignment score: 0.405 → 0.412
But put on the Lord Jesus Christ , and make no provision for the flesh , to gratify its lusts .
Fa mitafia an'i Jesosy Kristy Tompo , ary aza manome hirika
ho an ' ny nofo , mba hanomezana fahafaham - po ny filàny .
ROM 13     Average alignment score: 0.279 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16