Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 10:1     Alignment score: 0.374 → 0.374
Brothers , my heart 's desire and my plea to God is for them , for their salvation .
Ry rahalahy , ny irin
' ny foko sy ny angatahiko amin'Andriamanitra ho azy ireo , dia ny famonjena azy ireo .


ROM 10:2     Alignment score: 0.342
For I testify about them that they have a zeal for God , but not according to knowledge .
Fa mijoro vavolombelona momba azy ireo aho fa mafana fo ho an'Andriamanitra izy ireo , nefa tsy araka ny fahalalana .
ROM 10:3     Alignment score: 0.228
For , failing to understand the righteousness that comes from God , and seeking to establish their own righteousness , they did not submit to God 's righteousness .
Fa tsy mahafantatra ny fahamarinan'Andriamanitra ireny , ary mitady hametraka ny fahamarinan'izy ireo manokana . Tsy mnanaiky ny fahamarinan'Andriamanitra izy ireny .
ROM 10:4     Alignment score: 0.513
For Christ is the fulfillment of the law for righteousness for everyone who believes .
Fa Kristy no fahatanterahan ' ny lalàna ho fahamarinana ho an'izay
rehetra mino .
ROM 10:5     Alignment score: 0.302
For Moses writes about the righteousness that comes from the law : " The man who does these
things will live by them . "
Fa Mosesy manoratra momban ' ny fahamarinana izay avy amin ' ny lalàna hoe : " Ny olona izay manao ny fahamarinan ' ny lalàna dia hiaina amin'izany fahamarinana izany . "
ROM 10:6     Alignment score: 0.453 → 0.454
But the righteousness that comes from faith says this : " Do not say in your heart , ' Who will ascend into heaven ? ' " ( that is , to bring Christ down ) ;
Fa ny fahamarinana izay avy amin ' ny finoana dia milaza hoe : " Aza milaza izao ao am - po hoe : ' Iza no hiakatra any an - danitra ? ' ( izany dia , mampidina an'i Kristy ) ;
ROM 10:7     Alignment score: 0.463
" and do not say , ' Who will descend into the abyss ? ' " ( that is , to bring Christ up from the dead ) .
ary aza miteny hoe : ' Iza no hidina any amin ' ny lalina
? ' " ( izany dia , mampiakatra an'i Kristy amin ' ny maty ) .
ROM 10:8     Alignment score: 0.313 → 0.334
But what does it say ? " The word is near you , in your mouth and in your heart . " That is the word of faith , which we proclaim .
Fa inona no ambaran'izany ? " Eo akaikinao
ny teny , ao am - bavanao ary ao am - ponao . " Izany no tenin ' ny finoana , izay ambaranay .
ROM 10:9     Alignment score: 0.497
For if with your mouth you confess
Jesus as Lord , and believe in your heart that God raised him from the dead , you will be saved .
Fa raha amin ' ny vavanao no anekenao an'i Jesosy ho Tompo , ary mino amin ' ny fonao fa natsangan'Andriamanitra tamin ' ny maty Izy , dia ho vonjena ianao .
ROM 10:10     Alignment score: 0.197
For with the heart one believes and has righteousness , and with the mouth one confesses
and is saved .
Fa amin ' ny fo no inoan ' ny olona ny fahamarinana , ary amin ' ny vava no anekeny ny famonjena .
ROM 10:11     Alignment score: 0.344
For scripture says , " Everyone who believes on him will not be put to shame . "
Fa hoy ny Soratra Masina hoe : " Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy . "
ROM 10:12     Alignment score: 0.395 → 0.395
For there is no difference between Jew and Greek . For the same Lord is Lord of all , and he is rich to all who call upon him .
Fa tsy misy fahasamihafana eo amin ' ny Jiosy sy Grika . Fa Tompo iray ihany no Tompon ' ny rehetra , ary harem
- pahasoavana ho an'izay rehetra miantso Azy Izy .
ROM 10:13     Alignment score: 0.425
For everyone who calls on the name of the Lord will be saved .
Fa izay rehetra miantso ny anaran
' ny Tompo no ho vonjena .
ROM 10:14     Alignment score: 0.327 → 0.34
How then can they call on him in whom they have not believed ? How can they believe in him of whom they have not heard ? How can they hear without a preacher ?
Ahoana ary no ahafahan'izy ireo miantso Azy izay tsy ninoany ? Ahoana no ahafahan'izy ireo mino Azy izay tsy ren'izy ireo ? Ahoana no ahafahan'izy ireo mandre raha tsy misy mpitory ?
ROM 10:15     Alignment score: 0.318
Then how can they preach , unless they are sent ? As it is written , " How beautiful are the feet of those
who proclaim good news ! "
Ary ahoana no ahafahan'izy ireo mitory , raha tsy nisy naniraka ? _ Araka ny voasoratra hoe : " Endrey ny hatsaran ' ny tongotr'ireo manambara ireo zava - tsoan ' ny filazantsara ! "
ROM 10:16     Alignment score: 0.386 → 0.388
But not all of them obeyed the good news . For Isaiah says , " Lord , who has believed our report ? "
Kanefa tsy izy rehetra no nihaino ny filazantsara . Fa hoy Isaia hoe : " Tompo , iza no nino ny hafatray ? "
ROM 10:17     Alignment score: 0.456
So faith comes from hearing , and hearing by the word of Christ .
Noho izany ny finoana dia avy amin ' ny fihainoana , ary ny fihainoana avy amin ' ny tenin'i Kristy .
ROM 10:18     Alignment score: 0.252 → 0.252
But I say , " Did they not hear ? " Yes , most certainly . " Their sound has gone out into all the earth , and their words to the ends of the world . "
Fa hoy aho hoe : " Moa ve tsy nisy nandre izy ireo ? " Eny , tena marina . " Ny feon'izy ireo dia efa nivoaka maneran - tany , ary ny tenin'izy ireo hatrany amin ' ny faran'izao tontolo izao . "
ROM 10:19     Alignment score: 0.288 → 0.289
Moreover , I say , " Did Israel not know
? " First Moses says , " I will provoke you to jealousy by what is not a nation . By means of a nation without understanding , I will stir you up to anger . "
Ankoatra izay , hoy aho hoe : " Moa ve tsy nahafantatra ny Israely ? " Tamin ' ny voalohany Mosesy nilaza hoe : " Ho ataoko saropiaro amin'izay tsy firenena akory ianareo . Amin ' ny firenena izay tsy misy fahalalana , ho ataoko tonga amin ' ny fahatezerana ianareo . "
ROM 10:20     Alignment score: 0.365 → 0.367
Then Isaiah was very bold when he says , " I was found
by those who did not seek me . I appeared to those who did not ask for me . "
Ary eo tena sahy tokoa Isaia rehefa niteny izy hoe : " Hitan'ireo izay tsy nitady ahy aho . Niseho tamin'ireo izay tsy nanontany ahy aho . "
ROM 10:21     Alignment score: 0.118 → 0.147
But to Israel he says , " All the day long I reached out my hands to a disobedient and stubborn people . "
Fa hoy izy tamin'Israely hoe : " Tontolon ' ny no nanatsorako ny tanako tamin ' ny olona tsy mankatoa sy maditra . "
ROM 10     Average alignment score: 0.348 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16