Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 7:1     Alignment score: 0.35 → 0.351
Or do you not know
, brothers ( for I am speaking to people who know about law ) , that the law rules over a person for whatever time he lives ?
Sa tsy fantarareo , ry rahalahy ( satria miresaka amin ' ny olona mahay ny momba ny lalàna aho ) , fa ny lalàna dia mibaiko ny olona iray raha mbola velona koa izy ?


ROM 7:2     Alignment score: 0.368
For the married woman is bound by law to the husband while he lives , but if the husband dies , she is released from the law of marriage .
Fa ny vehivavy izay manambady dia voafatotry
ny lalàna amin ' ny vadiny raha mbola velona izy , fa raha maty ilay vadiny , dia afaka amin ' ny lalàn ' ny fanambadiana izy .
ROM 7:3     Alignment score: 0.301
So then , while her husband is living , if she lives with another man , she will be called an adulteress
. But if the husband dies , she is free from the law , so she is not an adulteress if she lives with another man .
Noho izany , raha mbola velona ny vadiny , raha toa ka miray amina lehilahy hafa izy , dia ho antsoina hoe mpijangajanga izy . Fa raha maty ilay vadiny , dia afaka amin ' ny lalàna izy , ka tsy mpijangajanga izy raha toa ka miray amina lehilahy hafa .
ROM 7:4     Alignment score: 0.302 → 0.315
Therefore , my brothers , you were also made dead to the law through the body of Christ . This is so that you could be joined to another , that is , to him who was raised from the dead , in order that we might produce fruit for God .
Noho izany , ry rahalahiko , dia natao maty tamin ' ny lalàna ihany koa ianareo tamin ' ny alalan ' ny tenan'i Kristy . Natao izany mba hikambananareo amin ' ny hafa , izany hoe , amin'Izy izay natsangana tamin ' ny maty , mba hafahantsika mamokatra voa ho an'Andriamanitra .
ROM 7:5     Alignment score: 0.238
For when we were in the flesh , the sinful passions , aroused by the law , were at work in the members of our bodies to bear fruit for death .
Fa tamintsika tao amin ' ny nofo , ireo filàn
' ny fahotana , izay nohetsehin ' ny lalàna , dia niasa tao amin'ireo ratsantsika mba hamokatra voa ho an ' ny fahafatesana .
ROM 7:6     Alignment score: 0.233 → 0.236
But now we have been released from the law . We have died
to that by which we were bound . This is so that we might serve in newness of the Spirit , and not in oldness of the letter .
Fa ankehitriny dia nafahana tamin ' ny lalàna isika . Maty tamin'ilay namatotra antsika isika . Izany dia mba hafahantsika manompo amin ' ny havaozam - panahy , fa tsy amin ' ny fahanteran ' ny soratra .
ROM 7:7     Alignment score: 0.382 → 0.381
What will we say then ? Is the law itself sin ? May it never be . However , I would never have known sin , if it were not through the law . For I would not have known covetousness unless the law said , " You must not covet . "
Inona ary no ho lazaintsika ? Ny lalàna mihintsy ve no fahotana ? Tsy hisy mihitsy anie izany . Kanefa , tsy ho nahalala ny fahotana mihitsy aho , raha tsy tamin ' ny alalan ' ny lalàna izany . Fa tsy ho nahalala ny fitsiriritana aho raha tsy niteny ny lalàna hoe : " Aza mitsiriritra . "
ROM 7:8     Alignment score: 0.347
But sin took the opportunity through the commandment
and produced every kind of coveting in me . For apart from the law , sin was dead .
Fa naka vahana tamin ' ny didy ny fahotana ka nahatonga ny fitsiriritana rehetra ato amiko . Fa raha tsy misy ny lalàna , dia maty ny ota .
ROM 7:9     Alignment score: 0.329 → 0.33
At one time I was alive
without the law , but when the commandment came , sin regained life
Fahiny aho dia velona tsy nisy ny lalàna , fa rehefa tonga ny didy , dia velona indray ny ota , ka maty aho .
ROM 7:10     Alignment score: 0.401
and I died
. The commandment that was to bring life turned out to be death for me .
Ny didy izay tokony hitondra fiainana no nivadika ho fahafatesana ho ahy .
ROM 7:11     Alignment score: 0.319 → 0.349
For sin took the opportunity through the commandment
and deceived me . Through the commandment it killed me .
Fa ny fahotana dia naka vahana tamin ' ny alalan ' ny didy ka namitaka ahy . Tamin ' ny alalan ' ny didy no namonony ahy .
ROM 7:12     Alignment score: 0.602
So the law is holy , and the commandment
is holy , righteous , and good .
Noho izany ny lalàna dia masina , ary ny didy dia masina , marina , ary tsara .
ROM 7:13     Alignment score: 0.284 → 0.303
So did what is good become
death to me ? May it never be . But sin , in order that it might be shown to be sin , brought about death in me through what was good , and through the commandment sin might become sinful beyond measure .
Koa moa ve nivadika fahafatesana ho ahy izay tsara ? Tsy hisy mihitsy anie izany . Fa ny ota , mba hafahany hiseho ho fahotana amin ' ny alalan'izay tsara , dia nitondra fahafatesana tao amiko . Izany dia mba ho amin ' ny alalan ' ny didy , ny fahotana dia mety ho tonga tena fahotana tokoa .
ROM 7:14     Alignment score: 0.444 → 0.445
For we know
that the law is spiritual , but I am of the flesh . I have been sold under slavery to sin .
Fa fantatsika fa ara - panahy ny lalàna , fa izaho avy amin ' ny nofo . Efa namidy ho ao ambanin ' ny fanandevozan ' ny ota aho .
ROM 7:15     Alignment score: 0.282
For what I do , I do not really understand . For what I want to do , I do not do , and what I hate , I do .
Fa ny zavatra ataoko , dia tsy tena azoko tsara . Satria izay tiako atao , dia tsy ataoko , ary izay halako , dia ataoko .
ROM 7:16     Alignment score: 0.394 → 0.39
But if I do what I do not want , I agree with the law that the law is good .
Fa raha manao izay tsy tiako aho , dia miray hevitra amin ' ny lalàna fa tsara ny lalàna .
ROM 7:17     Alignment score: 0.332
But now it is no longer I who do it , but the sin that lives in me .
Fa ankehitriny dia tsy izaho intsony no manao izany , fa ny fahotana izay velona ato anatiko .
ROM 7:18     Alignment score: 0.226
For I know that in me ( that is , in my flesh ) lives no good thing . For the desire for good is with me , but I can not do it .
Fa fantatro fa ato amiko , izay ato amin ' ny nofoko , dia tsy misy zavatra tsara miaina . Fa ny faniriana
ny tsara dia ato amiko , saingy tsy afa - manao izany aho .
ROM 7:19     Alignment score: 0.359
For the good that I want , I do not do , but the evil that I do not want , that I do .
Fa ny tsara izay tiako dia tsy ataoko , fa ny ratsy izay tsy tiako , no ataoko .
ROM 7:20     Alignment score: 0.258 → 0.259
Now if I do what I do not want to do , then it is no longer I who am acting , but rather sin that lives in me .
Ary raha manao izay tsy tiako atao aho , dia tsy izaho intsony no miasa izany , fa kosa ny fahotana izay miaina ato amiko .
ROM 7:21     Alignment score: 0.144 → 0.151
So , I find
this law : When I want to do good , evil is present with me .
Ary , izaho dia nahita , ny fitsipika ato amiko fa te hanao izay tsara aho , saingy ny ratsy no ato amiko izao .
ROM 7:22     Alignment score: 0.195
For I rejoice in the law of God with my inner person .
Fa miravoravo
ao amin ' ny lalàn'Andriamanitra aho amin ' ny fanahy maha olona .
ROM 7:23     Alignment score: 0.179 → 0.167
But I see a different law in the members of my body . It fights against that new law in my mind . It takes me captive by the law of sin that is in the members of my body .
Kanefa mahita fitsipika
iray hafa ao amin ' ny momba ny tenako aho . Izany dia miady amin'izany fitsipika vaovao ao an - tsaiko izany . Mihazona ahy ho babon ' ny fitsipiky ny fahotana izay ao amin ' ny momba ny tenako izany .
ROM 7:24     Alignment score: 0.233
I am a miserable man ! Who will deliver me from this body of death ?
Olo - mahantra aho ! Iza no hanafaka ahy amin'ity tenan
' ny fahafatesana ity ?
ROM 7:25     Alignment score: 0.442 → 0.443
But thanks be to God through Jesus Christ our Lord ! So then , I myself serve the law of God with my mind . However , with the flesh I serve the law of sin .
Fa isaorana Andriamanitra amin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy Tompontsika ! Noho izany , izaho tenako dia manompo ny lalàn'Andriamanitra amin ' ny saiko . Na dia izany aza , dia manompo ny fitsipikin ' ny fahotana amin ' ny nofo aho .
ROM 7     Average alignment score: 0.315 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16