Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 2:1     Alignment score: 0.215 → 0.227
Therefore you are without excuse , you person , you who judge , for in things for which you judge the other person , you condemn yourself . For you who judge practice the same things .
Noho izany dia tsy manana fialan - tsiny ianao , ry olona , ianao izay mitsara , fa izay itsaranao ny hafa no anamelohanao ny tenenao
. Fa ianao izay mitsara dia manao ireo ihany koa .


ROM 2:2     Alignment score: 0.371 → 0.371
But we know
that God 's judgment is according to truth when it falls on those who practice such things .
Nefa fantatsika fa ny fitsaran'Andriamanitra dia araka ny marina rehefa mianjera amin'ireo izay manao zavatra tahaka ireo izany .
ROM 2:3     Alignment score: 0.236 → 0.238
But consider this , you person , you who judge those
who practice such things although you do the same things . Will you escape from the judgment of God ?
Fa hevero izao , ry olona , ianao izay mitsara ireo izay manao zavatra tahaka ireo na dia manao tahaka ireny koa aza ianao . Hitsoaka ny fitsaran'Andriamanitra va ianao ?
ROM 2:4     Alignment score: 0.328
Or do you think so little of the riches of his kindness , his delayed punishment , and his patience ? Do you not know that his kindness is meant to lead you to repentance ?
Sa hamaivaninao ny haren
' ny hatsaram - panahiny , ny fandeferany , ary ny faharetany ? Tsy fantatrao va fa ny hatsaram - panahiny dia natao hitarika anao amin ' ny fibebahana ?
ROM 2:5     Alignment score: 0.219 → 0.224
But it is to the extent of your hardness and unrepentant heart that you are storing up for yourself wrath on the day of wrath , that is , the day of the revelation of God 's righteous judgment .
Fa izany dia ho amin ' ny halehiben ' ny hamafy sy tsy fibebahan ' ny fonareo no anangonanareo fahatezarana
ho an ' ny tenanareo amin ' ny andro fahatezerana , izany dia , ny andron ' ny fanehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra .
ROM 2:6     Alignment score: 0.057 → 0.06
He will pay back to every person according to his actions :
Hamaly ny olona rehetra amin ' ny fatra mitovy amin'ireo nataony
Izy :
ROM 2:7     Alignment score: 0.3 → 0.325
to those
who according to the perseverance of good deeds have sought glory , honor , and incorruptibility , he will give eternal life .
hanome araka ny faharetana , ny asa tsara mitady dera , voninahitra , ny tsy fahafatesana , fiainana mandrakizay Izy .
ROM 2:8     Alignment score: 0.237 → 0.237
But to those who are self - seeking , who disobey the truth but obey unrighteousness , wrath and fierce anger will come
.
Fa ho an'ireo izay mitady ho an ' ny tenany , izay tsy mankatoa ny marina fa mankatoa ny tsy fahamarinana , dia ho avy ny fahatezerana sy ny ny fasikana .
ROM 2:9     Alignment score: 0.312 → 0.312
God will bring tribulation and distress on every human soul that has practiced evil , to the Jew first , and also to the Greek .
Andriamanitra dia hitondra fahoriana sy fahantrana amin ' ny fanahin
' ny olona rehetra izay nanao ratsy , amin ' ny Jiosy aloha , ary amin ' ny Grika ihany koa .
ROM 2:10     Alignment score: 0.361
But glory , honor , and peace will come
to everyone who practices good , to the Jew first , and also to the Greek .
Fa dera , laza , ary fiadanana no ho avy amin'ireo izay manao ny tsara , amin ' ny Jiosy aloha , ary amin ' ny Grika ihany koa .
ROM 2:11     Alignment score: 0.336
For there is no partiality with God .
Fa tsy misy fiangarana miaraka amin'Andriamanitra .
ROM 2:12     Alignment score: 0.373
For as many as have sinned without the law will also perish without the law , and as many as have sinned with respect to the law will be judged by the law .
Fa izay rehetra nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana lalàna ihany koa , ary izay rehetra nanota niaraka tamin ' ny fanajana ny lalàna dia ho tsaraina araka ny lalàna .
ROM 2:13     Alignment score: 0.361
For it is not the hearers of the law who are righteous before God , but it is the doers of the law who will be justified .
Fa tsy ireo mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan'Andriamanitra , fa ireo izay mampihatra ny lalàna no nohamarinina .
ROM 2:14     Alignment score: 0.428
For when Gentiles , who do not have the law , do by nature the things of the law , they are a law to themselves , although they do not have the law .
Fa ireo jentilisa , izay tsy manana ny lalàna , rehefa manao ny zavatra momban ' ny lalàna araky
ny voajanahary , dia izy ireo no lalàna ho an ' ny tenany , na dia tsy manana ny lalàna aza izy ireo .
ROM 2:15     Alignment score: 0.281 → 0.296
By this they show that the actions required by the law are written in their hearts . Their conscience also bears witness to them , and their own thoughts either accuse or defend them
Amin'izany no anehoan'izy ireo fa ny asa angatahan ' ny lalàna dia voasoratra ao am - pon'izy ireo . Ny fieritreretan'izy ireo ihany koa dia vavolombelona ho azy ireo , ary ny fisainan'izy ireo manokana dia na manameloka na miaro azy ireo amin ' ny tenan'izy ireo
ROM 2:16     Alignment score: 0.416 → 0.45
on the day when God will judge the secrets of all people , according to my gospel , through Jesus Christ .
ary koa amin'Andriamanitra . Izany dia hitranga amin ' ny andro izay hitsaran'Andriamanitra ireo tsiambaratelon ' ny olona rehetra , araka ny filazantsarako , amin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy .
ROM 2:17     Alignment score: 0.274 → 0.278
But if you say that you are a Jew and rest upon the law and boast in God ,
Fa raha toa ka Jiosy no hiantsoanao ny tenanao ary miankina amin ' ny lalàna sy mirehareha ao amin ' Andriamanitra ,
ROM 2:18     Alignment score: 0.26
and know his will and approve of what is excellent because you have been instructed from the law ;
ary mahalala ny sitrapony sy mamantatra izay zavatra tsara indrindra satria nampianarina tamin ' ny lalàna ianao ;
ROM 2:19     Alignment score: 0.41 → 0.466
and if you are convinced that you yourself are a guide to the blind , a light to those who are in darkness ,
ary raha toa ka resy lahatra ianao fa ny tenanao dia mpitarika ny jamba , fahazavana
ho an'ireo izay ao amin ' ny aizina ,
ROM 2:20     Alignment score: 0.33 → 0.349
an instructor of the foolish , a teacher of little children , and that you have in the law the form of knowledge and of the truth , then how does this affect the way you live
your life ?
mpanitsy ny adala , mpampianatra ny zazakely , ary anananao ao amin ' ny lalàna ny endriky ny fahalalana sy ny marina , dia ahoana izany no fiantraikan'izany amin ' ny fomba hiainanao ny fiainanao ?
ROM 2:21     Alignment score: 0.331 → 0.337
You who teach others , do you not teach yourself ? You who preach against stealing , do you steal ?
Ary ianao izay mampianatra ireo sasany , tsy mampianatra ny tenanao va ianao ? Ianao izay mitory manohitra ny halatra , mangalatra va ianao ?
ROM 2:22     Alignment score: 0.335 → 0.338
You who say that one must not commit adultery , do you commit adultery ? You who hate idols , do you rob temples ?
Ianao izay miteny fa tsy tokony hijangajanga , mijangajanga va ianao ? Ianao izay mankahala ny sampy , mandroba ireo tempoly va ianao ?
ROM 2:23     Alignment score: 0.272 → 0.275
You who boast in the law , do you dishonor God by transgressing the law ?
Ianao izay faly mirehareha ao amin ' ny lalàna , manala - baraka an'Andriamanitra va ianao amin'io fandikanao ny lalàna io ?
ROM 2:24     Alignment score: 0.258
For " the name of God is blasphemed among the Gentiles because of you , " just as it has been written .
Fa " ny anaran
' Andriamanitra dia efa afa - baraka teo amin'ireo Jentilisa noho ianareo , " araka izay efa voasoaratra .
ROM 2:25     Alignment score: 0.215 → 0.25
For circumcision is profitable to you if you obey the law , but if you are a transgressor
of the law , your circumcision becomes uncircumcision .
Fa mahazo tombony amin ' ny famorana tokoa ianareo raha toa ka mankatoa ny lalàna , fa raha mandika ny lalàna ianareo , dia tonga tsy voafora na dia efa voafora aza ianareo .
ROM 2:26     Alignment score: 0.285
If , then , the uncircumcised person keeps the requirements of the law , will not his uncircumcision be considered as circumcision ?
Arak'izany , raha olona tsy voafora no mitandrina izay takian ' ny lalàna , tsy hatao ho isan ' ny voafora va izy na dia tsy voafora aza ?
ROM 2:27     Alignment score: 0.333
And will not the one who is naturally uncircumcised condemn you if he fulfills the law ? This is because you have the written law and circumcision , yet you are a transgressor
of the law !
Ary tsy ho helohin'ilay iray izay tsy mifora ara - boajanahary va ianareo raha toa ka mitandrina ny lalàna izy ? Izany dia satria manana ny lalàna voasoratra sy ny famoràna ianareo , nefa mbola mandika ny lalàna !
ROM 2:28     Alignment score: 0.349
For he is not a Jew who is merely one outwardly ; neither is circumcision that which is merely outward in the flesh .
Fa izy dia tsy jiosy amin ' ny endrika
ivelany fotsiny ; na amin ' ny famoràna izay miseho amin ' ny endrika ivelan ' ny nofo fotsiny .
ROM 2:29     Alignment score: 0.315
But he is a Jew who is one inwardly , and circumcision is that of the heart , in the Spirit , not in the letter . The praise of such a person comes not from people but from God .
Fa izy dia jiosy ao anaty , ary ny famorana izay an ' ny fo , ao amin ' ny Fanahy , fa tsy ao amin ' ny soratra . Ny fiderana ny olona tahaka izany dia tsy avy amin ' ny olona fa avy amin'Andriamanitra .
ROM 2     Average alignment score: 0.315 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16