Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 15:1     Alignment score: 0.28
Now we who are strong ought to bear the weaknesses
of the weak , and ought not to please ourselves .
Ary isika izay matanjaka dia tokony handefitra ny fahalemen ' ny malemy , ary tsy tokony hanao izay mahafinaritra ny tenantsika .


ROM 15:2     Alignment score: 0.244 → 0.269
Let each one of us please his neighbor for that which is good , in order to build
him up .
Aoka ny tsirairay avy amintsika hanao izay mahafaly ny mpiara - belona aminy fa izany no tsara , mba hanandratana azy .
ROM 15:3     Alignment score: 0.368
For even Christ did not please himself . Instead , it was just as it is written , " The insults of those who insulted you fell on me . "
Fa na Kristy aza tsy nanao izay nahafinaritra ny tenany . Fa kosa , izany dia araka ny efa voasoratra hoe : " Ny faniratsiran'ireo izay maniratsira anao dia nianjera tamiko . "
ROM 15:4     Alignment score: 0.357 → 0.378
For whatever was previously written was written for our instruction in order that through patience and through encouragement of the scriptures
we would have hope .
Fa na inona na inona voasoratra teo aloha dia voasoratra ho fampianarana antsika , mba amin ' ny alalan ' ny faharetana sy amin ' ny alalan ' ny fampaherezan ' ny Soratra Masina no hananantsika toky .
ROM 15:5     Alignment score: 0.423
Now may the God of patience and of encouragement grant you to be of the same mind with each other according to Christ Jesus .
Ary ny Andiamanitry ny faharetana sy fampaherezana anie hanome fisainana mitovy ho an ' ny tsirairay avy araka an'i Kristy Jesosy .
ROM 15:6     Alignment score: 0.378 → 0.38
May he do this in order that with one mind you may glorify with one mouth the God and Father of our Lord Jesus Christ .
Izy anie anao izany mba ho amin ' ny fisainana iray sy amin ' ny vava iray ihany no hideranareo an'Andriamanitra sy Rain'i
Tompontsika Jesosy Kristy .
ROM 15:7     Alignment score: 0.222 → 0.256
Therefore receive one another , even as Christ also received you , to the glory of God .
Noho izany mifandraisa , tahaka ny nandraisan'i Kristy anareo ihany koa aza , ho fiderana an'Andriamanitra .
ROM 15:8     Alignment score: 0.251 → 0.263
For I say that Christ has been made a servant of the circumcision on behalf of God 's truth , in order to confirm the promises given to the patriarchs
,
Fa lazaiko fa Kristy dia efa tonga mpanompon ' ny voafora ho an ' ny fahamarinan'Andriamanitra , mba hahafahana manamarina ireo fampanantenana izay nomena ireo ray ,
ROM 15:9     Alignment score: 0.364 → 0.387
and for the Gentiles to glorify God for his mercy . As it is written , " Therefore I will give praise to you among the Gentiles and sing praise to your name . "
ary ho an'ireo Jentilisa mba hanomezam - boninahitra
an'Andriamanitra nohon ' ny famindram - pony . Izany dia araka ny efa voasoratra hoe : " Noho izany dia hanome fiderana Anao eo amin'ireo Jentilisa Aho ary hihira fiderana ny anaranao . "
ROM 15:10     Alignment score: 0.291 → 0.314
Again it says , " Rejoice , you Gentiles , with his people . "
Mbola voalaza hatrany hoe : " Miravoravoa
, miaraka amin ' ny vahoakany , ry Jentilisa . "
ROM 15:11     Alignment score: 0.556
And again , " Praise the Lord , all you Gentiles ; let all the peoples praise him . "
Ary koa hoe : " Derao
ny Tompo , ry Jentilisa rehetra ; avelao ny olona rehetra hidera Azy . "
ROM 15:12     Alignment score: 0.442 → 0.461
Again , Isaiah says , " The root of Jesse will come
, the one who rises to rule over the Gentiles ; in him the Gentiles will have hope . "
Hoy indray , Isaia hoe : " Hisy fakan ' ny Jese , ary ilay iray izay hitsangana hanapaka eo amin ' ny Jentilisa . Hanana fahatokiana aminy ireo Jentilisa . "
ROM 15:13     Alignment score: 0.334 → 0.335
Now may the God of hope fill you with all joy and peace in believing , so that by the power of the Holy Spirit you may abound in hope .
Ary ny Andriamanitry ny fahatokisana anie hameno anareo amin ' ny fifaliana sy fiadanana rehetra amin ' ny finoana , mba ho feno fahatokisana ianareo , avy amin ' ny herin
' ny Fanahy Masina .
ROM 15:14     Alignment score: 0.453
I myself am also convinced about you , my brothers . I am convinced that also you yourselves are full of goodness , filled with all knowledge . I am convinced that you are also able to instruct one another .
Ny tenako izao ihany koa dia resy lahatra ny momba anareo , ry rahalahy . Resy lahatra aho fa ianareo ihany koa dia feno fahatsarana , feno ny fahalalana rehetra . Resy lahatra aho fa ianareo ihany koa dia afaka mifananatra .
ROM 15:15     Alignment score: 0.31 → 0.319
But I am writing more boldly to you about some things in order to remind you again , because of the grace given me by God .
Fa manoratra am - pahasahiana aminareo aho momba ireo zavatra sasany mba hampatsiahivana anareo indray , nohon ' ny fanomezam - pahasoavana izay nomen'Andriamanitra ahy .
ROM 15:16     Alignment score: 0.371 → 0.44
This grace was that I should be a servant of Christ Jesus sent to the Gentiles , to offer as a priest the gospel of God , so that the offering
of the Gentiles might become acceptable , sanctified by the Holy Spirit .
Izany fanomezam - pahasoavana izany dia ny tokony mba hanompoako an'i Kristy Jesosy nalefa tany Jentilisa , mba hanolotra tahaka ny sorona ny filazantsaran'Andriamanitra . Tokony hataoko izany mba ho azo ekena ny fanatitr ' ireo Jentilisa , voatokan ' ny Fanahy Masina .
ROM 15:17     Alignment score: 0.402
In Christ Jesus I have reason to boast of my service for God .
Noho izany ny hafaliako dia ao amin'i Kristy Jesosy sy ireo zavatr'Andriamanitra .
ROM 15:18     Alignment score: 0.351 → 0.358
For I will not dare to speak of anything except what Christ has accomplished through me for the obedience of the Gentiles . These
are things done by word and action ,
Fa tsy ho sahy hiresaka na inona na inona afa - tsy ireo zavatra vitan'i Kristy tamin ' ny alalako ho an ' ny fankatoavan'ireo Jentilisa aho . Ireo zavatra ireo dia vita tamin ' ny teny sy asa ,
ROM 15:19     Alignment score: 0.344 → 0.353
by the power of signs and wonders , and by the power of the Spirit of God . This was so that from Jerusalem , and round
about as far as Illyricum , I might fully carry out the gospel of Christ .
tamin ' ny herin'ireo famantarana sy fahagagana , ary tamin ' ny herin ' ny Fanahy Masina . Izany dia mba avy any Jerosalema , sy lavidavitra tahaka an'Ilyrikioma , no hahafahako manataneraka ny filazantsaran'i Kristy .
ROM 15:20     Alignment score: 0.273 → 0.286
In this way , my desire has been to proclaim the gospel , but not where Christ is known by name , in order that I might not build upon another man 's foundation .
Amin'izany , ny faniriako dia ny hitory ny filazantsara , fa tsy any amin'izay ahafantarana an'i Kristy amin ' ny anarana
, mba tsy hanorenako eo amin'izay efa nanorenan ' ny hafa .
ROM 15:21     Alignment score: 0.347
It is as it is written : " Those
to whom no report of him came will see him , and those who have not heard will understand . "
Izany dia araka ny voasoratra hoe : " Tamin'ireo izay tsy nilazana Azy no hahita Azy , ary ireo izay tsy nandre no hahazo . "
ROM 15:22     Alignment score: 0.236
Therefore I was also hindered many times from coming to you .
Noho izany ihany koa dia voasakana matetika tsy ho any aminareo aho .
ROM 15:23     Alignment score: 0.349
But now , I no longer have any place in these
regions , and I have been longing for many years to come to you .
Fa ankehitriny , tsy manana toerana amin'ireo faritra ireo intsony Aho , ary taona maro no efa naniriako mafy ho any aminareo .
ROM 15:24     Alignment score: 0.141 → 0.243
I hope to see you when I pass through there on my way to Spain , and to be helped by you on my journey there , once I have enjoyed your company for a while .
Noho izany na oviana na oviana andehanako any Espana , dia manantena aho ny hahita anareo rehefa mandalo , ary haterinareo any amin ' ny alehako , rehefa avy mankafy ny fiarahanareo vetivety Aho .
ROM 15:25     Alignment score: 0.443
But now I am going to Jerusalem , serving God 's holy people .
Fa ankehitriny ho any Jerosalema Aho hanompo ireo mpino .
ROM 15:26     Alignment score: 0.422 → 0.42
For it was the good pleasure of Macedonia and Achaia to make a certain contribution to the poor among God 's holy people who are in Jerusalem .
Fa fifalian'i Makedonia sy Akaia ny hanao fandraisan'anjara ho an'ireo mahantra isan'ireo mpino izay any Jerosalema .
ROM 15:27     Alignment score: 0.231 → 0.341
Yes , it was their good pleasure , and they owe it to them . For if the Gentiles have shared in their spiritual things , they owe it to the Jews to minister to them with their material things .
Eny , fifaliana ho azy ireo izany , ary , mpitrosa aminy tokoa izy ireo . Fa raha ny Jentilisa no nizara tamin ' ny zavatra masin'izy ireo , dia tokony hanompo azy ireo ihany koa izy ireo amin'ireo zavatra ara - materialy .
ROM 15:28     Alignment score: 0.288 → 0.297
Therefore , when I have completed this task and have made sure that they receive all that was collected , I will go to Spain and visit you on the way .
Noho izany , rehefa notanterahako izao asa izao ary nanamafy fa voarain'izy ireo ny vokatra
izay nangonina , dia ho any Espaina aho ary hitsidika anareo amin ' ny lalako .
ROM 15:29     Alignment score: 0.446
I know that when I come
to you I will come in the fullness of the blessing of Christ .
Fantatro fa rehefa mankany aminareo aho dia hiditra amin ' ny fahafenoan ' ny fitahian'i Kristy .
ROM 15:30     Alignment score: 0.409
Now I urge you , brothers , by our Lord Jesus Christ , and by the love of the Spirit , that you strive together with me in your prayers to God for me .
Ankehitriny mamporisika anareo aho , ry rahalahy , amin ' ny Jesosy Kristy Tompontsika , sy amin ' ny fitiavan
' ny Fanahy , mba hiaraka hiady amiko ianareo amin ' ny vavaka ataonareo amin'Andriamanitra ho ahy .
ROM 15:31     Alignment score: 0.386 → 0.422
Pray that I may be rescued from those who are disobedient in Judea , and that my service for Jerusalem may be acceptable to God 's holy people .
Mivavaha mba ho avotra amin'ireo izay tsy mankatoa any Jodia aho , ary mba ho eken'ireo mpino ny fanompoako ho an'i Jerosalema .
ROM 15:32     Alignment score: 0.276
Pray that I may come
to you in joy through the will of God , and that I may , together with you , find rest .
Mivavaha mba hiaviako aminareo amin - kafaliana amin ' ny sitrapon'Andriamanitra , ary mba hahafahako , mahita fitsaharana , miaraka aminareo .
ROM 15:33     Alignment score: 0.524
May the God of peace be with you all . Amen .
Andriamanitry ny fiadanana anie homba anareo rehetra . Amena .
ROM 15     Average alignment score: 0.364 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16