Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 14:1     Alignment score: 0.24
Receive anyone who is weak in faith , without giving judgment about arguments .
Raiso na izay rehetra malemy amin ' ny finoana , aza mitsara momba ny tohan - kevitra .


ROM 14:2     Alignment score: 0.406
One person has faith to eat anything , another who is weak eats only vegetables .
Ny olona iray dia manana finoana hihinana na inona na inona , fa ny iray hafa izay malemy dia tsy mihinana afa - tsy legioma .
ROM 14:3     Alignment score: 0.326
May the one who eats everything not despise the one who does not ; and may the one who does not eat everything not judge the other who eats everything . For God has accepted him .
Aoka izay mihinana ny zava - drehetra tsy hanamavo izay tsy mihinana ny rehetra ; ary izay tsy mihinana ny zava - drehetra kosa tsy hitsara izay hafa mihinana ny rehetra . Fa Andriamanitra efa nanaiky azy .
ROM 14:4     Alignment score: 0.246 → 0.289
Who are you , you who judge a servant belonging to someone else ? It is before his own master that he stands or falls . But he will be made to stand , for the Lord is able to make him stand .
Iza moa ianao , ianao izay mitsara ny mpanompon'olon - kafa ? Eo anatrehan
' ny tompony izy no mijoro na mianjera . Fa hatsangana izy , satria ny Tompo dia afaka manangana azy .
ROM 14:5     Alignment score: 0.291
One person values one day above another . Another has concluded that every day is equal . Let each person be convinced in his own mind .
Ny olona iray dia mihevitra fa misy ny andro tsara nohon ' ny rehetra . Ny hafa kosa dia mihevitra fa mitovy ny andro rehetra . Avelao ny tsirairay ho resy lahatra araka ny sainy avy .
ROM 14:6     Alignment score: 0.382 → 0.4
He who observes the day , observes it for the Lord ; and he who eats , eats for the Lord , for he gives thanks to God . He who does not eat , refrains from eating for the Lord ; he also gives thanks to God .
Izay mandinika ny andro , dia mandinika izany ho an ' ny Tompo ; ary izay mihinana , dia mihinana ho an ' ny Tompo , fa misaotra an'Andriamanitra izy . Izay tsy mihinana , dia mifady hanina ho an ' ny Tompo , izy ihany koa dia misaotra an'Andriamanitra .
ROM 14:7     Alignment score: 0.332
For none of us lives for himself , and none dies for himself .
Fa tsy misy miaina ho an ' ny tenany isika , ary tsy misy maty ho an ' ny tenany .
ROM 14:8     Alignment score: 0.391
For if we live , we live for the Lord , and if we die , we die for the Lord . Then whether we live or die , we are the Lord 's .
Fa raha miaina isika , dia miaina ho an ' ny Tompo , ary raha maty isika , dia maty ho an ' ny Tompo . Araka izany na velona isika na maty , dia an ' ny Tompo .
ROM 14:9     Alignment score: 0.248
For to this purpose Christ died and lived again , that he might be Lord of both the dead and those
who are living .
Fa ho amin'izany antony izany no nahafatesan'i Kristy ary nahavelomany indray , mba hahatonga Azy ho sady Tompon ' ny maty no Tompon ' ny velona .
ROM 14:10     Alignment score: 0.388 → 0.386
But you , why do you judge your brother ? And you , why do you despise your brother ? For we will all stand before the judgment seat of God .
Fa ianao , nahoana ianao no mitsara ny rahalahinao
? Ary ianao , nahoana ianao no mankahala ny rahalahinao ? Fa isika rehetra dia mbola hijoro ho tsaraina eo anatrehan ' ny seza fitsaran'Andriamanitra .
ROM 14:11     Alignment score: 0.343
For it is written , " As I live , " says the Lord , " to me every knee will bend , and every tongue will confess
to God . "
Fa efa voasoratra hoe : " Raha mbola velona koa Aho , " hoy ny Tompo , " dia hiforitra eo anatrehako ny lohalika rehetra , ary ny lela rehetra dia hidera an'Andriamanitra . "
ROM 14:12     Alignment score: 0.293
So then , each one of us will give
an account of himself to God .
Noho izany ary , isika tsirairay avy dia hanao tatitra ny tenany eo amin'Andriamanitra .
ROM 14:13     Alignment score: 0.293 → 0.308
Therefore , let us no longer judge one another , but instead decide this , that no one will place a stumbling block or a snare for his brother .
Ka , aoka isika tsy hifampitsara intsony , fa kosa hanapaka izao , mba tsy hisy hametraka vato mahatafintohina na fandrika ho an ' ny rahalahiny .
ROM 14:14     Alignment score: 0.274 → 0.274
I know and am persuaded in the Lord Jesus that nothing is unclean by itself . Only for him who considers anything to be unclean , for him it is unclean .
Mahafantatra aho ary resy lahatra ao amin ' ny Tompo Jesosy , fa tsy misy tsy madio amin ' ny tenany . Fa ho an'izay
mandray na inona na inona ho tsy madio ihany , dia tsy madio izany ho azy .
ROM 14:15     Alignment score: 0.313 → 0.338
If because of food your brother is hurt , you are no longer walking in love . Do not destroy with your food one for whom Christ died
.
Satria raha malahelo nohon ' ny amin ' ny sakafo ny rahalahinao , dia tsy mandeha am - pitiavana intsony ianao . Aza simbaina nohon ' ny amin ' ny sakafonareo ireo izay namoizan'i Kristy ny ainy .
ROM 14:16     Alignment score: 0.158 → 0.164
So do not allow what you consider to be good to be spoken of as evil .
Koa aza mamela izay heverinareo ho tsara ho aratsiana .
ROM 14:17     Alignment score: 0.518
For the kingdom of God is not about food and drink , but about righteousness , peace , and joy in the Holy Spirit .
Fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy momba ny sakafo sy rano fisotro , fa momba ny fahamarinana , fiadanana , ary fifaliana ao amin ' ny Fanahy Masina .
ROM 14:18     Alignment score: 0.3 → 0.314
For the one who serves Christ in this way is acceptable to God and approved by people .
Fa izay manompo an'i Kristy araka izany dia ankasitrahan'Andriamanitra sy eken
' ny olona .
ROM 14:19     Alignment score: 0.26 → 0.265
So then , let us pursue the things of peace and the things that build
up one another .
Noho izany , aoka isika hanohy ireo zavatry ny fiadanana sy ireo zavatra izay manefy ny tsirairay avy .
ROM 14:20     Alignment score: 0.3 → 0.351
Do not destroy the work of God on account of food . All things are clean , but it is wrong for a man to eat anything that causes someone to stumble .
Aza simbaina nohon ' ny amin ' ny sakafo ny asan'Andriamantra . Madio tokoa ny zavatra rehetra , fa ratsy ho an ' ny olona izay mihinana azy ary mahatonga azy ho tafintohina .
ROM 14:21     Alignment score: 0.343
It is good not to eat meat , nor to drink wine , nor to do anything over which your brother stumbles .
Tsara ny tsy mihinan - kena , na misotro divay , na ny zavatra rehetra izay mety hanafintohina ny rahalahinao
.
ROM 14:22     Alignment score: 0.296 → 0.318
The faith you have , keep between yourself and God . Blessed is the one who does not condemn himself by what he approves .
Ny finoana anananao , tehirizo ao aminao sy Andriamanitra . Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin'izay ekeny
.
ROM 14:23     Alignment score: 0.552
He who doubts is condemned if he eats , because it is not from faith . And whatever is not from faith is sin .
Izay misalasala dia meloka raha mihinana , satria tsy tamin ' ny finoana izany . Ary na inona na inona tsy avy amin ' ny finoana dia fahotana .
ROM 14     Average alignment score: 0.341 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16