Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 16:1     Alignment score: 0.369
I commend to you Phoebe our sister , who is a servant of the church that is in Cenchreae ,
Ankiniko aminareo i Foiby anabavintsika , izay mpanompon
' ny fiangonana any Kenkrea ,


ROM 16:2     Alignment score: 0.245 → 0.274
in order that you may receive her in the Lord . Do this in a manner worthy of God 's holy people , and provide her with whatever help she may need from you , for she has been a great help to many and to myself as well .
mba handraisanareo azy ao amin ' ny Tompo . Ataovy izany amin ' ny fomba mendrika ireo mpino , ary manatreha azy amin'izay
olana mety hilainy ny fanampianareo . Fa izy tenany ihany koa dia lasa mpanampy ny maro , ary ny tenako ihany koa .
ROM 16:3     Alignment score: 0.605 → 0.604
Greet Priscilla and Aquila , my fellow workers in Christ Jesus ,
Manaova veloma an'i Prisila sy Akoila , mpiara - miasa amiko ao amin'i Kristy Jesosy ,
ROM 16:4     Alignment score: 0.363 → 0.383
who for my life risked their own lives . I give
thanks to them , and not only I , but also all the churches of the Gentiles .
izay nahafoy ny ain'izy ireo ho an ' ny aiko . Misaotra azy ireo aho , ary tsy izaho ihany , fa ireo fiangonana rehetran ' ny Jentilisa ihany koa .
ROM 16:5     Alignment score: 0.472
Greet the church that is in their house . Greet Epaenetus my beloved , who is the firstfruit
of Asia to Christ .
Manaova veloma ny fiangonana izay ao amin ' ny tranon'izy ireo . Manaova veloma any amin'i Epaineto malalako , izay voaloham - bokatr'i Asia ho an'i Kristy .
ROM 16:6     Alignment score: 0.458
Greet Mary , who has labored hard for you .
Manaova veloma an'i Maria , izay niasa mafy ho anareo .
ROM 16:7     Alignment score: 0.353 → 0.358
Greet Andronicus and Junia , my kinsmen and fellow prisoners
. They are well known among the apostles , and they were in Christ before me .
Manaova veloma an'i Androniko sy Jonia , havako akaiky , ary niara - nigadra tamiko . Malaza eo anivon'ireo apostoly izy ireo , izay tao amin'i Kristy talohako ihany koa .
ROM 16:8     Alignment score: 0.661
Greet Ampliatus , my beloved in the Lord .
Manaova veloma an'i Ampliato , malalako ao amin ' ny Tompo .
ROM 16:9     Alignment score: 0.598 → 0.598
Greet Urbanus , our fellow worker in Christ , and Stachys , my beloved .
Manaova veloma an'i Orbano , mpiara - miasa amintsika ao amin'i Kristy , sy Staky , malalako .
ROM 16:10     Alignment score: 0.599
Greet Apelles , the approved in Christ . Greet those
who are of the household of Aristobulus .
Arahabao Apela , ilay ankasitrahana ao amin'i Kristy . Arahabao ireo izay ao amin ' ny tokantranon'i Aristobolo .
ROM 16:11     Alignment score: 0.421
Greet Herodion , my kinsman . Greet those of the household of Narcissus who are in the Lord .
Manaova veloma an'i Herodiona , havako . Manaova veloma an'ireo izay ao amin ' ny tokantranon'i
Narkisa , izay ao amin ' ny Tompo .
ROM 16:12     Alignment score: 0.483 → 0.496
Greet Tryphaena and Tryphosa , laborers in the Lord . Greet Persis the beloved , who has labored much in the Lord .
Manaova veloma an'i Tryfena sy Tryfosa , izay miasa mafy ao amin ' ny Tompo . Arahabao Perysa malala , izay niasa mafy tao amin ' ny Tompo .
ROM 16:13     Alignment score: 0.561
Greet Rufus , chosen in the Lord , and his mother and mine .
Manaova veloma an'i Rofosy , izay voafidy tao amin ' ny Tompo , ary ny reniny sy ny reniko .
ROM 16:14     Alignment score: 0.377 → 0.806
Greet Asyncritus , Phlegon , Hermes , Patrobas , Hermas , and the brothers who are with them .
Manaova veloma an'i Asynkrito , Flegona , Hermesy , Patroba , Herma , ary ireo rahalahy izay miaraka amin'izy ireo .
ROM 16:15     Alignment score: 0.48 → 0.618
Greet Philologus and Julia , Nereus and his sister , and Olympas , and all God 's holy people who are with them .
Manaova veloma an'i Filologia sy Jolia , Nerea sy ny anabaviny , sy Olimpa , ary ireo mpino rehetra miaraka amin'izy ireo .
ROM 16:16     Alignment score: 0.433
Greet one another with a holy kiss . All the churches of Christ greet you .
Mifanaova veloma amin ' ny fifanorohana masina . Ireo fiangonan'i
Kristy rehetra dia manao veloma anareo .
ROM 16:17     Alignment score: 0.286 → 0.287
Now I urge you , brothers , to watch out for those
who cause divisions and stumbling contrary to the teaching that you have learned . Turn away from them .
Ankehitriny mamporisika anareo aho , ry rahalahy , mba hihevitra ny momba ireo izay mahatonga ny fizarazarana sy ny fanafintohinana . Izy ireo dia mihoatra lavitry ny fampianarana izay noraisinareo . Mialà lavitra azy ireo .
ROM 16:18     Alignment score: 0.347 → 0.384
For people such as these do not serve our Lord Christ , but their own stomach . By their smooth and flattering speech they deceive the hearts of the innocent .
Fa tsy manompon'i Kristy Tompontsika ny olona toy ireny , fa ny kibony
manokana ihany . Amin ' ny teny malefaka sy mandoka no amitahan'izy ireo ny fon ' ny tsy manan - tsiny .
ROM 16:19     Alignment score: 0.29 → 0.29
For your example of obedience reaches everyone . I rejoice , therefore , over you , but I want you to be wise as to that which is good , and innocent to that which is evil .
Fa ny ohatrareo amin ' ny fankatoavana dia tafita any amin ' ny tsirairay . Noho izany , mifaly aho , ny aminareo , fa tiako mba ho hendry amin'izay tsara ianareo , ary tsy hanan - tsiny amin'izay ratsy .
ROM 16:20     Alignment score: 0.432 → 0.434
The God of peace will soon crush Satan under your feet . The grace of our Lord Jesus Christ be with you .
Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an'i Satana eo ambanin ' ny tongotrareo afaka fotoana fohy . Ho aminareo anie ny fahasoavan'i
Tompontsika Jesosy Kristy .
ROM 16:21     Alignment score: 0.562 → 0.564
Timothy , my fellow worker , greets you , and Lucius , Jason , and Sosipater , my kinsmen .
Timoty , mpiara - miasa amiko , dia manao veloma anareo , sy Losio , Jasona ary Sosipatro , havako .
ROM 16:22     Alignment score: 0.509
I , Tertius , who write
this epistle down , greet you in the Lord .
Izaho , Tertio , izay nanoratra ity epistily ity , dia manao veloma anareo ao amin ' ny Tompo .
ROM 16:23     Alignment score: 0.524 → 0.535
Gaius , the host for me and for the whole church , greets you . Erastus , the treasurer of the city , greets you , with Quartus the brother .
Gaio , ilay mpampiantrano ahy sy ny fiangonana manontolo , dia manao veloma anareo anareo . Erasto , mpitam - bola
ao amin ' ny tanàna , dia manao veloma anareo , miaraka amin'i Koarto ilay rahalahy .
ROM 16:25     Alignment score: 0.284 → 0.361
Now to him who is able to make you strong according to my gospel and the preaching of Jesus Christ , according to the revelation of the mystery that had been kept secret for long ages
Ary ny voninahitra
dia ho Azy izay mahavita mampijoro anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an'i Jesosy Kristy , araky ny fanambarana ny misitery izay notazonina ho tsiambaratelo ela be tany aloha tany ,
ROM 16:26     Alignment score: 0.362 → 0.359
but now has been revealed and made known through the prophetic writings to all nations , by the command of the eternal God , to bring about the obedience of faith
kanefa nambara ankehitriny , ary tamin ' ny alalan ' ny bokin ' ny faminaniana no nampahafantarina tamin ' ny firenena rehetra , araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay , ho fankatoavana ny finoana .
ROM 16:27     Alignment score: 0.503 → 0.503
to the only wise God , through Jesus Christ , be glory forever . Amen .
Ho an'ilay Andriamanitra tokan
' ny fahendrena , anie ny voninahitra mandrakizay , amin ' ny alalan'i Jesosy Kristy . Amena .
ROM 16     Average alignment score: 0.451 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16