Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 11:1     Alignment score: 0.369 → 0.396
I say then , did God reject his people ? May it never be . For I also am an Israelite
, a descendant of Abraham , of the tribe of Benjamin .
Ary niteny aho , narian'Andriamanitra ve ny olony ? Sanatria anie izany . Fa izaho ihany koa dia Isiraelita , taranak'i Abrahama , avy amin ' ny fokon'i Benjamina .


ROM 11:2     Alignment score: 0.267 → 0.277
God did not reject his people , whom he foreknew . Do you not know what the scripture says about Elijah , how he pleaded with God against Israel ?
Andriamanitra dia tsy nanary ny olony
, izay efa fantany teo aloha . Tsy fantatrareo ve izay voalazan ' ny Soratra Masina momba an'i Elia , dia ilay fitarainany tamin'Andriamanitra namely an'Israely ? hoe :
ROM 11:3     Alignment score: 0.439 → 0.442
" Lord , they have killed your prophets , they have broken down your altars . I alone am left , and they are seeking my life . "
Tompo , izy ireo dia namono ireo mpaminaninao , namotika ny alitaranao
. Izaho irery sisa tavela , ary mifofo ny aiko izy ireo . "
ROM 11:4     Alignment score: 0.378 → 0.398
But what does God 's answer say to him ? " I have reserved for myself seven thousand men who have not bent the knee to Baal . "
Fa inona no valin - teny
nambaran'Andriamanitra azy ? " Nanokana fito arivo lahy ho an ' ny tenako Aho izay tsy nandohalika teo amin ' ny Bala . "
ROM 11:5     Alignment score: 0.304
Even so then , at this present time also there is a remnant because of the choice of grace .
Dia toy izany , amin'izao ankehitriny izao ihany koa dia misy sisa ihany nohon ' ny fisafidianana amin ' ny fahasoavana .
ROM 11:6     Alignment score: 0.41 → 0.451
But if it is by grace , it is no longer based on works . Otherwise grace would no longer be grace .
Fa raha avy amin ' ny fahasoavana izany , dia tsy avy amin ' ny asa intsony . Fa raha izany dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana .
ROM 11:7     Alignment score: 0.228
What then ? The thing that Israel was seeking , it did not obtain , but the chosen obtained it , and the rest were hardened .
Inona ary ? Ny zavatra izay notadiavin'Isiraely , dia tsy azony , fa ny voafidy no nahazo izany , ary nohamafisina ireo ambiny
.
ROM 11:8     Alignment score: 0.272 → 0.294
It is just as it is written : " God has given them a spirit of dullness , eyes so that they should not see , and ears so that they should not hear , to this very day . "
Izany dia araka ny efa voasoratra hoe : " Andriamanitra dia nanome azy ireo ny fanahin ' ny fitavozavozana , maso mba tsy hahitan'izy ireo , ary sofina
mba tsy handrenesan'izy ireo , mandrak'androany . "
ROM 11:9     Alignment score: 0.324
Then David says , " Let their table become
a snare and a trap , a stumbling block and a retribution for them .
Ary hoy i Davida hoe : " Aoka ny latabany ho harato sy fandrika , ho vato mamingana sy valifaty ho azy ireo .
ROM 11:10     Alignment score: 0.246 → 0.262
Let their eyes be darkened so that they may not see , and bend their backs continually . "
Aoka ny mason'izy ireo hohamaizinina mba tsy hahita , ary aoka hiondrika mandrakizay ny lamosin'izy ireo . "
ROM 11:11     Alignment score: 0.363 → 0.359
I say then , " Did they stumble so as to fall ? " May it never be . Instead , by their trespass , salvation has come
to the Gentiles , in order to provoke them to jealousy .
Dia hoy aho hoe : " Moa ve tafintohina ireo mba ho lavo ? " Sanatria anie izany . Fa kosa , avy amin ' ny fahalavoan'izy ireo , no nahatongavan ' ny famonjena teo amin'ireo jentilisa , mba hampialona azy ireo .
ROM 11:12     Alignment score: 0.269 → 0.296
Now if their trespass is the riches of the world , and if their loss
is the riches of the Gentiles , how much greater will their fulfillment be ?
Ary raha ny fahalavoan'izy ireo no haren'izao tontolo izao , ary raha ny fahaverezan'izy ireo no haren'ireo jentilisa , dia manao ahoana ny halehiben ' ny fahatanterahan'izy ireo ?
ROM 11:13     Alignment score: 0.245 → 0.293
But now I am speaking to you Gentiles , and as long as I am an apostle to the Gentiles , I take pride in my ministry .
Fa ankehitriny dia miresaka aminareo Jentilisa aho , ary raha mbola apostolin'ireoJentilisa aho , dia mankasitraka ny fanompoako .
ROM 11:14     Alignment score: 0.456
Perhaps I will provoke to jealousy
those who are of my own flesh . Perhaps we will save some of them .
Angamba hampialona ireo izay avy amin ' ny nofoko manokana aho . Angamba hamonjy ny sasany amin'izy ireo isika .
ROM 11:15     Alignment score: 0.39
For if their rejection means the reconciliation of the world , what will their acceptance be but life from the dead
?
Fa raha midika fampihavanana an'izao tontolo izao ny fandavana azy ireo , dia inona no handraisana azy ireo izany fa fiainana avy amin ' ny fahafatesana ?
ROM 11:16     Alignment score: 0.203 → 0.224
If the firstfruits are holy , so is the lump of dough . If the root is holy , so are the branches .
Raha voatokana ny vokatra
voalohany , dia ny ampahany amin ' ny kobam - bary koa . Raha voatokana ny fakany , dia toy izany ihany koa ireo rantsany .
ROM 11:17     Alignment score: 0.307 → 0.335
But if some of the branches were broken off , if you , a wild olive branch , were grafted in among them , and if you shared with them in the rich root of the olive tree ,
Fa raha notapahina ny rantsana
sasany , ary raha ianao , sampana olivadia , no natambatra teo amin'izy ireo , ary raha nifampizara tamin'izy ireo ny faka - mamokatry ny hazo oliva ianao ,
ROM 11:18     Alignment score: 0.298
do not boast over the branches . But if you do boast , it is not you who supports the root , but the root that supports you .
aza mirehareha amin'ireo sampana
. Fa raha mirehareha ianao , dia tsy ianao no mitondra ny fakany , fa ny fakany no mitondra anao .
ROM 11:19     Alignment score: 0.098 → 0.118
You will say then , " Branches were broken off so that I might be grafted in . "
Dia hiteny ianao hoe : " Notapahina hiala ireo rantsana
mba hafahako mifandray aminy . "
ROM 11:20     Alignment score: 0.262
That is true . Because of their unbelief they were broken off , but you stand firm because of your faith . Do not be arrogant in your thoughts , but fear .
Marina izany . Nohon ' ny tsy finoan'izy ireo dia notapahina hiala izy ireo , fa ianareo dia mijoro tsara nohon ' ny finoanareo . Aza manao ny tenanareo ho ambony , fa matahora .
ROM 11:21     Alignment score: 0.202
For if God did not spare the natural branches , neither will he spare you .
Fa raha ny tena sampana
aza tsy navelan'Andriamanitra , dia tsy ho avelany ihany koa ianao .
ROM 11:22     Alignment score: 0.322 → 0.322
Look at , then , the kind actions and the severity of God : severity came on the Jews who fell
, but God 's kindness comes on you , if you continue in his kindness . Otherwise you also will be cut off .
Ary , Jereo , ny fahamoram - po sy ny fahasaro - pon'Andriamanitra . Etsy andaniny , ny fahasaro - po dia tonga amin'ireo jiosy izay lavo . Fa etsy ankilany kosa , ny hatsaram - panahin'Andriamanitra dia tonga aminareo , raha maharitra ao amin ' ny hatsaram - panahiny ianareo . Fa raha tsy izany dia ho tapahina koa ianareo .
ROM 11:23     Alignment score: 0.26 → 0.26
And even they , if they do not continue in their unbelief , will be grafted in . For God is able to graft them in again .
Ary na ireny aza , raha tsy manohy amin ' ny tsy finoany
izy ireo , dia hatambatra . Fa Andriamanitra dia afaka mamerina manambatra azy ireo indray .
ROM 11:24     Alignment score: 0.319 → 0.329
For if you were cut out of what is by nature a wild olive tree , and contrary to nature were grafted into a good olive tree , how much more will these
, the natural branches , be grafted back into their own olive tree ?
Fa raha notapahina tamin ' ny hazo oliva - dia ianareo , ka natambatra tamin ' ny hazo oliva tsara , dia toy ny ahoana ny fohoaran ' ny habetsak'ireo jiosy , izay sampana voajanahary , natambatra tamin ' ny hazo olivan'izy ireo manokana ?
ROM 11:25     Alignment score: 0.258 → 0.293
For I do not want you to be uninformed , brothers , of this mystery , so that you may not be wise in your own thinking : A partial hardening has come
upon Israel until the full number of the Gentiles comes in .
Fa tsy tiako tsy hahafantatra ianareo , ry rahalahy , ny amin'izany zava - miafina izany , mba tsy haha - hendry anareo amin ' ny eritreritrareo manokana . Izany zava - miafina izany dia efa nahamafy loha ny ampahany amin'Isiraely , mandra - piavin ' ny fahafenoan'ireo Jentilisa .
ROM 11:26     Alignment score: 0.417 → 0.415
Thus
all Israel will be saved , just as it is written : " Out of Zion will come the Deliverer . He will remove ungodliness from Jacob ,
Noho izany dia ho vonjena avokoa ny Isiraely rehetra , araka ny voasoratra hoe : " Hivoaka avy any Ziona ny mpanafaka . Hanala ny haratsiam - panahy amin'i Jakoba Izy ,
ROM 11:27     Alignment score: 0.369
and this will be my covenant with them , when I will take away their sins . "
ary izany no ho fanekem - pihavanako amin'izy ireo , rehefa hanaisotra ny fahotan
' izy ireo Aho . "
ROM 11:28     Alignment score: 0.188 → 0.214
As far as the gospel is concerned , they are enemies for your sake . But as far as election is concerned , they are beloved because of the patriarchs
.
Amin ' ny lafiny iray mahakasika ny filazantsara , dia fahavalo izy ireo nohon ' ny aminareo . Amin ' ny lafiny iray hafa araka ny safidin'Andriamanitra , dia malala izy ireo noho ireo razana .
ROM 11:29     Alignment score: 0.178
For the gifts and the call of God are irrevocable .
Fa ireo fanomezana sy antson'Andriamanitra dia tsy miova .
ROM 11:30     Alignment score: 0.241 → 0.241
For just as you were formerly disobedient to God , now you have received mercy because of their disobedience .
Fa ianareo dia tsy nankatoa an'Andriamanitra fahiny , kanefa ankehitriny ianareo dia nandray ny famindram - po nohon ' ny tsy fankatoavan'izy ireo .
ROM 11:31     Alignment score: 0.337 → 0.339
In the same way , now these
Jews have been disobedient . The result was that by the mercy shown to you they may also now receive mercy .
Tahaka izany ihany koa , ankehitriny ireo Jiosy dia tsy nankatoa . Ny vokany dia tamin ' ny alalan ' ny famindram - po izay naseho anareo no mety handraisan'izy ireo ny famindram - po ihany koa ankehitriny .
ROM 11:32     Alignment score: 0.366
For God has shut up all into disobedience in order that he might show mercy on all .
Fa Andriamanitra efa nanidy ny tsy fankatoavana rehetra , mba afahany mampiseho famindram - po amin ' ny rehetra .
ROM 11:33     Alignment score: 0.226 → 0.267
Oh , the depth of the riches both of the wisdom and the knowledge of God ! How unsearchable are his judgments , and his ways beyond discovering !
Endrey , ny halalin
' ny ireo haren ' ny fahendrena sy fahalalan'Andriamanitra ! Tsy takatry ny saina ireo fitsarany , ary ireo lalany dia tsy hay refesina !
ROM 11:34     Alignment score: 0.296
" For who has known the mind of the Lord or who has become his advisor ?
" Fa iza no nahalala ny fihevitry
ny Tompo na iza no tonga ho mpanolo - tsaina Azy ?
ROM 11:35     Alignment score: 0.219
Or who has first given anything to God , that God must repay him ? "
Na iza no nanome zavatra an'Andriamanitra aloha , ka tsy maintsy hanoneran'Andriamanitra azy indray ? "
ROM 11:36     Alignment score: 0.432 → 0.436
For from him and through him and to him are all things . To him be the glory forever . Amen .
Fa avy Aminy sy amin ' ny alalany
ary ho Azy ny zavatra rehetra . Ho Azy mandrakariva ny voninahitra . Amena .
ROM 11     Average alignment score: 0.314 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16