Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 3:1     Alignment score: 0.278 → 0.279
Then what advantage does the Jew have ? And what is the benefit of circumcision ?
Ka inona ary izany no tombon
- tsoa ananan ' ny Jiosy ? Ary inona no tombon - tsoan ' ny famoràna ?


ROM 3:2     Alignment score: 0.384 → 0.402
It is great in every way . First of all , the Jews were entrusted with revelation from God .
Tsara izany amin ' ny fomba rehetra . Voalohany indrindra , ireo Jiosy dia nanankinana ny fanambarana avy amin'Andriamanitra .
ROM 3:3     Alignment score: 0.288 → 0.317
For what if some Jews were without faith ? Will their unbelief nullify God 's faithfulness ?
Fa ahoana raha tsy nanam - pinoana ireo Jiosy sasany ? Ny tsy finoan'izy ireo ve no hahantonga ny fahatokin'Andriamanitra tsy ho tanteraka ?
ROM 3:4     Alignment score: 0.363
May it never be . Instead , let God be found to be true , even though every man is a liar . As it has been written , " That you might be shown to be righteous in your words , and that you might prevail when you come
into judgment . "
Tsy hisy mihitsy anie izany . Fa kosa , avelao ho hita fa marina Andriamanitra , na dia mpandainga aza ny olona tsirairay . Araka ny voasoratra hoe : " Ho aseho amin ' ny teninareo fa olo - marina ianareo , ary aseho rehefa tonga amin ' ny fitsarana ianareo . "
ROM 3:5     Alignment score: 0.254 → 0.252
But if our unrighteousness shows the righteousness of God , what can we say ? Can we say that God is unrighteous to bring his wrath upon us ? ( I am using a human argument . )
Fa raha toa ny tsy fahamarinantsika no maneho ny fahamarinan'Andriamanitra , inona no azontsika hambara ? Afaka milaza ve isika fa tsy marina Andriamanitra amin ' ny famoahany ny hatezarany
amintsika , sa tsy izany ? ( Mampiasa lahatenin ' olombelona aho . )
ROM 3:6     Alignment score: 0.335
May it never be ! For then how would God judge the world ?
Tsy hisy mihintsy anie izany ! Satria amin ' ny fomba ahoana ary no hitsaran ' Andriamanitra an'izao tontolo izao ?
ROM 3:7     Alignment score: 0.234 → 0.253
But if through my lie the truth of God increases his glory , why am I still being judged as a sinner ?
Fa raha toa ny fahamarinan'Andriamanitra ka manome fiderana betsaka ho Azy amin ' ny alalan ' ny laingako , dia nahoana ary aho no mbola tsaraina ho mpanota ?
ROM 3:8     Alignment score: 0.235 → 0.237
Why not say , as we are slandered as saying , and as some affirm that we say , " Let us do evil , so that good may come
" ? Their condemnation is just .
Fa nahoana no tsy miteny , araka ny tatitra diso izay lazaina fa tenenintsika , ary koa araky ny hamafisin ' ny sasany fa notenenintsika hoe : " Avelao izahay hanao ratsy , mba hiavian ' ny soa " ? Rariny ny fitsarana atao amin'izy ireo .
ROM 3:9     Alignment score: 0.255
What then ? Are we excusing ourselves ? Not at all . For we have already accused both Jews and Greeks , all of them , of being under sin .
Koa inona ary ? Manome rariny ny tenantsika ve isika ? Tsy izany mihitsy . Fa isika dia efa nanameloka ny Jiosy sy ny Grika , izy rehetra , ho mpanota .
ROM 3:10     Alignment score: 0.393
This is as it is written : No one is righteous , not one ;
Izany dia araky
ny voasoratra hoe : " Tsy misy olo - marina , na dia iray aza .
ROM 3:11     Alignment score: 0.152 → 0.153
there is no one who understands
; there is no one who seeks God .
Tsy misy na iray aza mahafantatra . Tsy misy na iray aza mitady an'Andriamanitra .
ROM 3:12     Alignment score: 0.189 → 0.191
They have all turned away ; together they have become
useless . There is no one who does good , no , not even one .
Lasa nihataka avokoa izy rehetra . Lasa tsy misy ilàna azy izy rehetra . Tsy misy mba manao ny tsara , tsy misy , na dia iray monja aza .
ROM 3:13     Alignment score: 0.319 → 0.369
" Their throat is an open grave . Their tongues have deceived . The poison of snakes is under their lips .
Ny tendan'izy ireo dia fasana misokatra . Ny lelan'izy ireo dia mamitaka . Ny poizin'ireo bibilava dia ao ambanin ' ny molotr'izy ireo .
ROM 3:14     Alignment score: 0.289 → 0.295
" Their mouths are full of cursing and bitterness .
Ny vavan'izy ireo dia feno ozona sy lolom - po .
ROM 3:15     Alignment score: 0.17
" Their feet are swift to pour out blood .
Ny tongotr'izy ireo dia havanana amin ' ny fandatsahan - drà .
ROM 3:16     Alignment score: 0.134
Destruction and suffering are in their paths .
Ny fanimbana sy ny fijaliana dia eny amin ' ny lalan'izy ireo .
ROM 3:17     Alignment score: 0.292
These people have not known a way of peace . "
Ireny olona ireny dia tsy nahalala ny lalan ' ny fiadanana .
ROM 3:18     Alignment score: 0.342
" There is no fear of God before their eyes . "
Tsy mba misy tahotra an'Andriamanitra eo anoloan ' ny mason'izy ireo . "
ROM 3:19     Alignment score: 0.295 → 0.295
Now we know
that whatever the law says , it speaks to the ones who are under the law , so that every mouth may be shut , and the whole world held accountable to God .
Ankehitriny dia fantantsika fa na inona na inona lazain ' ny lalàna , dia miantefa any amin'ireo izay ambany lalàna . Izany dia mba hahatonga ny vavan ' ny tsirairay hangina , ary mba hahazo valiny avy amin'Andriamanitra izao tontolo izao .
ROM 3:20     Alignment score: 0.373 → 0.372
For no flesh will be justified by the works of the law in his sight . For through the law comes the knowledge of sin .
Izany dia satria tsy hisy nofo hohamarinina amin ' ny asan ' ny lalàna eo imasony
. Fa amin ' ny alalan ' ny lalàna no hiavian ' ny fahalalana ny fahotana .
ROM 3:21     Alignment score: 0.224 → 0.224
But now apart from the law the righteousness of God has been revealed , to which the Law and the Prophets bear witness

Fa ankehitriny dia nampahafantarina ihany koa ny fahamarinan ' Andriamanitra tsy amin ' ny lalàna . Noporofoin ' ny lalàna sy ireo mpaminany ,
ROM 3:22     Alignment score: 0.491
the righteousness of God through faith in Jesus Christ for all those
who believe . For there is no distinction ,
fa izany , no fahamarinan'Andriamanitra amin ' ny alalan ' ny finoana an'i Jesosy Kristy ho an'izay rehetra mino . Satria tsy misy fanavahana .
ROM 3:23     Alignment score: 0.273
for all have sinned and come
short of the glory of God ,
Fa nanota ny olon - drehetra ka tsy manana ny voninahitr'Andriamanitra ,
ROM 3:24     Alignment score: 0.536 → 0.536
and they are freely justified by his grace through the redemption that is in Christ Jesus .
ary izy ireo dia hamarinina maimaimpoana amin ' ny fahasoavany
amin ' ny alalan ' ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy .
ROM 3:25     Alignment score: 0.37 → 0.369
For God provided Christ Jesus as an atoning sacrifice through faith in his blood . He offered Christ as proof of his justice , because of his disregard of previous sins
Fa Andriamanitra nanome an'i Kristy Jesosy ho fanatitra amin ' ny alalan ' ny finoana ny ràny . Natolony ho porofon ' ny fahamarinany
Kristy , nohon ' ny tsy fijereny ny ota tany aloha
ROM 3:26     Alignment score: 0.271 → 0.3
in his patience . This was to show his righteousness at this present time , so he might be just and the justifier of the one who has faith in Jesus .
amin ' ny faharetany
. Nitranga izany rehetra izany ho fampisehoana ny fahamarinany amin'izao fotoana ankehitriny izao . Izany dia mba hafahany manaporofo fa marina ny tenany , ary mba hanehoana fa Izy dia manamarina ny rehetra noho ny finoana an'i Jesosy .
ROM 3:27     Alignment score: 0.242 → 0.244
Where then is boasting ? It is excluded . Through what kind of law ? Of works ? No , but through a law of faith .
Aiza ary izany ny fireharehana ? Voafafa izany . Fa inona no antony ? Amin ' ny asa ve ? Tsia , fa nohon ' ny finoana .
ROM 3:28     Alignment score: 0.298
We conclude then that a person is justified by faith without works of the law .
Manapa - kevitra izany isika fa ny olona iray dia hamarinina araky
ny finoana tsy misy ireo asan ' ny lalàna .
ROM 3:29     Alignment score: 0.497 → 0.501
Or is God the God of Jews only ? Is he not also the God of Gentiles ? Yes , of Gentiles also .
Sa Andriamanitry ny Jiosy irery ihany ve Andriamanitra ? Moa ve tsy Andriamanitr'ireo Jentilisa koa Izy ? Eny , an ' ny Jentilisa koa .
ROM 3:30     Alignment score: 0.366 → 0.376
If , indeed , God is one , he will justify the circumcision by faith , and the uncircumcision through faith .
Raha , iray tokoa Andriamanitra , dia hohamarininy amin ' ny finoana ireo voafora , ary ireo tsy voafora kosa amin ' ny alalan ' ny finoana .
ROM 3:31     Alignment score: 0.371 → 0.374
Do we then nullify the law through faith ? May it never be ! Instead , we uphold the law .
Foanantsika amin ' ny alalan ' ny finoana ary ve izany ny lalàna ? Tsy hisy mihitsy anie izany ! Fa kosa , mankatoa ny lalàna isika .
ROM 3     Average alignment score: 0.317 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16