Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


1CO 8:1     Alignment score: 0.321 → 0.325
Now concerning food sacrificed to idols : We know
that we all have knowledge . Knowledge puffs up , but love builds up .
Ary mahakasika ny hanina atao sorona ho an ' ny sampy fantantsika fa : " Isika rehetra dia manam - pahalalana . " Ny fahalalana mampirehareha , fa ny fitiavana manangana .


1CO 8:2     Alignment score: 0.173 → 0.243
If anyone thinks he knows something , that person does not yet know as he should know
.
Raha misy olona iray mihevitra ny tenany fa mahafanta - javatra , dia mbola tsy mahafantatra araka izay tokony hahafantarany akory izany olona izany .
1CO 8:3     Alignment score: 0.244 → 0.245
But if anyone loves God , that person is known by him .
Fa raha misy olona iray tia an'Andriamanitra , dia fantany izany olona izany .
1CO 8:4     Alignment score: 0.331 → 0.337
Therefore , concerning the eating of food sacrificed to idols : We know
that an idol in this world is nothing and that there is no God but one .
Koa raha ny mahakasika ny fihinanana sakafo natao sorona ho an ' ny sampy dia fantantsika fa " ny sampy eto amin'izao tontolo izao dia tsinontsinona " ary " fa tsy misy Andriamanitra afa - tsy iray ihany . "
1CO 8:5     Alignment score: 0.248
For even if there were so-called gods , either in heaven or on earth ( just as there are many " gods " and many " lords " ) ,
Fa mety misy ireo mody antsoina hoe andriamanitra , na any an - danitra na ety an - tany , toy ny hamaron'ireo " andriamanitra " sy ny hamaron'ireo " tompo . "
1CO 8:6     Alignment score: 0.35
yet for us there is only one God , the Father , from whom are all things and for whom we live
, and one Lord Jesus Christ , through whom all things exist , and through whom we exist .
Fa ho antsika , " Iray ihany no Andriamanitra dia ilay Ray , izay avy aminy ny zavatra rehetra , ary Izy no antony hivelomantsika , ary iray no Tompo Jesosy Kristy , izay tamin ' ny alalany no nisian ' ny zavatra rehetra , ary tamin ' ny alalany no nisiantsika . "
1CO 8:7     Alignment score: 0.295 → 0.32
However , this knowledge is not in everyone . Instead , some previously practiced idol worship , and they eat this food as if it were something sacrificed to an idol . Their conscience is thereby defiled because it is weak .
Na izany aza , izany fahalalana izany dia mbola tsy ao amin ' ny tsirairay . Fa kosa , ny sasany teo aloha dia nampihatra ny fanompoan
- tsampy , dia nihinana izany sakafo izany toy ny hoe zavatra natao sorona ho an ' ny sampy izany . Noho izany dia simba ny fieritreretan'izy ireo satria malemy izany .
1CO 8:8     Alignment score: 0.331 → 0.332
But food will not present us to God . We are not worse if we do not eat , nor better if we do eat it .
Fa tsy ny hanina no hanolotra antsika eo amin'Andriamanitra . Fa tsy ratsy indrindra isika raha tsy mihinana , na koa hoe tsara kokoa raha mihinana izany .
1CO 8:9     Alignment score: 0.203 → 0.205
But take care that your freedom does not become
a reason for someone who is weak in faith to stumble .
Tandremo mba tsy ny fahalalanareo no antony hahatonga ireo olona osa ara - pinoana ho tafintohina .
1CO 8:10     Alignment score: 0.259 → 0.278
For suppose that someone sees you , who have knowledge , eating a meal in an idol 's temple . Is not his weak conscience emboldened to eat what is offered to idols ?
Fa ataovy toy ny hoe misy mahita ianao , izay manam - pahalalana , mihinana ny sakafo ao amin ' ny tempolin
' ny sampy . Tsy ny fahalemen ' ny fieritreretany ve no nasahiany hihinana izay natolotra ho an ' ny sampy ?
1CO 8:11     Alignment score: 0.333 → 0.337
So because of your understanding about the true nature of idols , the weaker one , the brother for whom Christ died , is destroyed .
Koa nohon ' ny fahalalanao
ny toetra marina momba ny sampy , dia very ilay rahalahy malemy finoana iray , izay nahafatesan'i Kristy .
1CO 8:12     Alignment score: 0.325 → 0.325
Thus
, when you sin against your brothers and wound their weak consciences , you sin against Christ .
Noho izany , rehefa manota amin ' ny rahalahinareo ianareo ka mandratra ny saina malemin'izy ireo , dia manota manohitra an'i Kristy ianareo .
1CO 8:13     Alignment score: 0.346
Therefore , if food causes my brother to stumble , I will never eat meat again , so that I may not cause
my brother to fall .
Noho izany , raha ny sakafo no mahatonga ny rahalahiko ho tafintohina , dia tsy hihinan - kena intsony aho , mba tsy avy amiko no hahalavo ny rahalahiko .
1CO 8     Average alignment score: 0.305 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16