Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 4:1     Alignment score: 0.586
King Solomon was king over all Israel .
Mpanjaka teo amin'Israely rehetra i Solomona Mpanjaka .


1KI 4:2     Alignment score: 0.605
These were his officials : Azariah son of Zadok was the priest .
Ireto ireo manam - pahefany
: Azaria zanak'i Zadoka no mpisorona .
1KI 4:3     Alignment score: 0.478 → 0.494
Elihoreph and Ahijah sons of Shisha , were secretaries . Jehoshaphat son of Ahilud was the recorder .
Elihorefa sy Ahia zanak'i
Sisa , no mpitan - tsoratra . Josafata zanak'i Ahiloda no mpitam - boky .
1KI 4:4     Alignment score: 0.739
Benaiah son of Jehoiada was over the army . Zadok and Abiathar were priests .
Benaia zanak'i Joiada no nisahana ny tafika . Zadoka sy Abiatara no mpisorona .
1KI 4:5     Alignment score: 0.561
Azariah son of Nathan was over the officers . Zabud son of Nathan was a priest and the king 's friend .
Azaria zanak'i Natana no nifehy ireo manam - pahefana . Zaboda zanak'i Natana dia mpisorona sy naman ' ny mpanjaka .
1KI 4:6     Alignment score: 0.365 → 0.416
Ahishar was over the household . Adoniram son of Abda was over the men who were subjected to forced labor .
Ahisara no nifehy ny tokan
- trano . Adonirama zanak'i Abda dia teo amin'ireo olona izay no nifehy ireo mpanao asa an - terivozona .
1KI 4:7     Alignment score: 0.419
Solomon had twelve officers over all Israel , who provided food for the king and his household . Each man had to make provision for one month in the year .
Nanana manam - pahefana roa ambin ' ny folo i Solomona manerana an'Israely rehetra , izay niantoka ny sakafo ho an ' ny mpanjaka sy ny ankohonany
. Ny lehilahy tsirairay avy dia niantoka ny tahirin - tsakafo mandritra ny iray volana ao anatin ' ny taona .
1KI 4:10     Alignment score: 0.727 → 0.732
Ben - Hesed , in Arubboth ( to him belonged Sokoh
and all the land of Hepher ) ;
Beni - haseda , tao Arobota ( Azy i Soko sy ny tany rehetra tao Hefera ) ;
1KI 4:11     Alignment score: 0.707 → 0.694
Ben - Abinadab , in all Naphoth Dor ( he had Taphath the daughter of Solomon as his wife ) ;
Beni - Abinadaba , teo amin ' ny distrikan'i Dora rehetra ( Tafata zanaka vavin'i Solomona no vadiny ) ;
1KI 4:12     Alignment score: 0.602 → 0.604
Baana
son of Ahilud , in Taanach and Megiddo , and all Beth Shan that is beside Zarethan below Jezreel , from Beth Shan to Abel Meholah as far as the other side of Jokmeam ;
Bana zanak'i Ahiloda , tao Tanaka sy Megido , sy Beti - sana rehetra izay teo akaikin'i Zaretana ambanin'i Jezirela , avy eo Beti - sana ka hatrany Abela - mehola lavitry ny rivon'i Jokneama ;
1KI 4:13     Alignment score: 0.52 → 0.534
Ben - Geber , in Ramoth Gilead ( to him belonged the towns of Jair son of Manasseh , that are in Gilead , and the region of Argob belonged to him , which is in Bashan , sixty great cities with walls and bronze gate bars ) ;
Beni - gabera
tao Ramota - gileada ( Azy ny tananan'i Jaïra zanak'i Manase , izay tao Gileada , ary ny faritr'Argoba dia azy , izay tany Basana , tanàna lehibe enimpolo misy rindrina sy hidim - baravarana varahina ) ;
1KI 4:14     Alignment score: 0.786
Ahinadab son of Iddo , in Mahanaim ;
Ahinadaba zanak'i Ido , tao Mahanaima ;
1KI 4:15     Alignment score: 0.75 → 0.752
Ahimaaz , in Naphtali ( he also married Basemath the daughter of Solomon as his wife ) ;
Ahimaza , tao Naftaly ( novadiany ihany koa i Basemata zanaka vavin'i Solomona ) ;
1KI 4:16     Alignment score: 0.816
Baana
son of Hushai , in Asher and Bealoth ;
Bana zanak'i Hosay , tao Asera sy Bealota ;
1KI 4:17     Alignment score: 0.801
Jehoshaphat son of Paruah , in Issachar ;
Josafata zanak'i Paroa , tao Isakara ;
1KI 4:18     Alignment score: 0.709
Shimei son of Ela , in Benjamin ;
Simey zanak'i Ela , tao Benjamina ;
1KI 4:19     Alignment score: 0.522
and Geber son of Uri , in the land of Gilead , the country of Sihon king of the Amorites and of Og king of Bashan , and he was the only deputy who was in the land .
ary Gabera
zanak'i Ory , any amin ' ny tanin'i Gileada , tanànan'i Sihona mpanjakan ' ny Amorita sy Oga mpanjakan'i Basana , ary izy irery no manam - pahefana izay tao amin ' ny tany .
1KI 4:20     Alignment score: 0.333 → 0.353
Judah and Israel were as numerous as the sand by the sea . They were eating and drinking and were rejoicing .
Joda sy Israely dia maro toy ny fasika amoron - dranomasina . Nihinana sy nisotro izy ireo ary faly .
1KI 4     Average alignment score: 0.578 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22