Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 9:1     Alignment score: 0.406
After Solomon had finished building the house of Yahweh and the king 's palace , and after he had accomplished all that he desired to do ,
Rehefa vitan'i
Solomona ny fananganana ny tranon'i Yaveh sy ny lapan ' ny mpanjaka , ary rehefa nahatanteraka izay rehetra niriany ho vita izy ,


1KI 9:2     Alignment score: 0.602
Yahweh appeared to Solomon a second time , as he had appeared to him at Gibeon .
dia niseho fanindroany tamin'i Solomona i Yaveh , tahaka ny nisehoany taminy tao Gibeona .
1KI 9:3     Alignment score: 0.358 → 0.368
Then Yahweh said to him , " I have heard your prayer and your request for favor that you have made before me . I have set apart this house , which you have built , to myself , to put my name there forever . My eyes and my heart will be there for all time .
Ary hoy Yaveh taminy hoe : " Efa reko ny vavakao
sy ny fangatahanao izay nataonao teo anatrehako . Efa natokako ho Ahy , ity trano izay natsanganao ity , mba hametrahako ny anarako ho ao mandrakizay . Ny masoko sy ny foko dia ho eo foana amin ' ny fotoana rehetra .
1KI 9:4     Alignment score: 0.271 → 0.297
As for you , if you walk before me as David your father walked in integrity of heart and in uprightness , obeying all that I have commanded you and keeping my statutes and my decrees ,
Ary ianao , raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehan'i Davida rainao
tamin ' ny fahitsim - po sy tamin ' ny fahamarinana , hankato izay nandidiako anao rehetra ary hitandrina ireo lalàko sy ireo didiko ,
1KI 9:5     Alignment score: 0.336
then I will establish the throne of your kingdom over Israel forever , as I promised David your father , saying , ' A descendant
of yours will never fail to be on the throne of Israel . '
dia hametraka ny sezan ' ny fiandrianan ' ny fanjakanao eo amin ' ny Israely mandrakizay aho , tahaka ny nampanantenaiko tamin'i Davida rainao , hoe : ' Ny taranakao dia tsy hiala eo amin ' ny seza fiandrian'Israely mihitsy . '
1KI 9:6     Alignment score: 0.304 → 0.304
But if you turn away , you or your children , and do not keep my commandments and my statutes that I have placed before you , and if you go and worship other gods and bow down to them ,
Fa raha mivily ianao , ianao na ireo zanakao , ka tsy mitandrina ireo didiko sy ireo lalàko izay napetrako
eo anatrehanao , ary raha mandeha ka manompo andriamani - kafa ary miankohoka eo amin'izy ireo ianao ,
1KI 9:7     Alignment score: 0.208 → 0.211
then will I cut off Israel from off the ground that I have given them ; and this house that I have set apart to my name , I will cast it out of my sight , and Israel will become an example to be mocked and an object of ridicule among all peoples .
dia ho esoriko amin ' ny tany izay nomeko azy ireo Israely ; ary ity trano izay efa natokako ho an ' ny anarako ity , dia ho esoriko tsy ho hitan
' ny masoko , ary Israely dia ho tonga tahaka ny zavatra faneso sy hihomehezana eo amin'ireo vahoaka rehetra .
1KI 9:8     Alignment score: 0.37
This temple will become
a heap of ruins , and everyone who passes by it will be shocked and will hiss . They will ask , ' Why has Yahweh done this to this land and to this house ? '
Ho rava ho antontam - bato ity tempoly ity , ary izay rehetra mandalo eo amin'izany dia ho gaga ka hisiotsioka . Hanontany izy ireo hoe : ' Nahoana i Yaveh no nanao izao tamin'ity tany sy trano ity ? '
1KI 9:9     Alignment score: 0.425 → 0.432
Others will answer , ' Because they abandoned Yahweh , their God , who had brought their ancestors out of the land of Egypt , and they laid hold
of other gods and bowed down to them and worshiped them . That is why Yahweh has brought all this disaster on them . ' "
Ny hafa hamaly hoe : ' Satria nahafoy an'i Yaveh Andriamaniny izy ireo , izay nitondra ny razam - ben'izy ireo nivoaka ny tany Egypta , ary nifikitra tamin'ireo andriamani - kafa ka niankohoka ary nanompo azy ireo . Izany no antony nitondran'i Yaveh izany loza rehetra izany tamin'izy ireo . ' "
1KI 9:10     Alignment score: 0.437 → 0.461
It came
about at the end of twenty years that Solomon had finished building the two buildings , the temple of Yahweh and the king 's palace .
Rehefa tapitra ny roapolo taona izay nahavitan'i Solomona ny fananganana ireo trano lehibe roa , ny tempolin'Yaveh sy ny lapan ' ny mpanjaka .
1KI 9:11     Alignment score: 0.551 → 0.581
Now Hiram , the king of Tyre , had furnished Solomon with cedar and cypress trees , and with gold all that Solomon desired so King Solomon gave Hiram twenty cities in the land of Galilee .
Ary Hirama mpanjakan'i Tyra
, dia namatsy hazo sedera sy kypreso , ary volamena an'i Solomona - izay rehetra nirian'i Solomona _ ka dia nomen'i Solomona Mpanjaka tanàna roapolo tao amin ' ny tanin'i Galilia i Hirama .
1KI 9:12     Alignment score: 0.438
Hiram came out from Tyre to see the cities that Solomon had given him , but they did not please him .
Nivoaka avy tao Tyro i Hirama mba hijery ireo tanàna izay nomen'i
Solomona azy , kanefa tsy nahafaly azy izany .
1KI 9:13     Alignment score: 0.304 → 0.415
So Hiram said , " What cities are these which you have given me , my brother ? " Hiram called them the Land of Kabul , which they are still called today .
Ary hoy i Hirama : " Fa tanàna inona ireto omenao ahy ireto , ry rahalahiko ? " Nantsoin'i
Hirama hoe Tany Kobola ireo , izay mbola hiantsoana azy ireo hatrany mandraka androany .
1KI 9:14     Alignment score: 0.518 → 0.68
Hiram had sent to the king 120 talents of gold .
Nampanatitra talenta volamena 120 ho an ' ny mpanjaka i Hirama .
1KI 9:15     Alignment score: 0.451
This is the account of the forced labor which King Solomon imposed to build the temple of Yahweh and his own palace , the Millo , the wall of Jerusalem , and Hazor , and Megiddo , and Gezer .
Izao manaraka izao no anton
' ny fitakiana amin ' ny asa izay napetrak'i Solomona Mpanjaka : mba hananganana ny tempolin'Yaveh sy ny lapany , mba hananganana an'i Milo sy ny rindrin'i Jerosalema , ary ny mba hananganana ny manda fiarovan'i Hazora , Megido , ary Gazera .
1KI 9:16     Alignment score: 0.533
Pharaoh king of Egypt had gone up and taken Gezer . He burned it and killed the Canaanites in the city . Then Pharaoh gave the city to his daughter
, Solomon 's wife , as a wedding gift .
Niakatra ary naka an'i Gazera i Farao mpanjakan'i Egypta . Nodorany izany ary novonoiny ireo Kananita tao an - tanàna . Ary dia nomen'i Farao an ' ny zanany vavy , vadin'i Solomona , ho fanomezana ho an ' ny fampiakaram - bady ny tanàna .
1KI 9:17     Alignment score: 0.591 → 0.607
So Solomon rebuilt
Gezer and Beth Horon the Lower ,
Ka dia naverin'i Solomona natsangana i Gazera sy Beti - horona Ambany ,
1KI 9:18     Alignment score: 0.536
Baalath and Tamar in the wilderness in the land of Judah ,
Baleta sy Tadmora any an'efitra any amin ' ny tany Joda ,
1KI 9:19     Alignment score: 0.39 → 0.417
and all the store cities that he possessed , and the cities for his chariots and the cities for his horsemen , and whatever he wished to build
for his pleasure in Jerusalem , in Lebanon , and in all the lands under his rule .
sy ireo tanàna fitehirizana rehetra izay nananany , sy ireo tanànan'ireo kalesiny ary ireo tanànan ' ny mpitaingin - tsoavaliny , ary izay rehetra niriany ho atsangana ho fahafinaretany tao Jerosalema , tao Libanona , ary tamin ' ny tany rehetra eo ambanin ' ny fifehezany .
1KI 9:20     Alignment score: 0.511
As for all the people who were left of the Amorites , the Hittites , the Perizzites , the Hivites , and the Jebusites , who were not of the people of Israel ,
Ary ireo vahoaka rehetra sisa tavela tamin'ireo Amorita , Hitita
, Perizita , Hivita , ary Jebosita , izay tsy vahoakan ' ny Israely ,
1KI 9:21     Alignment score: 0.293
their descendants who were left after them in the land , whom the people of Israel were not able to totally destroy Solomon made them into forced laborers , which they are to this day .
ireo taranak'izy ireo izay tavela niaraka tamin'izy ireo tao amin ' ny tany , izay tsy vitan ' ny olon'Israely ny nandrava azy tanteraka _ nataon'i
Solomona mpiasa an - terivozona izy ireo , mandraka androan .
1KI 9:22     Alignment score: 0.384 → 0.384
However , Solomon made no forced laborers of the people of Israel . They were his soldiers , his servants , his officials , his officers , and commanders
of his chariot forces and his horsemen .
Na dia izany aza , dia tsy nataon'i Solomona mpiasa an - terivozona ireo vahoakan ' ny Israely . Fa kosa , lasa miaramilany sy mpanompony , manam - pahefany , sy manam - boninahiny ary mpifehy ireo kalesiny ary mpitaingin - tsoavaliny izy ireo .
1KI 9:23     Alignment score: 0.361 → 0.371
These were also the chief officers managing the supervisors who were over Solomon 's works , 550 of them , who supervised the people who did the work .
Ireto ihany koa ireo lehiben ' ny manam - pahefany
misahana ireo mpanara - maso izay teo amin ' ny asan'i Solomona , 550 tamin'izy ireo , izay nanara - maso ny vahoaka izay niasa .
1KI 9:24     Alignment score: 0.529 → 0.539
Pharaoh 's daughter moved from the city of David to the house that Solomon had built for her . Later , Solomon built the Millo .
Nifindra avy tao amin ' ny tananàn'i Davida mba ho any amin ' ny trano izay natsangan'i
Solomona ho azy ny zanaka vavin'i Farao . Taty aoriana , dia nanangana an'i Milo i Solomona .
1KI 9:25     Alignment score: 0.485 → 0.483
Three times each year Solomon offered burnt offerings
and peace offerings on the altar that he built for Yahweh , burning incense with them on the altar that was before Yahweh . So he completed the temple and was now using it .
Manolotra fanatitra dorana sy fanati - pihavanana in - telo isan - taona eo ambonin ' ny alitara izay naoriny ho an'i Yaveh i Solomona , mandoro ditin - kazo manitra miaraka amin'ireo eo ambony alitara izay eo anatrehan'i Yaveh . Ka vitany ny tempoly ary ampiasainy izany ankehitriny .
1KI 9:26     Alignment score: 0.497 → 0.565
King Solomon built a fleet of ships in Ezion Geber , which is near Elath on the shore of the Red Sea , in the land of Edom .
Nanamboatra andian - tsambo tao Ezion
- gebera i Solomona Mpanjaka , izay akaikin ' Elota , teo amoron ' ny Ranomasina Mena , tao amin ' ny tany Edoma .
1KI 9:27     Alignment score: 0.534
Hiram sent servants to Solomon 's fleet , sailors who were familiar with the sea , with Solomon 's own servants .
Nandefa mpanompo ho an ' ny andian - tsambon'i Solomona i Hirama , tantsambo izay nahay ny ranomasina , niaraka tamin'ireo mpanompon'i
Solomona .
1KI 9:28     Alignment score: 0.635
They went to Ophir with servants of Solomon . From there they brought back 420 talents of gold for King Solomon .
Nandeha tany Ofira niaraka tamin'ireo mpanompon'i
Solomona izy ireo . Avy any no nitondran'izy ireo talenta volamena 420 ho an'i Solomona Mpanjaka .
1KI 9     Average alignment score: 0.438 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22