Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 6:1     Alignment score: 0.48 → 0.521
So Solomon began to build
the temple of Yahweh . This happened in the 480 th year after the people of Israel came out of the land of Egypt , in the fourth year of Solomon 's reign over Israel , in the month of Ziv , which is the second month .
Ary i Solomona nanomboka nanamboatra ny tempolin'i Yaveh . Izao no niseho tamin ' ny taona faha 480 taorian ' ny nialan ' ny zanak'Israely tamin ' ny tany Egypta , tamin ' ny taona faha efatra no nanjaka teo amin ' ny Israely i Solomona , tamin ' ny volana Ziva , izay volana faharoa .


1KI 6:2     Alignment score: 0.609 → 0.609
The temple that King Solomon built for Yahweh was sixty cubits long , twenty cubits wide , and thirty cubits high .
Ny tempoly izay namboarin'i
Solomona Mpanjaka ho an'i Yaveh dia enimpolo hakiho ny halavany , roapolo hakiho ny sakany , ary telopolo hakiho ny hahavony .
1KI 6:3     Alignment score: 0.52 → 0.526
The portico in front of the temple 's main hall was twenty cubits in length , equal to the width of the temple , and ten cubits deep in front of the temple .
Ny lavarangana eo anoloan ' ny efitrano lehiben ' ny tempoly dia roapolo hakiho ny halavany , mitovy amin ' ny sakan
' ny tempoly , ary folo hakiho halaliny eo anoloan ' ny tempoly .
1KI 6:4     Alignment score: 0.248 → 0.252
For the house he made windows with frames that made them more narrow at the outside than on the inside .
Ireo varavaran - kelin ' ny trano dia nataony tery rafitra noho ny anatiny
ny ivelany .
1KI 6:5     Alignment score: 0.245 → 0.245
Against the walls of the main chamber he built rooms around it , around both the outer room and the inner room . He built rooms all around the sides .
Nanamboarany efitra ny manodidina ireo rindrin
' ny efitrano lehibe , manodidina ny ivelany sy ny anatin ' ny efitra . Nasiany efitra ny manodidina ireo sisiny rehetra .
1KI 6:6     Alignment score: 0.397 → 0.397
The lowest story was five cubits wide , the middle was six cubits wide , and the third was seven cubits wide . For on the outside he made offsets in the wall of the house all around so that the beams would not be inserted in the walls of the house .
Ny ambany indrindra dia dimy hakiho ny sakany , ny afovoany
dia enina hakiho ny sakany , ary ny farany dia fito hakiho ny sakany . Fa ny ivelany dia nahenany ny rindrina manodidina ny trano rehetra mba tsy hisaraka amin'ireo andry amin ' ny rindrin ' ny trano .
1KI 6:7     Alignment score: 0.216 → 0.222
The house was built of stones prepared at the quarry . No hammer , ax , or any iron tool was heard in the house while it was being built .
Vato voapaika no nanamboarana ny trano . Tsy nisy tantantana , famaky , na vy maranitra heno tao an - trano tamin ' ny nanamboarana azy .
1KI 6:8     Alignment score: 0.265
On the south side of the temple there was an entrance at the ground level , then one went up by stairs to the middle level , and from the middle to the third level .
Ny avy any atsimon ' ny tempoly dia nisy fidirana tao amin ' ny rihana ambany , nisy tohatra iray fiakarana mankany amin ' ny rihana voalohany , ary avy eo afovoany
no miakatra mankany amin ' ny rihana faharoa .
1KI 6:9     Alignment score: 0.472 → 0.494
So Solomon built the temple and finished it ; he covered the house with beams and planks of cedar .
Koa namboarin'i
Solomona ny tempoly ary novitainy izany ; norakofany andry sy hazo sedera fisaka ilay trano .
1KI 6:10     Alignment score: 0.329 → 0.347
He built the side rooms against the inner chambers of the temple , each side five cubits high ; they were joined to the house with timbers of cedar .
Namboariny teo ampitan ' ny efitranon ' ny tempoly ireo efitra an - daniny , dimy hakiho isaky ny an - daniny ; ka hazo sedera
no nampifandray ny trano sy ny hazo sedera .
1KI 6:11     Alignment score: 0.532 → 0.532
The word of Yahweh came to Solomon , saying ,
Tonga tamin'i Solomona ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
1KI 6:12     Alignment score: 0.321 → 0.329
" Concerning this temple which you are building , if you walk in my statutes and do justice , keep all my commandments and walk in them , then I will confirm my promise with you that I had made to David your father .
" Ny momba ity tempoly izay namboarinao ity , raha handeha araka ny lalàko sy hanao ny rariny ianao , hitandrina ny didiko rehetra ary hanaraka izany , dia hamafisiko aminao ny fampanantenana izay nataoko tamin'i Davida rainao
.
1KI 6:13     Alignment score: 0.34 → 0.342
I will live among the people of Israel and will not abandon them . "
Hitoetra eo amin ' ny vahoakan'Israely Aho ary tsy hahafoy azy ireo . "
1KI 6:14     Alignment score: 0.332 → 0.343
So Solomon built the house and finished it .
Ka namboarin'i
Solomona ny tempoly ary novitainy izany .
1KI 6:15     Alignment score: 0.239 → 0.242
Then he built the interior walls of the house with boards of cedar . From the floor of the house to the ceiling , he covered them on the inside with wood , and he covered the floor of the house with cypress boards .
Avy eo dia namboariny tamin'ireo hazo sedera ny rindrina tao anatin
' ny trano . Hatramin ' ny tany ka hatramin ' ny valin - drihana , dia norakofany hazo ny tao anatin'ireo , ary hazo kypreso no nanaromany ny ambany .
1KI 6:16     Alignment score: 0.318 → 0.317
He built twenty cubits onto the rear of the house with boards of cedar from the floor to the ceiling . He built this room to be the inner room , the most holy place .
Nataony roapolo hakiho hatreo an - damosin ' ny trano misy hazo sedera hatrany ambany ka hatrany amin ' ny valin - drihana
. Nataony ho efitra anatiny izany efitra izany , ilay toerana masina indrindra .
1KI 6:17     Alignment score: 0.466 → 0.465
The main hall , that is , the holy place that was in front of the most holy place , was forty cubits long .
Ny efi - trano lehibe , izay toerana masina eo anoloan ' ny toerana masina indrindra , dia efapolo hakiho ny halavany .
1KI 6:18     Alignment score: 0.265 → 0.278
There was cedar inside the house , carved in the shape of gourds and open flowers . All was cedar inside . No stonework was visible on the inside .
Nisy sedera tao anatin ' ny trano , voasokitra niendrika voatango sy voninkazo mivelatra . Sedera daholo ny ao anatiny
. Tsy nisy rafi - bato tazana tao anatiny .
1KI 6:19     Alignment score: 0.301
Solomon prepared the inner room inside the house in order to place the ark of the covenant of Yahweh there .
Nanomana ny efitrano anatiny tao anatin'ilay trano mba hametrahana ny fiara faneken'i
Yaveh tao i Solomona .
1KI 6:20     Alignment score: 0.629
The inner room was twenty cubits in length , twenty cubits in width , and twenty cubits in height . Solomon overlaid the walls with pure gold and covered the altar with cedar wood .
Ny efitrano anatiny dia roapolo hakiho ny halavany , roapolo hakiho ny sakany , ary roapolo hakiho ny hahavony
. Nofenoin'i Solomona volamena tsy misy fangarony ireo rindrina ary norakofany hazo sedera ny alitara .
1KI 6:21     Alignment score: 0.37 → 0.37
Solomon overlaid the inside of the temple with pure gold , and he placed chains of gold across the front of the inner room , and overlaid the front with gold .
Nofenoin'i Solomona volamena tsy mifangaro ny anatin ' ny tempoly ary nampiany
rojom - bolamena teo anoloanan ' ny efitrano anatiny ary nofenoina volamena ny anoloana .
1KI 6:22     Alignment score: 0.412 → 0.427
He overlaid the entire interior with gold until all the temple was finished . He also overlaid with gold the whole altar that belonged to the inner room .
Ny anatiny manontolo dia norakofany volamena mandra - pahavitan ' ny Tempoly rehetra . Nofenoiny volamena ihany koa manerana ny alitara izay ao amin ' ny efitrano anatiny .
1KI 6:23     Alignment score: 0.468 → 0.482
Solomon made two cherubim of olivewood , each ten cubits high , for the inner room .
Nanamboatra kerobima roa tamin ' ny hazo oliva i Solomona , samy folo hakiho avy ny halavany
, ho an ' ny efitra anatiny .
1KI 6:24     Alignment score: 0.334 → 0.362
One wing of the first cherub was five cubits long and its other wing was also five cubits long . So from the tip of one wing to the tip of the other there was a distance of ten cubits .
Ny elatry
ny kerobima iray dia folo hakiho ny halavany , ary ny elany hafa dia dimy hakiho ihany koa . Ny halavirana eo amin ' ny tendron ' ny elatra iray hatrany amin ' ny tendron ' ny elatra hafa .
1KI 6:25     Alignment score: 0.192
The other cherub also had a wingspan of ten cubits . Both the cherubim were of the same dimensions and shape .
Ny tendron ' ny elatra
anankiray ka hatramin ' ny tendron ' ny elatra anankiray dia manana elanelana folo hakiho . Ilay kerobima hafa dia manana elatra folo hakiho .
1KI 6:26     Alignment score: 0.308 → 0.313
The height of one cherub was ten cubits and the other cherub was the same .
Ny kerobima roa dia samy mitovy refy sy endrika
. Ny hahavon ' ny kerobima iray dia folo hakiho ary tahaka izany koa ilay kerobima hafa .
1KI 6:27     Alignment score: 0.321 → 0.37
Solomon placed the cherubim in the innermost room . The wings of the cherubim were stretched out so that the wing of one touched one wall and the wing of the other cherub touched the other wall . Their wings touched one another in the middle of the most holy place .
Napetrak'i Solomona teo afovoan ' ny trano ny kerobima . Navelatra ireo elatry
ny kerobima mba hikasihan ' ny elatra ny iray amin ' ny rindrina iray ary elatr'ilay kerobima hafa hikasika ilay rindrina hafa . Nifampikasoka teo afovoan'ilay toerana masina indrindra ny elatr'izy ireo .
1KI 6:28     Alignment score: 0.731
Solomon overlaid the cherubim with gold .
Norakofan'i Solomona tamin ' ny volamena ny kerobima .
1KI 6:29     Alignment score: 0.308 → 0.326
He carved all the walls of the house around about with figures of cherubim , palm trees , and open flowers , in the outer and inner rooms .
Noravahany
tamin'ireo sarin ' ny kerobima ireo rindrina rehetra manodidina ny trano , hazon - drofia , ary voninkazo mamelana , ny ivelany sy ny anatin'ireo efitra .
1KI 6:30     Alignment score: 0.431 → 0.432
Solomon overlaid the floor of the house with gold , in both the outer and inner rooms .
Norakofan'i Solomona tamin ' ny volamena ny gorodona , ny efitra ivelany sy ny anatiny .
1KI 6:31     Alignment score: 0.358 → 0.341
Solomon made doors of olivewood for the entrance to the inner room . The lintel and doorposts had five indented sections .
Namboarin'i
Solomona tamin ' ny hazon ' ny oliva ireo varavarana fidirana mankao amin ' ny efitra anatiny . Ny tolàna sy ny lelam - baravarana dia ampahadimin'ireo faritra natao .
1KI 6:32     Alignment score: 0.375 → 0.381
So he made two doors of olivewood , and he made on them carvings of cherubim , palm trees , and open flowers . He overlaid them with gold and he spread the gold on the cherubim and palm trees .
Dia nanamboatra varavarana roa tamin ' ny hazon ' ny oliva izy , ary nampiany
sary sokitry ny kerobima teo amin'izany , hazon - drofia , ary voninkazo mamelana . Norakofany tamin ' ny volamena ireo ary naparitany volamena teo amin ' ny kerobima ary hazon - drofia .
1KI 6:33     Alignment score: 0.396 → 0.396
In this way , Solomon also made for the temple entrance doorposts of olive wood having four indented sections
Toy izany koa , namboarin'i
Solomona tamin ' ny hazo oliva ireo andrim - baravarana fidirana ao an - tempoly izay mizara efatra
1KI 6:34     Alignment score: 0.538
and two doors of cypress wood . The two leaves of the one door were folding and the two leaves of the other door were folding .
ary ny varavarana roa dia hazo kypreso . Ireo kopaka roan ' ny varavarana dia mivalona ary ireo kopaka roan ' ny varavarana hafa dia mivalona .
1KI 6:35     Alignment score: 0.305
He carved on them cherubim , palm trees , and open flowers , and he evenly overlaid gold on the carved work .
Nasiany sary sokitra kerobima teo amin'izy ireo , hazon - drofia , ary voninkazo mivelatra , ary manisy volamena eo amin ' ny asa - sokitra matetika izy .
1KI 6:36     Alignment score: 0.519
He built the inner courtyard with three rows of cut stone and a row of cedar beams .
Namboariny tamin ' ny vato voapaika andalana telo ny kianja tao anatiny ary andry sedera iray andalana .
1KI 6:37     Alignment score: 0.379
The foundation of the house of Yahweh was laid in the fourth year , in the month of Ziv .
Ny fanorenana ny tranon'i Yaveh dia napetraka tamin ' ny taona faha efatra , tamin ' ny volan
' ny Ziva .
1KI 6:38     Alignment score: 0.334 → 0.408
In the eleventh year , in the month of Bul , which is the eighth month , the house was finished in all its parts and conforming to all its specifications . Solomon took seven years to build
the temple .
Tamin ' ny taona faha - iraika ambin ' ny folo , tamin ' ny volan'i Bola , izay volana fahavalo , dia vita tanteraka tamin ' ny lafiny rehetra sy ny famaritana rehetra ny trano . Nandany fito taona i Solomona nanamboatra ny tempoly .
1KI 6     Average alignment score: 0.388 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22