Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 19:1     Alignment score: 0.545
Ahab told Jezebel all that Elijah had done and how he had killed all the prophets with the sword .
Nolazain'i Ahaba tamin'i Jezebela avokoa izay rehetra nataon'i
Elia sy ny namonoany ireo mpaminany rehetra tamin ' ny sabatra .


1KI 19:2     Alignment score: 0.387 → 0.391
Then Jezebel sent a messenger
to Elijah , saying , " So may the gods do to me , and more also , if I do not make your life like the life of one of those dead prophets by tomorrow about this time . "
Ary Jezebela nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Elia , nilaza hoe : " Hataon'ireo andriamanitra amiko anie izany , eny mihoatra noho izany aza , raha tsy hataoko ho toy ny ain ' ny anankiray tamin'ireny mpaminany izay maty ireny ny ainao rahampitso amin ' ny ora toy izao . "
1KI 19:3     Alignment score: 0.486
When Elijah heard that , he arose
and fled for his life and came to Beersheba , which belongs to Judah , and left his servant there .
Rehefa ren'i Elia izany , dia nitsangana izy ka lasa nandositra namonjy ny ainy ary nakany Beri - sheba , izay an'i Joda , ary navelany teo ny mpanompony .
1KI 19:4     Alignment score: 0.391 → 0.391
But he himself went a day 's journey into the wilderness , and came and sat down under a broom tree . He requested for himself that he might die , and said , " It is enough , now , Yahweh ; take away my life , for I am no better than my dead
ancestors . "
Fa izy nandeha lalana indray andro tany an'efitra , dia tonga ary nipetraka teo ambany hazo kifafambohitra . Nangataka ny ho faty izy , ka nanao hoe : " Ampy izay , ankehitriny , ry Yaveh ; esory ny aiko , satria tsy tsara noho ireo razambeko aho . "
1KI 19:5     Alignment score: 0.396 → 0.403
So he lay down and slept under a broom tree . Suddenly an angel touched him and said to him , " Get up and eat . "
Ka dia nandry nitsilany teo ambany kifafambohitra izy . Tampoka teo dia nisy anjely nikasika azy ka niteny taminy hoe : " Mifohaza ary mihinàna . "
1KI 19:6     Alignment score: 0.457
Elijah looked , and near his head was bread that had been baked on coals and a jug of water . So he ate and drank
and then lay down again .
Nijery i Elia , ary teo akaikin ' ny lohany dia nisy mofo voahendy tamin ' ny vato mahamay sy rano iray tavoara . Ary nihinana sy nisotro izy ka nandry nitsilany indray .
1KI 19:7     Alignment score: 0.444 → 0.444
The angel of Yahweh came again a second time and touched him and said , " Get up and eat , because the journey will be too much for you . "
Tonga fanindroany indray ilay anjelin'i Yaveh , ka nikasika azy ary niteny hoe : " Miharena ary mihinàna , satria ho lava aminao ny dia . "
1KI 19:8     Alignment score: 0.525
So he arose
and ate and drank , and he traveled in the strength of that food forty days and forty nights to Horeb , the mountain of God .
Ka nitsangana izy ary nihinana sy nisotro , ary nandeha tamin ' ny hery azony tamin'izany sakafo izany nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina ho any Horeba , ilay tendrombohitr'Andriamanitra .
1KI 19:9     Alignment score: 0.328 → 0.346
He went to a cave there and prepared to stay overnight in it . Then the word of Yahweh came
to him and said to him , " What are you doing here , Elijah ? "
Nandeha tao amin ' ny zohy iray tany izy ary nitoetra tao amin'izany . Dia tonga taminy ny tenin'i Yaveh ary nilaza taminy hoe : " Inona no ataonao ato , ry Elia ? "
1KI 19:10     Alignment score: 0.449 → 0.448
Elijah replied , " I have been very zealous for Yahweh , God of hosts , because the people of Israel have abandoned your covenant , destroyed your altars , and killed your prophets with the sword . Now I , only I , am left and they are also trying to take my life . "
Elia namaly hoe : " Be zotom - po ho an'i Yaveh , Andriamanitra tompon ' ny maro aho , satria efa nahafoy ny fanekenao
ny olon'Israely , nandrava ireo alitaranao , ary namono ireo mpaminaninao tamin ' ny sabatra . Ankehitriny izaho , dia izaho irery , no sisa tavela ary mikasa ny hifofo ny aiko koa izy ireo . "
1KI 19:11     Alignment score: 0.481 → 0.508
Yahweh replied , " Go out and stand on the mountain
before me . " Then Yahweh passed by , and a very strong wind struck the mountains and broke rocks into pieces before Yahweh , but Yahweh was not in the wind . Then after the wind , an earthquake came , but Yahweh was not in the earthquake .
Yaveh namaly hoe : " Mivoaha ka mitsangàna eo amin ' ny tendrombohitra eo anoloako . " Ary nandalo i Yaveh , ka nisy rivotra mahery namely ny tendrombohitra ary namaky ireo vatolampy ho potipotika teo anatrehan'i Yaveh , kanefa tsy tao anatin ' ny rivotra i Yaveh . Ary taorian ' ny rivotra , dia nisy horohoron - tany tonga , kanefa tsy tao anatin ' ny horohoron - tany i Yaveh .
1KI 19:12     Alignment score: 0.541
Then after the earthquake a fire came , but Yahweh was not in the fire . Then after the fire , a still small voice came .
Ary taorian ' ny horohoron - tany
dia tonga ny afo , kanefa tsy tao anatin ' ny afo i Yaveh . Ary taorian ' ny afo , dia nisy feo malefaka tonga .
1KI 19:13     Alignment score: 0.437
When Elijah heard the voice , he wrapped his face in his cloak , went out , and stood at the entrance of the cave . Then a voice came to him that said , " What are you doing here , Elijah ? "
Rehefa ren'i Elia ilay feo , dia notakonany tamin ' ny lambany ny tavany , nivoaka izy , ary nitsangana teo amin ' ny fidiran'ilay zohy . Ary nisy feo tonga taminy nanao hoe : " Inona no ataonao
eto , ry Elia ? "
1KI 19:14     Alignment score: 0.434 → 0.434
Elijah replied , " I have been very zealous for Yahweh , God of hosts , because the people of Israel have abandoned your covenant , destroyed your altars , and killed your prophets with the sword . Now I , only I , am left and they are also trying to take my life . "
Elia namaly hoe : " Be zotom - po ho an'i Yaveh , Andriamanitra tompon ' ny maro aho , fa ny olon'Israely nahafoy ny fanekenao
, nandrava ireo alitaranao , ary namono ireo mpaminaninao tamin ' ny sabatra . Ankehitriny , izaho dia izaho irery , no sisa tavela ary mikasa ny hifofo ny aiko koa izy ireo . "
1KI 19:15     Alignment score: 0.53
Then Yahweh said to him , " Go , return on your way to the wilderness of Damascus , and when you arrive you will anoint Hazael to be king over Aram ,
Ary Yaveh nilaza taminy hoe : " Mandehana , miverena
amin ' ny lalanao ho any an'efitr'i Damaskosy , ary rehefa tonga any ianao dia hanosotra an'i Hazaela ho mpanjakan'i Syria ,
1KI 19:16     Alignment score: 0.592
and you will anoint Jehu son of Nimshi to be king over Israel , and you will anoint Elisha son of Shaphat of Abel Meholah to be prophet in your place .
ary ianao hanosotra an'i Jeho zanaka lahin'i Nimsy
ho mpanjakan ' ny Israely , ary ianao hanosotra an'i Elisa zanaka lahin'i Safata avy any Abela - mehola ho mpaminany handimby ny toeranao .
1KI 19:17     Alignment score: 0.521 → 0.536
It will happen that Jehu will kill whoever escapes from the sword of Hazael , and that Elisha will kill whoever escapes from the sword of Jehu .
Ary amin'izany dia hovonoin'i
Jeho izay rehetra tafatsoaka tamin ' ny sabatr'i Hazaela , hovonoin'i Elisa izay rehetra tafatsoaka amin ' ny sabatr'i Jeho .
1KI 19:18     Alignment score: 0.368 → 0.382
But I will leave for myself seven thousand people in Israel , whose knees have not bent down to Baal , and whose mouths have not kissed him . "
Kanefa Izaho hamela olona fito arivo ho ahy any Israely , ireo izay nandohalika ka tsy niankohoka tamin ' ny Bala , sy ireo vava izay tsy mbola nanoroka azy . "
1KI 19:19     Alignment score: 0.393
So Elijah left from there and found Elisha son of Shaphat , who was plowing with twelve yoke of oxen before him , and he himself was plowing with the twelfth yoke . Elijah walked over to Elisha and draped his cloak on him .
Ka niala teo i Elia ary nahita an'i Elisa zanaka lahin'i Safata , izay niasa niaraka tamin ' ny ziogan'omby roa ambin ' ny folo nanoloana azy , ary izy tenany ihany no niasa niaraka tamin ' ny zioga faha - roa ambin ' ny folo . Niampita nankeo amin'i Elisa i Elia ka nanarona ny lambany taminy .
1KI 19:20     Alignment score: 0.406 → 0.407
Then Elisha left the oxen and ran after Elijah ; he said , " Please let me kiss my father and my mother , and then I will follow you . " Then Elijah said to him , " Go back , but think about what I have done to you . "
Avy eo dia nandao ireo ombiny i Elisa ka nihazakazaka nanenjika an'i Elia ; hoy izy : " Avelao re aho hanoroka ny raiko sy ny reniko , ary hanaraka anao aho avy eo . " Dia hoy i Elia taminy : " Miverena
ary , kanefa saino izay efa nataoko taminao . "
1KI 19:21     Alignment score: 0.511 → 0.512
So Elisha returned from Elijah and took the yoke of oxen , killed the animals , and cooked the meat with the wood from the ox yoke . Then he gave it to the people and they ate . Then he arose
, went after Elijah and served him .
Ka niverina avy any amin'i Elia i Elisa ary naka ny ziogan'omby , namono ireo biby , ary nahandro ny hena tamin ' ny hazo ziogan'omby . Dia nomeny ny olona izany ka nihinana izy ireo . Avy eo dia nitsangana izy , nanaraka an'i Elia ary nanompo azy .
1KI 19     Average alignment score: 0.457 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22