Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 12:1     Alignment score: 0.584
Rehoboam went to Shechem , for all Israel was coming to Shechem to make him king .
Dia nankany Sekema i Rehoboama , satria ny Israely rehetra no tonga tao Sekema mba hanao azy ho mpanjaka .


1KI 12:2     Alignment score: 0.597
It happened that Jeroboam son of Nebat heard of this ( for he was still in Egypt , where he had fled from the presence of King Solomon ) , for Jeroboam had settled down in Egypt .
Nandre izany Jeroboama zanaka lahin'i Nebata ( fa izy mbola tany Egypta , tany
amin'izay nitsoahany ny fanatrehan'i Solomona Mpanjaka ) , satria Jeroboama nonina tao Egypta .
1KI 12:3     Alignment score: 0.547
So they sent and called him , and Jeroboam and all the assembly of Israel came and said to Rehoboam ,
Ary nampaniraka sy niantso azy izy ireo , ary Jeroboama sy ireo fiangonan
' ny Israely rehetra tonga ary niteny tamin'i Rehoboama hoe : "
1KI 12:4     Alignment score: 0.268 → 0.281
" Your father made our yoke heavy . Now make lighter the hard work of your father and make lighter the heavy yoke that he put on us , and we will serve you . "
Nataon
' ny rainao mavesatra ny zioganay . Koa hamaivano ny asa mafin ' ny rainao , ary hamaivano ny zioga mavesatra izay nampitondrainy anay , dia hanompo anao izahay . "
1KI 12:5     Alignment score: 0.392 → 0.397
Rehoboam said to them , " Go away for three days , then come back to me . " So the people went away .
Rehoboama niteny tamin'izy ireo hoe : " Mandehana mandritra
ny telo andro ary miverena aty amiko . " Koa lasa ny vahoaka .
1KI 12:6     Alignment score: 0.344
King Rehoboam consulted with the old men who had stood before Solomon his father while he was alive
, and he said , " How do you advise me to answer this people ? "
Naka hevitra tamin'ireo lehilahy zokiolona izay nanatrika an'i Solomona rainy fony izy mbola velona i Rehoboama Mpanjaka , ary hoy izy hoe : " Inona no torohevitrareo ho ahy mba hamaliako ireo vahoaka ireo ? "
1KI 12:7     Alignment score: 0.386
They spoke to him and said , " If you will be a servant today to these
people and serve them , and answer them by saying good words to them , then they will always be your servants . "
Niteny taminy izy ireo ary nanao hoe : " Raha ho mpanompon'ireo vahoaka ireo ianao anio ka hanompo azy ireo , ary hamaly azy ireo amin ' ny teny tsara , dia ho mpanomponao mandrakariva izy ireo . "
1KI 12:8     Alignment score: 0.266 → 0.265
But Rehoboam ignored the advice that the old men had given him and he consulted with the young men who had grown up with him and stood before him .
Fa i Rehoboama nandà ny torohevitra izay nomen
' ny zokiolona azy ary nila hevitra tamin'ireo tovolahy izay niara - lehibe taminy sy nanatrika azy .
1KI 12:9     Alignment score: 0.304
He said to them , " What advice do you give
me that we may answer the people who spoke to me and said , ' Lighten the yoke that your father put on us ' ? "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Inona no torohevitra omenareo ahy izay mety havalintsika ireo vahoaka izay niresaka sy niteny tamiko hoe : " Hamaivano ny zioga izay napetraky ny rainao taminay ' ? "
1KI 12:10     Alignment score: 0.339 → 0.344
The young men who had grown up with Rehoboam spoke to him , saying , " Speak to these
people who told you that your father Solomon made their yoke heavy but that you must make it lighter . You should say to them , ' My little finger is thicker than my father 's waist .
Ireo zatovolahy izay niara - lehibe tamin'i Rehoboama niteny taminy ary nanao hoe : " Miresaha amin'ireo vahoaka izay niteny taminao fa i Solomona rainao dia nanao ny ziogan'izy ireo ho mavesatra kanefa ianao tsy maintsy hanamaivana izany . Tokony hilaza amin ' izy ireo ianao hoe : ' Ny ankihikeliko dia lehibe noho ny valahan ' ny raiko .
1KI 12:11     Alignment score: 0.403 → 0.411
So now , although my father burdened you with a heavy yoke , I will add to your yoke . My father punished you with whips , but I will punish you with scorpions . ' "
Koa ankehitriny , na dia nampitondra zioga mavesatra anareo aza ny raiko , dia mbola hanampy ny zioganareo aho . Ny raiko nanafay anareo tamin ' ny karavasy fa izaho kosa hanafay anareo amin ' ny maingoka . ' "
1KI 12:12     Alignment score: 0.535 → 0.557
So Jeroboam and all the people came to Rehoboam on the third day , as the king had instructed when he said , " Come
back to me on the third day . "
Ka tonga tany amin'i Rehoboama tamin ' ny andro fahatelo i Jeroboama sy ny vahoaka rehetra , araka ny nandidian ' ny mpanjaka rehefa niteny izy hoe : " Miverena eto amiko amin ' ny andro fahatelo . "
1KI 12:13     Alignment score: 0.348 → 0.347
The king answered the people roughly and ignored the advice of the old men that they had given him .
Ny mpanjaka namaly ny vahoaka tamin ' ny teny
mafy ary nandà ny torohevitra izay nomen'ireo zokiolona azy .
1KI 12:14     Alignment score: 0.353 → 0.392
He spoke to them following the advice of the young men ; he said , " My father burdened you with a heavy yoke , but I will add to your yoke . My father punished you with whips , but I will punish you with scorpions . "
Niresaka tamin'izy ireo izy araka ny torohevitr'ireo zatovolahy ; hoy izy hoe : " Nampitondra anareo zioga mavesatra ny raiko , kanefa mbola hanampy ny zioganareo aho . Nanafay anareo tamin ' ny karavasy ny raiko , fa izaho kosa hanafay anareo amin ' ny maingoka . "
1KI 12:15     Alignment score: 0.449
So the king did not listen to the people , for it was a turn of events brought about by Yahweh , that he might carry out his word that he had spoken by Ahijah the Shilonite to Jeroboam son of Nebat .
Ary dia tsy nihaino ny vahoaka ny mpanjaka , fa avy amin'i Yaveh izany zavatra izany , mba hahafahany manatanteraka ny teniny
izay nolazainy tamin ' ny alalan'i Ahia ilay Silonita tamin'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata .
1KI 12:16     Alignment score: 0.437 → 0.448
When all Israel saw that the king did not listen to them , the people answered him and said , " What share do we have in David ? We have no inheritance in the son of Jesse ! Go to your tents , Israel . Now see to your own house , David . " So Israel went back to their tents .
Rehefa hitan ' ny Israely rehetra fa tsy nihaino azy ireo ny mpanjaka , dia namaly azy ny vahoaka ary nanao hoe : " Inona no mba anjaranay ao amin'i Davida ? Tsy manana lova ao amin ' ny zanaka lahin'i Jese izahay ! Mankanesa any an - dainareo , ry Israely . Ankehitriny jereo ny ankohonanao
, ry Davida . " Dia niverina tany an - dainy ny Israely .
1KI 12:17     Alignment score: 0.479
But as for the people of Israel who lived in the cities of Judah , Rehoboam became
king over them .
Fa ireo vahoakan'i Israely izay nonina tao an - tanànan'i Joda , dia i Rehoboama no lasa mpanjakan'izy ireo .
1KI 12:18     Alignment score: 0.522 → 0.524
Then King Rehoboam sent Adoniram , who was over the forced laborers , but all Israel stoned him to death with stones . King Rehoboam fled quickly in his chariot to Jerusalem .
Ary i Rehoboama Mpanjaka naniraka an'i Adorama , izay nifehy mpiasa an - terivozona , fa ny Israely rehetra nitora - bato
azy ka maty izy . Rehoboama mpanjaka nandositra faingana tany Jerosalema niaraka tamin ' ny kalesiny .
1KI 12:19     Alignment score: 0.389
So Israel has been in rebellion against the house of David to this day .
Noho izany Israely dia nikomy tamin ' ny taranak'i Davida mandrak'androany .
1KI 12:20     Alignment score: 0.465 → 0.479
It happened that when all Israel heard that Jeroboam had returned , they sent and called him to their assembly and made him king over all Israel . There was no one who followed the family of David , except only the tribe of Judah .
Rehefa rèn ' ny Israely rehetra fa efa niverina i Jeroboama dia nampaniraka nampiantso azy ho ao amin ' ny fivorian'izy ireo , ary nanao azy ho mpanjakan
' ny Israely rehetra . Tsy nisy olona na iray aza nanaraka ny fianakavian'i Davida , afa - tsy ny fokon'i Joda irery ihany .
1KI 12:21     Alignment score: 0.587 → 0.587
When Rehoboam arrived in Jerusalem , he assembled all the house of Judah and the tribe of Benjamin ; there were 180,000 chosen men who were soldiers , to fight against the house of Israel , to restore the kingdom to Rehoboam son of Solomon .
Rehefa tonga tao Jerosalema Rehoboama , dia namory ireo taranak'i Joda sy ireo fokon'i Benjamina rehetra ; nisy lehilahy voafidy 180 . 000 izay miaramila , mba hiady amin ' ny taranak'Israely , mba hamerina ny fanjakan'i
Rehoboama zanaka lahin'i Solomona .
1KI 12:22     Alignment score: 0.488
But the word of God came to Shemaiah , the man of God ; it said ,
Fa ny tenin'Andriamanitra tonga tamin'i Semaia , ilay lehilahin'Andriamanitra ; voalaza hoe :
1KI 12:23     Alignment score: 0.601
" Speak to Rehoboam son of Solomon , king of Judah , to all the house of Judah and Benjamin , and to the rest of the people ; say ,
" Ilazao
i Rehoboama zanaka lahin'i Solomona , mpanjakan'i Joda , ny taranak'i Joda sy i Benjamina rehetra , ary ireo olona ambiny rehetra ; lazao hoe :
1KI 12:24     Alignment score: 0.337
' Yahweh says this : You must not attack or fight against your brothers the people of Israel . Each man must return to his home , for this thing has been made to happen by me . ' " So they listened to the word of Yahweh and turned back and went their way , and they obeyed his word .
' Izao no tenin'i
Yaveh : Aza manafika na miady amin ' ny rahalahinao vahoakan'i Israely ianao . Ny lehilahy tsirairay dia tsy maintsy miverina any amin ' ny tranony , satria avy Amiko izao zavatra izao . ' " Dia nihaino ny tenin'i Yaveh izy ireo , ary niverina sy nandray ny lalany , ary nankatò ny teniny izy ireo .
1KI 12:25     Alignment score: 0.53
Then Jeroboam built Shechem in the hill country of Ephraim , and lived there . He went out from there and built Peniel
.
Ary Jeroboama nanorina an'i Sekema teo amin ' ny tany havoan'i Efraima , ary nonina teo . Nivoaka avy tao izy ary nanorina an'i Pehoela .
1KI 12:26     Alignment score: 0.474
Jeroboam thought in his heart , " Now the kingdom will return to the house of David .
Jeroboama nanao anakam - po hoe : " Hiverina ho an ' ny taranak'i Davida ny fanjakana ankehitriny .
1KI 12:27     Alignment score: 0.51
If these
people go up to offer sacrifices in the temple of Yahweh at Jerusalem , then the heart of these people will turn again to their master , to Rehoboam king of Judah . They will kill me and return to Rehoboam king of Judah . "
Raha miakatra mba hanao sorona ao amin ' ny tempolin'i Yaveh ao Jerosalema ireo vahoaka ireo , dia hiverina amin ' ny tompon'izy ireo , dia amin'i Rehoboama mpanjakan'i Joda indray ny fon'ireo vahoaka ireo . Hamono ahy izy ireo ka hiverina amin'i Rehoboama mpanjakan'i Joda . "
1KI 12:28     Alignment score: 0.391
So King Jeroboam sought advice and made two calves of gold ; he said to the people , " It is too much for you to go up to Jerusalem . Look , these are your gods , Israel , who brought you up out of the land of Egypt . "
Ary Rehoboama mpanjaka nitady hevitra ary nanamboatra zanak'omby volamena roa ; dia hoy izy tamin ' ny vahoaka : " Sarotra ho anareo ny hiakatra ho any Jerosalema . Indro , ireto ny andriamanitrareo , ry Israely , izay nitondra anareo niakatra niala ny tany Egypta . "
1KI 12:29     Alignment score: 0.572 → 0.584
He set up one in Bethel and the other in Dan .
Napetrany tao Betela ny iray ary ilay hafa tany Dana .
1KI 12:30     Alignment score: 0.41
So this act became
a sin . The people went to one or the other , all the way to Dan .
Ary dia lasa fahotana izany fihetsika izany . Ny vahoaka nandeha tamin ' ny iray na ilay hafa , tamin ' ny lalana rehetra mankany Dana .
1KI 12:31     Alignment score: 0.438
Jeroboam made houses on high places and he also made priests from among all the people , who were not among the sons of Levi .
Jeroboama nanorina ireo trano tamin ' ny toerana avo ary nanendry mpisorona avy tamin'ireo vahoaka rehetra , izay tsy avy teo amin'ireo zanaka lahin'i Levy ihany koa izy .
1KI 12:32     Alignment score: 0.466 → 0.468
Jeroboam ordained a feast in the eighth month , on the fifteenth day of the month , like the feast that is in Judah , and he went up to the altar . He did so at Bethel , sacrificing to the calves that he had made , and he placed in Bethel the priests of the high places he had made .
Nanendry andro firavoravoana i Jeroboama tamin ' ny volana fahavalo , tamin ' ny andro faha dimy ambin ' ny folon ' ny volana , tahaka ilay firavoravoana izay any Joda , ary niakatra teny
amin ' ny alitara izy . Tany Betela no nanaovany izany , nanao sorona tamin ' ny zanak'omby izay namboariny , ary napetrany tany Betela ireo mpisorona tao amin ' ny toerana avo izay nataony .
1KI 12:33     Alignment score: 0.476 → 0.477
Jeroboam went up to the altar that he had made in Bethel on the fifteenth day in the eighth month , in the month he had planned in his own mind ; he ordained a feast for the people of Israel and went up to the altar to burn incense .
Niakatra tany amin ' ny alitara izay namboariny tao Betela i Jeroboama tamin ' ny andro faha dimy ambin ' ny folo tamin ' ny volana fahavalo , tamin ' ny volana izay noheverin ' ny sainy manokana ; nanendry andro firavoravoana ho an ' ny vahoakan'i
Israely izy , ary niakatra tany amin ' ny alitara mba handoro ditin - kazo manitra .
1KI 12     Average alignment score: 0.444 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22