Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 2:1     Alignment score: 0.457 → 0.458
As the day of David 's death approached , he commanded Solomon his son , saying ,
Rehefa akaiky ny andro nahafatesan'i Davida , dia nandidy an'i Solomona zanany izy , nanao hoe :


1KI 2:2     Alignment score: 0.375
" I am going the way of all the earth . Be strong , therefore , and show yourself a man .
" Handeha amin ' ny lalan ' ny tany rehetra aho . Matanjaha , noho izany , ary asehoy fa lehilahy ny tenanao .
1KI 2:3     Alignment score: 0.381 → 0.382
Keep the commands of Yahweh your God to walk in his ways , to obey his statutes , his commandments
, his decisions , and his covenant decrees , being careful to do what is written in the law of Moses , so you may prosper in all you do , wherever you go ,
Tàno ireo didin'i Yaveh Andriamanitrao izay mandeha amin ' ny lalany , ankatoavy ireo lalàny , ireo fanapaha - keviny , ary ireo didim - panekeny , mitandrema amin'izay voasoratra ao amin ' ny lalàn'i Mosesy , mba hambinina amin'izay rehetra ataonao ianao , na aiza na aiza alehanao ,
1KI 2:4     Alignment score: 0.234 → 0.24
so that Yahweh may fulfill his word which he spoke concerning me , saying , ' If your descendants carefully watch their conduct , to walk before me faithfully with all their heart and with all their soul , you will never cease to have a man on the throne of Israel . '
mba hahafahan'i Yaveh manatanteraka ny teniny
izay nolazainy mikasika ahy , manao hoe : ' Raha mijery tsara ny fitondran - tenany ireo zanakao lahy , ary handeha eo alohako am - pitokiana miaraka amin ' ny fo sy fanahin'izy ireo manontolo , dia tsy hitsahatra ny hanana lehilahy eo amin ' ny seza fiandrianan'Israely ianao . '
1KI 2:5     Alignment score: 0.375 → 0.393
You know also what Joab son of Zeruiah did to me , and what he did to the two commanders
of the armies of Israel , to Abner son of Ner , and to Amasa son of Jether , whom he killed . He shed the blood of war in peace and put the blood of war on the belt around his waist and on the sandals on his feet .
Ianao ihany koa dia mahafantatra izay nataon'i Joaba zanak'i Zeroia tamiko , ary izay nataony tamin ' ny mpifehy roa ny tafik'Israely , dia tamin'i Abnera zanaka lahin'i Nera , ary tamin'i Amasa zanaka lahin'i Jetera , izay novonoiny . Nozarainy tam - piadanana ny ràn'ady ary napetany teo amin ' ny fehin - kibo nanodidina ny valahiny sy tamin ' ny kapa teo an - tongony ny ràn'ady .
1KI 2:6     Alignment score: 0.312 → 0.31
Deal with Joab by the wisdom you have learned , but do not let his gray head go down to Sheol in peace .
Mifanaraha amin'i Joaba amin ' ny alalan ' ny fahendrena efa nianaranao , saingy aza avela hidina any amin ' ny fasana
am - piadanana ilay volo fotsiny .
1KI 2:7     Alignment score: 0.478 → 0.48
However , show kindness to the sons of Barzillai the Gileadite
, and let them be among those who eat at your table , for they came to me when I fled from Absalom your brother .
Na dia izany aza , manehoa hatsaram - panahy amin'ireo zanaka lahin'i Barzilay Giledita , ary avelao ho isan'ireo izay hihinana eo an - databatrao izy ireo , fa tonga taty amiko izy ireo rehefa nandositra avy tany amin'i Absaloma rahalahinao aho .
1KI 2:8     Alignment score: 0.506 → 0.505
Look , there is with you Shimei son of Gera , the Benjamite
of Bahurim , who cursed me with a violent curse on the day I went to Mahanaim . Shimei came down to meet me at the Jordan , and I swore to him by Yahweh , saying , ' I will not put you to death with the sword . '
Indro , efa miaraka aminao i Simey zanaka lahin'i Gera , ilay Benjamita avy any Bahorima , izay nanozona ahy tamin ' ny ozona mahery vaika tamin ' ny andro nandehanako tany Mahanaima . Dia nidina hihaona tamiko tany Jordana i Simey , ary nianiana taminy tamin ' ny alalan'i Yaveh aho , nanao hoe : ' Tsy hamono anao amin ' ny sabatra aho . '
1KI 2:9     Alignment score: 0.314
Now therefore do not let him go free from punishment . You are a wise man , and you will know what you ought to do to him . You will bring his gray head down to Sheol with blood . "
Koa ankehitriny aza avela ho afaka amin ' ny sazy izy . Lehilahy hendry ianao , ary ho fantatrao
izay tokony ho ataonao aminy . Ho entinao midina any amin ' ny fasana miaraka amin ' ny ny volo fotsiny . "
1KI 2:10     Alignment score: 0.547
Then David lay down with his ancestors and was buried in the city of David .
Avy eo i Davida dia nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny ary nalevina tao amin ' ny tanànan'i Davida .
1KI 2:13     Alignment score: 0.61
Then Adonijah son of Haggith came to Bathsheba the mother of Solomon . She said , " Do you come
peacefully ? " He replied , " Peacefully . "
Dia tonga tany amin'i Batseba renin'i Solomona i Adonia zanaka lahin'i Hagita . Hoy izy hoe : " Tonga mba hihavana ve ianao ? " Namaly izy hoe : " Hihavana . "
1KI 2:14     Alignment score: 0.339
Then he said , " I have something to say to you . " So she replied , " Speak . "
Dia hoy izy hoe : " Misy zavatra ho lazaiko anao . " Ka namaly izy hoe : " Lazao . "
1KI 2:15     Alignment score: 0.476
Adonijah said , " You know that the kingdom was mine , and that all Israel expected me to be king . But things changed , and the kingdom was given to my brother , for it was his from Yahweh .
Hoy Adonia hoe : " Fantatrao
fa ahy ny fanjakana , ary ny Israely rehetra dia efa nanantena ahy ho mpanjaka . Saingy niova ny zavatra rehetra , ary natolotra ho an ' ny rahalahiko ny fanjakana , fa efa azy avy amin'i Yaveh izany .
1KI 2:16     Alignment score: 0.343
Now I have one request of you , and do not turn away from my face . " Bathsheba said to him , " Speak . "
Ankehitriny dia manana fangatahana iray aminao aho , ary aza lavina aho . " Hoy Batseba taminy hoe : " Lazao "
1KI 2:17     Alignment score: 0.462 → 0.48
He said , " Please speak to Solomon the king , for he will not turn away from your face , so that he may give me Abishag the Shunammite as my wife . "
Dia hoy izy : " Resaho re Solomona mpanjaka , fa tsy handao anao izy , mba hahafahany manome ahy an'i Abisaga ilay Sonemita mba ho vadiko . "
1KI 2:18     Alignment score: 0.492
Bathsheba said , " Very well , I will speak to the king . "
Hoy i Batseba : " Eny ary , hiresaka amin ' ny mpanjaka aho . "
1KI 2:19     Alignment score: 0.492 → 0.492
Bathsheba therefore went to King Solomon to speak to him for Adonijah . The king rose to meet her and bowed down to her . Then he sat down on his throne and had a throne brought for the king 's mother . She sat at his right hand .
Noho izany dia nandeha tany amin'i Solomona mpanjaka i Batseba mba hiresaka aminy ho an'i Adonia . Dia nitsangana ny mpanjaka hihaona taminy ary niondrika teo aminy . Avy eo dia nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianany
izy ary nanana seza fiandrianana nentina ho an ' ny renin ' ny mpanjaka . Dia nipetraka avy eo an - kavanany izy .
1KI 2:20     Alignment score: 0.311 → 0.313
Then she said , " I wish to ask one small request of you , for you will not turn away from my face . " The king answered her , " Ask , my mother , for I will not turn away from your face . "
Ary hoy izy hoe : " Mba te - hanao fangatahana kely aminao aho , satria tsy handà ahy ianao . " Dia namaly azy ny mpanjaka hoe : " Angataho , ry reniko , fa tsy handà anao aho . "
1KI 2:21     Alignment score: 0.572
She said , " Let Abishag the Shunammite be given to Adonijah your brother as his wife . "
Dia hoy izy : " Aleo i Abisaga ilay Sonemita mba ho atolotra an'i Adonia rahalahinao
ho vadiny . "
1KI 2:22     Alignment score: 0.578 → 0.582
King Solomon answered and said to his mother , " Why do you ask Abishag the Shunammite for Adonijah ? Why do you not ask the kingdom for him also , for he is my elder brother for him , for Abiathar the priest , and for Joab son of Zeruiah ? "
Namaly i Solomona mpanjaka ary nilaza tamin ' ny reniny hoe : " Nahoana ianao no mangataka an'i Abisaga Sonemita ho an'i Adonia ? Nahoana ianao no tsy nangataka ny fanjakana ho azy ihany koa , satria izy no lahimatoa __ ho azy , ho an'i Abiatara mpisorona , ary ho an'i Joaba zanaka lahin'i Zeroia ve ? "
1KI 2:23     Alignment score: 0.414 → 0.415
Then King Solomon swore by Yahweh , saying , " May God do so to me , and more also , if Adonijah has not spoken this word against his own life .
Avy eo dia nianiana tamin'i Yaveh i Solomona mpanjaka , nanao hoe : " Enga anie Andriamanitra hanao izany amiko , ary bebe kokoa , raha tsy nanohitra ny ainy tamin'izany teny izany i Adonia .
1KI 2:24     Alignment score: 0.414 → 0.414
Now therefore as Yahweh lives , who has established me and set me on the throne of David my father , and who has made me a house as he promised , surely Adonijah will be put to death today . "
Ka noho izany raha mbola velona koa i Yaveh , izay nametraka ahy sy nanao ahy teo amin ' ny seza fiandrianan'i
Davida raiko , ary efa nanamboatra trano ho ahy araka ny nampanantenainy tamiko , dia azo antoka fa hovonoina i Adonia anio . "
1KI 2:25     Alignment score: 0.629 → 0.631
So King Solomon sent Benaiah son of Jehoiada , and Benaiah found Adonijah and put him to death .
Ka dia naniraka an'i Benaia zanak'i Joiada i Solomona mpanjaka , ary nahita an'i Adonia i Benaia ka namono azy .
1KI 2:26     Alignment score: 0.428 → 0.439
Then to Abiathar the priest the king said , " Go to Anathoth , to your own fields . You are worthy of death , but I will not at this time put you to death , because you carried the ark of the Lord Yahweh before David my father and suffered in every way my father suffered . "
Avy eo dia hoy Abiatara mpisorona tamin ' ny mpanjaka hoe : " Mandehana any Anatota , any amin'ireo sahanao
. Fa mendrika ny ho faty ianao , saingy tsy hamela anao ho faty amin'izao fotoana izao aho , satria nitondra ny fiaran'i Yaveh Tompo teo anatrehan'i Davida raiko ianao ary nijaly tamin ' ny fomba rehetra nijalian ' ny raiko . "
1KI 2:27     Alignment score: 0.482
So Solomon dismissed Abiathar from being priest to Yahweh , that he might fulfill the word of Yahweh , which he had spoken concerning the house of Eli at Shiloh .
Ka noroasin'i Solomona tsy ho mpisoron'i
Yaveh i Abiatara , ka mety hanatanteraka ireo tenin'i Yaveh izy , araka izay efa noresahiny momba ny ankohonan'i Ely tao Silo .
1KI 2:28     Alignment score: 0.602 → 0.608
The news came to Joab , for Joab had supported Adonijah , though he had not supported Absalom . So Joab fled to the tent of Yahweh and took hold of the horns of the altar .
Tonga tany amin'i Joaba ireo vaovao , fa Joaba nanohana an'i Adonia , fa tsy nanohana an'i Absaloma . Ka nandositra tany
amin ' ny trano lain'i Yaveh i Joaba ary nihazona ny tandroky ny alitara .
1KI 2:29     Alignment score: 0.544 → 0.573
It was told King Solomon that Joab had fled to the tent of Yahweh and was now beside the altar . Then Solomon sent Benaiah son of Jehoiada , saying , " Go , execute him . "
Nolazaina tamin'i Solomona Mpanjaka fa i Joaba dia nandositra tany
amin ' ny trano lain'i Yaveh ary eo anilan ' ny alitara ankehitriny . Avy eo dia naniraka an'i Benaia zanak'i Jehodia i Solomona , nanao hoe : " Mandehana , vonoy izy . "
1KI 2:30     Alignment score: 0.531 → 0.533
So Benaiah came to the tent of Yahweh and said to him , " The king says , ' Come
out . ' " Joab replied , " No , I will die here . " So Benaiah returned to the king , saying , " Joab said he wanted to die at the altar . "
Ary tonga tany amin ' ny trano lain'i Yaveh i Benaia ary nilaza taminy hoe : " Hoy ny mpanjaka hoe : ' Mivoaha . " ' Namaly i Joaba hoe : " Tsia , ho faty eto aho . " Ka dia niverina tany amin ' ny mpanjaka i Benaia , nanao hoe : " Nilaza i Joaba fa te - ho faty ao amin ' ny alitara hono izy . "
1KI 2:31     Alignment score: 0.326 → 0.331
The king said to him , " Do as he has said . Kill him and bury him so that you may take away from me and from my father 's house the blood that Joab shed without cause .
Dia hoy ny mpanjaka taminy : " Ataovy araka izay nolazainy
. Vonoy izy ary aleveno mba hafahanao miala amiko sy amin ' ny taranaky ny raiko ny izay nalatsak'i Joaba tamin ' ny tsy misy antony .
1KI 2:32     Alignment score: 0.468 → 0.49
May Yahweh return his blood on his own head , because without the knowledge of my father David he attacked two men more righteous and better than himself and killed them with the sword , Abner son of Ner , the captain of the army of Israel , and Amasa son of Jether , the captain of the army of Judah .
Enga anie i Yaveh hamerina ny ràny ho eo an - dohany , satria nanafika lehilahy roa feno fahamarinana sy tsara noho ny tenany izy ary namono azy ireo tamin ' ny sabatra , dia i Abnera zanaka lahin'i Nera , filohan ' ny tafik'Israely , sy Amasa zanaka lahin'i Jetera , filohan ' ny tafik'i
Joda , ary tsy nahafantatra izany i Davida raiko .
1KI 2:33     Alignment score: 0.479 → 0.492
So may their blood return on the head of Joab and on the head of his descendants forever . But to David and his descendants , and to his house , and to his throne , may there be peace forever from Yahweh . "
Koa enga anie ny ràn'izy ireo hiverina eny an - dohan'i
Joaba sy eny an - dohan'ireo taranany mandrakizay . Fa amin'i Davida sy ireo taranany , amin ' ny fianakaviany , ary amin ' ny seza fiandrianany , dia enga anie hisy fiadanana mandrakizay avy amin'i Yaveh . "
1KI 2:34     Alignment score: 0.493 → 0.539
Then Benaiah son of Jehoiada went up and attacked Joab and killed him . He was buried in his own house in the wilderness .
Avy eo i Benaia zanak'i Jehodia niakatra ary nanafika an'i Joaba ka namono azy . Dia nalevina tany
amin ' ny tranony tany an'efitra ihany izy .
1KI 2:35     Alignment score: 0.544
The king put Benaiah son of Jehoiada over the army in his place , and he put Zadok the priest in Abiathar 's place .
Ny mpanjaka dia nametraka an'i Benaia zanak'i Joiada teo amin ' ny tafika hisolo ny toerany
, ary nametraka an'i Zadoka mpisorona tany amin ' ny toeran'i Abiatara .
1KI 2:36     Alignment score: 0.366 → 0.366
Then the king sent and called for Shimei , and said to him , " Build yourself a house in Jerusalem and live there , and do not go out from there to any other place .
Avy eo ny mpanjaka dia naniraka ary nampiantso an'i Simey , ary niteny taminy hoe : " Manorena
trano iray any Jerosalema ianao ary mitoera any , ka aza mivoaka ao amin'izany mankany amin ' ny toeran - kafa .
1KI 2:37     Alignment score: 0.295 → 0.297
For on the day you go out , and pass
over the Kidron Valley , know you for certain that you will surely die . Your blood will be on your own head . "
Fa amin ' ny andro izay hivoahanao , sy handalovanao eny amin ' ny Lohasahan - driaka Kidrona , dia fantaro marina fa ho vonoina tokoa ianao . Ho eo amin ' ny lohanao ny rànao . "
1KI 2:38     Alignment score: 0.474 → 0.474
So Shimei said to the king , " What you say is good . As my master the king has said , so your servant will do . " So Shimei lived in Jerusalem for many days .
Ka hoy I Simey tamin ' ny mpanjaka hoe : " Tsara izany lazainao izany . Araka izay nolazain
' ny mpanjaka tompoko , dia hataonao mpanomponao . " Dia nitoetra tany Jerosalema nandritra ny andro maromaro i Simey .
1KI 2:39     Alignment score: 0.5 → 0.498
But at the end of three years , two of the servants of Shimei ran away to Achish son of Maakah , the king of Gath . So they told Shimei , saying , " See , your servants are in Gath . "
Fa nony tapitra ny telo taona , dia nitsoaka tany
amin'i Akisa zanak'i Maka mpanjakan'i Gata ireo mpanompo roa an'i Simey . Ka niresaka tamin'i Simey izy ireo , nanao hoe : " Indro , ireo mpanomponao dia any Gata . "
1KI 2:40     Alignment score: 0.528
Then Shimei arose
, saddled his donkey and went to Achish in Gath to seek his servants . He went and brought his servants back from Gath .
Dia nitsangana i Simey , ary nanisy lasely ny borikiny ka nandeha tany amin'i Akisa tany Gata mba hitady ireo mpanompony . Dia nandeha izy ary nentiny niverina avy tany Gata ireo mpanompony .
1KI 2:41     Alignment score: 0.635
When Solomon was told that Shimei had gone from Jerusalem to Gath and had returned ,
Rehefa nilaza i Solomona fa i Simey dia nandeha avy tany
Jerosalema ho any Gata ary efa niverina ,
1KI 2:42     Alignment score: 0.359 → 0.359
the king sent and called for Shimei and said to him , " Did I not make you swear by Yahweh and testify to you , saying , ' Know for certain that on the day you go out and go to any other place , you will surely die ' ? Then you said to me , ' What I have heard is good . '
dia naniraka sy nampiantso an'i Simey ny mpanjaka , ary nanao taminy hoe : " Tsy efa nampianiana anao tamin'i Yaveh ve aho ary nijoro vavolombelona taminao , nanao hoe : ' Fantaro tanteraka izay andro hivoahanao sy handehananao any amin ' ny toeran
- kafa , fa ho faty tokoa ianao ' ? Avy eo dia hoy ianao tamiko hoe : ' Tsara izany lazainao izany . '
1KI 2:43     Alignment score: 0.385
Why then have you not kept your oath to Yahweh and the command that I gave you ? "
Nahoana ary ianao no tsy mitàna ny fianiananao
tamin'i Yaveh sy ny baiko izay nomeko anao ? "
1KI 2:44     Alignment score: 0.401 → 0.43
The king also said to Shimei , " You know in your heart all the wickedness that you did to my father David . Therefore Yahweh will return your wickedness on your own head .
Hoy koa ny mpanjaka tamin'i Simey : " Fantatrao
ao am - ponao ireo haratsiam - panahy rehetra izay nataonao tamin'i Davida raiko . Noho izany dia ho averin'i Yaveh eo ambony lohanao ny haratsiam - panahinao .
1KI 2:45     Alignment score: 0.599
But King Solomon will be blessed and the throne of David will be established before Yahweh forever . "
Fa ho tahiana i Solomona mpanjaka ary ny seza fiandrianan'i
Davida dia hapetraka eo anatrehan'i Yaveh mandrakizay . "
1KI 2:46     Alignment score: 0.444 → 0.444
Then the king gave a command to Benaiah son of Jehoiada . He went out and put Shimei to death . So the kingdom was well established in Solomon 's hand .
Avy eo ny mpanjaka nanome baiko tamin'i Benaia zanaka lahin'i Joiada . Dia nivoaka izy ary namono an'i Simey . Ka dia napetraka tsara teo an - tanan'i
Solomona ny fitondràna .
1KI 2     Average alignment score: 0.453 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22