Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 5:1     Alignment score: 0.436 → 0.437
Solomon ruled over all the kingdoms from the River to the land of the Philistines and to the border of Egypt . They brought tribute and served Solomon all the days of his life .
I Solomona dia nandidy ny fanjakana rehetra hatreo amin ' ny Ony ka hatrany an - tanin ' ny Filistina sy ny sisin - tanin'i Egypta . Nitondra fanomezam - boninahitra sy nanompo an'i Solomona izy ireo nandritra
ny androm - piainany rehetra .


1KI 5:2     Alignment score: 0.506
Solomon 's provision for one day was thirty cors of fine flour and sixty cors of meal ,
Ny tahirin - tsakafon'i Solomona anatin
' ny iray andro dia koba tsara toto telopolo kora sy sakafo enimpolo kora ,
1KI 5:3     Alignment score: 0.267 → 0.274
ten head of cattle fattened in the stall , twenty head of cattle taken from the pastures , and one hundred sheep , as well as deer , gazelles , roebucks , and fattened fowl .
omby matavy folo , omby tsy nihinam - bilona roampolo , ary ondry zato , afa - tsy ny serfa , gazela , kapreola , ary vorona
noatavezina .
1KI 5:4     Alignment score: 0.358 → 0.358
For he had dominion over all the region on this side of the River , from Tiphsah as far as to Gaza , over all the kings on this side of the River , and he had peace on all sides around him .
Satria nanam - pahefana tamin ' ny faritra rehetra manila ny ony iny izy , avy eo Tifsa ka hatrany Gaza , mihoatra ireo mpanjaka rehetra izay nanila ny Ony , dia nanana fiadanana tamin ' ny nanodidina azy rehetra izy .
1KI 5:5     Alignment score: 0.487 → 0.493
Judah and Israel lived in safety , every man under his vine and under his fig tree , from Dan to Beersheba , all the days of Solomon .
Niaina am - pitoniana i Joda sy Israely , ny olona rehetra dia teo ambanin ' ny voalobony sy ny aviaviny , avy eo Dana hatrany Beri - sheba , tamin ' ny andron'i Solomona rehetra .
1KI 5:6     Alignment score: 0.35
Solomon had forty thousand stalls of horses for his chariots , and twelve thousand horsemen .
Nanana tranon
- tsoavaly efapolo alina izy ho an ' ny kalesiny , ary mpitaingin - tsoavaly roa arivo sy iray alina .
1KI 5:7     Alignment score: 0.364
Those
officers provided food for King Solomon and for all who came to King Solomon 's table , every man in his month . They let nothing be lacking .
Ireo manam - boninahitra ireo dia niantoka sakafo ho an'i Solomona mpanjaka sy ho an'ireo rehetra izay avy teo amin ' ny latabatr'i Solomona , ny olon - drehetra tamin ' ny volany avy . Ka tsy navelan'izy ireo ho tsy ampy ny zavatra rehetra .
1KI 5:8     Alignment score: 0.304 → 0.346
They also brought to the proper place barley and straw for the chariot horses and riding horses , each one bringing in what he was able .
Nitondra vary hordea sy mololo ho an'ireo soavaly mpitarika kalesy sy soavaly fitaingina izy ireo , samy mitondra izay zakany avy ny tsirairay .
1KI 5:9     Alignment score: 0.448 → 0.435
God gave Solomon great wisdom and understanding , and wideness of understanding like the sand on the seashore .
Nomen'Andriamanitra fahendrena sy fahazavan - tsaina be i Solomona , ary fivelaran - tsaina toy ny fasika eny amoron - dranomasina .
1KI 5:10     Alignment score: 0.51 → 0.511
Solomon 's wisdom exceeded the wisdom of all the people of the east and all the wisdom of Egypt .
Ny fahendren'i
Solomona dia nihoatra ny fahendren'ireo olona rehetra tany antsinanana sy ny fahendren'i Egypta .
1KI 5:11     Alignment score: 0.47 → 0.507
He was wiser than all men than Ethan the Ezrahite , Heman , Kalkol , and Darda , the sons of Mahol and his fame reached all the surrounding nations .
Nanam - pahendrena noho ny olona rehetra izy_noho i Etana Ezrahita , Hemana , Kalkola sy Darda zanak'i
Mahola_ary ny lazany dia tonga tany amin ' ny firenena manodidina rehetra .
1KI 5:12     Alignment score: 0.326 → 0.327
He spoke three thousand proverbs and his songs were 1,005 in number .
Niteny ohabolana telo arivo izy ary dimy amby arivo ny hirany raha hisaina .
1KI 5:13     Alignment score: 0.416
He described the plants , from the cedar that is in Lebanon to the hyssop that grows out of the wall . He explained also about animals , birds , creeping things , and fish .
Namaritra ny zava - maniry izy , avy amin ' ny sedara
tany Libanona ka hatramin ' ny hysopa izay maniry manaraka ny rindrina . Nanazava momba ireo biby ihany koa izy , ireo vorona , ireo zavatra mandady , ary ny hazan - drano .
1KI 5:14     Alignment score: 0.468
People came from all the nations to hear the wisdom of Solomon . They came
from all kings of the earth who had heard of his wisdom .
Tonga avy tamin ' ny firenena rehetra ny olona mba hihaino ny fahendren'i Solomona . Izy ireo dia avy amin'ireo mpanjaka rehetran ' ny tany izay efa nandre ny fahendreny .
1KI 5:15     Alignment score: 0.426 → 0.443
Hiram king of Tyre sent his servants to Solomon for he had heard that they had anointed him king in place of his father ; for Hiram had always loved David .
Hirama mpanjakan'i Tyro dia nandefa ireo mpanompony ho any amin'i Solomona satria reny
fa voahosotr'izy ireo handimby an - drainy izy ; satria Hirama dia efa tia an'i Davida foana hatrizay .
1KI 5:16     Alignment score: 0.24 → 0.238
Solomon sent word to Hiram , saying ,
Nampitondra teny ho any amin'i Hirama i Solomona , nilaza hoe :
1KI 5:17     Alignment score: 0.391 → 0.394
" You know that David my father could not build
a house for the name of Yahweh his God because of the wars that surrounded him , for during his lifetime Yahweh was putting his enemies under the soles of his feet .
" Fantatrao fa i Davida raiko dia tsy afaka nanamboatra trano ho an ' ny anaran'i Yaveh Andriamaniny noho ireo ady izay nanodidina azy , fa nandritra ny androm - piainany i Yaveh dia nametraka ireo fahavalony teo ambany faladian - tongony .
1KI 5:18     Alignment score: 0.44
But now , Yahweh my God has given me rest on every side . There is neither adversary nor disaster .
Fa ankehitriny , Yaveh Andriamanitro dia efa nanome ahy fitsaharana amin ' ny lafiny rehetra . Tsy misy na mpifanandrina na loza .
1KI 5:19     Alignment score: 0.41 → 0.41
So I intend to build a temple for the name of Yahweh my God , as Yahweh spoke to David my father , saying , ' Your son , whom I will set on your throne in your place , will build the temple for my name . '
Koa dia mikasa ny hanorina Tempoly ho an ' ny anaran'i
Yaveh Andriamanitro aho , araka izay noresahan'i Yaveh tamin'i Davida raiko , nanao hoe : " Ny zanakao lahy , izay hapetrako eo amin ' ny seza fiandriananao eo amin ' ny toeranao , no hanangana ny Tempoly ho an ' ny anarako . '
1KI 5:20     Alignment score: 0.246 → 0.257
Now therefore command that they cut cedars from Lebanon for me . My servants will join your servants , and I will pay you for your servants so that you are paid fairly for everything you agreed to do . For you know there is no one among us who knows how to cut timber like the Sidonians . "
Ary ankehitriny mandidia
mba hanapahan'izy ireo hazo Sedera avy any Libanona ho ahy . Hiaraka amin'ireo mpanomponao ireo mpanompoko , ary izaho no handoa ny karaman'ireo mpanomponao mba ho voakarama ara - drariny ianao ny amin ' ny zavatra rehetra izay nekenao atao . Satria fantatrao fa tsy misy eo aminay mahay ny fomba anapahana hazo toy ireo Sidoniana . "
1KI 5:21     Alignment score: 0.476 → 0.487
When Hiram heard the words of Solomon , he rejoiced greatly and said , " May Yahweh be blessed today , who has given to David a wise son over this great people . "
Raha nandre ny tenin'i
Solomona i Hirama , dia niravoravo indrindra izy ka niteny hoe : " Hoderaina anie Yaveh anio , izay nanome an'i Davida zanaka lahy hendry ho eo amin'ity vahoaka lehibe ity . "
1KI 5:22     Alignment score: 0.506 → 0.515
Hiram sent word to Solomon , saying , " I have heard the message that you have sent to me . I will provide all the wood of cedar and cypress that you desire .
Nampitondra teny ho an'i Solomona i Hirama , nilaza hoe : " Efa henoko ny hafatra izay nalefanao ho ahy . Hamatsy ny hazo Sedera sy kypreso rehetra izay irianao
aho .
1KI 5:23     Alignment score: 0.288 → 0.289
My servants will bring the trees down from Lebanon to the sea , and I will make them into rafts to go by sea to the place that you direct me . I will have them broken up there , and you will take them away . You will do what I desire by giving food for my household . "
Ho entin'ireo mpanompoko midina avy any Libanona manakany amin ' ny ranomasina ireo hazo , ary ho feheziko anaty vatan
- kazo ireo ka hitsikafona amin ' ny ranomasina mankany amin ' ny toerana izay tondronao handefasako azy . Any no hampanapahako azy ireo , ary dia ho alainao ireo . Ho ataonao izay iriko amin ' ny fanomezana sakafo ny ankohonako . "
1KI 5:24     Alignment score: 0.555
So Hiram gave Solomon all the timber of cedar and fir that he desired .
Koa nomen'i Hirama an'i Solomona ny hazo sedera sy ny hazo kesika rehetra izay niriany .
1KI 5:25     Alignment score: 0.428 → 0.454
Solomon gave Hiram twenty thousand cors of wheat for food to his household and twenty thousand baths of pure oil . Solomon gave this to Hiram year by year .
Nomen'i Solomona varimbazaha roa alina kora ho sakafo ho an ' ny ankohonany
i Hirama ary diloilo tsy mitapoka roapolo kora . Nomen'i Solomona ho an'i Hirama isan - taona izany .
1KI 5:26     Alignment score: 0.597 → 0.597
Yahweh gave Solomon wisdom , as he promised him . There was peace between Hiram and Solomon , and the two of them made a covenant .
Nomen'i Yaveh fahendrena i Solomona , araka izay efa nampanantenainy
azy . Nisy fihavanana teo amin'i Solomona sy Hirama , ka nanao fanekena izy roa tonta .
1KI 5:27     Alignment score: 0.325 → 0.326
King Solomon conscripted labor out of all Israel . The forced laborers numbered thirty thousand men .
Nampiantso mpanao asa an - terivozona tamin ' ny Israely rehetra i Solomona Mpanjaka . Miisa telo alina ireo lehilahy mpanao asa an - terivozona .
1KI 5:28     Alignment score: 0.41 → 0.412
He sent them to Lebanon , ten thousand a month in shifts . One month they were in Lebanon and two months at home . Adoniram was over the men who were subjected to forced labor .
Nalefany tany Libanona izy ireo , iray alina no mifandimby isam - bolana
. Iray volana izy ireo no tany Libanona ary roa volana tany an - trano . I Adonirama no nanapaka teo amin'ireo lehilahy izay nampanekena ho amin ' ny asa an - terivozona .
1KI 5:29     Alignment score: 0.282 → 0.334
Solomon had seventy thousand who carried burdens and eighty
thousand who were stonecutters in the mountains ,
Ary i Solomona nanana mpitondra entana fito alina sy mpamaky vato valo alina izay tany an - tendrombohitra ,
1KI 5:30     Alignment score: 0.306 → 0.307
besides Solomon 's 3,300 chief officers who were over the work and who supervised the workers .
ankoatra ireo 3 . 300 lehiben ' ny manam - pahefan'i Solomona izay nanapaka ny asa ary izay nanaramaso ireo mpiasa .
1KI 5:31     Alignment score: 0.254
At the king 's command they quarried large precious stones with which to lay the foundation of the temple .
Araka ny didin
' ny mpanjaka dia nandrafitra vato lehibe tsara kalitao mba hapetraka amin ' ny fanorenana ny Tempoly izy ireo .
1KI 5:32     Alignment score: 0.406 → 0.412
So Solomon 's builders and Hiram 's builders and the men from Byblos did the cutting and prepared the timber and the stones to build
the temple .
Ary ireo mpanorin - tranon'i Solomona sy ireo mpanorin - tranon'i Hirama ary ireo Gebalita no nanao ny fikapana sy ny fikarakarana ny hazo sy ireo vato hanamboarana ny tempoly .
1KI 5     Average alignment score: 0.4 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22