Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 14:1     Alignment score: 0.504 → 0.539
At that time Abijah son of Jeroboam became
very sick .
Tamin'izany fotoana izany dia narary mafy Abia zanaka lahin'i Jeroboama .


1KI 14:2     Alignment score: 0.372 → 0.39
Jeroboam said to his wife , " Please arise and disguise yourself , so you will not be recognized as my wife , and go to Shiloh , because Ahijah the prophet is there ; he is the one who spoke about me , saying that I would become
king over these people .
Hoy i Jeroboama tamin ' ny vadiny hoe : " Mitsangàna re ary manovà endrika , mba tsy ho fantatry ny olona fa vadiko ianao , ary mandehana any Silo , fa any no misy an'i Ahia mpaminany ; izy ilay niresaka ny momba ahy , nilaza fa ho lasa mpanjakan'ireo olona ireo aho .
1KI 14:3     Alignment score: 0.42 → 0.423
Take with you ten loaves , some cakes , and a jar of honey , and go to Ahijah . He will tell you what will happen to the child . "
Mitondrà mofo folo , mofomamy vitsivitsy , sy tantely iray tavoara , ary mandehana any amin'i Ahia . Hilaza aminao izay hitranga amin'io zaza io izy . "
1KI 14:4     Alignment score: 0.422 → 0.428
Jeroboam 's wife did so ; she left and went to Shiloh and came to the house of Ahijah . Now Ahijah could not see ; he lost his sight because of old age .
Nataon
' ny vadin'i Jeroboama izany ; dia lasa izy ary nandeha nankany Silo , ary tonga tao an - tranon'i Ahia . Ary tsy nahita i Ahia ; tsy nahita intsony izy nohon ' ny fahanterany .
1KI 14:5     Alignment score: 0.391 → 0.392
Yahweh said to Ahijah , " Look , the wife of Jeroboam is coming to seek advice from you regarding her son , for he is sick . Say such and such to her , because when she comes , she will act as if she were some other woman . "
Hoy i Yaveh tamin'i Ahia hoe : " Indro , ho avy eto aminao ny vadin'i
Jeroboama mba hitady toro - hevitra mahakasika ny zanany lahy , satria marary izy . Izao sy izao lazaina azy , satria rehefa tonga izy , dia mody hanao toy ny vehivavy hafa izy . "
1KI 14:6     Alignment score: 0.411 → 0.411
When Ahijah heard the sound of her feet as she came in at the door , he said , " Come
in , wife of Jeroboam . Why do you pretend to be someone you are not ? I have been sent to you with severe news .
Rehefa ren'i Ahia ny feon ' ny tongony raha izy niditra ny varavarana iny , dia hoy izy hoe : " Mandrosoa , ry vadin'i Jeroboama . Nahoana ianao no mody manao olon - kafa ? Nirahina hilaza vaovao ratsy ho anao aho .
1KI 14:7     Alignment score: 0.353 → 0.375
Go , tell Jeroboam that Yahweh , the God of Israel , says , ' I raised you from among the people to make you the leader over my people Israel .
Mandehana , lazao Jeroboama fa i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , dia niteny hoe : ' Nasandratro tamin'ireo olona ianao mba hahatonga anao ho mpitarika ny vahoakan'Israely .
1KI 14:8     Alignment score: 0.356
I tore the kingdom away from the family of David and gave it to you , yet you have not been like my servant David , who kept my commandments and followed me with all his heart , to do only what was right in my eyes .
Nesoriko teo amin ' ny fianakavian'i
Davida ny fanjakana ary nomeko anao izany , nefa ianao dia tsy toa an'i Davida mpanompoko Davida , izay nitandrina ny didiko ary nanaraka Ahy tamin ' ny fony manontolo , mba tsy hanao afa - tsy ny marina eo imasoko .
1KI 14:9     Alignment score: 0.242 → 0.235
Instead , you have done evil , more than all who were before you . You have made other gods , and you have cast metal images to provoke me to anger , and you have thrust me behind your back .
Fa ianao kosa dia nanao ratsy , mihoatra noho ireo rehetra nanoloana anao . Ianao dia nanao andriamanitra hafa , nanao sarin - javatra an - idina mba hampatezitra Ahy , ary nanilika Ahy ho ao an - damosinao .
1KI 14:10     Alignment score: 0.311 → 0.32
Therefore , look , I will bring disaster on the house of Jeroboam ; I will cut off from you every male child in Israel , whether slave or free , and will completely remove the house of Jeroboam like someone who burns up dung until it is gone .
Noho izany , indro , hitondra loza amin ' ny fianakavianao Aho ; handringana ny zazalahy rehetra ao Israely Aho , na ny andevo na ny afaka , ary hanafoana tanteraka ny fianakavianao , tahaka ny olona mandoro zezika mandra - pahalevon'izany .
1KI 14:11     Alignment score: 0.39
Anyone who belongs to Jeroboam who dies in the city will be eaten by dogs , and anyone who dies in the field will be eaten by the birds of the heavens , for I , Yahweh , have said it . '
Na iza na iza an ' ny fianakavianao izay maty ao amin ' ny tanàna dia ho hanin'ireo amboa , ary na iza na iza maty any an - tsaha dia ho hanin'ireo voron
' ny lanitra satria Izaho , Yaveh no efa nilaza izany . '
1KI 14:12     Alignment score: 0.494
So arise , wife of Jeroboam , and go back to your home ; when your feet enter the city , the child Abijah will die .
Koa mitsangàna , ry vadin'i
Jeroboama ary miverena any an - tranonao ; rehefa miditra ao amin ' ny tanàna ny tongotrao , dia ho faty i Abia .
1KI 14:13     Alignment score: 0.392
All Israel will mourn for him and bury him . He is the only one from Jeroboam 's family who will go into a grave , because only in him , out of Jeroboam 's house , was anything good found in the sight of Yahweh , the God of Israel .
Hisaona sy handevona azy ny Israely rehetra . Izy ihany no tokana avy amin ' ny fianakavian'i
Jeroboama halevina ao anaty fasana , satria tao aminy irery ihany , avy ao amin ' ny an - tranon'i Jeroboama , no nahitana zavatra tsara teo imason'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely .
1KI 14:14     Alignment score: 0.393
Also , Yahweh will raise up a king of Israel who will cut off the family of Jeroboam on that day . Today is that day , right now .
Yaveh ihany koa dia hanandratra mpanjakan'Israely iray izay handringana ny fianakavian'i
Jeroboama amin'io andro io . Androany izany andro izany , izao dieny izao .
1KI 14:15     Alignment score: 0.361 → 0.373
For Yahweh will attack Israel as a reed is shaken in the water , and he will root up Israel out of this good land that he gave to their ancestors . He will scatter them beyond the Euphrates River , because they have made their Asherah poles and provoked Yahweh to anger .
Fa Yaveh dia hanafika an'Israely toy ny volotara hozongozonin ' ny rano , ary Izy dia hanongotra an'Israely hiala eo amin'io tany tsara izay nomeny
ny razam - ben'izy ireo io . Hanaparitaka azy ireo any an - dafin ' ny onin'i Efrata Izy , satria nanao baon'Aseraha izy ireo ary nampatezitra an'i Yaveh .
1KI 14:16     Alignment score: 0.323
He will give
Israel up because of the sins of Jeroboam , the sins that he has committed , and through which he has led Israel to sin . "
Izy dia handao an'Israely noho ireo fahotan'i Jeroboama , ireo fahotana izay nataony , sy nitarihany an'Israely mba hanota . "
1KI 14:17     Alignment score: 0.497 → 0.493
So Jeroboam 's wife arose
and left , and came to Tirzah . As she came to the threshold of her house , the child died .
Dia nitsangana ny vadin'i Jeroboama ka nandeha , ary tonga tao Tirza . Raha tonga teo an - tokonam - baravaran ' ny tranony izy , dia maty ilay zaza .
1KI 14:18     Alignment score: 0.441
All Israel buried him and mourned for him , just as it was told to them by the word of Yahweh which he had spoken by his servant Ahijah the prophet .
Nandevina sy nisaona azy ny Israely rehetra , araka ny efa nolazaina tamin'izy ireo araka ny tenin'i Yaveh izay nambarany
tamin ' ny alalan ' ny Ahia mpaminany mpanompony .
1KI 14:19     Alignment score: 0.368 → 0.368
As for the other matters concerning Jeroboam , how he waged war and how he reigned , see , they are written in the book of the events of the kings of Israel .
Ary ireo zavatra hafa mahakasika an'i Jeroboama , ny nanakaramany ady sy nanjakany , dia indro , nosoratana tao amin ' ny bokin ' ny tantaran ' ny mpanjakan'Israely ireo .
1KI 14:20     Alignment score: 0.588
Jeroboam reigned twenty - two years and then lay down with his ancestors , and Nadab his son became
king in his place .
Nanjaka roa amby roapolo taona Jeroboama ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny , ary Nadaba zanany lahy no lasa mpanjaka teo amin ' ny toerany .
1KI 14:21     Alignment score: 0.548 → 0.548
Now Rehoboam son of Solomon was reigning in Judah . Rehoboam was forty - one years old when he became
king , and he reigned seventeen years in Jerusalem , the city that Yahweh had chosen out of all the tribes of Israel in which to put his name . His mother 's name was Naamah the Ammonite woman .
Ary Rehoboama zanak'i Solomona no nanjaka tao Joda . Iraika amby efapolo taona Rehoboama no lasa mpanjaka , ary nanjaka fito ambin ' ny folo taona tao Jerosalema izy , ilay tanàna izay nofidian'i Yaveh tamin ' ny fokon'Israely rehetra hametrahana ny anarany . Ny anaran ' ny reniny dia Nama ilay Amonita .
1KI 14:22     Alignment score: 0.332
Judah did what was evil in the sight of Yahweh ; they provoked him to jealousy with the sins that they committed , more than everything that their fathers had done .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joda ; nampiteraka fahasarotam - piaro ho Azy ny ota nataon'izy ireo , mihoatra noho ny zavatra rehetra izay efa nataon
' ny razamben'izy ireo .
1KI 14:23     Alignment score: 0.328 → 0.338
For they also built for themselves high places , stone pillars , and Asherah poles on every high hill and under every green tree .
Fa izy ireo ihany koa dia nanamboatra toerana avo ho an ' ny tenan'izy ireo , tsangam - bato
, ary baon'Aseraha manerana ny tendrombohitra sy teny ambany hazo maitso .
1KI 14:24     Alignment score: 0.255 → 0.265
There were also cultic prostitutes
in the land . They did the same disgusting practices as the nations that Yahweh had driven out before the people of Israel .
Nisy koa ireo lehilahy nivaro - tena tao amin'ilay tany . Nanao ireo fahavetavetana fanaon'ireo firenena izay noroasin'i Yaveh teo anatrehan ' ny vahoakan'Israely izy ireo .
1KI 14:25     Alignment score: 0.612
It happened in the fifth year of King Rehoboam that Shishak king of Egypt came up against Jerusalem .
Ary tamin ' ny fahadimy taona nanjakan'i Rehoboama mpanjaka no tonga nanafika an'i Jerosalema i Sisaka mpanjakan'i Egypta .
1KI 14:26     Alignment score: 0.463 → 0.463
He took away the treasures
in the house of Yahweh , and the treasures in the king 's house . He took everything away ; he also took all the shields of gold that Solomon had made .
Nalainy avokoa ireo harena tao an - tranon'i Yaveh , sy ireo harena tao an - tranon ' ny mpanjaka . Nalainy avokoa ny zavatra rehetra ; nalainy ihany koa ireo ampinga volamena rehetra izay namboarin'i Solomona .
1KI 14:27     Alignment score: 0.509 → 0.507
King Rehoboam made shields of bronze in their place and entrusted them into the hands of the commanders
of the guard , who guarded the doors to the king 's house .
Nanao ampinga varahina teo amin ' ny toeran'izy ireo ihany koa i Rehoboama Mpanjaka ary nanankina ireo teo an - tanan'ireo mpifehy ny mpiambina , izay niambina ny varavaran ' ny tranon ' ny mpanjaka .
1KI 14:28     Alignment score: 0.3 → 0.328
It happened that whenever the king entered the house of Yahweh , the guards would carry them ; then they would bring them back into the guardhouse
.
Isaky ny niditra tao an - tranon'i Yaveh ny mpanjaka , dia nolanjain'ireo mpiambina ireo ; ary nentin'izy ireo niverina tao amin ' ny tranon ' ny mpiambina .
1KI 14:29     Alignment score: 0.456 → 0.472
As for the other matters concerning Rehoboam , and all that he did , are they not written in the book of the events of the kings of Judah ?
Ary ireo zavatra hafa mahakasika an'i Rehoboama , sy izay nataony rehetra , moa ve tsy efa voasoratra ao anatin
' ny Bokin ' ny tanataran ' ny mpanjakan'i Joda ireo ?
1KI 14:30     Alignment score: 0.474
There was constant warfare between Rehoboam and Jeroboam .
Nisy ady mandrakariva teo amin'i Rehoboama sy Jeroboama .
1KI 14:31     Alignment score: 0.514
So Rehoboam lay down with his ancestors and was buried with them in the city of David . His mother 's name was Naamah the Ammonite
woman . Abijah his son became king in his place .
Koa nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Rehoboama ary niaraka nalevina tamin'izy ireo tao amin ' ny tanànan'i Davida . Ny anaran ' ny reniny dia i Nama ilay Amonita . Abia zanany lahy no lasa mpanjaka teo amin ' ny toerany .
1KI 14     Average alignment score: 0.413 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22