Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 20:1     Alignment score: 0.528 → 0.497
Ben - Hadad king of Aram gathered all his army together . There were thirty - two lesser kings with him , and horses and chariots . He went up , besieged Samaria and fought against it .
Nanangona ny tafiny hitambatra i Beni - hadada mpanjakan'i Syria . Nisy mpanjaka kely roa amby telopolo niaraka taminy , ary soavaly sy kalesy . Niakatra izy , nanao fahirano an'i Samaria sy niady nanohitra izany .


1KI 20:2     Alignment score: 0.512 → 0.497
He sent messengers into the city to Ahab king of Israel , and said to him , " Ben - Hadad says this :
Nandefa iraka nankany amin ' ny tanàna ho an'i Ahaba mpanjakan'Israely izy , ka niteny taminy hoe : " Izao no nolazain'i
Beni - hadada hoe :
1KI 20:3     Alignment score: 0.404
' Your silver and your gold are mine . Also your wives and children , the best ones , are now mine . ' "
' Ny volafotsinao sy ny volamenanao dia ahy . Ireo vadinao
sy ny zanakao ihany koa , ireo tsara indrindra , dia ahy ankehitriny . ' "
1KI 20:4     Alignment score: 0.411 → 0.417
The king of Israel answered and said , " It is as you say , my master , king . I and all that I have are yours . "
Namaly ny mpanjakan'Israely ka nanao hoe : " Ho tanteraka araka ny teninao
izany , ry mpanjaka , tompoko . Izaho sy izay rehetra hananako dia anao . "
1KI 20:5     Alignment score: 0.435 → 0.426
The messengers came again and said , " Ben - Hadad says this , ' I sent word to you saying that you must give me your silver , your gold , your wives , and your children .
Tonga indray ireo iraka ka nanao hoe : " Izao no lazain
' i Beni - hadada hoe : ' Nandefa teny taminao aho fa ianao dia tsy maintsy hanolotra ny volafotsinao , ny volamenanao , ireo vadinao , ary ireo zanakao ho ahy .
1KI 20:6     Alignment score: 0.307 → 0.306
But I will send my servants to you tomorrow about this time , and they will search your house and your servants ' houses . They will seize with their own hands and take away everything that delights your eyes . ' "
Nefa haniraka ireo mpanompoko any aminao aho rahampitso amin ' ny ora toy izao , ary hitady ny tranonao
sy ny tranon'ireo mpanomponao izy ireo . Hisambotra amin ' ny tanany izy ireo ka haka izay rehetra mafinaritra ny mason'izy ireo . ' "
1KI 20:7     Alignment score: 0.286 → 0.314
Then the king of Israel called all the elders of the land together and said , " Please take note and see how this man seeks trouble . He has sent word to me in order to take my wives , children , and silver and gold , and I have not refused him . "
Ary niantso ireo loholon
' ny tany rehetra niaraka ny mpanjakan'Israely ka nanao hoe : " Mba raiso an - tsoratra ka jereo ny fomba hitadiavan'ity lehilahy ity olana . Efa nandefa teny tamiko izy mba hangalana ireo vadiko , ireo zanako , ary ny volafotsiko sy ny volamenako , ary tsy mbola nandà azy aho . "
1KI 20:8     Alignment score: 0.425
All the elders and all the people said to Ahab , " Do not listen to him or consent to his demands . "
Ireo loholona rehetra sy ny vahoaka rehetra niteny tamin'i Ahaba hoe : " Aza mihaino
azy na manaiky izay fangatahany . "
1KI 20:9     Alignment score: 0.398 → 0.392
So Ahab said to the messengers of Ben - Hadad , " Tell my master the king , ' I agree to everything that you sent your servant to do the first time , but I can not accept this second demand . ' " So the messengers
left and took this response to Ben - Hadad .
Dia hoy i Ahaba tamin'ireo irak'i Beni - hadada hoe : " Lazao ny mpanjaka tompoko hoe : ' Manaiky ny zavatra rehetra izay nanirahanao ny mpanomponao hatao tamin ' ny voalohany aho , kanefa tsy afaka hanaiky ity fangatahana faharoa ity aho . ' "
1KI 20:10     Alignment score: 0.357 → 0.364
Then Ben - Hadad sent his reply to Ahab , and said , " May the gods do so to me and more also , if even the ashes of Samaria will be enough for all the people who follow me to have a handful each . "
Ka lasa ireo iraka
ary nitondra izany valin - teny izany teo amin'i Beni - hadada . Dia nandefa ny valin - teniny ho an'i Ahaba i Beni - hadada , ka nanao hoe : " Enga anie ireo andriamanitra hanao izany amiko ary mihoatra aza , raha ho ampy hanana eran ' ny tanana avy amin ' ny lavenon'i Samaria ireo vahoaka rehetra izay manaraka ahy . "
1KI 20:11     Alignment score: 0.436 → 0.429
The king of Israel answered and said , " Tell Ben - Hadad , ' No one who is girding on his armor should boast as if he were taking it off . ' "
Namaly ny mpanjakan'Israely ka nanao hoe : " Lazao i Beni - hadada hoe : ' Tsy misy olona mametraka ny fiadiany , ka tokony hirehareha ho amin ' ny nanesorany izany . ' "
1KI 20:12     Alignment score: 0.44 → 0.428
Ben - Hadad heard this message as he was drinking , he and the kings under him who were in their tents . Ben - Hadad commanded his servants , " Line yourselves up in position for battle . " So they prepared themselves in position of battle to attack the city .
Dia nandre izany hafatra izany i Beni - hadada raha nisotro izy , dia izy sy ireo mpanjaka ambaniny
izay tao anatin ' ny lain'izy ireo . Beni - hadada nandidy ireo lehilahiny hoe : " Milahara ho amin ' ny ady ianareo . " Dia nanomana ny tenan'izy ireo ho amin ' ny ady izy ireo mba hamely ny tanàna .
1KI 20:13     Alignment score: 0.472 → 0.474
Then behold , a prophet came to Ahab king of Israel and said , " Yahweh says , ' Have you seen this great army ? Look , I will place it into your hand today , and you will know that I am Yahweh . ' "
Ary indro , nisy mpaminany tonga teo amin'i Ahaba mpanjakan'Israely ka nanao hoe : " Hoy i Yaveh : ' Efa hitanao
ve ity tafika lehibe ity ? Indro , hametraka izany eo an - tananao aho anio , ary ho fantatrao tokoa fa Izaho no Yaveh . ' "
1KI 20:14     Alignment score: 0.482 → 0.5
Ahab replied , " By whom ? " Yahweh replied and said , " By the young officers who serve the governors
of the provinces . " Then Ahab said , " Who will begin the battle ? " Yahweh answered , " You . "
I Ahaba namaly hoe : " Amin ' ny alalan'iza ? " Dia namaly Yaveh ka nanao hoe : " Amin ' ny alalan'ireo tanora manam - pahefana izay manompo ireo governoran ' ny distrika . " Dia Ahaba nanao hoe : " Iza no hanomboka ny ady ? " Yaveh namaly hoe : " Ianao . "
1KI 20:15     Alignment score: 0.468 → 0.471
Then Ahab mustered the young officers who served the governors
of the provinces . They numbered 232 . After them he mustered all the soldiers , all the army of Israel ; seven thousand in number .
Dia nanambatra ireo tanora manam - pahefana izay nanompo ny komandin ' ny isan'antokony i Ahaba . Niisa 232 izy ireo . Taorian'izy ireo dia nanambatra ireo miaramila rehetra izy ; ny tafik'Israely rehetra ; niisa fito arivo .
1KI 20:16     Alignment score: 0.459 → 0.418
They went out at noon . Ben - Hadad had been drinking himself drunk in his tent , he and the thirty - two lesser kings who were supporting him .
Nivoaka tamin ' ny mitatao vovonana izy ireo . Beni - hadada dia efa avy nisotro ary nahamamo ny tenany tao an - dainy , izy sy ireo mpanjaka kely roa amby telopolo izay nanohana azy .
1KI 20:17     Alignment score: 0.384 → 0.376
The young officers who served the governors
of the provinces went forward first . Then Ben - Hadad was informed by scouts that he had sent out , " Men are coming out from Samaria . "
Ireo tanora manam - pahefana izay nanompo ny komandin ' ny isan'antokony no nandroso mialoha . Dia nampahalalain'ireo tily izay nirahiny i Beni - hadada hoe : " Misy lehilahy mivoaka avy ao Samaria . "
1KI 20:18     Alignment score: 0.379 → 0.364
Ben - Hadad said , " Whether they have come
out for peace or war , take them alive . "
Hoy i Beni - hadada hoe : " Na tamin ' ny filaminana na tamin ' ny ady no nivoahan'izy ireo , dia sambory velona izy ireo . "
1KI 20:19     Alignment score: 0.42
So the young officers who served the governors
of the provinces went out of the city and the army followed them .
Dia nivoaka ny tanàna ireo tanora manam - pahefana izay nanompo ireo governoran ' ny isan'antokony ary nanaraka azy ireo ny tafika .
1KI 20:20     Alignment score: 0.51 → 0.504
Each man killed his opponent . The Arameans fled and Israel pursued them . Ben - Hadad the king of Aram escaped on a horse along with some horsemen .
Namono ny fahavalony
avy izy ireo ka nandositra ireo Syriana . Nanenjika azy ireo ny Israely . Beni - hadada mpanjakan'i Syria kosa nitsoaka tamin ' ny soavaly niaraka tamin'ireo mpitaingin - tsoavaly sasany .
1KI 20:21     Alignment score: 0.547 → 0.548
Then the king of Israel went out and attacked the horses and chariots , and killed the Arameans in a great slaughter .
Ary nivoaka ny mpanjakan'Israely ka nanafika ireo soavaly sy ireo kalesy , ary namono ireo Syriana tamin ' ny famonoana lehibe .
1KI 20:22     Alignment score: 0.412
So the prophet came to the king of Israel and said to him , " Go , strengthen yourself , and understand and plan what you are doing , because at the return of the year the king of Aram will come
up against you again . "
Dia nanatona ny mpanjakan'Israely ny mpaminany ka niteny taminy hoe : " Mandehana , atanjaho ny tenanao , ka takaro sy omano izay ataonao , satria amin ' ny herintaona dia hiakatra hanohitra anao indray ny mpanjakan'i Syria . "
1KI 20:23     Alignment score: 0.29 → 0.303
The servants of the king of Aram said to him , " Their god is a god of the hills . That is why they were stronger than we were . But now let us fight against them in the plain , and surely we will be stronger than they are .
Ireo mpanompon
' ny mpanjakan ' ny Syria niteny taminy hoe : " Ny andriamanitr'izy ireo dia andriamanitry ny havoana . Izany no antony nampatanjaka azy ireo noho isika . Fa izao kosa andeha isika hiady amin'izy ireo eny amin ' ny lemaka , ary ho azo antoka fa ho mafy noho izy ireo isika .
1KI 20:24     Alignment score: 0.289 → 0.289
So you must do this : Remove all the kings from their positions of authority and replace them with military commanders
.
Noho izany dia izao no tsy maintsy ataonao : esory eo amin ' ny toeran ' ny fahefany ireo mpanjaka rehetra ka soloy mpifehy miaramila izy ireo .
1KI 20:25     Alignment score: 0.377 → 0.372
Raise up an army like the army you lost horse for horse and chariot for chariot so we can fight them in the plain . Then surely we will be stronger than they are . " So Ben - Hadad listened to their advice and did what they advised .
Manangàna tafika tahaka ny tafika maty teo soavaly solon ' ny soavaly ary kalesy solon ' ny kalesy mba hahafahantsika miady amin'izy ireo eny amin ' ny lemaka . Dia ho azo antoka fa hahery noho izy ireo isika . " Dia nihaino ny torohevitr'izy ireo i Beni - hadada ary nanao izay natoron'izy ireo .
1KI 20:26     Alignment score: 0.548 → 0.537
After the beginning of the new year , Ben - Hadad mustered the Arameans and went up to Aphek to fight against Israel .
Taorian ' ny fiantombohan ' ny taom - baovao , dia nanambatra ireo Syriana i Beni - hadada ka niakatra ho any Afeka mba hiady amin'Israely .
1KI 20:27     Alignment score: 0.345 → 0.358
The people of Israel were mustered and supplied to fight against them . The people of Israel camped before them like two little flocks of goats , but the Arameans filled the countryside .
Nangonina ireo vahoakan'Israely ary novatsiana mba hiady amin'izy ireo . Nitoby teo anoloan'izy ireo toy ny andian'osy kely roa toko ny vahoakan'Israely , nefa ireo Syriana nanenika ny tany
.
1KI 20:28     Alignment score: 0.452 → 0.454
Then a man of God came near and spoke to the king of Israel and said , " Yahweh says : ' Because the Arameans have said that Yahweh is a god of the hills , but he is not a god of the valleys , I will place this great army into your hand , and you will know that I am Yahweh . ' "
Dia nanatona akaiky ny lehilahin'Andriamanitra iray ka niteny tamin ' ny mpanjakan
' ny Israely hoe : " Hoy Yaveh hoe : ' Satria ireo Syriana efa niteny fa Yaveh dia andriamanitry ny havoana , fa tsy mba andriamanitr'ireo lohasaha , dia hapetrako eo an - tananao ity tafika lehibe ity , ary ho fantatrao fa Izaho no Yaveh . " '
1KI 20:29     Alignment score: 0.419 → 0.439
So the armies camped opposite each other for seven days . Then on the seventh day the battle started . The people of Israel killed 100,000 Aramean footmen in one day .
Dia nitoby nifanandrify ireo tafika nandritra
ny fito andro . Ary nanomboka ny ady tamin ' ny andro fahafito . Namono Syriana mpandeha an - tongotra 100 . 000 ny vahoakan'Israely tanatin ' ny iray andro .
1KI 20:30     Alignment score: 0.427 → 0.425
The rest fled to Aphek , into the city , and the wall fell on twenty - seven thousand men who were left . Ben - Hadad fled and went into the city , into an inner room .
Ny sisa nitsoaka tany
Afeka , tao amin ' ny tanàna , ary nianjera tamin'ireo lehilahy fito arivo sy roa alina izay tavela ny manda . Nitsoaka i Beni - hadada ka nankany amin ' ny tanàna , tanaty efitrano iray .
1KI 20:31     Alignment score: 0.345 → 0.351
Ben - Hadad 's servants said to him , " See now , we have heard that the kings of the house of Israel are merciful kings . Please let us put sackcloth around our waists and ropes around our heads , and go out to the king of Israel . Perhaps he will spare your life
. "
Niteny taminy ireo mpanompon'i Beni - hadada hoe : " Indro ankehitriny , renay fa ireo mpanjakan ' ny zanak'Israely dia mpanjaka mpamindra fo . Mba avelao re izahay hisikina lamba fisaonana eo amin ' ny valahanay sy tady eo amin ' ny lohanay , ary hivoaka ho any amin ' ny mpanjakan'Israely . Mety hamindra fo aminao angamba izy . "
1KI 20:32     Alignment score: 0.421 → 0.415
So they girded sackcloth on their waists and ropes around their heads and then went to the king of Israel and said , " Your servant Ben - Hadad said , ' Please let me live . ' " Ahab said , " Is he still alive
? He is my brother . "
Ka nisikina lamba fisaonana teny am - balahany izy ireo sy tady teny an - dohan'izy ireo ary avy eo nankany amin ' ny mpanjakan'Israely ka nanao hoe : " Beni - hadada mpanomponao niteny hoe : ' Mba avelao re aho ho velona . ' " Hoy i Ahaba hoe : " Mbola velona ve izy ? Rahalahiko izy . "
1KI 20:33     Alignment score: 0.527 → 0.528
Now the men were listening for any sign from Ahab , so they quickly answered him , " Yes , your brother Ben - Hadad is alive
. " Then Ahab said , " Go and bring him . " Then Ben - Hadad came to him , and Ahab had him come up into his chariot .
Ary nihaino izay ho famantarana avy tamin'i Ahaba ireo lehilahy , ka namaly azy faingana izy ireo hoe : " Eny , Beni - hadada rahalahinao dia velona . " Ary hoy i Ahaba hoe : " Mandehana ary ento izy . " Avy eo dia tonga teo aminy i Beni - hadada , ary tafakatra tany amin'i Ahaba tamin ' ny kalesiny izy .
1KI 20:34     Alignment score: 0.384 → 0.382
Ben - Hadad said to Ahab , " I will restore to you the cities that my father took from your father , and you may make markets for yourself in Damascus , as my father did in Samaria . " Ahab replied , " I will let you go with this covenant . " So Ahab made a covenant with him and then let him go .
Beni - hadada niteny tamin'i Ahaba hoe : " Averiko aminao ireo tanàna izay nalain
' ny raiko tamin ' ny rainao , ary afaka manao fivarotana ho anao any Damaskosy ianao , tahaka ny nataon ' ny raiko tany Samaria . " Namaly i Ahaba hoe : " Avelako handeha miaraka amin'ity fifanekem - pihavanana ity ianao . " Ka nanao fifanekem - pihavanana taminy i Ahaba ary avy eo namela azy handeha .
1KI 20:35     Alignment score: 0.368
A certain man , one of the sons of the prophets , said to one of his companions by the word of Yahweh , " Please hit me . " But the man refused to hit him .
Nisy lehilahy iray , iray amin'ireo zanaka lahin'ireo mpaminany , niteny tamin ' ny iray tamin'ireo mpaminany namany tamin ' ny tenin'i Yaveh hoe : " Mba velezo aho . " Saingy nandà ny hamely azy ilay lehilahy .
1KI 20:36     Alignment score: 0.439 → 0.442
Then the prophet said to his fellow prophet , " Because you have not obeyed the voice of Yahweh , as soon as you leave me , a lion will kill you . " As soon as that man had left him , a lion came upon him and killed him .
Dia niteny tamin'ilay mpaminany namany
ilay mpaminany hoe : " Satria ianao tsy nankatoa ny feon'i Yaveh , ka raha vao mandao ahy ianao , dia hisy liona hamono anao . " Raha vao nandao azy ilay lehilahy , dia nisy liona niantsampy taminy ka namono azy .
1KI 20:37     Alignment score: 0.266 → 0.266
Then the prophet found another man and said , " Please hit me . " So the man hit him and wounded him .
Avy eo dia nahita lehilahy hafa iray indray ilay mpaminany ary niteny hoe : " Mba veleso aho . " Ka dia namely azy ilay lehilahy ary nandratra azy .
1KI 20:38     Alignment score: 0.386 → 0.385
Then the prophet left and waited for the king by the road ; he had disguised himself with a bandage over his eyes .
Dia niala ilay mpaminany ary niandry ny mpanjaka teo amoron - dalana ; nanova ny endriny tamin ' ny fatotra teo amin ' ny masony izy .
1KI 20:39     Alignment score: 0.354 → 0.354
As the king passed by , the prophet cried out to the king and said , " Your servant went out into the heat of the battle , and a soldier stopped and brought a man to me and said , ' Watch this man . If by any means he goes missing , your life will be given for his life , or you must pay a talent of silver . '
Raha nandalo iny ny mpanjaka , dia niantso mafy ny mpanjaka ilay mpaminany ary niteny hoe : " Nivoaka ho any anaty ady mangotraka ny mpanomponao , ary miaramila iray no nanakana sy nitondra fahavalo ho ahy ka niteny hoe : ' Jereo ity lehilahy ity . Raha tsy hita amin ' ny fomba rehetra izy , dia ny ainao
no homena ho solon ' ny ainy , na raha tsy izany dia handoa talenta volafotsy ianao . '
1KI 20:40     Alignment score: 0.253 → 0.267
But because your servant was busy going here and there , the man escaped . " Then the king of Israel said to him , " This is what your punishment will be you yourself have decided it . "
Nefa satria ny mpanomponao dia mbola raikitra tamin ' ny fandehanana tetsy sy teroa , dia nitsoaka ilay miaramila fahavalo . " Avy eo dia niteny taminy ny mpanjakan'Israely hoe : " Izao no ho sazinao ny tenanao izao mihitsy no efa nanapa - kevitra izany . "
1KI 20:41     Alignment score: 0.407
Then the prophet quickly removed the bandage from his eyes , and the king of Israel recognized that he was one of the prophets .
Dia nanala faingana ny fatotra teny
amin ' ny masony ilay mpaminany , ary fantatry ny mpanjakan'Israely fa iray tamin'ireo mpaminany izy .
1KI 20:42     Alignment score: 0.335
The prophet said to the king , " Yahweh says , ' Because you have let go from your hand the man whom I had devoted to destruction , your life will take the place of his life , and your people for his people . ' "
Hoy ilay mpaminany tamin ' ny mpanjaka hoe : " Yaveh miteny hoe : ' Satria efa navelanao handeha avy teo an - tananao
ilay lehilahy izay nodidiako ho faty , dia ny ainao no hisolo toerana ny ainy , ary ny vahoakanao ho solon ' ny vahoakany . ' "
1KI 20:43     Alignment score: 0.363 → 0.357
So the king of Israel went to his house resentful and angry , and arrived in Samaria .
Ka vinitra sy tezitra mafy ny mpanjakan'Israely nankany an - tranony
, ary tonga tany Samaria .
1KI 20     Average alignment score: 0.404 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22